Mpampianatra

Miantoka ny ho avin’ny taranaka nefa tsy raharahaina

Par Rabarisona | Alahady 16 oktobra 2011

Anisan’ny miantoka ny fahatafitan’ny mpianatra ny mpampianatra saingy misedra olana hatrany hatramin’ny taona maro noho ny tsy fanomezan-danja sy hasina azy ireo. Lafin-javatra vitsivitsy no avoitra.

Tohiny...

FiNoana

Ny momba ny ankizivavikely mpiservy lamesa

Asa fanompoana fanao eny amin’ny otely ny ataon’ny mpiservy lamesa.Tsy misy lalàna ny amin’izany ka tokony tsy hiteraka sahoan-dresaka ny fanaovana an’izany na ho an’ny ankizilahikely na ankizivavikely.

Dossier

Aza mba antitra ihany !

Beantitra ? Sa Zokiolona ? Mampifanolana ny voambolana iantsoana azy. Apetraka ao antrano anilan’ny zafikeliny ka mandreraka ny iray trano sa hatoka-monina any amin’ny toerana fitaizana ny antitra na hospice ka mamizana saina ? Olana avokoa izany.

Focus

Le dilemme cruel du partage du pouvoir

Les régimes qui se sont succédé ont excellé dans l’art de la confiscation du pouvoir. Exemple d’intolérance initiée par le chef suprême lui-même. Le gâteau une fois acquis a du mal à être partagé! Au grand dam de la paix sociale.

Editorial

Mitsangana ianao ary tariho amin’iny lalana tsara iny ny mpiray firenena

Par Ny mpanao gazetin’ny Lakroan’i Madagasikara | Alahady 16 oktobra 2011

Loza. Loza maro no mitatao ao ambony lohan’ny Malagasy sy ny Firenena iray manontolo. Ndao jerena.

Chronique de razafy

Tawakkol Karman, Bothaïna Kamel, Zainab al-Hosni, et les autres

Par Lakroa | Alahady 16 oktobra 2011

L’heure des femmes a-t-elle sonnée? Le monde bouge. Les femmes bougent.

A coeur ouvert

Rêver d’une rocade

Par Chico | Alahady 16 oktobra 2011

Le ministre des travaux publiques annonce la création de grands travaux (dans certaines grandes villes comme Fianar, Toamasina).

Kolontsaina

Horonan-tsary malagasy

Sao dia ho ... "10 qualifié"

Nipoapoaka ny doka. Nafonja ny fanentanana. « 10paru » sa « 10dose » sa « 10cussion » ? Efa nisy ny fiovoarana maro vitan’ny Malok’ila. Saingy raha ireny no miakatra fifaninana, mbola mampanahy hoe : avy hatrany ve dia ho … « 10 qualifié » !!!

Fiainam-pirenena

TRAFIKA samihafa

Betsaka ireo entana tratra, saingy nankaiza ny vola ?

Volamena, vatosoa, hazo sarobidy, omby, sokatra, sy ny maro hafa. Harem-pirenena aondran’olona antsokosoko. Mitaky paikady mahomby mba hipaka amin’ny fiainam-bahoaka ny ady amin’izany.

Fanabeazana

Fanabeazana ara-tsakafo

Mba ho sakafo tomombana tsara

Ankalazaina ny 16 oktobra ny andro maneran-tany momba ny sakafo. Ny hampahafantatra ny olana ara-tsakafo hita maneran-tany sy ny hanamafy ny firaisan-kina amin’ny ady atao amin’ny hanoanana, ny tsy fahampiana ara-tsakafo (malnutrition) sy ny fahantrana no tanjona.

Fanatanjahan-tena

Afrobasket women

Tsy hita tabilao i Madagasikara sy ny faritra faha-7 rehetra

Afrobasket women 2011 tany Mali. Nahagaga ny tsy nandraisan’i Madagasikara anjara tamin’izany. Miandry fanazavana ny rehetra.

Toe-karena

Mpandraharaha malagasy

Fanaraham-penitra: tanjona ny fifampitokisana

Efa miroso tsikelikely amin’ny fanaraham-penitra ny mpandraharaha malagasy ankehitriny. Mbola misy ihany anefa ireo miahotra. Ny tsara ho fantatra.

Recherche
Photo de la semaine
Le Mémorial Victoria à Calcutta illuminé en vert à la veille de la Journée mondiale de l'environnement. © AFP
Billet de lakroa
Feon'ny fahasalamana
Vaovaom-paritra

[Mananjary]

Fampandrosoana sy tranom-bakoka

Nosoratan'i Marolahy Dominique

Sombin-tantara

FINGANA

nosoratan'i Nosoratan’i Arikaomisa Randria

Taratasin'ny mpamaky

Manjaka ny mpangalatra kisoa sy omby

Alahady 16 oktobra 2011

Tsy habibiana ve izao?

Alahady 16 oktobra 2011

Nombre de visite
Agenda ...

Diarin’ny herinandro

Alahady 16 oktobra 2011

Agenda de la semaine

Dimanche 9 octobre 2011

Diarin’ny herinandro

Alahady 2 oktobra 2011