logo
Lakroan'i Madagasikara
Qui sommes-nous ?

Un bref aperçu du journal Lakroan’i Madagasikara

rakoto il y a 7 années

Lakroa est un journal qui fut fondé le 20 Juillet 1927 par un laïc mais a été cédé au diocèse d’Antananarivo dans les années 50. Repris par les évêques malgaches, la direction et la rédaction en ont été confiées à la Compagnie de Jésus depuis 1966.

Lakroa a accompagné la nation malgache pendant les grands moments de son histoire : colonisation, période de postindépendance ou Première République (1960-1972), la révolution socialiste (1975-1991), les périodes transitoires, la troisième république, l’actuelle période transitoire, en proposant des voies et moyens appropriés qui s’inspirent du contexte local et de l’enseignement social de l’Eglise.


Les « cibles » principaux de Lakroa sont multiples : les élites malgaches, les intellectuels, les « petites gens » au niveau du « grassroot » (paysans du milieu rural, travailleurs des villes,), les étudiants et scolaires, les classes marginalisées.


Le journal fonctionne dans deux centres : la direction et la rédaction se trouvent dans la capitale Antananarivo tandis que l’imprimerie se trouve dans la ville de Fianarantsoa (à 400 km de la capitale). Les maquettes du journal déjà préparés à Tana sont envoyées au lieu de presse pour y être imprimé. Le journal est ensuite acheminé de Fianarantsoa par voiture vers la capitale pour y être distribué par voie terrestre et aérienne.


Actuellement, le journal dispose d’un staff composé d’une dizaine de personnes : un jésuite (RP. Mamy Wilson Randriamanantena, SJ) qui travaille à temps plein en tant que rédacteur en chef, une responsable administratif et financier, un responsable de vente et de marketing, trois journalistes à temps plein dont une religieuse des Sœurs de St Paul de Fribourg, un photographe, trois pigistes, deux responsables de la distribution. Le P. Randriamanamahenina R. Maria, en sa qualité de secrétaire du conseil des évêques malgaches (CEM), assure le rôle de directeur de publication.


Le journal dispose de la collaboration d’antennes régionales à Fianarantsoa, Antsiranana, Antsirabe, Mahajanga, Ambanja, Toliara et Toamasina.


Depuis quelques années maintenant, le journal entreprend certaines reformes qui se subdivisent en plusieurs phases qui incluent: (1) la modernisation graduelle de la rédaction ainsi que la rénovation des lieux de travail, (2) l’expansion/élargissement incrémentiel du lectorat, amélioration de sa visibilité.

FAMINTINANA NY TANTARAN'I LAKROAN'I MADAGASIKARA

- Ny 20 jolay 1927 no nivoaka ny laharana voalohany amin’ny Gazety Lakroan’i Madagasikara.

 

- Itpklahy Jean Baptiste RAMANAMISATA no tompon’ny gazety tamin’izany fiandohany izany. Ny fahitany ny Gazety La Croix de Paris – gazety katolika frantsay – no nahasarika azy hamoaka gazety mitovy amin’io teto Madagasikara. Izy no sady nanoratra no nanonta ny gazety.

 

- Nanomboka teo amin’ny laharana faha 41 (nitondra ny datin’ny 26 jolay 1928) dia Itpklahy Jean Baptiste RAKOTOMAVO kosa no nanonta ny gazety Lakroa ary i mompera Léontin Geneyes no mpitantana.

 

- Rehefa izany, dia tamin’ny anaran’ny Fikambanana Tohan-kajan’ny Fo Masin’i Jesoa - fantatra ihany koa amin’ny anarana hoe Garde d’honneur - ny gazety Lakroan’i Madagasikara nanomboka tamin’ny 23 janoary 1929 (ny laharana faha 66 no nivoaka tamin’izany). Hatramin’ny laharana faha 238 (11 mey 1932) no naha fananan’io fikambanana masina io ny gazety Lakroa.

 

- Nanomboka teo amin’ny laharana faha 239 (10 mey 1932) dia nanjary fananan’ny Misiona katolikan’ Antananarivo ny gazety Lakroa. Hatramin’ny volana jolay 1965 no naharetan’izany.

 

- Ny volana jolay 1965 dia natolotry ny Misiona katolikan’Antananarivo ho an’ny Fivondronamben’ny Eveka eto Madagasikara ny gazety. Ny Fikambanan’i Jesoa no nanankinany ny fitantanana azy. Ny volana marsa 1966 no tena nanombohan’izany fitantanana izany.

 

Nisy koa ny fotoana niarahan'ny fikambanana Assomptionniste sy ny fikambanani Jesoa nira-niasa tao anatin'ny Gazety Lakroa.


- Hatramin’ny nijoroana dia ny volana janoary sy febroary 1966 ihany no tsy nivoahan’ny gazety. Tamin’izao fihibohana izao kosa anefa no tena tsy nivoaka nandritra ny fotoana lava ny Lakroa, satria efa tamin’ny 22 marsa 2020 no nivoahan’ny laharana farany amin’ny gazety an-taratasy. Miezaka kosa ny ekipa mamoaka ny lahatsoratra sasantsasany ao amin’ny pejy web sy ny pejy Facebook-n’ny gazety Lakroa.

 

-         Tany Fianarantsoa no natonta ny gazety nanomboka tamin’ny taona 1966 hatramin’ny volana aogositra 2013. Taorian’izay dia nitondrana fanovana samihafa ny rafitra sy ny fitantanana ny Gazety ka anisan’izany ny famindrana ny fanontana azy aty Antananarivo.

 - Anisan’ny fanovana nentina koa ny endriky ny gazety : ny habeny, ny loko ampiasaina, ny isan’ny pejy sns…

 

- Gazetin’ny Fiangonana ny Gazety Lakroa, saingy tsy ny mikasika ny finoana fotsiny no resahany fa azo sokajiana ho “généraliste” izy satria miresaka ny sehatra rehetra eo amin’ny fiarahamonina ihany koa: sosialy, politika, toe-karena, kolontsaina, tontolo iainana…

 -  Mamaritra ny Fanoratana ato amin’ny gazety Lakroa ny fampitam-baovao sy ny fanaovana famakafakana sy fandalinana tsy mivaona amin’ny hafatry ny Vaovao Mahafaly. Koa ny Fampianarana sosialin’ny Fiangonana no mametra ny fanoratana lahatsoratra. Ny Finoana mampanjaka ny Fahamarinana no ifotorana.

Partager l'article:

Lakroa en direct
  • 18 Oct. 2020 - 04:51-

    Arrêt n°10-HCC/AR du 16 octobre 2020 relative à une demande de non-conformité à la Constitution du décret n° 2020-1110 du 9 septembre 2020 portant convocation du collège électoral pour les élections sénatoriales du vendredi 11 décembre 2020 et l’annulation dudit décret, formulée par le KMF/CNOE Fanabeazana Olompirenena. La demande de non-conformité à la Constitution du décret n° 2020-1110 du 9 septembre 2020 portant convocation du collège électoral pour les élections sénatoriales du vendredi 11 décembre 2020 et l’annulation dudit décret, formulée par le KMF/CNOE Fanabeazana Olompirenena, est déclarée recevable. Article 3.-La demande du KMF-CNOE Fanabeazana Olompirenana est rejetée comme mal fondée en vertu des considérants 16 à 27. 

  • 18 Oct. 2020 - 04:50-

    Décision n°17-HCC/D3 du 16 octobre 2020 portant sur des requêtes aux fins d’inconstitutionnalité du décret n°2020-1110 portant convocation du collège électoral pour les élections sénatoriales du 11 décembre 2020. Selon l’article 1, les requêtes sont déclarées recevables mais rejetées comme non fondées sur la base des considérants 17 à 25, 27 et 28 (article 3).

  • 17 Oct. 2020 - 05:06-

    Lu pour vous: Une usine clés en main normande expédiée à Madagascar contre la faim.  https://www.lakroa.mg/item-2413_articles_monde_18-une-usine-clas-en-main-normande-expadiae-a-madagascar-contre-la-faim.html

  • 13 Oct. 2020 - 04:49-

    62 taona ny Repoblika Malagasy. Hetsika maro no fantatra fa ho karakaraina hanamarihana ny faha 62 taona ny nanambarana ny fitsanganan’ny Repoblika Malagasy voalohany. Iray amin’ireny ny karakarain’ny Hetsika Fampiraisana ny Kristianina. Ny 14 oktobra dia hisy ny fotoam-pivavahana hatao ao amin’ny FJKM Atsimon’i  Mahamasina ny maraina amin’ny 9 ora sy sasany ary fikaonan-doha atao ao amin’ny Le pave Antaninarenina kosa ny tapany hariva. Asaina ny rehetra ka ny lohahevitra amin’izany ny hoe « maro tohanan’ny maro »

  • 12 Oct. 2020 - 05:08-

    Lu pour vous. Le Conseil des Ministres du 7 octobre a pris la décision que l’Etat va effectuer des travaux de relevés sismiques marins pour déterminer la ZEE. Et on apprend sur Africa Intelligence que. Il faut rappeller aussi que durant la présidence de Rajaonarimampianina un programme a été lancé en 2017. Quel sous-marin derrière tout cela ? Lu pour vous ne fait que transmettre l’article de Africa Intelligence. https://www.lakroa.mg/item-2404_articles_monde_18-culmen-international-intronisa-conseiller-stratagique-de-la-marine-malgache.html

  • 09 Oct. 2020 - 17:44-

    Marine malgache a un conseiller stratégique. Culmen International pressenti est intronisé conseiller stratégique de la marine malgache Comme l'avait anticipé Africa Intelligence (09/09/20), Culmen International a remporté le 28 septembre le marché de mise à disposition d'un conseiller stratégique pour la marine malgache. Ce contrat est financé par le Département d'Etat américain à hauteur d'un million de dollars. Culmen s'est imposé face à un autre contractor de défense américain, Sincerus Global Solutions, qui a absorbé en juillet la branche internationale du géant Science Applications International Corp (SAIC).

  • 01 Oct. 2020 - 09:23-

    Le mois d’octobre est consacré au  Saint Rosaire. La prière du rosaire se décline en 4 «groupes» de mystères : joyeux, lumineux, douloureux, glorieux. Chacun de ces «groupes» (ou méditations) se décline en 5 mystères. La prière du rosaire, au complet, comprend donc 20 mystères au total. Prier le chapelet, c’est par conséquent, quotidiennement, prier 5 mystères par jour.

  • 30 Sep. 2020 - 07:34-

    #COVID19
    Atontanisa momba ny Covid-19 ny 29 septambra 2020. Sitrana 192 vaovao.  
    Lavo 229 (+ 0).  
    Marary mafy 16 (– 1).
    FITILIANA : Tests PCR (297), Tests GeneXpert (53)
    Marary 29 vaovao : 1 Cas importé, 2 Analamanga,  Sainte Marie, 4 Ambatondrazaka, 2 Amparafaravola, 3 Matsiatra Ambony, 1 Atsimo Andrefana, 1 Menabe, 4 Antsohihy, 1 Bealanana, 5 Sava, 4 Diana

  • 21 Sep. 2020 - 07:15-

    Mikasika ny toeram-pivavahana: Toy izao indray ireo fepetra arahina mandritra ny 15 andro nanomboka ny 19 septambra teo:
    - Misokatra ireo fiangonana sy mosquée rehetra manerana ny Nosy saingy tsy maintsy manaja ireo fepetra rehetra ara-pahasalamana sy ara-pidiovana
    - Hajaina hatrany ny elanelana 1 metatra
    - Manao aro vava orona ny rehetra
    - Raisina ny mari- pana eo am-pidirana
    - Mampiasa gel désinfection
    - Fandrarahana fanafody mamono otrik'aretina
    - Tsy azo atao ny fifandraisan-tanana mandritra ny fotoam-pivavahana.

    Jereo ny fepetra manontolo :

    https://www.lakroa.mg/item-2386_articles_societe_18-ireo-fepetra-arahina-mandritra-ny-15-andro-nanomboka-ny-19-septambra-teo.html

  • 11 Sep. 2020 - 07:15-

    #COVID19 : Antontan'isa ny 10 Septambra 2020
    #Sitrana: 52
    #Tranga_vaovao:104
    • 53 Analamanga, • 17 Antsirabe I, • 2 Antsirabe II, • 1 Mandoto, • 4 Ambositra, • 1 Antsohihy, • 6 Sambava, • 16 Antsiranana I, • 2 Antsiranana II, • 2 Ambilobe
    FITILIANA : Tests PCR (676), Tests GeneXpert (66)
    #Tranga_misy_fahasarotana: nijanona ho 48 (-3)
     #Aina_nafoy: 02

  • 10 Sep. 2020 - 06:51-

    #COVID19 : Antontan'isa ny 9 Septambra 2020
    #Sitrana: 24
    #Tranga_vaovao: 85
    Analamanga :22, Alaotra Mangoro :16 (10 :Ambatondrazaka,04 :Amparafaravola), Matsiatra ambony :01, V7V :05 (Manakara), Boeny : 01, Sofia : 05(Mandritsara), Melaky : 01(Maintirano), Anosy :01 (Amboasary atsimo), Menabe : 14(Morondava), SAVA : 04(Sambava), Diana : 15(14 :Antsiranana I, 01 Antsiranana II)
    #Tranga_misy_fahasarotana: nijanona ho 53
     #Aina_nafoy: 00

  • 09 Sep. 2020 - 08:05-

    #COVID19 08 SEPTAMBRA 2020 
    #Sitrana : 35 vaovao :
    #Lavo 206 (+ 4)
    #Marary_mafy 53 (+ 2)
    #Fitilana
    Tests PCR (210) Tests GeneXpert (87)
    #Marary vaovao  83
    • 44 Analamanga, • 10 Ambatondrazaka, • 4 Amparafaravola, • 3 Matsiatra Ambony, • 3 Boeny, • 7 Sofia, • 9 Antsiranana I, • 1 Antsiranana II, • 2 Sambava

  • 09 Sep. 2020 - 08:04-

    Fiaraha-monina mifamelona sy mifanohana. Izay no foto-kevitra notohanan’ny AFK izay Ivotoerana fikarohana sy fanofanana ho vahaolam-pampandrosoana hanavotana ny firenena. Nandritra ny famelabelaran-kevitra natao teny Alarobia ny sabotsy 5 septambra lasa teo no nanehoany izany. Mila hapetraka eto amin’ny Firenena ny fihavanana matotra sy marina. Ity rafi-pampandrosoana ity dia tsy mila famatsiam-bola avy any ivelany araka ny nambaran’Atoa Andriamparany Ricky filohan’ny Ivontoerana. Ny AFK na ny Antso Fiarahamonina Kristianina (AFK) dia ivotoerana fikarohana sy fanofanana.

  • 08 Sep. 2020 - 07:14-

    #COVID19  Antontan’isa ny 7 septambra 2020

    #COVID19  Antontan’isa ny 7 septambra 2020
    #Sitrana: 45
    #Tranga_vaovao: 33
    • 17 Analamanga, • 6 Tsiroanomandidy, • 1 Matsiatra Ambony, • 3 Antsiranana I, • 2 Sambava, • 2 Atsimo Andrefana, • 2 Mahajanga I
    #Namoy_ny_ainy: 02
    #Fitiliana
    Tests PCR (439) Tests GeneXpert (33)

  • 07 Sep. 2020 - 09:23-

    Hafatry ny Biraon’ny Fivondronamben’ny Eveka eto Madagasikara noho ny tsingerintaona voalohan’ny fitsidihana apostolika nataon’ny Papa Fransoa teto Madagasikara, vakianao ao amin’ny rohy https://www.lakroa.mg/item-2367_articles_dossier_18-hafatry-ny-eveka-aminaizao-tsiahy-ny-fitisidihana-pastoraly-nataonany-papa-fransoa.html

  • 07 Sep. 2020 - 03:40-

    Fepetra vaovao manomboka ny 6 septambra. 5) Mahakasika ny fiangonana
    Afaka misokatra avokoa ny fiangonana sy ny mosquée manerana ny Nosy saingy tsy maintsy hajaina ny elanelana 1m ary manao aro vava-orona daholo ny rehetra fa indrindra mila hajaina ny fepetra ara-pahasalamana sy ara-pidiovana
    Ny faritra Analamanga, Vakinankaratra, Alaotra Mangoro, Boeny, Sava ary Diana dia tsy azo mihoatra ny 100 ny mpiangona

  • 07 Sep. 2020 - 03:39-

    #COVID19 : Antontan'isa ny 6 septambra 2020
    #Sitrana: 26
    #Tranga_vaovao: 50
    • 30 Analamanga, • 2 Vakinankaratra, • 5 Matsiatra Ambony, • 3 Amoron’i Mania, • 2 Sofia, • 4 Diana, • 2 ..., • 2 Atsimo Andrefana
    #Fitiliana : 469
    Tests PCR (413) Tests GeneXpert (56)
    #Namoy_ny_ainy: 01

  • 06 Sep. 2020 - 04:47-

    Didim-panjakana manalava ny fahamehana ara-pahasalamana. Noraisin’ny filoham-pirenena, nandritra ny Filankevitry ny minisitra natao ny asabotsy 5 septambra 2020 ny didim-panjakana laharana faha-2020-1087 izay manalava ny fotoana hampiarana ny fahamehana ara-pahasalamana araka ny andininy voalohany manao hoe : mitohy mandritra ny 15 andro eto amin’ny tanin’ny Repoblikan’i Madagasikara, manomboka amin’ny fotoana hivoahan’ity didim-panjakana ity ny « Fahamehana ara-pahasalamana » noho ny antony ara-pahasalamana, noho ny fisian’ny toe-javatra goavana mampisahotaka ny fiainam-bahoaka, mba hampizotra ara-dàlana ny asan’ireo fahefam-panjakana araka ny didim-panjakana laharana faha 2020-359 tamin’ny 21 martsa 2020… (sy ny manraka rehetra)

  • 06 Sep. 2020 - 03:14-

    #Covid-19: Antontan'isa ny 05 septambra 2020
    #Sitrana: 38
    #Namoy_ny_ainy: 01
    #Tranga_vaovao: 82 tamin'ireo 641 nanaovana fitiliana.
    Analamanga: 46, Alaotra Mangoro: 3, Haute Matsiatra: 2, Manakara: 4 , Ihorombe: 1, Sava: 11, Diana: 15
    #Fitiliana 641
    #Tranga_misy_fahasarotana: 46

  • 05 Sep. 2020 - 03:10-

    #Covid-19: Antontan'isa ny 04 septambra 2020
    #Sitrana: 44
    #Namoy_ny_ainy: 01
    #Tranga_vaovao: 81 tamin'ireo 584 nanaovana fitiliana.
    Analamanga 50, Atsinanana 3, Alaotra Mangoro 1, Haute Matsiatra 4, Sofia 3, Diana 10, Atsimo Andrefana 9, Androy 1
    #Fitiliana 584
    #Tranga_misy_fahasarotana: 46

Publicité