Fanadihadiana

Ny Vondrona eôrôpeanina sy i Madagasikara

Par Rabarisona H./Tahirin-kevitra: Union européenne le Alahady 23 mai 2010

Fitokanana ny Boulevard de l’Europe tao Antananarivo, vokatry ny fiaraha-miasa tamin’ny Vondrona eôrôpeanina

Nanamarika ny 9 mey, Andron’i Eôrôpa, ny masoivohon’ny Vondrona eôrôpeanina eto Madagasikara tamin’ny 10 mey teo. Tontolon’ny vondrona sy ny fifandraisany amin’i Madagasikara.

Lahatsoratra mifandray...

Asa mitohy ny fitoriana ny Tenin’Andriamanitra

Tsy ho vita amina pejy tokana an-gazety ny tantaran’ny Baiboly Malagasy tao anatin’izay 175 taona izay.

Tohiny...

Famaritana ny atao hoe Baiboly

Ho an’ireo kristianina tany am-boalohany, izay niteny grika ny ankamaroany, ny voambolana hoe ta biblia (ireo boky) dia nanondro ny fitambaran’ireo boky masina izay nampiasainy mba hanorenana ny finoany. Ny teny Malagasy hoe BAIBOLY na dia teny anglisy nogasiana aza, dia nolovana avy amin’ny teny grika.

Tohiny...

Recherche
Photo de la semaine
Le Mémorial Victoria à Calcutta illuminé en vert à la veille de la Journée mondiale de l'environnement. © AFP
Teny mahavelona
Feon'ny fahasalamana
Vaovaom-paritra

[Kaominina Ambahikily - Faritra Atsimo Andrefana]

Ilaina jerena ny fotodrafitrasa miantoka ny famokarana

Nosoratan'i Donnah

Sombin-tantara

Adala sitrana

nosoratan'i Nosoratan’i Arikaomisa Randria

Nombre de visite