logo
Lakroan'i Madagasikara
Tafatafan-dRatalata

Génération 2000 vs zenerasion salaka

Ratalata Jn Ba il y a 2 années

Rafitra ny ady ka ady rima no sehatra eto. Ady eo amin’ny mivoy ny kolontsaina ankehitrio sy ireo manakiana ny fandraisana be fahatany ny fanatontoloana zary fandotoana ny nentin-drazana.

Génération 2000 vs zenerasion salaka

Misokatra ny Nosy. Mibanaka ny sisin-tany. Mitsofoka avokoa zay te hiditra. Mijoboka. Ao ny tsy maharitra ka manaitra amin’ny alalan’ny ady rima. Ao ny tsy manaiky fa mamaly amin’ny ady riùa ihany koa. Ny fesiboky no tokontany ilalaovana. Ny fiainana andavanandro no zaridaina hitsirian’ny hevitra. Ndao ary hoe ho jerena izany.

 

 

Génération 2000

 

 

Ato anaty fesiboky, dia miavaka eny foana

Ry "génération 2000", sy 'reo mbola tsy ampy taona

Mora fantatra izy ireny, tena vakiana fotsiny

Fa na soratra na sary, dia anehoany ny tontolony.

 

Ny sipa rehefa mi-selfia, dia atrangany ny lelany

Raha maka sary miamboho, dia ny dodosy no aderany

Ny anaran-dry 'zareo an, misy litera tsy hay vakiana

Raha te hiresaka "mp" aminy, dia am'lera fatoriana.

 

Ny bandy 'ndray, lava volo, manao "coupe kanijah"

Maka sary, tsisy tahotra, miaraka amin'ny "sôràh"

Ny tànany amin'io, manao arahaba satanika(*)

Ary miborotsa-pataloha, am'lay vody tsisy bika.

 

Feno azy reo daholo, ny gropy rehetra rehetra

Na blagy io na vaovao, hatram' pejy vetaveta

Miafin'endrika izy ireny, ka mampiasa kaonty "fako"

Ny sasany, ao no midelira, miteny ratsy tsy miato.

 

Iza no hataoko "fait", 'zay no ataony raha "topic"

Ny kaomantera 'ndray, dia feno amen sy RIP

Raha manontany izy dia diniho, fa adaladala be daholo

Toy ny hoe "bevohoka ve izaho raha 14ème jour"

 

Raha hotanisaina, angamba ahoana ? ho lavabe tahaka ny inona

Ny hadalana sy fiainan-dry "génération 2000"

Raha isaina ny isan-jato, vitsivitsy no mba hendry

Ny maro an'isa dia maditra, manàla baràka ray aman-dreny.

 

*** fanasina7 ***

https://www.facebook.com/fanasina7/posts/1809583865726317

 

Ry borotsaka

 

 

Tsy azoko mihitsy 'lay fanatontoloana

Sy andraisan'ny sasany 'lay hoe fandrosoana

Ny fitafian'ny ianona, zahao, mikorontana

Ny patalohan'ingama, jereo, miborotsaka.

 

'Lay silipo mihitsy ve no tiana haseho

Sa hanao dokam-barotra ny ao an-dohanareo ?

Misy ny sasany mitondra "Arsenal"

Ny hafa indray mikilaoty "Real"

 

Ny mampihomehy, ny an'ny sasany rovitra

Ny loton-tsilipo efa hitovy amin'ny hoditra

Nefa mirehareha amy 'zato famindra

Hoe mahara-damaody sy tsy tara indrindra.

 

Raha izany no heverinareo fa hoe fandrosoana

Dia aleoko ihany ny anay fahagola.

 

*** fanasina7 ***

(mpanoratsora-poana)

https://www.facebook.com/fanasina7/posts/1793620130656024

 

 

Zenerasion salaka

 

 

Fa iza moa ialahy ry hasim-bodin-tsaka

No ndeha hanaratsy anay generation 2000

Ra tena endry ialahy, avereno ny salaka

Ajanony ny adidasy fa soloy kiranila

 

Mba miseo mampiady rima, zoky vody saina

Ny zanakao ambeno raha tena mahay miaina

Sa izy ireny tantarainao ireny?

Ilay zanakao vevavy itanay nivarotena?

 

Aza be moraly, ditra samy nananana

Tsy tadidin ialahy nga ianareo teny an-tsampanana

Nanolana alika, fa hoe nafana ny andro

Nikapa tsy nifitra, nampiasa ravin-kazo

 

Jereo ny fitaratra fa aza mitsara olona

Ny gidro mbola tsara ry ngahy be vata-korona

Miverena ao antsimbazaza mba mamangy havana

Ry hasim-bodin-tsaka, ilay mpatory an-tatatra

 

Generation taraiky ny an’ialahy fa tsy hafenina

Raha tsy mazaka anay dia ndeha milevimbela

Fa aza be fanakianana, sa ialahy nanao mopera?

Ka voaroaka tao ampiangonana fa nimasta masera?

 

Ho an’ilay mpanoratsoram-poana

.Ramosesy

 

Source : https://www.facebook.com/RamsesHayVee/posts/1728063100829513

 

Dia hoy  Toky Baritafika Ramanankohajaina   tsy nahazaka « Simba ilay kanto e! Mialatsiny fa tena manalabaraka loatra. Ny tononkalo tsy natao hifamelezana tahaka izao fa natao hitondra anatra sy fanahy ao aminy. Fa raha izao laza simba ilay zavakanto. »

 

MBA ASIO KAODY

 

 

Ny findainao, misy kaody vao misokatra

Ny solosaina koa, misy kaody vao misokatra

Ny fesibokinao, misy kaody vao misokatra

Ny karatra amy banky, misy kaody vao misokatra

 

Zavavy a !

Ny feanao kosa, mba asio kaody

Aza dia ekena, 'zay rehetra te hikaoty

Aza maika hanokatra am'zay mandramby vola

Raha tsy 'zany dia hamokatra : ny zaza ho tonga mora.

 

Ny fiainanao mihitsy e, mba asio kaody

F'aza maika loatra hampijotso ny kilaoty

Tsy tsara daholo daholo, 'zay atao hoe fandrosoana

Tsakoy tsara vao atelina, 'ty fanatontoloana.

 

Ny fitiavan-drendrarendra, indrindra ny lamaody

Fehezo sy mba fero ... mba asio kaody !

*** fanasina7 ***

 (mpanoratsora-poana)

 

https://www.facebook.com/fanasina7/posts/1792002124151158

 

Olivier Randrianatoandro

Admin · 14 mai

Tafita Kala e!

 

 

Véné vazà,préné moà

Moà bien savoara donné répà

Avec sôce ou de ravin kazaha (ravitoto an!)

Ri kantoné ou le ventin apango là

 

Véné vazà,véné hoà élà

Kan ti me donne de l arzan

Moà aime bien si sé an paké

An plisy de sà lé nasionalité

 

Ze n aime pà lé Gasy kely

Pà d’arzan kanefa tia revy

Allé vazà on va séri

Toi parti, moi parti

 

Oh sé bon,ici an franse

Asète moi lé tiké de vakanse

On va anvoayé de l’arzan

Pour mé zanfan et mé paran

 

VEVETNO 14/05/2017

Soritana fa vitsy ireo tsipelina nahitsy fa dia ny andrizareo no nampitaina amintsika eto. Makà fafiny…

 

Marihina fa efa nentina teto amin’ny www.lakroa.mg koa ny momba ny kolom-body araka ny fisokajian’ny sasany azy. Efa niteraka ady hevitra eo amin’ny sokajin’olona samy hafa fijery izy io.

Ka ahoana hoy ianao… ?


Partager l'article:

Lakroa en direct
  • 20 Sep. 2019 - 11:56-

    Fondation. Le Président de la République a saisit le Président de la Haute Cour constitutionnelle sur la conformité de la création d’une fondation avec l’article 49 de la Constitution aussi la Haute Cour Constitutionnelle émet l’Avis que :

    Article premier.- La création d’une fondation par le Président de la République n’est pas contraire à l’article 49 de la Constitution.

    Article 2.- Le Président de la République ne doit exercer aucune fonction au sein de cette fondation.

    Article 3.-  La fondation doit respecter scrupuleusement son objectif d’intérêt général et doit être dissociée de toute connotation politique

  • 19 Sep. 2019 - 10:05-

    Ambasadaoro 4 vaovao. Araky ny tolo-kevitry ny Minisitry ny raharaham-bahiny ny Filankevitry ny Minisitra, natao tao amin’ny Lapam-panjakana tao Iavoloha ny alarobia 18 septambra 2019, dia nankatoa ny fanendrena ho ambasadaoro an’i
    - Rajohnson Olivier Hugues Rija, ho Masoivohon’i Madagasikara miasa sy  monina eo anivon’ny Repoblika Frantsay.
    - Yvette Sylla, ho Masoivohom-pirenena, misolon-tena maharitr’i Madagasikara eo anivon’ny UNESCO ao Paris
    - Albert Camille Vital, ho Masoivohon’i Madagasikara miasa sy monina any amin’ny Repoblikan’i Maorisy.
    - Jean Omer Beriziky, ho Masoivohon’i Madagasikara miasa sy monina any amin’ny « Royaume de Belgique » sady solon-tena maharitra ao amin’ny Vondrona Eoropeana ao Bruxelles.

  • 19 Sep. 2019 - 08:35-

    Praiminisitra sady minisitry ny Raharaham-bahiny. Nankatoavin’ny Filankevitry ny minisitra, natao tao amin’ny Lapam-panjakana tao Iavoloha ny alarobia 18 septambra 2019 fa ny Praiminisitra lehiben’ny Governemanta no voatendry hisahana vonjy maika ny asan’ny minisitry ny raharaham-bahiny izay ny 18 septambra no maha minisitra miandraikitra io asa io an’i Naina Andriatsitohaina farany, noho ity olom-pirenena ity nirotsaka hofidina ho Ben’ny tanànan’Antananarivo izay nankatoavin’ny OVEC ny 18 septambra teo.

  • 19 Sep. 2019 - 07:37-

    Fanafoanana organismes rattachés. Entitra ny Filankevitry ny Minisitra, natao tao amin’ny Lapam-panjakana tao Iavoloha ny alarobia 18 septambra 2019, ny amin’ny tokony hanafoanana ireo «organismes rattachés» tsy tena hita fototra izay ilaina azy, na manao asa mifanontona amina organismes hafa fa mandany volam-bahoaka fotsiny araka ny toromariky ny Filoham-pirenena. Ilaina ny fahaiza-mitantana ka hofoanana ireo « organismes rattachés » sy ireo « subventions » miompampana avy amin’ireo minisitera isan-tokony ho an’izy ireny, izay miisa 211 ankehitriny ary mandany vola mitentina 1319 lavitrisa ariary isan-taona.

  • 19 Sep. 2019 - 07:36-

    Paositra mpitatitra entana. Fantatra nandritra ny Filankevitry ny minisitra, natao tao amin’ny Lapam-panjakana tao Iavoloha ny alarobia 18 septambra 2019 fa hiverina amin’ny fitaterana entana (colis postaux) ny Ministeran’ny Paositra. Ny ministeran’ny Paositra sy ny fifandraisan-davitra dia nanazava nandritra ny Filankevitra fa hamerina indray ny asa fitsinjarana entana indray izy ireo manerana ny Nosy ka haka sy hanarina ireo toerana tafiditra ao anatin’ny fananany miparitaka manerana ny Nosy ahafahana miasa manaraka ny fenitr’ireo orinasa lehibe eran-tany manao ny asa fitsinjarana entana.

  • 18 Sep. 2019 - 12:15-

    Réunion du conseil des cardinaux. La 31ème réunion du Conseil des cardinaux s’est ouverte le mardi 18 septembre, en présence du Pape François. Les travaux, qui se concentrent sur la nouvelle Constitution apostolique, prendront fin jeudi 19 septembre.

  • 16 Sep. 2019 - 08:35-

    Résultats championnats nationaux n1a :

    MVP Dame : RANDRIATAHINA Sarobidy (SBBC Boeny)

    Meilleure Marqueuse : RAHERIMANANA Rondro Emerachine N°06 (ANKARATRA) : 217 Points

    3ème PLACE DAME : ANKARATRA Vakinankaratra

    VICE-CHAMPIONNE : MB2ALL Analamanga

    CHAMPIONNE : SBBC Boeny

    MVP Homme :RAMANAMPAMONJY MORY (GNBC Vakinakaratra)

    Meilleur Marqueur : FARALAHY Monja Romain N°11 (ASCB Boeny) : 275 Points

    3ème PLACE HOMME : ASCUT Atsinanana

    VICE-CHAMPION : COSPN Analamanaga

    CHAMPION : GNBC Vakinankaratra

  • 14 Sep. 2019 - 10:10-

    Facebook Flex. L'offre permet de passer au mode gratuit 24h/24 et 7j/7 sans avoir besoin d’un forfait internet. Les utilisateurs peuvent tchater, poster des messages, aimer et partager sur Facebook. L’offre s’enrichit davantage pour permettre au plus grand nombre d’avoir accès à internet avec l’enrichissement de l’offre Facebook Flex. Lire l'article sur http://www.lakroa.mg/item-1878_articles_newtech_18-enrichissement-des-fonctionnalitas-du-service.html

  • 12 Sep. 2019 - 09:45-

    Omby 28 tafaverina tao Andriapady Betroka. Taorinan’ny halatr’omby nitranga tao Andriapady ny 9 septambra lasa teo, omby miisa 28 no tafaverina amin'ny tompony raha 1 no maty. Vokatry ny fiaraha-miasan’ny zandary avy ao Andriadapy sy Jangany ary ireo fokonolona izany.

  • 12 Sep. 2019 - 06:55-

    EPP vaovao vao hatao. Notsiahivina nandritra ny Filan-kevitry ny minisitra natao ny 11 septambra teo fa miisa 30 ireo EPP ahitana efitrano 12 avy, hatomboka sy hotanterahana amin’ity taona ity ka isan’ny hahazo izany ny faritr’i Vatovavy Fito Vinany, ny Atsimo atsinanana, ny Menabe, ny Atsimo Andrefana, ny Diana, Vakinankaratra, Atsinanana, Haute Matsiatra, Analamanga, Amoron’i Mania, Itasy, Anosy, Bongolava, Sofia, Analanjirofo, Alaotra Mangoro, Boeny, Ihorombe, Sava.

  • 12 Sep. 2019 - 06:54-

    CEG 8 sy lycée 6. Notsiahivina nandritra ny Filan-kevitry ny minisitra natao ny 11 septambra teo fa miisa 8 ireo CEG ahitana efitrano 24 isany avy any amin’ny faritr’Analamanga, Itasy, Atsinanana, Vatovavy Fito Vinany, Diana, Boeny, Anosy, Menabe.

    Miisa 6 ireo Lycée ahitana efitrano 12 atao any amin’ny faritr’Analamanga, Vatovavy Fito Vinany, Boeny, Atsinanana, Diana, Atsimo andrefana.

  • 12 Sep. 2019 - 06:52-

    Seha-pampianarana fambolena sy fiompiana. Notsiahivina nandritra ny Filan-kevitry ny minisitra natao ny 11 septambra teo fa iisa 11 ireo centres agricoles ahitana efitrano miisa 12 isanisany avy any amin’ny faritr’i Vakinankaratra, Atsinanana, Betsiboka, Haute Matsiatra, Sofia, Atsinanana, Ihorombe, Androy, Bongolava, Diana, Alaotra Mangoro. Ary Centre de formation aux métiers de base ahitana efitrano miisa 2 isanisany avy any Ihorombe, Haute Matsiatra, Vatovavy Fito Vinany, Analanjiorofo, Alaotra Mangoro, Androy, Menabe, Atsinanana, Sofia, Atsimo Andrefana, Boeny, Melaky, Betsiboka, Sava.

  • 11 Sep. 2019 - 08:37-

    Championnat national N1A homme/dames 2ème phase. Les résultats lors de la journée du mardi 10 septembre 2019 :

    (D) JEA Vakinakaratra # ASA Analamanga (71-35)

    (H) COSPN Analamanga # CNAPS Itasy (81-64)

    (D) ASCUT Atsinanana # BCEST Atsimo Andrefana (52-38)

    (H) MB2ALL Analamanga # ASCUT Atsinanana (74-83)

    (H) ECBBA Analamanga # ASCB Boeny (48-87)

    (H) SEBAM Boeny # 2BC Analanjirofo (99-45)

  • 10 Sep. 2019 - 11:00-

    Le Saint-Père à l'île Maurice. Il s'agissait de la dernière étape du voyage apostolique du Pape François dans l’Océan indien, après le Mozambique et Madagascar. Le pape a célébré une messe à Port-Louis et à rencontrer les dirigeants. Dans son discours, le Pape François salue la capacité des Mauriciens à reconnaître, respecter et harmoniser les différences existantes selon un projet commun.

  • 10 Sep. 2019 - 06:48-

    Vonona handray an’i Mgr Rosario Saro Vella. Ny 12 septambra 2019 amin'ny 9 ora sy sasany maraina no ho tsenaina eo Mahasoa Anjiro i S.E Mgr Rosario Saro Vella sdb, eveka vaovaon'ny diosezin'i Moramanga. Ny 8 jolay 2019 izy no nahazo ny fanendrena azy hiasa eto Moramanga. “Efa vonona avokoa amin'ny fandraisana ny diosezy” hoy Mompera Claudio Roberti izay vikera jeneraly. Izy kosa no nitantana ny diosezy nandritra ny fotoana naha voatendry an'i Mgr Gaetano Di Pierro hiasa ao amin'ny diosezin'i Farafangana sy amin'ny andraikitra administrateur azy.

  • 10 Sep. 2019 - 06:46-

    Nahavita be i Mgr Gaetano Di Pierro. Voatendry hiasa any amin’ny diosezin’i Farafangana i Mgr Gaetano Di Pierro izay nitantana ny diosezin’i Moramanga. Diosezy vaovao ny tao Moramanga izay n atsangana ho diosezy ny 13 mey 2006. Mgr Gaetano Di Pierro no eveka voalohany nitantana io diosezy vaovao io. Maro ny aa nataony tao anatin’ny diosezy : nahavita nitsidika ireo izay tena lavitra indrindra ary dia an-tongotra ny maro amin’izany, nanorina toeram-panofanana ho pretra sy ny fananganana fiangonana maro, niantso ireo relijiozy hiasa ato anatin'ny diosezy ka tao ireo mikarakara ny jamba, mahantra, sembana…

  • 09 Sep. 2019 - 12:46-

    BEPC ce jour. L’examen du BEPC commence ce lundi 9 septembre jusqu’au jeudi 12 septembre avec dans la matinée le malagasy et l’après-midi le SVT. Le nombre d’inscrit a diminué passant de 347.946 la session dernière à 328 200 candidats pour cette année. Les candidats seront répartis dans 1 034 centres d’examen dans tout Madagascar (2 centres de plus par rapport à le dernière session). Par ailleurs, 25 candidats aux besoins spécifiques (candidats en situation de handicap : malvoyants, sourds-muets, …) se sont inscrits à l’examen du BEPC.

  • 07 Sep. 2019 - 10:45-

    Rencontre du Pape François avec les autorités. Dans le cadre de son voyage pontifical à Madagascar, le Pape François a tenu sa première prise de parole devant un public au palais d’Etat à Iavoloha. « Si nous devons reconnaitre, valoriser et apprécier cette terre bénie pour sa beauté et son inestimable richesse naturelle, il n’est pas moins important de le faire également pour cette âme qui vous donne la force de rester engager avec la vie », a-t-il déclaré.

  • 06 Sep. 2019 - 16:06-

    Tonga soa eny Ivato ny Papa. Tonga aloha eny amin'ny seranam-piaramanidina Ivato ny Papa Fransoa raha oharina amin'ny fotoana voatondro. Noraisin'ny Filoha Rajoelina mivady izy teo ampidinanana ary nisafo ny miaramila sy ireo mpikambana ao amin'ny governemanta. Mandray tanana an'ireo Eveka kosa avy eo taorian'ny firedonana ny hiram-pirenena roa tonta avy eo.

  • 06 Sep. 2019 - 13:12-

    Voyages pontificaux. Le Pape François prend l’avion en ce moment, direction Antananarivo, où il devrait atterrir vers 16h30. Aucun engagement public n’est prévu après son arrivée sur le sol malgache.

Du même auteur

dossier
politique

Dans la même rubrique

societe
societe
Publicité