logo
Lakroan'i Madagasikara
pub_dada
Tafatafan-dRatalata

Pesita sy zesita

Ratalata Jn Bà il y a 1 année

Nankarary fo an’ireo nandre tao amin’ny fampitam-baovao ilay fitenenena milaza fa 4 monja no matin’ny pesita… eny tsy diso izany.

Pesita sy zesita

Tsy diso ilay comptable… Tsiahy naherin’ny 70 anie ny matin’ny pesita tamin’ny taona 2014 e.

 

Izany no nahatonga an’i Ari Ira nanoratra ity tononkalo ity izay aroso aminao ny ampahany

 

 

Pesta

………..

Fako eran' ny arabe sy ny lakan-drano taza-maso;

ny mponina efa miha-voretra ny savony koa miha-lafo,

ny tonta toa tsy taka-bidy nefa ny voalavo miaka-dapa;

ny hanin-kohanina aza tsy hita koa iza indray no hiompy saka?

 

Dia nihombo ilay aretina; fito amby efa-polo maty,

ilay aretina noheverina hoe efa tena lany daty,

ilay aretin'ny mahantra hoy ny mpanabantibanty,

ilay aretina maha-menatra nefa izao mirantiranty. (…)

 

Daty : 26/11/2014

 

Sombin’ny diam-penin’i Ari Ira

 

Ny tononkalo manontolo dia azonao vakiana ao amin’ity rohy ity

http://vetso.serasera.org/tononkalo/ari/pesta-mampiova-fo

 

 

Pour mémoire

L’épidémie de peste qui sévit à Madagascar depuis septembre 2014 a coûté la vie à 71 personnes sur un total de 263 cas recensés, selon un rapport de l’Organisation mondiale de la santé (OMS).  

http://www.jeuneafrique.com/32884/societe/madagascar-l-pid-mie-de-peste-a-fait-71-morts-en-six-mois-selon-l-oms/

et

http://www.liberation.fr/planete/2015/02/11/peste-a-madagascar-71-morts-en-six-mois_1200612

 

 

Isika izao amin’ity taona 2017 vao maherin’ny 20… Ka tsy diso ny teknisianina milaza fa vao io monja… Mandeha be ity resaka pesita ity. Mangina be ny mpitondra. Ao ireo milaza fa mangina sy tsy mihetsika ny mpitondra mba ho betsaka ny ho voa ka hisokatra malaky ny robinet an’ireo mpamatsy vola dia ho avy masiaka ireo mpitondra ireo rehefa misokatra tokoa io robinet ho zary ho voakilasy hoe izy ireo no mesia sy mpamonjy. Izay ry mpitondra ny fijerin’ny vahoaka anareo. Izay ilay fika hoy Raozy

 

 

 

 

Zay ilay fika

………..

Zay ilay fika ho an’izay tsy kopy

Hoe resaky ny olona te hiseho ho top

Mody hoe ndeha iandrandrao ny lanitra

Dia iny ianao fa tsy hahatazana ny lalitra

 

Zay ilay fika sao tsy maha kobo

Hoe zarao ny bononoka, zarao ny habobo

Mody hoe omeo ny tolaka afo-manga

Dia tsy hahita intsony ireto lali-manga

 

Zay ilay fika sao mba mety tafa

Hoe omeo ny feinte kely mba hafahafa

Mody omena ny toraka eny an’habakabaka

Dia amin’izay hoe mangina tsy mibabaka

 

Zay ilay fika sao mba hoe poince

Hoe ovaina kely indray ny filince

Mody avadika style koa ny zesita (geste)

Dia tsy hita ny voalavo izay mitari-pesita

 

Koa ialahy tsy kopy fa venance

Raha voany ialahy , dia bonne chance

Ialahy voavidy dia handatsa-bato

F’izahay raha mahazo dia hitora-bato

 

F’izay ny morse miainga sy efa masaka

Aleo aloha ny fako hihaavo-sasaka

Dia ny propagandin’ny depiote

No hamafa sy hanadio ny arabe

 

Raha tsy kopy ialahy dia akory atao

Fa ny azy, izay no efa kilalao

Tsy azonao ngah ilay repoblika

Ketrika tsotra hoe : “RIP-public”

 

Ny peste ihany ny azy no petard

Ry zareo ihany hono no tia an’I Gasikara

Feu d’artifice mahavita manadio

Ry zareo ihany koa hono no fidio

 

Raozy

http://vetso.serasera.org/tononkalo/raozy/zay-ilay-fika

 

Ilay fikanao ry mpitondra zary fakana tahaka ka tahaka izao no fiantraikany anaty fiaraha-monina

 

Nikohakohaka aho

………..

Nifandrombaka ny olona, nivoaka ny fiara

Tsy nifanontany ny antony, fa toa samy nahalala

Anefa, mody nikohaka aho, fa tery ny plasy

Dia noheverina ho mararin'ity pesta mahafaty.

 

Tonga tao amin'ny banky, filaharana aok'izany

Hatrany anatin'ny birao ka hatrany an-tokotany

Izaho anefa maika, ka mody nikohakohaka

Raima sy valo ny olona, nitsoaka nisahotaka.

 

Teny Mahamasina aho, te-hitsindroka fripy

Saingy marobe ny olona, ka tsy afa-po mihitsy

Mody nitehan-tratra aho, sy nikohaka im-polo

Fa indray mipi-maso dia nangina ny tontolo.

 

Raha te-handrava fivoriana, andramo ny mikohaka

Fa hohitanao ny olona, mitsoaka mikoropaka.

 

*** fanasina7 ***

https://www.facebook.com/fanasina7/posts/1874979652520071

 

 

Sa kosa ilay tazan’ny mpitondra anaty fiaraha-monina no nataony ho modely hitantanana ny firenena ? Asa lahy fa na ho inona fanazavana dia tsapa fa  Mifindra ny aretina Pesita ary mora mifindra ny ratsy ka samia mailo aza manaiky hitampim-bava…

 

Mahereza daholo  fa tapitra ny ahy ny tafatafako anio. Ratalata Jn Bà sakaizanao…


 

 

Fanampiny nampidirina ny 4/10/2017

 

Ho an-drafanja...

………..

Io tsy hoe lalao an-kianja,

ka na hita fa tsy mety,

dia hikiry indray rafanja,

hampandry adrisa, hametsifetsy:

fa hanova tetik'ady,

hifehezana ny olana,

hilaza ny mahavita azy,

hiarovan-tseza tsy hiongana!

Pesta efa mby an-koditra,

"mitonia fa voafehy e!

Tsy misy tokony hampangovitra"

Hoy ianareo mirehareha!

 

Sao tsy rariny rafanja a,

mibaboka no fahendrena!

Ity tsy kilalaon-jaza,

fa ain-dehiben'ny firenena!

Nitiah Nosy

30/09/17

https://www.facebook.com/NitiahNosyPoeta/

 

Tsaho mampigadra

………..

Nogadraina ilay bandy, nolazaina fa nanely tsaho

Hoe nirodana ny tonelina, ao an-drenivohitra ao

Notefena ny dosie, maika ery ny fikarohana

Ary andro vitsy monja : tonga ilay fisamborana.

 

Toy izany ilay tary, ampangaina ho nitsaho

Hoe efa efapolo no matin'ny pesta amin'izao

Tsy ampy herinandro akory, dia voasambotra i nedala

Rapida be ny fomba fiasa, rehefa ny madinika no misary adala.

 

Fa tsy nogadrainareo, 'lay olona nilaza

Fa telo volana monja ny delesitazy dia ho rava

Nefa dia tsaho misy porofo, an-dradio sy an-gazety

Ary azonao jerena amin'ny anterinety.

 

Dia tsy nosamborina mihitsy, ilay minisitra nitsaho

Fa voafehy hono ny pesta, milamin-tsaina izaho sy ianao

'Zao ny gasy mihirohoro, miha-betsaka no dangy

Ny fahasalaman'ny vahoaka, ataonareo sangisangy.

 

Eto amintsika, be dia be, ireo ambonin'ny lalàna

Na folo taona aza mitsaho foana : tsy mba sahy hogadraina.

 

fanasina7

https://www.facebook.com/fanasinasept/

 

Ady mandavan-taona

………..

Raha tia anay 'nareo ka tsy manavakavaka

Satria samy gasy, hoe namana sy havana

Tsy "kaotrima" no ilaina na irony tampim-bava

Fa ny olam-piainanay : 'zahay 'lay noana lava.

 

'Zay pesta anareo any, tsy misy iasanay saina

Ny "DDT" sy "nuvan", ento any fa tsy ilaina

Fa 'zahay efa ela no nifandray tànana :

Ny voalavo sy parasy no tapaka sy namana.

 

Dia aza ailikilika amin'ny voalavo sy totozy

Ny tsy fahombiazanareo, mpitondra ao ambony

Any an-kafa ny mafotaka : ady amin'ny terorista

Ny anareo hatram'zao, mbola ady amin'ny pesta.

 

Ny ilainay ety 'zao dia sakafo sy fitafy

Tsy problemanay mihitsy 'zay voalavo sy parasy

Koa raha tsisy politikan'ady amin'ny fahantrana

Dia 'zay hohaninay anio aloha omena ry fanjakana.

 

Ny ady atrehinareo, mety ho foana sy hiserana

Fa ny fahantranay mandava-taona, lalim-paka, mari-toerana.

fanasina7

https://www.facebook.com/fanasinasept/


Partager l'article:

Lakroa en direct
  • 20 Nov. 2018 - 07:46-

    Communiqué HCC. Suite à la publication officielle des résultats provisoires du premier tour de l’élection présidentielle par la CENI le samedi 17 novembre 2018, s’appliquent de facto les dispositions suivantes de la Loi organique N°2018-009 relative à l’élection du Président de la République :
    Article 61 :
    La Haute Cour Constitutionnelle procède à la proclamation officielle des résultats définitifs dans un délai de neuf (9) jours à partir de la date de publication des résultats provisoires par la Commission Electorale Nationale Indépendante.
    Article 66 alinéa 2 :
    Le délai de recours est fixé à deux (2) jours après la publication des résultats provisoires par la Commission Electorale Nationale Indépendante.
    En application du système de délai franc, la réception des requêtes sera clôturée le mardi 20 novembre 2018 à 24h.

  • 16 Nov. 2018 - 07:45-

    Voici les tendances publiées sur le site de la CENI ce 16 novembre 2018 à 6 heures et 58 minutes. C’est une tendance nationale, BV traités : 22 576 sur 24 852 soit : 90,84%. Inscrits : 8 906 101 sur 9 913 599 votants : 4 807 829 suffrages exprimés 4 453 212 soit 92,48%. Taux de participation : 53,98%.

    - RAJOELINA Andry Nirina : 1 763 347 soit 39,60%

    - RAVALOMANANA Marc : 1 535 795 soit 34,49%

    - RAJAONARIMAMPIANINA Hery : 390 356 soit 8,77%

    - MAILHOL André Christian Dieu Donné : 56 928 soit 1,28%

    - RANDRIAMAMPIONONA Joseph Martin : 53 629 soit 1,20%

    - RAFALIMANANA Ny Rado : 52 897 soit 1,19%

  • 16 Nov. 2018 - 07:45-

    Administrateur apostolique du diocèse de Mahajanga. Mgr Gustavo Bombin Espino, OSST, actuellement évêque du diocèse de Maintirano (dont il est le premier évêque) a été désigné comme Administrateur apostolique du diocèse de Mahajanga. L’annonce a été faite durant les obsèques de Mgr Roger Victor Solo Rakotondrajao le vendredi 9 novembre à Mahajanga. Pour mémoire, Mgr Gustavo Bombin Espino était évêque de Tsironomandidy entre février 2004 et février 2017 ‘érection du noouveau diocèse de Maintirano). Mgr Gustavo Bombin Espino est né le 24 septembre 1960 à San Llorente (Valadolid en Espagne).

  • 14 Nov. 2018 - 13:41-

    Voici les tendances publiées sur le site de la CENI ce 14 novembre 2018 à 13 heures et 6 minutes. C’est une tendance nationale, BV traités : 17504 sur 24 852 soit : 70,43%. Inscrits : 7 062 725 sur 9 913 599 votants : 3 827 816 suffrages exprimés 3 539 985 soit 92,48%. Taux de participation : 54.20%.

    - RAJOELINA Andry Nirina: 1396356 (39.45%)
    - RAVALOMANANA Marc: 1297579 (36.65%)
    - RAJAONARIMAMPIANINA Hery: 266857 (7.54%)
    - MAILHOL André Christian Dieu Donné: 46243 (1.31%)
    - RANDRIAMAMPIONONA Joseph Martin: 41091 (1.16%)
    - RAFALIMANANA Ny Rado: 39742 (1.12%)

  • 13 Nov. 2018 - 14:56-

    FMF out, comité de normalisation in. Le Bureau du Conseil de la FIFA a décidé, ce 12 novembre 2018, de désigner des comités de normalisation pour les Fédérations de Football de République dominicaine (FEDOFUTBOL) et Madagascar (FMF) conformément à l’art. 14, al. 1a et l’art. 8, al. 2 des Statuts de la FIFA. À Madagascar, la décision de nommer un comité de normalisation est liée à la procédure électorale de la FMF, qui n’a pas été effectuée conformément aux exigences réglementaires applicables aux membres de la FIFA. Le mandat du comité expirera au plus tard le 12 mai 2019. La participation des Barea à la CAN n'est pas concernée par la mise en place du comité de normalisation.

  • 13 Nov. 2018 - 07:46- Voici les tendances publiées sur le site de la CENI ce 13 novembre 2018 à 6 heures et 57minutes. C’est une tendance nationale, BV traités : 13 283 sur 24 852 soit : 53,45%. Inscrits : 5 370 311 sur 9 913 599 votants : 2 876 312 suffrages exprimés 2 659 943 soit 92,48%. Taux de participation: 53,56%.
    - RAJOELINA Andry Nirina : 1 051 134 (39,52%)
    - RAVALOMANANA Marc: 950 724 (35,74%)
    - RAJAONARIMAMPIANINA Hery: 212 682 (8%)
    - MAILHOL André Christian Dieu Donné: 35 382 (1,33%)
  • 12 Nov. 2018 - 08:08-

    Voici les tendances publiées sur le site de la CENI ce 12 novembre 2018 à 6 heures et 8 minutes. C’est une tendance nationale, BV traités : 10437 sur 24852 soit : 42%. Inscrits 4 285 527 sur 9 913 599 votants : 2 301 808 suffrages exprimés 2 129 443 soit 92,51%. Taux de participation: 53.71%.

    - RAJOELINA Andry Nirina : 835301 soit 39.23%
    - RAVALOMANANA Marc: 785748 soit 36.90%
    - RAJAONARIMAMPIANINA Hery: 160879 soit 7.55%
    - MAILHOL André Christian Dieu Donné: 28308 soit 1.33%

  • 10 Nov. 2018 - 12:47-

    Voici les tendances publiées sur le site de la CENI ce 10 novembre 2018 à 10h 25minutes. C’est une tendance nationale, nombre de bureau de vote (BV) traité : 3 663  sur les 24 852. Inscrits : 1 646 896 sur 9 913 599 votants : 860 662. Suffrages exprimés : 798 788. Taux de participation : 52.26%.  

    RAJOELINA Andry Nirina : 40.90%.

    RAVALOMANANA Marc: 39.09%.

    RAJAONARIMAMPIANINA Hery: 5.75%

    MAILHOL André Christian Dieu Donné: 1.46%

    RABARY Andrianiaina Paul: 0,95%

  • 06 Nov. 2018 - 07:44-

    Camions pour le SAMVA. Le communiqué du Conseil des Ministres du lundi 5 novembre 2018 effectué 16 Heures au Palais d’Ambohitsorohitra nous apprend l’arrivée d’un premier lot de 11 camions remis au SAMVA (Service Autonome de Maintenance de la Ville d'Antananarivo) pour l’enlèvement des ordures de la capitale a été portée à la connaissance du Conseil, et le Chef de l’Etat a insisté sur l’importance d’une bonne gestion de ce nouveau parc de véhicules et la mise en place de procédures de contrôles strictes. On attend les impacts réels de cette remise de camions.

  • 04 Nov. 2018 - 08:46-

    Nodimandry i Mgr Rakotondrajao Roger Victor Solo. Nodimandry ny sabotsy 3 novambra teo i Mgr Rakotondrajao Roger Victor Solo, evekan’i Mahajanga, mpiahy ny vaomieran’ny « Justice et paix » nasionaly sy ny fonja. Tsiahivina etoana ny resaka nataony mikasika ny tany ao Soamahamanina. Lahatsoratra nivoaka tao amin'ny Lakroan'i Madagasikara laharana 3979, pejy faha-12 ary ity ny rohy ahitana izany eto amin’ny www.lakroa.mg  https://www.lakroa.mg/item-818_articles_dossier_18-resaka-nifanaovana-tamin-i-mgr-rakotondrajao-roger-victor-solo.html

  • 24 Oct. 2018 - 11:42-

    Endrika fanakorontanana. Nanambara ny Za’Gasy ny zoma 19 okitobra lasa teo teny Ambohimitsimbina fa tena fanakorontanana no nataon’ilay mpomba ny kandida iray heverina fa goavana, izay nitaona ny ireo izay tsy voasoratra amin’ny lisi-pifidianana ho tonga hifidy amin’ny biraom-pandatsaham-bato 7 novambra. Marihina fa nitety haino aman-jery io pomba ny kandida iray io ny 18 okitobra lasa teo. Miantso ny Ceni sy ny Cfm ary ny mpitandron’ny filaminana ary ny Hcc mba hanao fanazavana mikasika ny fakana ordonnance sy ny resaka lisi-pifidianana ity fa mety hampikorontana ny fifidianana.

  • 17 Oct. 2018 - 07:46-

    Sipem Bank. Tamin’ny desambra 2014 no nahazo ny agrément bancaire ny Sipem bank. Miasa toy ny banky izy ankehitriny. Betsaka ireo tolotra misy amin’izany, toy ny fampindramam-bola. Marihina fa ity orinasa ity dia tena orinasa malagasy araka ny nambaran’ireo mpikarakara. Malagasy avokoa ireo mpiasa ao. Ny Malagasy ihany koa no manana petra-bola betsaka ao na hoe majorité. « Orinasa madinika sy ireo orinasa vaventy no mihindram-bola ato aminay amin’izao fotoana izao » hoy ihany izy ireo. Izy rahateo dia niatomboka tamin’ny micro-finance.

  • 28 Sep. 2018 - 06:51-

    Salon des écoles supérieures catholique. Le salon des Ecoles supérieures Catholique se déroule ce vendredi 28 septembre 2018 au sein du Collège Saint Michel Amparibe. 22 universités, écoles et instituts supérieurs participent à ce salon. L’enseignement supérieur catholique se veut être le moteur de la chrétienneté et de la citoyenneté responsable. L’événement est placé sous le patronage de SEM Mgr Benjamin Marc Ramaroson, Archevêque d’Antsiranana et Président de la commission épiscopale pour l’éducation et l’enseignement catholique.

  • 14 Sep. 2018 - 08:38-

    Poulet de chair à Madagasikara. Pour Olivier Fanchette, de Innodis Poultry, il y a encore de la marge pour produire du poulet de chair à Madagasikara. “C’est pour cette raison que nous participons à la Foire Internationale d’Agriculture”. Innodis Poultry est l’un des plus grands producteurs de poulet de l’île Maurice. Selon Fanchette, cette société exporte vers Madagasikara du poulet de chair avec garantie sanitaire sans antibiotiques. De son côté Iqbal Mohungoo, de la société Meaders Feeds, assure l’alimentation des poulets de chair, une alimentation répondant aux besoins d’une clientèle autant présente sur le marché local que régional dont Madagasikara.

  • 13 Sep. 2018 - 07:45-

    Colloque sur l’énergie. Lors d’une rencontre avec la présse Andry Ramaroson a fait savoir que le Groupement Des Professionnels de l’Energie à Madagascar GDPEM organise un colloque en entrée libre qui se tiendra au 3A Andrefanambohijanahary durant 2 jours ou 4 demi-journées avec comme thème “Energie, 1er levier de la croissance économique de Madagascar”. La première demi-journée (matin du 14 septembre) une conférence-débat sur l’économie d’énergie et l’après-midi sur le génie électrique. La troisième demi-journée (matin du 15 septembre) une conférence-débat sur le thème 1er levier économique de Madagascar. Et l’après-midi sera consacré à la restitution des travaux.

  • 10 Sep. 2018 - 07:28-

    Affaires courantes du Président. Pour la HCC, rentrent dans la catégorie juridique des attributions présidentielles courantes, les affaires constituant la poursuite normale d’une procédure régulièrement engagée avant la démission du Président de la République, toute affaire dont l’importance dépasse celle des affaires de gestion journalière si la procédure qui a donné lieu à l’acte règlementaire concerné a été engagée bien avant la période critique et a ensuite été réglée sans précipitation et si les questions politiques, qui ont pu se poser sur le plan administratif, ont été résolues avant cette période critique.

  • 10 Sep. 2018 - 07:28-

    Non affaires courantes du Président. Pour la HCC, ne rentrent pas dans les compétences attribuées au Chef de l’Etat ad intérim celles qui procèdent des articles 45 alinéa 3, 54 ; 55 -2°, 4° sauf en cas de faute grave ou de crime ou délit commis par le haut fonctionnaire, 5°, 6°, 7°, 8° ; 56 ; 57 alinéa premier ; 58 ; 59 alinéa 2 ; 60 ; 61 ; 103 ; 104 ; 107 ; 137 ; 162 ; 163. Il est habilité à exercer toutes les autres attributions confiées au Président de la République par la Constitution.

  • 01 Sep. 2018 - 09:48-

    Journée mondiale de prière pour la sauvegarde de la création 2018. Instituée en 2015 par le Pape François, quelques mois après la publication de son encyclique « Laudato si’, sur la sauvegarde de la maison commune », cette journée a lieu chaque 1er septembre, en communion de prière avec les Eglises orthodoxes, « pour offrir « à chacun des croyants et aux communautés la précieuse opportunité de renouveler leur adhésion personnelle à leur vocation de gardiens de la création, en rendant grâce à Dieu pour l’œuvre merveilleuse qu’Il a confiée à nos soins. » (Pape François, Lettre du Pape François pour l’institution de la « Journée mondiale de prière pour la sauvegarde de la création », 6 août 2015).

  • 01 Sep. 2018 - 07:56-

    Liste des personnes exerçant des hautes fonctions et hauts emplois civils et militaires de l’Etat, candidates aux élections, assujetties à l’obligation de démission prévue à l’article 6 alinéa 5 de la Loi organique relative au régime général des élections et des référendums. I – Les personnes nommées aux hautes fonctions et hauts emplois civils de l’Etat :   – Grand Chancelier de l’Ordre National malagasy ; – Ambassadeurs ou chefs titulaires de missions diplomatiques avant rang d’Ambassadeurs ; – Gouverneur de la Banque Centrale ; – Secrétaires généraux, Directeurs généraux et Directeurs de ministères ; – Présidents d’Universités ; – Représentants de l’Etat au niveau des collectivités territoriales décentralisées ; – Directeurs généraux, membres des organes d’administration ou de gestion des organismes rattachés aux Institutions et aux départements ministériels.

  • 01 Sep. 2018 - 07:55-

    Liste des personnes exerçant des hautes fonctions et hauts emplois civils et militaires de l’Etat, candidates aux élections, assujetties à l’obligation de démission prévue à l’article 6 alinéa 5 de la Loi organique relative au régime général des élections et des référendums. II – Les personnes dont la nomination aux hautes fonctions et hauts emplois militaires est faite par décret en Conseil des Ministres : – Officiers Généraux ; – Inspecteur général de l’Armée Malagasy; – Inspecteur général de la Gendarmerie Nationale ; – Chef de l’Etat-Major général de l’Armée Malagasy ; – Commandant de la Gendarmerie Nationale ; – Adjoints au chef de l’Etat-Major général de l’Armée Malagasy; – Adjoints au Commandant de la Gendarmerie Nationale ; – Commandant des Forces Aériennes ; – Commandant des Forces Navales ; – Commandant des Forces d’Intervention – Commandant des Forces de développement ; – Chef d’Etat-major du commandement de la Gendarmerie Nationale ; – Commandants des régions militaires; – Commandants des Circonscriptions inter-régionales de la Gendarmerie Nationale ; – Tous autres fonctions et hauts emplois militaires dont la nomination est faite par décret en Conseil des Ministres.

Du même auteur

societe
politique

Dans la même rubrique

culture
culture
Publicité