“Araka ny lalàm-panorenana dia hatao amin’ny faran'ny taona 2018 ny fifidianana Filohan'ny Repoblika Malagasy. Mijoro eto anoloanareo ny tenako mamaly ny fangatahanareo na lahy na vavy, na tanora na zokiolona na tantsaha na manampahaizana manerana ny Nosy, manambara ho ren-tany ho ren-danitra fa hirotsaka ho kandidà amin’ny fifidianana Filohan'ny Repoblika malagasy.”
“Tapakevitra hirotsaka ho kandidà ny tenako, hamelona indray ny fanantenana ao am-pon’ny mpiray tanin-drazana difotry ny hakiviana sy ny adim-piainana. Handrindra ny fihavanana eo amin’ny samy Malagasy. Hamongotra ny ratsy rehetra, ny kolikoly, ny lainga, ny fitapitaka, ny halatra, ny fanitsakitsahana ny lalàna, loharanon’ny fahantrana mihanaka manerana ny Nosy.”
..................… |
|
“Voalohany, hanao fampihavanam-pirenena sy hanorina ny fototra hiorenan'ny Firenena sy ny fanjakàna repoblikana aloha isika. Io no laharam-pahamehana lehibe indrindra. Tsy ho lany andro hitsikera, hanakorontana sy hanenjika fa handamina.”
Halamina ny fanaovana politika mba ho fitaovana hampandroso an'i Madagasikara fa tsy hampizarazara na hitadiavan-tseza. Ho jerena manokana ireo izay niharan’ny fahavoazana na miaramila izy na sivily.
..................… |
|
“Raha lany Filoham-pirenena aho dia haka andraikitra hanangana rafi-panjakàna iray antsoina hoe "Conseil des Anciens Présidents".”
..................… |
|
“Tsy maintsy handrafitra lalampanorenana vaovao isika. Lalampanorenana tsy natao ho an'ny Filoha amperin’asa. Lalampanorenana tsy natao hanilihana ny mpanohitra. Lalampanorenana haorin'ny Malagasy tsy vaky volo hatrany ifotony. Lalampanorenana manome hasina ny olom-pirenena tompon'ny fahefana, mivondrona ao amin’ny Fokonolona. Manomboka eo i Madagasikara dia hanana Lalampanorenana tsotra, fohy, mazava, maharitra.”
..................… |
|
“Faharoa, hatao vy miaina hamelombelona ny rafi-panjakàna rehetra ao anatin'ny Repoblika ny fitsinjaram-pahefàna (décentralisation). Ny taona voalohany hitantanako ny Firenena dia ho tsinjaraiko any amin’ny Faritra tsirairay avy ny fahaiza-manao hampihodina ny raharaha sy ny vola hiasana (décentralisation des compétences et des ressources financières).”
..................… |
|
“Hohatsaraina ny fahefan’ny olom-boafidy toy ny Ben’ny Tanàna (Maire) sy ny Filoham-pokontany”
..................… |
|
“Fahatelo, hataontsika laharam-pahamehana ny fanatsarana ny sosialim-bahoaka… Fitsaboana sy fampianarana azo antoka misokatra amin’ny Malagasy tsy ankanavaka no hataontsika ka hahazo ny anjara masoandrony na ireo manana na ireo faran'izay sahirana.”
..................… |
|
“Hametraka ny fanalalahana ny haino amanjery sy ny tontolon’ny serasera ny tenako ka tsy ho RNM sy TVM natokana ho an’ny antoko politika eo amin’ny fitondrana intsony ny radio sy televiziona Malagasy. Hanangana “Fahefana Avon’ny Serasera” isika. Fahefana sady mahaleotena no tsy miandany na amin’iza na amin’iza.”
..................… |
|
“Fahaefatra, hataontsika vaindohan-draharaha ny famelomana ny lalana an-tanety na an-dranomasina na an'habakabaka. Aza adinoina fa Nosy midadasika ity Madagasikara ity. Ny làlana no hampifandray antsika. Ny làlana no hamoahana ny vokatra. Ny lalana no hifaneraserana sy hanamafy ny fihavanana.”
“Hanorina tanàna vaovao isika isaky ny Faritany mba tsy hahasempotra intsony ny tanan-dehibe efa misy. Tanàna vaovao hampiroborobo ny toe-karena sy ny tsenam-bokatra (ville commerciale et économique) no sady hiteraka asa ho an’ny tanora ihany koa. Manomboka izao dia ezahina ho tanan-dehibe manaraka fepetra, mendrika honenana ny tanan-dehibetsika fa tsy tanàna misavoritaka sy mikorontana intsony.”
..................… |
|
Manoloana ny olana sy ny korontana atrehin’ny Malagasy isam-paritra momba ny fitrandrahana ny harena ankibon’ny tany dia ampiharina ny lalàna. Koa tsy misy fitrandrahana azo tanterahina raha tsy mahazo alalana avy amin’ny Komity fampandrosoana isam-paritra. Ny Malagasy aloha no mahazo tombontsoa voalohany amin’ny fitrandrahana ny harena ankibon'ny tany fa raha tsy izany dia mivadika ho fivarotan-tanindrazana.
..................… |
|
“Hanangana tahirim-bola iombonana izay vatsiana avy amin’ny ampahan’ny fitrandrahana ny harena ankibon’ny tany isika (Fonds Souverain de Solidarité Nationale).
..................… |
|
“Fahadimy, ny fanjakana ho tantaniko dia fanjakana tsara tantana fa tsy fanjakana hanao tantely afa-drakotra ny harem-pirenena na ny tahirim-bolam-panjakàna.”
..................… |
|
Ampahany tokoa ireo ary ny kandida moa dia milaza fa mbola ho avy ny fotoana hamelabelarany an’ireo.
Tsy nambarany tao anaty kabariny mihitsy
izay vondron’olona na antoko nanolotra azy sy manohana azy. Ny fahitana an’ireo
nijoro teo akaikiny no mety hahatarafana an’izany. Ho hita miandalana eny ihany
koa izany rehefa tsy niteny mazava izy.
Partager l'article:
Bonne année 2021. Toute l'équipe, rédaction et technique, de www.lakroa.mg se joint ici pour vous souhaiter, à vous lecteurs et sources, une bonne et heureuse année 2021. Que cette nouvelle année 2021 vous apporte, le bonheur, la joie et la prospérité et l’amour du prochain et du Pays. Notre unique résolution pour l’année 2021 est de réussir à vous apporter la nouvelle vraie avec des analyses lucides hors des sentiers battus. Et soyons solidaires pour notre Patrie et nos concitoyens. https://www.facebook.com/100002397970826/videos/3535584526531445/
Que la magie de Noêl impacte sur votre vie
et voici des Suggestions de cadeaux de Noël:
Pour l’ennemi, le pardon.
Pour l’adversaire, la tolérance.
Pour l’ami, votre cœur.
Pour un client, du service.
Pour tous, la charité.
Pour chaque enfant, le bon exemple.
Pour vous, le respect et
Pour le Monde entier : l’Amour du Christ par la croix
Et notre cadeau notre fidélité envers vous sur www.lakroa.mg
Lahatsoratra mety hahaliana anao... Resaka tany
l'économie bleue de l'AMDP a été engloutie par la vague orange. Et voilà que le dossier resurgit sous une autre forme avec d'autres acteurs mais toujours économie bleue (orangée).
https://www.lakroa.mg/item-2465_articles_economie_18-petite-pache-en-paril-madagascar-signe-des-accords-de-pache-destructeurs-avec-des-investisseurs-chinois.html
Arrêt n°10-HCC/AR du 16 octobre 2020 relative à une demande de non-conformité à la Constitution du décret n° 2020-1110 du 9 septembre 2020 portant convocation du collège électoral pour les élections sénatoriales du vendredi 11 décembre 2020 et l’annulation dudit décret, formulée par le KMF/CNOE Fanabeazana Olompirenena. La demande de non-conformité à la Constitution du décret n° 2020-1110 du 9 septembre 2020 portant convocation du collège électoral pour les élections sénatoriales du vendredi 11 décembre 2020 et l’annulation dudit décret, formulée par le KMF/CNOE Fanabeazana Olompirenena, est déclarée recevable. Article 3.-La demande du KMF-CNOE Fanabeazana Olompirenana est rejetée comme mal fondée en vertu des considérants 16 à 27.
Décision n°17-HCC/D3 du 16 octobre 2020 portant sur des requêtes aux fins d’inconstitutionnalité du décret n°2020-1110 portant convocation du collège électoral pour les élections sénatoriales du 11 décembre 2020. Selon l’article 1, les requêtes sont déclarées recevables mais rejetées comme non fondées sur la base des considérants 17 à 25, 27 et 28 (article 3).
Lu pour vous: Une usine clés en main normande expédiée à Madagascar contre la faim. https://www.lakroa.mg/item-2413_articles_monde_18-une-usine-clas-en-main-normande-expadiae-a-madagascar-contre-la-faim.html
62 taona ny Repoblika Malagasy. Hetsika maro no fantatra fa ho karakaraina hanamarihana ny faha 62 taona ny nanambarana ny fitsanganan’ny Repoblika Malagasy voalohany. Iray amin’ireny ny karakarain’ny Hetsika Fampiraisana ny Kristianina. Ny 14 oktobra dia hisy ny fotoam-pivavahana hatao ao amin’ny FJKM Atsimon’i Mahamasina ny maraina amin’ny 9 ora sy sasany ary fikaonan-doha atao ao amin’ny Le pave Antaninarenina kosa ny tapany hariva. Asaina ny rehetra ka ny lohahevitra amin’izany ny hoe « maro tohanan’ny maro »
Lu pour vous. Le Conseil des Ministres du 7 octobre a pris la décision que l’Etat va effectuer des travaux de relevés sismiques marins pour déterminer la ZEE. Et on apprend sur Africa Intelligence que. Il faut rappeller aussi que durant la présidence de Rajaonarimampianina un programme a été lancé en 2017. Quel sous-marin derrière tout cela ? Lu pour vous ne fait que transmettre l’article de Africa Intelligence. https://www.lakroa.mg/item-2404_articles_monde_18-culmen-international-intronisa-conseiller-stratagique-de-la-marine-malgache.html
Marine malgache a un conseiller stratégique. Culmen International pressenti est intronisé conseiller stratégique de la marine malgache
Comme l'avait anticipé Africa Intelligence (09/09/20), Culmen International a remporté le 28 septembre le marché de mise à disposition d'un conseiller stratégique pour la marine malgache. Ce contrat est financé par le Département d'Etat américain à hauteur d'un million de dollars. Culmen s'est imposé face à un autre contractor de défense américain, Sincerus Global Solutions, qui a absorbé en juillet la branche internationale du géant Science Applications International Corp (SAIC).
Le mois d’octobre est consacré au Saint Rosaire. La prière du rosaire se décline en 4 «groupes» de mystères : joyeux, lumineux, douloureux, glorieux. Chacun de ces «groupes» (ou méditations) se décline en 5 mystères. La prière du rosaire, au complet, comprend donc 20 mystères au total. Prier le chapelet, c’est par conséquent, quotidiennement, prier 5 mystères par jour.
#COVID19
Atontanisa momba ny Covid-19 ny 29 septambra 2020. Sitrana 192 vaovao.
Lavo 229 (+ 0).
Marary mafy 16 (– 1).
FITILIANA : Tests PCR (297), Tests GeneXpert (53)
Marary 29 vaovao : 1 Cas importé, 2 Analamanga, Sainte Marie, 4 Ambatondrazaka, 2
Amparafaravola, 3 Matsiatra Ambony, 1 Atsimo Andrefana, 1 Menabe, 4 Antsohihy, 1
Bealanana, 5 Sava, 4 Diana
Mikasika ny toeram-pivavahana: Toy izao indray ireo fepetra arahina mandritra ny 15 andro nanomboka ny 19 septambra teo:
- Misokatra ireo fiangonana sy mosquée rehetra manerana ny Nosy saingy tsy maintsy manaja ireo fepetra rehetra ara-pahasalamana sy ara-pidiovana
- Hajaina hatrany ny elanelana 1 metatra
- Manao aro vava orona ny rehetra
- Raisina ny mari- pana eo am-pidirana
- Mampiasa gel désinfection
- Fandrarahana fanafody mamono otrik'aretina
- Tsy azo atao ny fifandraisan-tanana mandritra ny fotoam-pivavahana.
Jereo ny fepetra manontolo :
#COVID19 :
Antontan'isa ny 10 Septambra 2020
#Sitrana: 52
#Tranga_vaovao:104
• 53
Analamanga, • 17 Antsirabe I, • 2 Antsirabe II, • 1 Mandoto, • 4 Ambositra, • 1
Antsohihy, • 6 Sambava, • 16 Antsiranana I, • 2 Antsiranana II, • 2 Ambilobe
FITILIANA : Tests PCR (676), Tests
GeneXpert (66)
#Tranga_misy_fahasarotana: nijanona ho 48 (-3)
#Aina_nafoy: 02
#COVID19 : Antontan'isa ny 9 Septambra 2020
#Sitrana: 24
#Tranga_vaovao: 85
Analamanga :22, Alaotra Mangoro :16 (10 :Ambatondrazaka,04 :Amparafaravola),
Matsiatra ambony :01, V7V :05 (Manakara), Boeny : 01, Sofia : 05(Mandritsara), Melaky
: 01(Maintirano), Anosy :01 (Amboasary atsimo), Menabe : 14(Morondava), SAVA :
04(Sambava), Diana : 15(14 :Antsiranana I, 01 Antsiranana II)
#Tranga_misy_fahasarotana: nijanona ho 53
#Aina_nafoy: 00
#COVID19 08
SEPTAMBRA 2020
#Sitrana :
35 vaovao :
#Lavo 206 (+
4)
#Marary_mafy 53
(+ 2)
#Fitilana
Tests PCR (210) Tests GeneXpert (87)
#Marary vaovao 83
• 44 Analamanga, • 10 Ambatondrazaka, • 4 Amparafaravola, • 3 Matsiatra
Ambony, • 3 Boeny, • 7 Sofia, • 9 Antsiranana I, • 1 Antsiranana II, • 2
Sambava
Fiaraha-monina mifamelona sy mifanohana. Izay no foto-kevitra notohanan’ny AFK izay Ivotoerana fikarohana sy fanofanana ho vahaolam-pampandrosoana hanavotana ny firenena. Nandritra ny famelabelaran-kevitra natao teny Alarobia ny sabotsy 5 septambra lasa teo no nanehoany izany. Mila hapetraka eto amin’ny Firenena ny fihavanana matotra sy marina. Ity rafi-pampandrosoana ity dia tsy mila famatsiam-bola avy any ivelany araka ny nambaran’Atoa Andriamparany Ricky filohan’ny Ivontoerana. Ny AFK na ny Antso Fiarahamonina Kristianina (AFK) dia ivotoerana fikarohana sy fanofanana.
#COVID19 Antontan’isa ny 7 septambra 2020
#COVID19 Antontan’isa ny 7 septambra 2020
#Sitrana: 45
#Tranga_vaovao:
33
• 17 Analamanga, • 6 Tsiroanomandidy, • 1 Matsiatra Ambony, • 3 Antsiranana I, •
2 Sambava, • 2 Atsimo Andrefana, • 2 Mahajanga I
#Namoy_ny_ainy:
02
#Fitiliana
Tests PCR (439) Tests GeneXpert (33)
Hafatry ny Biraon’ny Fivondronamben’ny Eveka eto Madagasikara noho ny tsingerintaona voalohan’ny fitsidihana apostolika nataon’ny Papa Fransoa teto Madagasikara,
vakianao ao amin’ny rohy https://www.lakroa.mg/item-2367_articles_dossier_18-hafatry-ny-eveka-aminaizao-tsiahy-ny-fitisidihana-pastoraly-nataonany-papa-fransoa.html
Fepetra vaovao manomboka ny 6 septambra.
5) Mahakasika ny fiangonana
Afaka misokatra avokoa ny fiangonana sy ny mosquée manerana ny Nosy saingy
tsy maintsy hajaina ny elanelana 1m ary manao aro vava-orona daholo ny rehetra
fa indrindra mila hajaina ny fepetra ara-pahasalamana sy ara-pidiovana
Ny faritra Analamanga, Vakinankaratra, Alaotra Mangoro, Boeny, Sava ary
Diana dia tsy azo mihoatra ny 100 ny mpiangona