Notokanan’ny Filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina tao Ambohipihaonana, Ihazolava ao atsimon’Ambatolampy, ny fotodrafitrasa mamokatra herinaratra azo avy amin’ny masoandro. Lafin-kevitra maro no azo tsoahina nandritra ny lahateny sy lanonana natao ny 23 jona teo. Telo no avoitra etoana.
“Afaka mirehareha isika” hoy ny filoham-pirenena nandritra ny kabary nataony. Ho azy dia tokony hirehareha ny Malagasy satria izao fotodrafitrasa mpamokatra herinatra azo avy amin’ny masoandro izao no fotodrafitrasa goavana indrindra eto amin’ny faritra Ranomasimbe Indiana. Afaka mirehareha ihany koa satria manomboka izao dia tsy nofinofy intsony ny fampiasana angovo azo havaozina araka ny lahateny nataon’i Hery Rajaonarimampianina.
Tsiahivina fa mamokatra 20 MW isan’andro ny fotodrafitrasa vao notokanana io. Ary ny fisian’ny fiaraha-miasan’ny tsy miankina sy ny fanjakana (PPP) no nahafahana nanatontosa azy. Ny volana desambra 2016 no napetraka ny vato fehizoro ary io tontosa io ny asa. Lafin-kevitra voalohany asongadina io.
“Tsy mivarotra fatiantoka intsony ny Jirama” hoy ny filoha nandritra ny fanazavany. Nambaran’ny Filoha fa ampy izay ny fitsentsenfana ny volam-bahoaka. Nohazavain’ny Filoha fa hatramin’izay dia nivarotra fatiantoka ny Jirama satria 1000 ariary ny sandan’ny famokarana ny 1 kWh izay hamidy 640 ariary amin’ny mpanjifa miteraka fatiantoka 360 ariary isaky ny 1 kwh izany. Nandritra ny taona maro dia ny volam-bahoaka no hanentsenana ny banga. Nisy ny nanan-karem-be tamin’izany. Manomboka izao kosa amin’ny alalan’ity fotodrafitrasa vaovao ity dia 480 ariary ny sandan’ny famokarana izay hamidy amin’ny 640 ariary tahaka ny teo aloha ihany. “Mampilaza an’ireo zatra nanararaotra aho fa tsy miverin-dalana intsony izao fanapahan-kevitra izao” hoy Rajaonarimampianina. Lafin-kevitra faharoa io.
“Fanovana toe-tsaina sy fiaraha-miasa no hahombiazana” hoy ny Filoham-pirenena. Isan’ny teny famerimberin’ny Filoha Rajaonarimampianina hatramin’ny volana janoary no mankaty rehefa mandray fitenenana imasom-bahoaka izy ny filazana fa mila fanovana toe-tsaina ny fanarenana ny Firenena. Tany Ambohipihaonana dia nanentana ny rehetra sy ny tsirairay hanaiky izany fanovana toe-taina izany ny filoha. Tany Ambohipihaonana ihany koa dia namory ireo perlemantera sy ny mpikambana amin’ny goverinemanta iombonana na marimaritra iraisana ary dia nanentana azy ireo ny filoha fa ny fiaraha-miasa no ahombiazana hahatanteraka ny fisandratan’ny firenena.
Satria
kabary tsy novaliana no nataon’ny Filoham-pirenena tany Ambohipihaonana dia
hitondrana fanamarihana vitsivitsy etoana ireo lafin-kevitra navoitra ireo.
Nahoana tokoa no any amin’ny faritra malaza mamanara no napetraka ny
fotodrafitrasa miankina amin’ny masoandro fa tsy tany Maevatanana ohatra izay
malaza ho mandoro na toeran-kafa toy ny any Atsimo ? Faharoa, ny
Filoham-pirenena dia nampitandrina an’ireo zatra nanararaotra teo aloha koa miandry
ny famoahana ny anaran’ireo zatra nanararaotra reo ary ny vahoaka. Nymangarahara
dia antoka iray mampisandratra. Herezina ny Filoha hiroso amin’ny ampamoaka fa
azo antoka fa handrisika ny vahoaka ny fahafantarana ny anaran’ireo nitsensitra
ny volam-bahoaka sy ny firosoana amin’ny famaizana mafy azy ireo.
Partager l'article:
Bonne année 2021. Toute l'équipe, rédaction et technique, de www.lakroa.mg se joint ici pour vous souhaiter, à vous lecteurs et sources, une bonne et heureuse année 2021. Que cette nouvelle année 2021 vous apporte, le bonheur, la joie et la prospérité et l’amour du prochain et du Pays. Notre unique résolution pour l’année 2021 est de réussir à vous apporter la nouvelle vraie avec des analyses lucides hors des sentiers battus. Et soyons solidaires pour notre Patrie et nos concitoyens. https://www.facebook.com/100002397970826/videos/3535584526531445/
Que la magie de Noêl impacte sur votre vie
et voici des Suggestions de cadeaux de Noël:
Pour l’ennemi, le pardon.
Pour l’adversaire, la tolérance.
Pour l’ami, votre cœur.
Pour un client, du service.
Pour tous, la charité.
Pour chaque enfant, le bon exemple.
Pour vous, le respect et
Pour le Monde entier : l’Amour du Christ par la croix
Et notre cadeau notre fidélité envers vous sur www.lakroa.mg
Lahatsoratra mety hahaliana anao... Resaka tany
l'économie bleue de l'AMDP a été engloutie par la vague orange. Et voilà que le dossier resurgit sous une autre forme avec d'autres acteurs mais toujours économie bleue (orangée).
https://www.lakroa.mg/item-2465_articles_economie_18-petite-pache-en-paril-madagascar-signe-des-accords-de-pache-destructeurs-avec-des-investisseurs-chinois.html
Arrêt n°10-HCC/AR du 16 octobre 2020 relative à une demande de non-conformité à la Constitution du décret n° 2020-1110 du 9 septembre 2020 portant convocation du collège électoral pour les élections sénatoriales du vendredi 11 décembre 2020 et l’annulation dudit décret, formulée par le KMF/CNOE Fanabeazana Olompirenena. La demande de non-conformité à la Constitution du décret n° 2020-1110 du 9 septembre 2020 portant convocation du collège électoral pour les élections sénatoriales du vendredi 11 décembre 2020 et l’annulation dudit décret, formulée par le KMF/CNOE Fanabeazana Olompirenena, est déclarée recevable. Article 3.-La demande du KMF-CNOE Fanabeazana Olompirenana est rejetée comme mal fondée en vertu des considérants 16 à 27.
Décision n°17-HCC/D3 du 16 octobre 2020 portant sur des requêtes aux fins d’inconstitutionnalité du décret n°2020-1110 portant convocation du collège électoral pour les élections sénatoriales du 11 décembre 2020. Selon l’article 1, les requêtes sont déclarées recevables mais rejetées comme non fondées sur la base des considérants 17 à 25, 27 et 28 (article 3).
Lu pour vous: Une usine clés en main normande expédiée à Madagascar contre la faim. https://www.lakroa.mg/item-2413_articles_monde_18-une-usine-clas-en-main-normande-expadiae-a-madagascar-contre-la-faim.html
62 taona ny Repoblika Malagasy. Hetsika maro no fantatra fa ho karakaraina hanamarihana ny faha 62 taona ny nanambarana ny fitsanganan’ny Repoblika Malagasy voalohany. Iray amin’ireny ny karakarain’ny Hetsika Fampiraisana ny Kristianina. Ny 14 oktobra dia hisy ny fotoam-pivavahana hatao ao amin’ny FJKM Atsimon’i Mahamasina ny maraina amin’ny 9 ora sy sasany ary fikaonan-doha atao ao amin’ny Le pave Antaninarenina kosa ny tapany hariva. Asaina ny rehetra ka ny lohahevitra amin’izany ny hoe « maro tohanan’ny maro »
Lu pour vous. Le Conseil des Ministres du 7 octobre a pris la décision que l’Etat va effectuer des travaux de relevés sismiques marins pour déterminer la ZEE. Et on apprend sur Africa Intelligence que. Il faut rappeller aussi que durant la présidence de Rajaonarimampianina un programme a été lancé en 2017. Quel sous-marin derrière tout cela ? Lu pour vous ne fait que transmettre l’article de Africa Intelligence. https://www.lakroa.mg/item-2404_articles_monde_18-culmen-international-intronisa-conseiller-stratagique-de-la-marine-malgache.html
Marine malgache a un conseiller stratégique. Culmen International pressenti est intronisé conseiller stratégique de la marine malgache
Comme l'avait anticipé Africa Intelligence (09/09/20), Culmen International a remporté le 28 septembre le marché de mise à disposition d'un conseiller stratégique pour la marine malgache. Ce contrat est financé par le Département d'Etat américain à hauteur d'un million de dollars. Culmen s'est imposé face à un autre contractor de défense américain, Sincerus Global Solutions, qui a absorbé en juillet la branche internationale du géant Science Applications International Corp (SAIC).
Le mois d’octobre est consacré au Saint Rosaire. La prière du rosaire se décline en 4 «groupes» de mystères : joyeux, lumineux, douloureux, glorieux. Chacun de ces «groupes» (ou méditations) se décline en 5 mystères. La prière du rosaire, au complet, comprend donc 20 mystères au total. Prier le chapelet, c’est par conséquent, quotidiennement, prier 5 mystères par jour.
#COVID19
Atontanisa momba ny Covid-19 ny 29 septambra 2020. Sitrana 192 vaovao.
Lavo 229 (+ 0).
Marary mafy 16 (– 1).
FITILIANA : Tests PCR (297), Tests GeneXpert (53)
Marary 29 vaovao : 1 Cas importé, 2 Analamanga, Sainte Marie, 4 Ambatondrazaka, 2
Amparafaravola, 3 Matsiatra Ambony, 1 Atsimo Andrefana, 1 Menabe, 4 Antsohihy, 1
Bealanana, 5 Sava, 4 Diana
Mikasika ny toeram-pivavahana: Toy izao indray ireo fepetra arahina mandritra ny 15 andro nanomboka ny 19 septambra teo:
- Misokatra ireo fiangonana sy mosquée rehetra manerana ny Nosy saingy tsy maintsy manaja ireo fepetra rehetra ara-pahasalamana sy ara-pidiovana
- Hajaina hatrany ny elanelana 1 metatra
- Manao aro vava orona ny rehetra
- Raisina ny mari- pana eo am-pidirana
- Mampiasa gel désinfection
- Fandrarahana fanafody mamono otrik'aretina
- Tsy azo atao ny fifandraisan-tanana mandritra ny fotoam-pivavahana.
Jereo ny fepetra manontolo :
#COVID19 :
Antontan'isa ny 10 Septambra 2020
#Sitrana: 52
#Tranga_vaovao:104
• 53
Analamanga, • 17 Antsirabe I, • 2 Antsirabe II, • 1 Mandoto, • 4 Ambositra, • 1
Antsohihy, • 6 Sambava, • 16 Antsiranana I, • 2 Antsiranana II, • 2 Ambilobe
FITILIANA : Tests PCR (676), Tests
GeneXpert (66)
#Tranga_misy_fahasarotana: nijanona ho 48 (-3)
#Aina_nafoy: 02
#COVID19 : Antontan'isa ny 9 Septambra 2020
#Sitrana: 24
#Tranga_vaovao: 85
Analamanga :22, Alaotra Mangoro :16 (10 :Ambatondrazaka,04 :Amparafaravola),
Matsiatra ambony :01, V7V :05 (Manakara), Boeny : 01, Sofia : 05(Mandritsara), Melaky
: 01(Maintirano), Anosy :01 (Amboasary atsimo), Menabe : 14(Morondava), SAVA :
04(Sambava), Diana : 15(14 :Antsiranana I, 01 Antsiranana II)
#Tranga_misy_fahasarotana: nijanona ho 53
#Aina_nafoy: 00
#COVID19 08
SEPTAMBRA 2020
#Sitrana :
35 vaovao :
#Lavo 206 (+
4)
#Marary_mafy 53
(+ 2)
#Fitilana
Tests PCR (210) Tests GeneXpert (87)
#Marary vaovao 83
• 44 Analamanga, • 10 Ambatondrazaka, • 4 Amparafaravola, • 3 Matsiatra
Ambony, • 3 Boeny, • 7 Sofia, • 9 Antsiranana I, • 1 Antsiranana II, • 2
Sambava
Fiaraha-monina mifamelona sy mifanohana. Izay no foto-kevitra notohanan’ny AFK izay Ivotoerana fikarohana sy fanofanana ho vahaolam-pampandrosoana hanavotana ny firenena. Nandritra ny famelabelaran-kevitra natao teny Alarobia ny sabotsy 5 septambra lasa teo no nanehoany izany. Mila hapetraka eto amin’ny Firenena ny fihavanana matotra sy marina. Ity rafi-pampandrosoana ity dia tsy mila famatsiam-bola avy any ivelany araka ny nambaran’Atoa Andriamparany Ricky filohan’ny Ivontoerana. Ny AFK na ny Antso Fiarahamonina Kristianina (AFK) dia ivotoerana fikarohana sy fanofanana.
#COVID19 Antontan’isa ny 7 septambra 2020
#COVID19 Antontan’isa ny 7 septambra 2020
#Sitrana: 45
#Tranga_vaovao:
33
• 17 Analamanga, • 6 Tsiroanomandidy, • 1 Matsiatra Ambony, • 3 Antsiranana I, •
2 Sambava, • 2 Atsimo Andrefana, • 2 Mahajanga I
#Namoy_ny_ainy:
02
#Fitiliana
Tests PCR (439) Tests GeneXpert (33)
Hafatry ny Biraon’ny Fivondronamben’ny Eveka eto Madagasikara noho ny tsingerintaona voalohan’ny fitsidihana apostolika nataon’ny Papa Fransoa teto Madagasikara,
vakianao ao amin’ny rohy https://www.lakroa.mg/item-2367_articles_dossier_18-hafatry-ny-eveka-aminaizao-tsiahy-ny-fitisidihana-pastoraly-nataonany-papa-fransoa.html
Fepetra vaovao manomboka ny 6 septambra.
5) Mahakasika ny fiangonana
Afaka misokatra avokoa ny fiangonana sy ny mosquée manerana ny Nosy saingy
tsy maintsy hajaina ny elanelana 1m ary manao aro vava-orona daholo ny rehetra
fa indrindra mila hajaina ny fepetra ara-pahasalamana sy ara-pidiovana
Ny faritra Analamanga, Vakinankaratra, Alaotra Mangoro, Boeny, Sava ary
Diana dia tsy azo mihoatra ny 100 ny mpiangona