logo
Lakroan'i Madagasikara
Andry Rajoelina

Nirotsaka ho kandida ny filohan’ny Tetezamita teo aloha ary hoy ny mpanohana azy

Nanangona i JRR il y a 12 mois

4 taona sy tapany no niandrasan'ny vahoaka maro ny firotsahan'i ANR ho kandida Filoham-pirenena am 2018. Raikitra izany omaly ka orakoraka tsy nifandrenesana no nameno ny Palais de sport. Posa-kevitra iray notsongaina ity.

Nirotsaka ho kandida ny filohan’ny Tetezamita teo aloha ary hoy ny mpanohana azy


Fa ny hevi-dehibe tena nanaitra ny saiko dia ireto:

- Hanenjika ny fahatarana nandritra ny 58 taona izy am alalan'ny fampandrosoana haingana sy maharitra fa tsy kabary toy ny mahazatra ny sasany fotsiny.

- Hanangana fotodrafitrasa marobe eran'ny faritra sy herinatra sy sekoly sy hopitaly am faritra sy kominina rehetra.

- Hamafa an'ireo tsy fanjariana rehetra vitan'ny teo aloha na izay tsy mety rehetra natao teto am firenena fa efa niomana izy, efa niova, efa matotra, ary efa voasedra.

- Hanangana seha-pamokarana maro eran'ny faritra am alalan'ny velaran-tany midadasika mba handresena ny tsy fahampian-tsakafo sy fanafaram-bary isan-taona.

Fa ny tena nanaitra ahy ka nahafaly ahy manokana dia ny fanipihany fa tsy handefitra mihitsy izy amireo mpangalatra sy mpamono olona sy mpanolana sy mpanao kidnapping. Tezitra mihitsy aza izy niteny an'ireo ka nampiasa ny voambolana "tsy hitsitsy" mihitsy amireo olona tsy valahara tsy matahotra an'Andriamanitra sy tsy mataho-tody ireo, ka hisy helikoptera 10 hampiasaina am tsy fandriampahalemana, ary io kidnapping-kidnapping io dia hataony mahita azy fa tezitra mafy mihitsy Ingahirainy na dia nasehony am vazivazy azy izany.

Io tsy fandriampahalemana io rahateo no mampikaikaika ny olon-drehetra na ambanivohitra na andrenivohitra, na tompontany na vahiny, ka mila vahaolana maika, mahomby ary maharitra satria ny fandriampahalemana no miantoka ny famokarana sy fihariankarena sy fiarahamonina milamina ka mampandroso ny firenena eo am lafiny rehetra.

Izany no olona tapa-kevitra hitondra ny tany sy ny fanjakana fa tena niomana sy vonona amin'ny angady sy ny harona, am lafiny rehetra: ara-kevitra, ara-bola, ara-tetikasa, fa ny sasany na ny harona sy angady aza mbola hokarohina na hindramina ?!

Ny tena marina dia leo an'ireo mpitondra tsy nitolona ireo aho sy ireto zaza navelany rehetra ireto, ka ny tolona nataoko hahatsara kokoa ny fiainana hatram 72, 91, 2001, 2009 no lazainy fa nanimba firenena sy nampahantra vahoaka. Ka ny hifanandrina amin’ireo rehetra nanimbazimba ny tolom-bahoaka mihitsy no hirotsahako hifanandrina amin'izy ireo ka ho hita eo izay handresy sy harahin'ny vahoaka mpifidy sy mpitsara, fa tsy ny vavaben'ireo mpamadika sy mpanaratsy sy tsy manan-katao afa-tsy fankahalana sy fanatisma akory ?

Fa aoka fotsiny tsy hanana esprit autarcique na nationalisme primaire toy ny courant de pensée voizin'ny sasany aty Dago ise fa io fankahalana vahiny sy ny fiaraha-miasa am frantsay sy karana sy sinoa sy...arabo io no tena leitmotiv-ny zanak'i Dada sy zanan-dRangory sy Zana-baratra rehetra ka mitandrema ihany am approche sy ny penchant fa relation de partenariat win-win ihany no tsy maintsy ataon'ny mpitondra patriote et souverain eto am firenena fa tsy otran'ny taloha intsony. Dubaï anie oa miara-miasa am firenena 120 fa tsisy hoe fefiky ny vahiny ny harenany sy ny kolontsainy e, finoana sy kolontsaina musulmane foana no iainana ao dia izy koa no mametraka ny règle du jeu!

 

(Nalaina tao anaty Facebook, tsy notononina ny olona nanoratra fa ny hevitra no tiana hasongadina)

Partager l'article:

Lakroa en direct
  • 18 Jul. 2019 - 14:15-

    USA. Le cardinal DiNardo interpelle Donald Trump sur les droits des migrants. «Il est contraire aux valeurs américaines et chrétiennes de chercher à empêcher aux personnes d’émigrer ici quand elles fuient pour sauver leurs vies et pour trouver une sécurité pour leurs familles», déclare le cardinal DiNardo.

  • 18 Jul. 2019 - 11:27-

    Birao maharitra AN. Vita ny fifidianana ny mpikambana ireo mandrafitra ny Birao maharitry ny Antenimieram-pirenena. Toy izao izany : Filohan’ny Antenimierampirenena : Razanamahasoa Christine Harijaona, Ambatofinandrahana (IRD). Filoha Lefitra Antananarivo : Rasolonjatovo Honoré, Faratsiho (IRD). Filoha Lefitra Antsiranana : Rahelihanta Jocelyne, Antsiranana I (IRD). Filoha Lefitra Fianarantsoa : Razafitsiandraofa Jean Brunelle, Ikongo (IRD). Filoha Lefitra Mahajanga : Rahantanirina Lalao, Mahajanga I (IRD). Filoha Lefitra Toamasina : Michelle Bavy Angelica, Fenérive Est (IRD). Filoha Lefitra Toliara : Rabenirina Jean Jacques, Betioky Atsimo (IRD).
    Questeur 1 : Henri Jean Michel, Ambovombe (IRD). Questeur 2 : Rakotomanga Lantoarivola Sedera, Antananarivo II (IRD). Questeur 3 : Rabenirina Maminiaina Solondraibe, Ambohidratrimo (TIM).
    Mpampakateny : Angèle Solange, Amboasary Atsimo (Mahaleotena). Mpampakateny lefitra : Rafenomanantsoa Tsirimaharo Ny Aina, Antananarivo III (IRD).

  • 17 Jul. 2019 - 09:30-

    Mercato-Jeremy Morel. En fin de contrat avec l'OL, l’international malgache Jeremy Morel signe pour un an de contrat avec le Stade Rennais. « Je suis très enthousiaste et fier de rejoindre le Stade Rennais F.C. Je vais faire du mieux possible pour apporter mon expérience au club. J’avais plusieurs sollicitations mais sportivement je me voyais plus ici. J’espère avoir fait le bon choix. À moi de tout faire sur le terrain pour remercier le Président de sa confiance », a-t-il déclaré.  

  • 16 Jul. 2019 - 09:30-

    Désensablement. La piscine naturelle du Parc National Isalo est de nouveau ouverte à la baignade depuis le vendredi 12 juillet dernier. « La profondeur et la propreté de l’eau ont été testées par les agents de Madagascar National Parks afin de s’assurer que toutes les conditions requises pour la baignade durant la haute saison touristique 2019 soient au mieux », déclare Madagascar National Parks sur Facebook.

  • 15 Jul. 2019 - 14:30-

    Jeux des îles. A l’île Maurice, les sportifs venant des sept îles de l'océan Indien s'affronteront sur quatorze disciplines : athlétisme, badminton, le basketball, boxe, cyclisme, football, haltérophilie, judo, natation, tennis de table, voile, beach volley et volleyball. Pour cette édition, l’ouverture officielle se fera le 19 juillet et prendra fin le 28 juillet.

  • 15 Jul. 2019 - 13:00-

    FMF. Lova Ramisamanana ne pourra se présenter à la course pour être à la tête de la fédération malgache de football. Il l’évoque sur sa page Facebook ainsi, « j’ai le regret de vous annoncer que je ne pourrai pas me présenter à la présidence de la fédération malagasy de football, faute de n’avoir pu réunir les 3 cautions requises. Nous nous sommes battus jusqu’au bout mais nous n’avons pu faire face à certains obstacles. »

  • 15 Jul. 2019 - 08:30-

    CAN 2019. Suite à leur victoire respective contre la Tunisie et le Nigéria, le Sénégal et l’Algérie disputeront la finale de cette édition de la Coupe d’Afrique des Nations. Pour rappel, les Fennecs ont battu ces Lions de la teranga lors de la phase de poule sur le score de 1-0 avec le but de Youcef Belaili.

  • 11 Jul. 2019 - 06:30-

    Fandaminana. Handamina ny polisim-pirenena ho an’ny alakamisy alina araka ny resadresaka tamin’ny mpanao gazety nataon’ireo tompon’andraikitra ao amin’ny Polisim-pirenena. Nanome ireo toromarika manodidina ny filaminana mandritra ny fijerena baolina kitra amin’izao Can izao izy ireo. Maro ny polisy hiasa amin’io alin’ny alakamisy io raha ny nambaran’ireto tompon’andraikitra ao amin’ny polisim-pirenena ireto.

  • 09 Jul. 2019 - 13:30-

    Supporter les Barea. L’inscription est ouverte pour aller supporter les Barea en Egypte pour leur quart de finale contre la Tunisie. Les billets sont disponibles auprès de l’Air Madagascar à Analakely. Adressez-vous à la même agence pour plus d’infos.

  • 06 Jul. 2019 - 13:00-

    Pape François – Poutine. Le président russe Vladimir Poutine a rencontré le pape François au Vatican le 4 juillet pour une discussion privée de 55 minutes. Le pape François et Poutine ont discuté de questions d'actualité en Syrie, en Ukraine et au Venezuela, ainsi que de questions environnementales et de questions concernant l'Eglise catholique en Russie, selon le bureau de presse du Saint-Siège.

  • 05 Jul. 2019 - 11:00-

    CAN 2019. La CAF a rejeté les plaintes contre la RDC pour match truqué. Suite à l’insuffisance de preuve réelle, les accusations de corruption de la fédération zimbabwéenne de football vis-à-vis de leur gardien de but ont été rejeté. De ce fait, le match entre Madagascar et la RDC dans le cadre des huitièmes de finale aura bel et bien lieu dimanche prochain.

  • 05 Jul. 2019 - 08:30-

    Wi-fi gratuit. Le mercredi 10 juillet prochain, le wi-fi gratuit sera disponible à Antananarivo. Il sera possible de se connecter librement, sur quatre zones incontournables de la capitale comme au jardin Antaninarenina, à l’arrêt bus Ambohijatovo, au jardin Antanimena et au pont de Behoririka.

  • 04 Jul. 2019 - 10:30-

    Nicolas Dupuis. Selon Jeune Afrique, Nicolas Dupuis est 31ème dans le classement des entraîneurs les mieux payés en Afrique. Il perçoit 7000€ par mois, selon les chiffres publiés par le média. Le sélectionneur de l’Egypte, Javier Aguirre, est le coach le mieux rémunéré sur le continent avec un salaire mensuel de 108 000 euros.

  • 03 Jul. 2019 - 15:15-

    CAN 2019. Anicet Andrianantenaina et Carolus Andriamanitsinoro intègrent l’équipe type de la phase de poule de cette Coupe d’Afrique des Nations. Pour rappel, Anicet était l’homme du match pendant la rencontre face à la Guinée. Carolus l’était à son tour pendant le match contre le Nigéria.

  • 03 Jul. 2019 - 14:30-

    FIER-Mada. Tanterahana ny alarobia 7 hatramin’ny 11 aogositra ho avy izao ny FIER-Mada faha 21, ao amin’ny kianja Makis Andohatapenaka. Amin’izany dia hisy ny lao-bary an-dasy hiompana amin’ny « fandrosoana maharitra : tetik’asam-panjakana vatsiana vola amin’ny voajanahary sy ifampierana amin’ny tantsaha eny ifotony ».

  • 03 Jul. 2019 - 13:15-

    Energie solaire. La nouvelle technologie solaire pourrait produire de l'eau potable propre pour des millions de personnes dans le besoin. Des appareils appelés alambics solaires utilisent le soleil pour évaporer l'eau salée et condenser la vapeur en eau potable saine. Les chercheurs ont mis au point un nouveau système accélérant le processus d'évaporation, permettant ainsi à un petit alambic solaire de fournir toute l'eau potable dont une famille a besoin.

  • 03 Jul. 2019 - 08:30-

    Fampandrenesana. Tapaka ny lalana : -Lalana Dr Rajaonah- Pharmacie Ankadifotsy- EKAR Antanimena- ESCA ny saboty 6 jolay 2019. Voarara ho an’ny fifamoivoizan’ny  fiara rehetra tsy an-kanavaka ny ampahany amin’ireo lalana ireo. Izany dia noho ny fankalazana ny faha-50 taonan’ny Sekoly Les Lutins Ankadifotsy, araky ny fampandrenesana.

  • 02 Jul. 2019 - 08:00-

    Supporter les Barea. Une offre exceptionnelle est disponible pour les 8è de finale de cette CAN. Elle est à 2.200.000 ar ( Billet d avion A/R +Hebergement+Transfert hôtel-stade+ Billet d entrée stade ) 298.000 ar ( Visa de séjour ) 198.000 ( Passeport ) soit 2.688.000 AR Départ d Ivato samedi 06 juillet - retour Ivato Lundi 08 juillet Appareil A 380 . Plus d infos contacter Air MADAGASCAR

  • 01 Jul. 2019 - 10:30-

    USA-Corée du Nord. Le président Donald Trump et le président nord-coréen Kim Jong Un se sont rencontrés dimanche dans la zone démilitarisée (entre la Corée du Nord et du Sud) fortement fortifiée et ont convenu de relancer les pourparlers sur le programme nucléaire de Pyongyang. Trump, faisant pression pour obtenir un accord définissant un héritage, est devenu le premier dirigeant américain assis à entrer en Corée du Nord.

  • 01 Jul. 2019 - 08:00-

    Barea. Suite à son deuxième carton jaune lors de cette phase de poule, Marco Ilaimaharitra ne pourra pas jouer lors des huitièmes de finale. Pour rappel, il a reçu son premier avertissement contre le Syli national. Cliquez sur le lien pour lire l’article : https://www.lakroa.mg/item-1755_articles_sport_18-les-barea-saenvolent-vers-un-huitiame-de-finale-historique.html

Du même auteur

politique
sport

Dans la même rubrique

politique
politique
Publicité