logo
Lakroan'i Madagasikara
Salon 3 in One International Event

Nampahafantarina an’ireo mpianatra ny atao hoe fiahiana ara-tsosialy ny CNaPS

Rabodoson Voahangy il y a 10 mois

Ny CNaPS dia anisan’ireo nandray anjara nandritra ny hetsika « Salon 3 in One International Event » natao tetsy amin’ny Carlton Anosy ny alakamisy 16 sy zoma 17 aogositra 2018 teo. Nanana anjara toerana lehibe tao ny CNaPS na Caisse Nationale de Prévoyance Sociale. Araho.

Nampahafantarina an’ireo mpianatra ny atao hoe fiahiana ara-tsosialy ny CNaPS

Mizara telo ny salon. Misy ny resaka sampam-pampianarana ambony sy ny orinasan- tserasera na “call center”, ary eo koa ny resaka asa na olona hiditra ao anaty sehatry ny asa (na recrutement). Mahakasika ity farany no isan’ny tena niantsoana ny CNaPS satria ny « Ressources Humaines » an’ireo orinasa ireo no tena misahana ny fampidirana mpiasa  sy ny olona hiditra ao anaty ny sehatry ny asa ka mila mahalala ny anjara asan’ny CNaPS izy ireo.  « Ny CNaPS no miahy ny zon’ny mpiasa sy tompon’andraikitra voalohany amin’ny resaka fiahiana ara-tsosialy dia izay no antony niantsoana ny Tahirim-pirenena na CNaPS hitondra fanazavana bebe kokoa amin’ireo izay mbola tsy mahalala ny tena andraikitra sahanin’ny CNaPS », hoy i Raveloson Hajatiana, Aide Manager eo anivon’ny Assidu Madagascar, orinasa mpikarakara ny hetsika.

Amin’ny maha andrim-panjakana misahana ny mpiasa amin’ny sehatra tsy miankina ny Tahirim-pirenena momba ny Fiahiana ara-tsosialy (na CNaPS) dia izay antony izay indrindra nandrisika azy handray anjara mavitrika tamin’ny hetsika. Maro ny tolotra omen’ny CNaPS ny mpitsidika ny tranoheva nandritra ny hetsika toy ny fampahafantarana ny momba ny CNaPS, ny zo sy ny andraikitry ny mpiasa na ny mpampiasa. Fa ny tena nanintona ny maro dia ny famelabelaran-kevitra nentin’i Rakotomalala Yvan, Mpandrindra ny sampandraharaha eo anivon’ny CNaPS Foibe, mitondra ny lohahevitra hoe « Miasa hatrany anaty fahatoniana ». Ny famelabelaran-kevitra dia natao ny tolakandron’ny zoma 17 aogositra. Nampahafantariny an’ireo mpianatra nanatrika ny famelabelarana tamin’izany ny voina ara-piaraha-monina mety hahazo ny mpiasa toy loza amperin’asa, ny tsy fananana asa tampoka, ny aretina azo avy amin’ny asa, ny fahanterana, sy ny maro hafa. Ary novelabelariny ihany koa ny antony samihafa mety mahatonga izany sy ny mety ho voka-dratsiny. Nohamafisiny fa rehefa mihena ny hery entina miasa dia mitombo ny fandaniana ara-bola. Maro ny sampandraharaha miahy ny mpiasa, ka dia nampahafantariny tao amin’ny Carlton fa manana andraikitra lehibe amin’izany ny CNaPS amin’ny fiahiany ireo mpiasa tsy miankina rehetra. Nambaran’i Rakotomalala Yvan fa : « tandindomin-doza foana ny olona rehefa any amin’ny toeram-piasana ary tokony ho mailo hatrany rehefa miatrika ny asa, ary tokony samy handray ny andraikitra tandrify azy ny rehetra amin’ny fiarovana ny ain’ny mpiasa ».

Isan’ireo nanatrika ny velan-kevitra i Rakotomalala Tiavimanjaka Ferdinand mpianatra taona fahatelo amina sekoly ambony tsy miankina ao Ampefiloha. « Zava-dehibe ny CNaPS na eo amin’ny resaka fisotron-dronono izay mbola any lavitra be any fa eo koa ny fiahiana ara-tsosialy mandavan-taona. Ny CNaPS dia manamora ny fiainan’ny mpiasa eo anivon’ny toeram-piasana raha tsy hiresaka afa-tsy ny loza amperin’asa, ny fanampiana omeny ho an’ny vehivavy bevohoka sy ny teraka  ary koa ny volan-jaza » ho izy.

Partager l'article:

Lakroa en direct
  • 24 Jun. 2019 - 14:06-

    Un Chinois élu pour la première fois à la tête de la FAO. Le vice-ministre chinois de l'Agriculture, Qu Dongyu, a été élu dimanche 16 juin à la tête de la FAO, Agence des nations unies pour l'agriculture et l'alimentation en obtenant une majorité absolue dès le premier tour de scrutin. M. Qu Dongyu, premier Chinois à accéder à cette fonction, a obtenu 108 voix, la candidate française Catherine Geslain-Lanéelle, 71 voix et le candidat géorgien Davit Kirvalidze, 12 voix, selon le décompte annoncé après le premier tour de scrutin.

  • 23 Jun. 2019 - 07:30-

    Coupe d'Afrique des Nations. Les Barea ont arraché le nul face au Syli national dans le cadre de la première journée de la CAN 2019 pour le groupe B. La Guinée a dominé la première période mais les hommes de Nicolas Dupuis ont vite pris le dessus grâce au but de Anicet (48’) et Carolus (55’). Les Barea affronteront le Burundi pour la deuxième journée.

  • 22 Jun. 2019 - 09:00-

    CAN 2019. La VAR sera utilisée à partir des quarts de finale de la Coupe d'Afrique des Nations. Le président de la CAF, Ahmad Ahmad, l’a annoncé la veille de l’ouverture de la compétition continentale. « Au début, c'était prévu pour les demi-finales, mais nous avons exigé qu'il fallait aller un peu plus en avant. Le comité exécutif a décidé pour les quarts de finale, pour que ce soit une réussite », a-t-il déclaré.

  • 20 Jun. 2019 - 11:30-

    5G. Depuis le début de cette année, de nombreux fabricants de téléphones ont dévoilé leurs prochains téléphones 5G. Le résumé, de ce que les principaux fabricants de téléphones prévoient, est dans l'article https://www.lakroa.mg/item-1739_articles_newtech_18-diverses-marques-compatibles-avec-le-raseau-5g.html 

  • 20 Jun. 2019 - 10:30-

    Ambassade de France. L’ambassadeur de France à Madagascar, Véronique VOULAND-ANEINI, a donné une conférence de presse, le mercredi 19 juin à Ambatomena. Elle a fait le bilan, plutôt positif, de ses quatre années à la tête de la mission diplomatique française à Madagascar.  

  • 20 Jun. 2019 - 07:05-

    Vidin-tsolika. Hidina ny vidin’ny solika avy amin’ny fihaonan’ny filoha Andry Rajoelina sy ireo mpandraharahan'ny solika. Hihena 500 ariary ny vidin’ny pétrole, ny gasoil dia hihena 150 ariary ary ny lasantsy dia hihena 100 ariary. Tanjona tamin’izany ny mba hampihena ny vidim-piainana eo anivon’ny tokantrano malagasy. Hihena arak’izany ny saran’ny fitaterana solika alain’ireo mpandraharaha ireo.

  • 19 Jun. 2019 - 14:30-

    FIJEV. La Forum International des Jeunesses et Emploi Vert (FIJEV) se déroule au CCI Ivato et prendra fin le samedi 22 juin 2019. Cette édition régionale réunit 250 participants parmi lesquels 200 jeunes- entrepreneurs issus du Comores, Djibouti, Seychelles, île de la Réunion, Mayotte, Maurice, Mozambique et Madagascar avec les experts et représentants des institutions nationales et internationales. Différents ateliers pratiques et des foires pour les emplois verts sont au programme pour ce forum.

  • 19 Jun. 2019 - 12:10-

    Lalàna mifehy ny serasera. Manomboka any Mahajanga ny fihaonana fakan-kevitra isa-paritra ho fanavaozana ny lalàna mifehy ny serasera izay tarihan’ny Ministeran’ny Serasera sy ny Kolontsaina. Tanjona amin’izany ny fanolorana tolo-dalàna vaovao eo anivon’ny Antenimiera.  

  • 19 Jun. 2019 - 11:00-

    Retrouvez lakroa.mg sur Facebook en cliquant sur le lien : https://www.facebook.com/lakroamg/

  • 19 Jun. 2019 - 09:00-

    CAN 2019. Finalement, la CAN 2019 se jouera avec 24 équipes. En effet, le Mali était incertain pour cette édition après l’ultimatum de la FIFA par rapport au retard du nouveau statut de la fédération malienne de foot (Femafoot). Le comité de normalisation de la Femafoot à voter de nouveaux statuts conformément aux exigences de la FIFA. Cette dernière devra valider le processus avec la CAF.  Pendant ce temps, la participation du Mali à la compétition continentale est assurée.

  • 19 Jun. 2019 - 07:21-

    Mpisoloky tratra. Nohon’ny fisolokiana volan’olona, voasambotry ny polisy avy ao amin’ny boriborintany faha-6 ny vehivavy roa ary lehilahy iray. Tratra teo ampanatanterahana ny asany ilay lehilahy. Saika haka vola mitentina 40 millions ariary miaraka amin’ny taratasy hosoka tany amin’ny banky no nahatratrarana azy. Nanoro avy hatrany ny misy ireo vehivavy roa namany ity lehilahy ity.

  • 18 Jun. 2019 - 15:24-

    En garde à vue. L'ancien président de l'UEFA Michel Platini est placé en garde à vue sur une affaire de corruption relative à l'attribution de la Coupe du monde 2022 au Qatar. Platini est questionné pour « faits de corruption active ou passive de personnes n'exerçant pas une fonction publique ». La FIFA affirme être au courant des informations concernant Platini mais ne dispose pas des détails de l'enquête en cours.

  • 18 Jun. 2019 - 08:12-

    Prix du carburant. Répondant à la question concernant la hausse du prix du carburant, le Président Andry Rajoelina a vivement affirmé qu’il ne fléchira pas devant le lobby des pétroliers et que sa priorité reste l’intérêt du peuple malagasy. En ce moment, une rencontre se déroule entre le Chef d’État et les opérateurs pétroliers afin de discuter de la baisse du coût du carburant ainsi que celui des groupes utilisés par la Jirama.

  • 24 May. 2019 - 07:48-

    18 sisa ny isan’ny senatera. Raha 63 ny isan’ny senatera teo aloha dia lasa 18 sisa izany. Ny fanovana dia noraisina nandritra ny filan-kevitry ny Minisitra natao tany Antsiranana ny 22 mey 2019 teo. Mitsinjara toa izao izany isa izany : ny roa ampahatelony fidiana mitovy isa, isaky ny faritany avy izany hoe 12 voafidy ka loholona roa isaky ny faritany (teo aloha). Ary ny 6 tendren’ny Filoham-pirenena avy amin’ireo vondron-kery maro an’isa indrindra amin’ny lafiny toekarena sosialy sy kolontsaina na noho ny fahaizany manokana.

  • 21 May. 2019 - 08:25-

    Drapeau à damier pour Lauda. Le triple champion du monde de F1 et président non exécutif de l'écurie Mercedes, dont l'état de santé inquiétait depuis une transplantation pulmonaire l'an dernier, est décédé à l'âge de 70 ans. Sa famille l'a annoncé dans un texte diffusé aux médias : «C'est avec une grande tristesse que nous vous annonçons que notre cher Niki s'est éteint paisiblement, entouré de ses proches, ce lund 20 mai. » L'état de santé de celui qui était devenu président non exécutif de l'écurie Mercedes en 2012 s'était dégradé à l'été 2018.

  • 03 May. 2019 - 07:39-

    2019, des médias sous influence. La précarité des journalistes et des médias malgaches les rend particulièrement vulnérables à l’influence des hommes d'affaires et des responsables politiques qui possèdent de nombreux organes de presse. L’élection présidentielle remportée fin 2018 par l’ex-leader de la transition Andry Rajoelina a confirmé la très forte politisation des médias locaux et notamment de la presse écrite. La quasi-totalité des titres ayant pris parti pour l’un ou l’autre des principaux candidats, l’accès à une information neutre et indépendante a été fortement limité. Le ministère des Affaires étrangères a directement écrit à l’ambassade d’Allemagne pour empêcher la publication d’un sondage dans un magazine d’information financé par une fondation allemande. Sur le plan légal, le Code de la communication adopté en 2016 fait référence. Au classement mondial de la liberté de la presse 2019 de RSF, Madagascar se trouve à la 54 place, classement depuis 2013.

  • 27 Mar. 2019 - 14:16-

    . Ho avy ny Papa. ny fanambarana ofisialy nataon'ny Nonce ny tolakandron'ny 27 Marsa teo fa ho avy hanatanteraka famangiana apostolika eto Madagasikara ny Papa Fransoa. Ny 6 sepitambra izy no eto hatramin'ny alahady 8 sepitambra. Feno 30 taona izao no nandalovan'ny Papa iray voalohany teto Madagasikara dia ny Papa Joany Paoly faha2 izany.


  • 27 Mar. 2019 - 14:16-

    . Ho avy ny Papa. ny fanambarana ofisialy nataon'ny Nonce ny tolakandron'ny 27 Marsa teo fa ho avy hanatanteraka famangiana apostolika eto Madagasikara ny Papa Fransoa. Ny 6 sepitambra izy no eto hatramin'ny alahady 8 sepitambra. Feno 30 taona izao no nandalovan'ny Papa iray voalohany teto Madagasikara dia ny Papa Joany Paoly faha2 izany.


  • 06 Mar. 2019 - 07:23-

    Carême 2019. Le temps de Carême 2019 commence ce jour, Mercredi des cendres. Pour nous accompagner dans ce temps fort de notre foi voici deux liens :

    Message intégrale du Pape pour ce Carême 2019

    https://www.lakroa.mg/item-1640_articles_une_18-ala-craation-attend-avec-impatience-la-ravalation-des-fils-de-dieua-rm-819.html  

    Et une analyse succincte de ce message

    https://www.lakroa.mg/item-1641_articles_religion_18-se-convertir-pour-auvrer-a-la-rademption-de-la-craation.html


  • 31 Jan. 2019 - 06:49-

    Bilan provisoire global en date du 30 janvier 2019 à 18h. Le bilan provisoire global après les « Fortes pluies » et « Tempête Tropicale Modérée EKETSANG» fait état de : • 27 Décédés (18 à cause du glissement de terrain, 4 morts par noyade, 1 mort d’un écroulement d’une maison suite à l’inondation, 4 morts d’un écroulement d’une maison) ; • 1 Disparu (emportée par l’eau) ; • 3 Rescapés (suite au glissement de terrain) ; • 9 586 Sinistrés (254 dues au glissement de terrain et 9 332 à cause de l’inondation) ; • 833 Déplacés actuels (451 dues au glissement de terrain et 382 à cause de l’inondation) ; • 2 462 Déplacés cumulés (518 dues au glissement de terrain et 1 944 à cause de l’inondation) ; • 1 778 Cases d’habitation inondées ; • 187 Cases détruites (7 dues au glissement et 83 dues à l’inondation).
    CECI EST LE DERNIER BULLETIN EN CE QUI CONCERNE L’INONDATION ET LE GLISSEMENT DE TERRAIN DE CES DEUX DERNIERES SEMAINES A MADAGASCAR. (Source : BNGRC, Centre d'Etudes de Réflexion de Veille et d'Orientation).

Du même auteur

sport
actualites

Dans la même rubrique

societe
societe
Publicité