logo
Lakroan'i Madagasikara
Toeran'ny mpanjifa

Omeo ministera ny fiarovana ny mpanjifa

Ravaozanany Béatrice il y a 3 années

Fotoana fanaovana tatitra ny fotoana fifampiarahabana amin’izao fiandohan’ny taona vaovao izao. Nandroso ny asa vita ny birao foiben’ny RNDC ary nanoritsoritra ireo asa miandry ho an’ny taona 2014. Famintinana.

Omeo ministera ny fiarovana ny mpanjifa
Nifamory nifampiarahaba noho ny fahatongavan’ny Asaramanitra ireo mpikambana ao amin’ny birao foiben’ny RNDC na Réseau National pour la Défense de Consommateurs. Notontosaina ny asabotsy 18 zanvie lasa teo izany fotoana izany.
Ny RNDC na azo adika hoe tambazotra nasionaly ho fiarovana ny mpanjifa dia rafitra iray tsy miankina na amin’ny fanjakana na amin’ny tontolo politika” hoy Lita Rabetsara, izay filoha amperinasa ankehitriny. Rafitra hitambaran’ny fikambanana maromaro sy ireo olona tsara sitra-po izy ity araka ny fanazavana azo. Mikendry ny hiara ny mpanjifa amin’ny lafiny rehetra na manoloana ny fanjakana na eo anatrehan’ireo mpamokatra sy mpamongady ary mpaninjara. Tsy mifidy toerana hiasana ana antanan-dehibe na ambanivohitra.
Ny fotoana fifampiarahabana dia nahafahana nanao jeritodika ny zava-bita tamin’iny taona 2013 lasa iny ary nanoritsoritra ny miandry amin’izao taona 2014 izao.
Be ny ady
Raha henoina ny tatitra nataon’ny filohan’ny tambazotra RNDC dia maro ireo asa notontosaina tamin’iny taona 2013 iny. Midika izany fa be ny tsindry mahazo sy vesatra eo amin’ny mpanjifa.
Isan’ny tena nandrenesana ny RNDC dia teo amin’ny resaka fiarovana ny mpanjifa manoloana an’ireo misoloky. Ny tena nalaza tamin’izany dia ny JK Group. Orinasa iray niantso ny mpanjifa handrotsaka vola ampahan’ny vidina ordinatera ka ny sisa vidin’entana rehefa tonga ny entana. Ny entana anefa tsy tonga na tonga ihany fa tsy ilay ordinatera nifanarahana no notadiavin’ny orinasa hamidy amin’ny mpanjifa. “Azo lazaina fa nahomby ny asanay satria dia misy ireo olona tafaverina ny volany. Nandrisika azy ireo hiditra ato anatin’ny RNDC izany vokatra izany” hoy ny filohan’ny fikambanana. Raha ny fantatra dia mbola maro ireo sady tsy nahazo ny solosaina no tsy tafaverina ny volany. Mbola mila ezaka goavana izany ny fiarovana ny mpanjifa manoloana ny asan’ireo mpisoloky izay zary lasa miliaridera vetivety ary jeren’ny fanjakana fotsiny izany.
Maro ireo asa voatanisan’ny filohan’ny RNDC. Tamin’iny taona nivalona iny no nankalaza voalohany ny 15 marsa ny teto Madagasikara. Ny 15 marsa no andro iraisam-pirenena ho fiarovana ny mpanjifa. Dingana lehibe izany fanamarihana izany satria mitory fa misy ireo mpiaro ary mahatsapa ny fanjakana fa misy lesoka tokoa ao.
Tsy mihonona amin’ny fiarovana fe fiarovana manoloana ny tery ataon’ireo mpamokatra fotsiny ny fikambanana araka ny fanazavana. Mirotsaka mitady ny fampitomboana ny tolotra izy ireo. Arakaraka ny fahamaroan’ny tolotra no mampihena ny vidiny entana aty amin’ny mpanjifa. Isan’ny tsapan’izy ireo fa lavo ny sanda takian’ny JIRAMA ka mahatonga ny RNDC hitady vahaolana eo amin’ny angovo azo havaozina. “Efa miroso amin’ny famokarana angovo izahay izao” hoy ny filohan’ny RNDC. Nambarany fa any Marotandrano (Mandritsara) no iasan’izy ireo ka nananganana central hydro-électrique iray. Notsiahivin’ny filohan’ny RNDC fa noho ny ezaka nataon’izy ireo no nahazoana ny sokajim-bidy (mode tarifaire) 130 kWh eny amin’ny JIRAMA.
Mitady vahaolana ho an’ireo mpiasam-panjakana ihany koa amin’ny fametrahana karazana mutuelle ho azy ireo ny tambazotra. Nanomboka tamin’iny taona iny y fifampidinihana amin’ireo voakasika (mpiasam-panjakana sy ny banky ary ny ministeran’ny Vola).
Certification locale
Ho an’ny filohan’ny fikambanana dia tohizina ny asa natao tamin’ny taona 2013 iny. Isan’izany ny fanaovana fifaninana “Safidin’ny mpanjifa” izay nahiana vokatra tsara raha ny natao tamin’ny taona 2014. Ny faniriana dia ny hahatafavoahana Certification locale aloha ary miakatra hatrany ny lentan’izany avy eo.
Tohizina koa ny ezaka eo amin’ny fanentanana an’ireo mpivarotra hani-masaka sy ireo mpivarotra sakafo lany daty. “Misy lalàna miandry an’ireo depiote vaovao eto satria lalàna efa tany amin’ny taona 1959 no miasa ka kely loatra ny sazy indraindray 5 000 Ar no sazy ka inona moa izay 5 000 Ar ho azy ireo ?” hoy Lita. “Efa manana rijan-teny momba io lalàna izahay fa hiezaka handresy lahatra izay depiote vonona hiaro izany” hoy izy.
Isan’ny ezaka tsy maintsy efaina koa ny fanamarinana ireo fandanjana entana. Matetika dia ambaran’ireo mpampiasa ireny mpiasa antrano na mpanampy ireny fa izy ireo no mangala-danja kanefa dia eny amin’ny mpivarotra mihitsy no tsy ampy lanja ny entana.
Prezida vaovao
Mahafaly anay ny mandre ny filoha vaovao fa hijery ny vahoaka amin’ny filoham-pirenena vaovao. Manoloana izany dia maro ny hafatra tianay hampitaina aminy” hoy ny RNDC. Ny hafatra goavana diany fitakiana fametrahana minisitera manokana hiarovana ny mpanjifa. “Tsy maintsy hatsangana ny Ministère de la Consommation et du ravitaillement” araka ny fahitan’ny RNDC azy. Direction izy io ankehitriny ary manoloana izany dia matetika ny tombontsoan’ny mpamokatra (marge…) sy fanjakana (hetra…) no voadinika alohan’ny tombontsoan’ny mpanjifa araka ny fanazavana fanampiny. Hisy mihaino ve izy ireo ?

Partager l'article:

Votre réaction?

Commbien font 3 + 8? (security question)

Lakroa en direct
  • 24 Jan. 2017 - 07:45-

    Diarin’ny kardinaly Pietro Parolin. Toa izao ny fandaharam-potoan’ny kardinaly Pietro Parolin, sekreteram-panjakan’ny Fiketrahana Masina, mandritra ny fitsidihany eto Madagasikara.
    26 janoary : 11 ora sy sasany alina ny fahatongavan’ny kardinaly Parolin eny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato.
    27 janoary : Fandraisan’ny fitondram-panjakana Malagasy azy ny tontolo andro izay ahitana fihaonany amin’ny mpitondra samihafa.
    28 janoary : Maraina no hanaovany ny fitsofan-drano ny foibe vaovaon’ny Fivondronamben’ny Eveka eto Madagasikara izay eny Ambatoroka. Vita izay dia hisy ny famangiana ny UCM ao Ambatoroka ihany ahitana fihaonana amin’ny mpiandraikitra sy ny mpianatra izany.
    Tolakandro: fihaonany amin’ny Eveka rehetra eto Madagasikara.

  • 24 Jan. 2017 - 07:43-

    Diarin’ny kardinaly Pietro Parolin (29 janoary – 31 janoary). 29 janoary no hanaovana ny Sorona Masina eo amin’ny kianjaben’i Mahamasina manomboka amin’ny 9 ora maraina. Ampahatsiahivina ny pretra fa loko fotsy no loko litorjika amin’io andro io.
    30 janoary amin’ny 10 ora maraina dia hisy ny Famelabelaran-kevitra eny amin’ny efitrano malalaky ny Ists eny Mandrimena Andoharanofotsy. “Ny atao hoe fifandraisana diplomatika ho an’ny Fiketrahana Masina” no lohadinika amin’izany.
    31 janoary: Maraina: Hisy ny famangiana ny toeram-piofanana ho pretra ao Faliarivo
    Tolakandro: Fitsidihana ny Akamasoa eny Andralanitra
    Hariva: Mitodi-doha ho any Roma ny kardinaly Pietro Parolin.

  • 24 Jan. 2017 - 07:28- Diarin’ny kardinaly Pietro Parolin. Toa izao ny fandaharam-potoan’ny kardinaly Pietro Parolin, sekreteram-panjakan’ny Fiketrahana Masina, mandritra ny fitsidihany eto Madagasikara.
    26 janoary : 11 ora sy sasany alina ny fahatongavan’ny kardinaly Parolin eny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato.
    27 janoary : Fandraisan’ny fitondram-panjakana Malagasy azy ny tontolo andro izay ahitana fihaonany amin’ny mpitondra samihafa.
    28 janoary : Maraina no hanaovany ny fitsofan-drano ny foibe vaovaon’ny Fivondronamben’ny Eveka eto Madagasikara izay eny Ambatoroka. Vita izay dia hisy ny famangiana ny UCM ao Ambatoroka ihany ahitana fihaonana amin’ny mpiandraikitra sy ny mpianatra izany.
    Tolakandro kosa ny fihaonany amin’ny Eveka rehetra eto Madagasikara.
  • 23 Jan. 2017 - 13:25-

    Concours NewcoPark 2017. NewcoPark, en partenariat aec JCI Iarivo et ESSCA, lance la 4ème édition du Concours de création d’entreprises. Ce concours de business model a pour vocation de promouvoir la création d’entreprises start-up dans le pays. NewcoPark est une ong qui a pour vocation de soutenir l'entrepreneuriat en Afrique. Il est à rappeler que les éditions antérieures, à Madagsaikara, ont été effectuée en collaboration avec ISCAM d'Antananarivo. Pour cette édition, le concours aura lieu le 21 mars 2017 à l’ESSCA Antanimena. L’inscription est ouverte sur http://www.newcopark.com/ .

  • 23 Jan. 2017 - 13:17-

    Iegap. L’association Industrial Engineering Group from Antsiranana Polytechnic ou Iegap est une association à but non lucratif créée sous l’ordonnance N°60.133 du 03/10/60. Elle a pour but de : 1-Regrouper tous les Ingénieurs sortant de l’Ecole Polytechnique d’Antsiranana depuis sa création ; 2- Apporter des améliorations pour le développement de l’Ecole ; 3- Participer pleinement au développement rapide et durable de la nation surtout dans le domaine de l’industrie ; 4- Créer un domaine d’entraide, d’échange d’informations, connaissance et expérience entre les membres. On compte plus 1300 ingénieurs sortants de l’Ecole polytechinques d’Antsiranana et 300 membres actifs au sein de l’Iegap.

  • 23 Jan. 2017 - 13:14-

    Election du président de l’Iegap. Les membres de l’association Industrial Engineering Group from Antsiranana Polytechnic ou Iegap vont tenir leur Assemblée général ordinaire et en même temps une assemblée générale élective pour élire le 11 février 2017 leur président et les membres du nouveau bureau. Un comité d’élection est mis en place pour assurer le bon déroulement de cette élection. Le comité est présidé par Rakotomanana Heriniaina. Quatre candidats sont en lice pour le poste de président dont deux vice-présidents sortants. L’élection peut se faire soit au Le Pavé le jour même ou en ligne. Les intéressés peuvent se connecter sur le site de l’association : http://www.iegap.mg/iegap.

  • 16 Jan. 2017 - 12:49-

    Date des examens du Baccalauréat.- Le Ministère de l’Enseignement Supérieur et de la recherche Scientifique a communiqué les dates des examens du baccalauréat session 2017. Le baccalauréat d’Enseignement supérieur général débutera le lundi 24 juillet 2017. En ce qui concerne le baccalauréat technologique et le baccalauréat professionnel et technique les épreuves débuteront le lundi 24 juillet 2017 pour les épreuves d’enseignement général (1ère série) et le lundi 31 juillet 2017 pour les épreuves d’enseignement technique et technologique (2ème série). http://www.mesupres.gov.mg/IMG/jpg/Bacc2017-ConfPress.jpg

  • 16 Jan. 2017 - 12:47-

    Inscription aux examens du baccalauréat. Les registres d’inscription aux examens du baccalauréat sont ouverts depuis ce lundi 16 janvier 2017 à 8 heures auprès des directeurs de l’Office et services du baccalauréat de chaque Université et seront clôturés le vendredi 31 mars 2017 à 18 heures. Les droits d’inscription sont fixés comme suit : quinze mille ariary pour les candidats d’école ; cinquante mille ariary pour les candidats libres ; cent mille ariary pour les candidats de nationalité étrangère ayant fait leur scolarité à Madagasikara. http://www.mesupres.gov.mg/IMG/jpg/Bacc2017-ConfPress.jpg

  • 13 Jan. 2017 - 07:49-

    Région Anosy. Le chef de Région Anosy était l’invité de la RNM. Il a présentéle bilan des actions de la région durant l’année 2016. Mais aussi les perspectives pour l’année 2017. On sait que les actions concrètes vont se poursuivre comme le soutien des collectivités décentralisées par exemple la dotation de matériel. Le 3 janvier 2017 le Chef de Régio a commencé la distribution de table banc. La première fournée 20 tables-bancs pour l’epp Tanambao dans le Cisco Tolagnaro, une école symbolique pour le chef de région.

  • 13 Jan. 2017 - 06:50-

    France-Afrique. Le 27ème Sommet France-Afrique se tient le 13 au 14 janvier dans la Capitale Malienne, sous la thématique “Le partenariat, la paix et l’émergence”. Madagasikara va participer pleinement à ce sommet. Le Premier Ministre Mahafaly Solonandrasana Olivier représente la personne du Président de la République de Madagasikara. A la tête de la délégation malagasy, il quittera Antananarivo dans la matinée du vendredi 13 janvier. Ce Sommet devrait permettre de faire émerger de nouvelles mesures afin de favoriser l’éducation et la formation professionnelle, l’innovation et la numérisation pour favoriser la diversification économique et l’accès au financement pour favoriser la transformation économique (source : Primature).

  • 12 Jan. 2017 - 13:09-

    Salon de l’étudiant. MadaJeune organise un salon de l’étudiant dédié spécialement aux étudiants qui ont échoué aux différents concours organisés par les différents établissements publics (universités, instituts…). Ce salon de janvier dure deux jours. Il a ouvert ses portes ce 12 janvier 2017 et se déroule au Palais des Sports de Mahamasina de 9 heures à 17 heures. 25 établissements participent à ce salon. Pour les organisateurs du salon, l’objectif est de bien informer les bacheliers pour qu’ils puissent bien s’orienter. L’entrée dans ce salon est gratuite.

  • 12 Jan. 2017 - 06:51-

    Séisme : Un séisme a été de magnitude 5,5 a secoué la Grande Ile dans la nuit du mercredi 11 janvier 2017 au jeudi 12 janvier vers 1h07mn. L’épicentre du séisme est situé à la longitude 46,62 et la latitude 20,1 du côté de Betafo.  Date & time: Wed, 11 Jan 22:06:59 UTC Magnitude: 5.4, Depth: 10.0 km, https://www.volcanodiscovery.com/earthquakes/quake-info/1545154/M5-Wed-11-Jan-Madagascar.html

  • 12 Jan. 2017 - 06:50-

    PCA de l’OMNIS. Le Conseil des Ministres du mercredi 11 janvier 2017, au Palais d’Etat d’IAVOLOHA a par décret nommé Monsieur  Rabeharisoa Erick, Président du Conseil d’Administration de l’Office des Mines Nationales et des Industries Stratégiques.

  • 11 Jan. 2017 - 12:38-

    Financement parallèle se confirme. Maharavo Doudou, au nom du DFP, Dinika ho Fanavotam-Pirenena, lance un cri d’alarme. Pour le DFP, le pouvoir actuel se tourne vers le financement parallèle. Maharavo relève deux signes principaux : d’une part, la persistance des bruits de remaniement et d’autre part, la venue prochaine de Recep Tayyip Erdogan, président en exercice de la Turquie. Le remaniement, s’il y a ne peut que retarder l’arrivée des financements traditionnels. La Turquie elle-même n’est pas encore admise au sein de l’Union Européenne aussi la venue du président de pays est un pied de nez aux bailleurs traditionnels.

  • 10 Jan. 2017 - 07:54-

    Rentrée scolaire second trimestre.  Le 1er février 2016 le Ministère de l’Education Nationale a publié l’arrêté N°2647/2016-MEN fixant les calendriers scolaires relevant de son ressort pour l’année scolaire 2016-2017. Selon cet arrêté, la rentrée scolaire pour le second trimestre a commencé le 9 janvier 2017 et se terminera le vendredi 7 avril 2017. Les journées des écoles auront lieu les 15, 16 et 17 février 2017. Les vacances de Pâques s’étaleront du samedi 8 avril au mardi 18 avril 2017.

  • 09 Jan. 2017 - 09:02-

    1 milliard d’ariary. Ce 7 janvier, au Ministère des Affaires Etrangères, les Ministres Wang Yi et Atallah Béatrice ont signé un mémorandum d’entente. Ce document concerne les relations bilatérales, et porte sur les domaines de l’agriculture, les Infrastructures, la pèche, les transports et l’Industrie. Par ailleurs, il a été annoncé que la République Populaire de Chine remettra prochainement à Madagascar deux bateaux garde-côtes, et financera également, à hauteur d’un milliard d’ariary, la réhabilitation des bâtiments du Ministère malgache des affaires étrangères.

  • 09 Jan. 2017 - 09:01-

    Madagascar-Chine. Le Ministre des Affaires Etrangères de la République Populaire de Chine, Wang Yi, est en visite officielle à Madagasikara. Il a été reçu par le Président de la République, Hery Rajaonarimampianina, le 7 janvier au Palais d’Iavoloha. « Vous êtes le premier invité d’honneur de cette année à Madagasikara, et je vous souhaite la bienvenue » a déclaré le Président de la République à son hôte. La visite officielle du Ministre Wang Yi à Madagasikara est la première effectuée par un Chef de la diplomatie chinoise dans la Grande Île depuis le début des relations en 1973.

  • 03 Jan. 2017 - 09:11- Vœux à Iavoloha. Le Président de la République, Hery Rajaonarimampianina, a reçu au cours de la matinée de ce 2 janvier les vœux des entités et des organismes rattachés à la Présidence (le Cabinet de la Présidence de la République, le Secrétariat Général de la Présidence, la Grande Chancellerie) ainsi que ceux du Gouvernement. « Démontrer et convaincre par le travail, redoubler d’efforts face aux nombreux défis à relever au cours de cette année nouvelle 2017 » : c’est le message fort du Chef de l’Etat lors de ces présentations de vœux. Les dirigeants du parti HVM sont également venus à Iavoloha présenter les vœux de nouvel an au Président Hery Rajaonarimampianina.
  • 03 Jan. 2017 - 09:11-

    Vœux à Mahazoarivo. Des membres du Gouvernement se sont rendus le 2 janvier, au Palais de Mahazoarivo, pour présenter leurs vœux au Premier ministre, Mahafaly Solonandrasana Olivier. Les proches collaborateurs du Premier ministre au sein de la Primature ont également adressé leurs meilleurs vœux pour cette année 2017. Le Premier Ministre en retour leur adressé ses remerciements et ses encouragements dans leurs missions respectives.

  • 03 Jan. 2017 - 07:49-

    Retraite des fonctionnaires à 65 ans. Le Ministère des Finances et du Budget, porte à la connaissance du grand public qu’à partir de 2017, l’âge de la retraite des fonctionnaires est fixé à 65 ans. Cette décision a été prise afin de combler la caisse de prévoyance de la retraite. Les responsables de ce Ministère font savoir que bon nombre d’institutions et entreprises étatiques ne versent pas régulièrement les cotisations de retraite de leurs salariés de ce fait l’Etat verse 290 milliards d’ariary par an pour combler le gap.

Du même auteur

monde
politique

Dans la même rubrique

societe
societe
Publicité