logo
Lakroan'i Madagasikara
Referandaoma

“Fanesorana ny jadona no nitolomana ka tsy ekena izay mikatsaka hamerina izany” hoy Jean Navandahy Harison, Za’Gasy

Razafindramanitra il y a 3 mois

Maro ireo sokajin’olona maneho ny heviny mikasika ny fampiarahana ny fifidianana ho solombavam-bahoaka sy ny fitsapan-kevi-bahoaka na referandaoma izay hatao ny 27 mey 2019 ho avy izao. Isan’ny vahiny mitondra ny heviny i Jean Navandahy Ratiharison, kandida ao amin’ny boriborintany faha2 ao Antananarivo.

“Fanesorana ny jadona no nitolomana ka tsy ekena izay mikatsaka hamerina izany” hoy Jean Navandahy Harison, Za’Gasy

Manoloana ny fanapahan-kevitra noraisin’ny Mpanatanteraka hampiarahana ny fifidianana solombavambahoaka sy ny fitsapa-kevi-bahoaka hanitsiana ny Lalampanorenana amin’ny maha kandida ny tenako dia milaza mahitsy aho fa tsy mety izany” hoy Jean Navandahy Ratiharison.


Nambarany fa maro ny antony tsy mahamety an’izany fampiarahana fifidianana roa samy hafa izany.

Ny voalohany dia ambarany fa ny fikitihana ny Lalampanorenana dia zavatra saro-pady. Ekena fa nanao fampanantenana ny kandida Rajoelina izay lasa filoham-pirenena fa na  izany aza mila fotoana ny fanazavana ny andininy n a andalana kitihana. Mila fotoana ny fanazavana an’izany ho tsapan’ny vahoaka ny fiantraikan’izany fanovana izany. “Ho ahy dia tokony ho niandry ny fijoroan’ny Antenimieram-pirenena vaovao ny fandrosoana izay fanitsiana tian-katao ka ireo depiote vaovao no nangalana ny heviny” hoy ity kandida tsy miankina ity. Notsiahivin’ity kandida ity fa ny filoham-pirenena teo aloha dia efa nieritreritra hitondra fanitsiana io Lalampanorenana io ary nangataka ny hevitry ny herivelona raha mahakasika ny tokony hifidianana ny filoham-pokontany ohatra.

 

Fanomezan’ny Fanjakana tombony ho an’ireo kandidam-panjakana amin’izao fifidianana solom-bavam-bahoaka ny fampiarahana ireo fifidianana roa ireo satria ny Fanjakana mpanatanteraka dia tsy maintsy hanao fampielezankevitra hanazava ny fanitsiana tiany entina ary ny lafin’ny tsara no avoitrany” hoy ny filohan’ny Za’Gasy. Hevitra faharoa tsy mampety io fampiarahana ny fifidianana roa io izany araka ny fanazavan’i Jean Navandahy. Ny mpanatanteraka hanazava ny fanitsiana dia ampiasa ny fitaovam-panjakana amin’ny toerana iray dia mandalo andro iray aoriana ny kandidam-panjakana dia mipasoka ny efa malama izy. Ary azo inona tokoa fa alamin-dry zareo ny fandaharam-potoana mba aorian’ny fampielezan-kevitry ny kandida atahorana ny fandalovan’ny mpanazava ny fanitsiana ny Lalampanorenana karazany manitsaka na manao tsindry aloka ny mpifanandrina tsotra izao izany tetika izany. “Ohatra raisiko dia hanao tatitry ny asa vitany tao anatin’ny 100 andro ny filoha Rajoelina. Azo antoka fa hanatrika ao ireo kandida IRD. Efa fanomezana tombon-dahiny izany. Dia tahaka izany koa rehefa hanazava ny fanitsiana ny Lalampanorenana na ny minisitry ny Atitany na minisitry Fitsarana na ny mpanatanteraka hafa dia hanatrika ao ny kandida isaky ny fari-pifidianana hanaovana ilay fanazavana” hoy izy nanohy hatrany.

 

Ny antony fahatelo nambaran’ity kandida ity dia tsy fanajana ny hafa efa mandamina ny fomba fiasa. “Raha nanoman-tena hilatsaka ho solom-bavam-bahoaka ny tenako dia efa nanadihady sy nikajy izay tokony ho lany mandritra ny fampielezan-kevitra. Efa natonta mialoha tany amin’ny tranom-pirinty ny fitaovana ilaina amin’ny fampahafantarana ny kandida mandritra ny fotoana mialoha ny fampielezan-kevitra izany, hafa indray koa ny fitaovana hampiasaina mandritra ny fampielezan-kevitra. Tsy tao anaty kajy ity resaka fanitsiana Lalampanorenana ity. Mazava loatra fa tsy azo roritina tahaka ny fingotra na elasitika ny tetibola vokany ho sahirana avokoa ireo kandida rehetra. Ny kandidam-panjakana  irery no tsy sahirana satria ny azy ny fitaovan’ny fanjakana no ampiasainy” hoy Jean Navandahy. Araka izany tsy mitovy zo ny kandida ho solombavam-bahoaka.

 

Ho an’ity kandida mitarika ny lisitra “Indépendant Ratiharison Jean Navandahy” ity dia tena tokony tsy kitihana aloha ny Lalampanorenana mba hisorohana ny mety hisian’ny kirizy vaovao indray izay tsy mahasoa ny Firenena sy ny Vahoaka Malagasy. “Hiala amin’ny Jadona no nitolomana tamin’ny 2009 izao isika miroso mankany indray raha ny fomba fiasa. Fanesorana ny jadona no nitolomana ka ilaina sakanana izany” hoy ity olom-pirenena nandray anjara tamin’ny tolona 2009 ity.

 

Isan’ny manatevina ny tsy fankasitrahana ny fampiarahana ny referandaoma sy ny fifidianana ho depiote ity kandida ity. Tsy ny votoatiny no tsy ekeny fa ny fampiarahana ny fifidianana roa tsy mitovy lanja. Mamitaka ny safidiny mpifidy ny fampiarahana ireo fifidianana roa ireo. Tsiahivina fa efa maro ireo nijoro sy nilaza ny tsy fankasitrahany ny fampiarahana ny fifidianana roa samy manana ny lanjany ireo isan’izany ny KMF/CNOE.

Ho ren’ny Fanjakana ve izany tsy fankasitrahana izany ?

Partager l'article:

Lakroa en direct
  • 20 Jul. 2019 - 10:19-

    Ntsay Christian remplace Christian Ntsay.“Conformément aux dispositions de l’article 54 de la Constitution, est nommé Premier Ministre, Chef du Gouvernement : Monsieur NTSAY Christian” tel est le premier article du décret N°2019-1407, portant nomination du Premier Ministre, publié par la présidence de la République ce 19 juillet 2019. Le choix du premier ministre a été effectué sur la base des noms présentés par les députés majoritaires de l’IRD. Selon la "rumeur" Les trois noms présentés sont : Fienena Richarn Haja Resampa et Ntsay Christian. Il est donc reconduit (pour la deuxième fois) par le président Andry Rajoelina.

  • 19 Jul. 2019 - 08:45-

    JIOI 2019. Dans le cadre des Jeux des Îles, les Barea affrontent en premier les Seychelles. Le match se déroulera au stade Auguste Vollaire le 20 juillet à 14h15. Madagascar n’a pas perdu, lors des deux dernières rencontres entre les deux sélections, avec une victoire (0-1) le 11 juin 2016 et un match nul (1-1) le 29 mai 2018.

  • 18 Jul. 2019 - 14:15-

    USA. Le cardinal DiNardo interpelle Donald Trump sur les droits des migrants. «Il est contraire aux valeurs américaines et chrétiennes de chercher à empêcher aux personnes d’émigrer ici quand elles fuient pour sauver leurs vies et pour trouver une sécurité pour leurs familles», déclare le cardinal DiNardo.

  • 18 Jul. 2019 - 11:27-

    Birao maharitra AN. Vita ny fifidianana ny mpikambana ireo mandrafitra ny Birao maharitry ny Antenimieram-pirenena. Toy izao izany : Filohan’ny Antenimierampirenena : Razanamahasoa Christine Harijaona, Ambatofinandrahana (IRD). Filoha Lefitra Antananarivo : Rasolonjatovo Honoré, Faratsiho (IRD). Filoha Lefitra Antsiranana : Rahelihanta Jocelyne, Antsiranana I (IRD). Filoha Lefitra Fianarantsoa : Razafitsiandraofa Jean Brunelle, Ikongo (IRD). Filoha Lefitra Mahajanga : Rahantanirina Lalao, Mahajanga I (IRD). Filoha Lefitra Toamasina : Michelle Bavy Angelica, Fenérive Est (IRD). Filoha Lefitra Toliara : Rabenirina Jean Jacques, Betioky Atsimo (IRD).
    Questeur 1 : Henri Jean Michel, Ambovombe (IRD). Questeur 2 : Rakotomanga Lantoarivola Sedera, Antananarivo II (IRD). Questeur 3 : Rabenirina Maminiaina Solondraibe, Ambohidratrimo (TIM).
    Mpampakateny : Angèle Solange, Amboasary Atsimo (Mahaleotena). Mpampakateny lefitra : Rafenomanantsoa Tsirimaharo Ny Aina, Antananarivo III (IRD).

  • 17 Jul. 2019 - 09:30-

    Mercato-Jeremy Morel. En fin de contrat avec l'OL, l’international malgache Jeremy Morel signe pour un an de contrat avec le Stade Rennais. « Je suis très enthousiaste et fier de rejoindre le Stade Rennais F.C. Je vais faire du mieux possible pour apporter mon expérience au club. J’avais plusieurs sollicitations mais sportivement je me voyais plus ici. J’espère avoir fait le bon choix. À moi de tout faire sur le terrain pour remercier le Président de sa confiance », a-t-il déclaré.  

  • 16 Jul. 2019 - 09:30-

    Désensablement. La piscine naturelle du Parc National Isalo est de nouveau ouverte à la baignade depuis le vendredi 12 juillet dernier. « La profondeur et la propreté de l’eau ont été testées par les agents de Madagascar National Parks afin de s’assurer que toutes les conditions requises pour la baignade durant la haute saison touristique 2019 soient au mieux », déclare Madagascar National Parks sur Facebook.

  • 15 Jul. 2019 - 14:30-

    Jeux des îles. A l’île Maurice, les sportifs venant des sept îles de l'océan Indien s'affronteront sur quatorze disciplines : athlétisme, badminton, le basketball, boxe, cyclisme, football, haltérophilie, judo, natation, tennis de table, voile, beach volley et volleyball. Pour cette édition, l’ouverture officielle se fera le 19 juillet et prendra fin le 28 juillet.

  • 15 Jul. 2019 - 13:00-

    FMF. Lova Ramisamanana ne pourra se présenter à la course pour être à la tête de la fédération malgache de football. Il l’évoque sur sa page Facebook ainsi, « j’ai le regret de vous annoncer que je ne pourrai pas me présenter à la présidence de la fédération malagasy de football, faute de n’avoir pu réunir les 3 cautions requises. Nous nous sommes battus jusqu’au bout mais nous n’avons pu faire face à certains obstacles. »

  • 15 Jul. 2019 - 08:30-

    CAN 2019. Suite à leur victoire respective contre la Tunisie et le Nigéria, le Sénégal et l’Algérie disputeront la finale de cette édition de la Coupe d’Afrique des Nations. Pour rappel, les Fennecs ont battu ces Lions de la teranga lors de la phase de poule sur le score de 1-0 avec le but de Youcef Belaili.

  • 11 Jul. 2019 - 06:30-

    Fandaminana. Handamina ny polisim-pirenena ho an’ny alakamisy alina araka ny resadresaka tamin’ny mpanao gazety nataon’ireo tompon’andraikitra ao amin’ny Polisim-pirenena. Nanome ireo toromarika manodidina ny filaminana mandritra ny fijerena baolina kitra amin’izao Can izao izy ireo. Maro ny polisy hiasa amin’io alin’ny alakamisy io raha ny nambaran’ireto tompon’andraikitra ao amin’ny polisim-pirenena ireto.

  • 09 Jul. 2019 - 13:30-

    Supporter les Barea. L’inscription est ouverte pour aller supporter les Barea en Egypte pour leur quart de finale contre la Tunisie. Les billets sont disponibles auprès de l’Air Madagascar à Analakely. Adressez-vous à la même agence pour plus d’infos.

  • 06 Jul. 2019 - 13:00-

    Pape François – Poutine. Le président russe Vladimir Poutine a rencontré le pape François au Vatican le 4 juillet pour une discussion privée de 55 minutes. Le pape François et Poutine ont discuté de questions d'actualité en Syrie, en Ukraine et au Venezuela, ainsi que de questions environnementales et de questions concernant l'Eglise catholique en Russie, selon le bureau de presse du Saint-Siège.

  • 05 Jul. 2019 - 11:00-

    CAN 2019. La CAF a rejeté les plaintes contre la RDC pour match truqué. Suite à l’insuffisance de preuve réelle, les accusations de corruption de la fédération zimbabwéenne de football vis-à-vis de leur gardien de but ont été rejeté. De ce fait, le match entre Madagascar et la RDC dans le cadre des huitièmes de finale aura bel et bien lieu dimanche prochain.

  • 05 Jul. 2019 - 08:30-

    Wi-fi gratuit. Le mercredi 10 juillet prochain, le wi-fi gratuit sera disponible à Antananarivo. Il sera possible de se connecter librement, sur quatre zones incontournables de la capitale comme au jardin Antaninarenina, à l’arrêt bus Ambohijatovo, au jardin Antanimena et au pont de Behoririka.

  • 04 Jul. 2019 - 10:30-

    Nicolas Dupuis. Selon Jeune Afrique, Nicolas Dupuis est 31ème dans le classement des entraîneurs les mieux payés en Afrique. Il perçoit 7000€ par mois, selon les chiffres publiés par le média. Le sélectionneur de l’Egypte, Javier Aguirre, est le coach le mieux rémunéré sur le continent avec un salaire mensuel de 108 000 euros.

  • 03 Jul. 2019 - 15:15-

    CAN 2019. Anicet Andrianantenaina et Carolus Andriamanitsinoro intègrent l’équipe type de la phase de poule de cette Coupe d’Afrique des Nations. Pour rappel, Anicet était l’homme du match pendant la rencontre face à la Guinée. Carolus l’était à son tour pendant le match contre le Nigéria.

  • 03 Jul. 2019 - 14:30-

    FIER-Mada. Tanterahana ny alarobia 7 hatramin’ny 11 aogositra ho avy izao ny FIER-Mada faha 21, ao amin’ny kianja Makis Andohatapenaka. Amin’izany dia hisy ny lao-bary an-dasy hiompana amin’ny « fandrosoana maharitra : tetik’asam-panjakana vatsiana vola amin’ny voajanahary sy ifampierana amin’ny tantsaha eny ifotony ».

  • 03 Jul. 2019 - 13:15-

    Energie solaire. La nouvelle technologie solaire pourrait produire de l'eau potable propre pour des millions de personnes dans le besoin. Des appareils appelés alambics solaires utilisent le soleil pour évaporer l'eau salée et condenser la vapeur en eau potable saine. Les chercheurs ont mis au point un nouveau système accélérant le processus d'évaporation, permettant ainsi à un petit alambic solaire de fournir toute l'eau potable dont une famille a besoin.

  • 03 Jul. 2019 - 08:30-

    Fampandrenesana. Tapaka ny lalana : -Lalana Dr Rajaonah- Pharmacie Ankadifotsy- EKAR Antanimena- ESCA ny saboty 6 jolay 2019. Voarara ho an’ny fifamoivoizan’ny  fiara rehetra tsy an-kanavaka ny ampahany amin’ireo lalana ireo. Izany dia noho ny fankalazana ny faha-50 taonan’ny Sekoly Les Lutins Ankadifotsy, araky ny fampandrenesana.

  • 02 Jul. 2019 - 08:00-

    Supporter les Barea. Une offre exceptionnelle est disponible pour les 8è de finale de cette CAN. Elle est à 2.200.000 ar ( Billet d avion A/R +Hebergement+Transfert hôtel-stade+ Billet d entrée stade ) 298.000 ar ( Visa de séjour ) 198.000 ( Passeport ) soit 2.688.000 AR Départ d Ivato samedi 06 juillet - retour Ivato Lundi 08 juillet Appareil A 380 . Plus d infos contacter Air MADAGASCAR

Du même auteur

sport
societe

Dans la même rubrique

monde
monde
Publicité