logo
Lakroan'i Madagasikara
Mbola Barea

Ndao tohizina ny famadihana ny nofy ho zary tenany

Ratalata Jn Ba il y a 3 mois

Elaela izaho sy ianao no tsy nitafa teto. Nangina ny morom-parihy. Nandalo dezaka ny tena. Tapaka rezo. Tsisy mpanao combien… Nofohazin’ny revy lasa tena izy ny tafatafan-dRatalata. Notairin’ny nofy zary tenany. Arahaba mahaiza manohy.

Indray andro lesy izahay ry zanako mbola bitika ialahy tamin’izany nanana Ekipam-pirenena isika ka BAREA no anarana nisalorany. Midika ho ombalahy be vozona izany anarana izany. Ombalahy manoto ary tsy mihemotra.

Nampianarin’io ekipam-pirenena io zavatra maro izahay... Lasa nahay nanofy ary namadika ny nofy ho tena zavatra iainana. Lasa nahay nifanohana, lasa nahay nifankatia. Alaivo an’eritreritra iny lalana eny amin’ny Gara Soarano iny ka hatreny Analakely iny e, eny e iny lalana iny. Raha taloha tolona politika no nampalaza azy tolona fitakiana fialan’ny mpitondra dia ny Barea kosa nitarika anao namadika pejy ka zary nataonay tokontany fandihizana sy fankalazana tena hipoka olona, nidobo-kafaliana ny rehetra teny. Hira amanjatony, olona tsy hita isa miakanjo mitondra ny lokon'ny sainampirenena, horakoraka tsy nifandrenesana... Inona izany e ?

Inona hoy ialahy ? Tonga hatrany teo amin’ny lalao ampahefa-dalana amin’ny fifaninanana CAN 2019 ny ekipam-pirenena. Nandeha teo amin'ny fahitalavitra ary nampitolagaga an’izao tontolo izao ny dia nolalovan’izany Barea izany. Natao bitika ary efa noheverina ho tsy avela hamindro kinanjo izy indray no nitondra hazavana sy hafanana tao amin’izany CAN 2019 izany... Hitan’izao tontolo izao ireo boaikely nampisalotra ny lohany tandroka nataony tamin’ny tanany rehefa nahafaty baolina. Latsaka leitsy ny ranomasonay sy an’i nenin'ialahy. Eny nian-dahy niam-bavy anie izahay nijery izany Barea izany e raha noheverina fa raharahan-dehilahy ny baolina kitra andavan’andro. Fantaro fa tao ambadika tao nisy famaranana coupe du monde vehivavy fa tsy nahataitra ny Vahoaka Malagasy tao ihany koa ny lalao mfana nisy nandritra ny Copa Amerika fa e e e Barea ihany e. Lasa raharaha iombonana. Ka na ny hiaka Alefa Barea aza dia noraisin’ny vahaka hafa ho hiaka zary nalaza tahaka ny Hala Madrid e.

Nilaharana toy ny betax mampijaly rehefa mby hariva ka hody avy eny Andranomena ny fiaramanidina hitondra ireo izay vonona hanohana mivantana tany Ejipita, ary ranomasom-pifaliana tany na taty, na ny Filohampirenena mivady aza tsy nahatana tsinjaka... Tantara mila tadidin'ialahy izany satria nanamarika ny tantaram-pirenen’ialahy... Mila tairina sy tsaroana matetika mila kopahina hatrany mba tsy ho faty sy tsisy tohiny tahaka ny taorian’ny nahazoan’ny ekipam-pirenena vehivavy ny anaram-boninahitra tompondakan’i Afrika teo amin’ny taranja basikety. Eny leitsy efa nisy koa izany fa izay indrindra azo dia tsy hita ka sary tsis mitoetra.

Ndao leitsy ialana izany mba indray andro any raha manontany an’ialahy any aoriana ka manao hoe “Fa mba iza io ekipa manao famaranana io... ?” Dia tsotra... io manao finale io leitsy ny taranaky ny Barea a… lalao famaranana CAN hatreny amin’ny famaranana coupe du monde. Tsy ho azon-tampona ny dia : hoy Ratalata nitafa taminao.

 

Misaotra Barea… raisina ho adidintsika ny mitantara ary indrindra mamadika ny revy ho bainga mivadika isan’andro toy ny fanafoanana ireny filaharana betax mampijaly vahoaka ireny toy ny vidim-piainana midangana tsy afahan’ny boaikely misakafo ary mitombo araka ny tokony ho izy. Ho Malagasy mifanohana miara-mironjona, miara-mandroso, ny any aloha manao haingana e ny ao afara manao hoe alefa Malagasy a Alefa Madagasikara a.


 

Hevitra nalaina amin'ny amphany betsaka tao amin'ny pejy fesiboky Mr Sayda

Partager l'article:

Lakroa en direct
  • 16 Oct. 2019 - 09:10-

    Catéchisme aux Philippines. Le gouvernement philippin a décidé d’introduire l’enseignement de la religion catholique dans les écoles publiques de l’archipel. Une initiative saluée par l’épiscopat local.

  • 16 Oct. 2019 - 08:00-

    Lozam-pifamoivozana teny amin'ny RN4. Nijanona nanampy ary nitondra ireo maratra mafy ao Maevatànana ny miaramila ao amin'ny ZRPS DELTA ny 15 oktobra raha nahita lozam-pifamoivozana tamin'iny lalam-pirenena faha efatra iny. Mpilalao basket avy any Mahajanga ireto niharam-boina ireto ary fa tsy nisy ny aina nafoy.

  • 15 Oct. 2019 - 12:15-

    Programme du championnat national basketball U18. Au gymnase couvert :

    08h00: AKAMASOA Analamanga # SERASERA Vakinankaratra (F)

    09h30: COSPN2 Atsinanana # TAMIFA Amoron'i Mania (F)

    11h00: ASCUT Atsinanana # FANDRASA Haute Matsiatra (F)

    12h30: FFPRO BCTM Vakinakaratra # ASCUT Atsinanana (G)

    14H00: DCA Diana # ASBM V7V (G)

    15H30: ASE Atsimo Andrefana # MFB-BBCM Menabe (F)

    16h30: FANDREFIALA Analamanga # FFPRO BCTM Vakinakaratra (F)

    18h00: SGPI Sava # SERASERA Vakinankaratra (G)

    19h39: TBC Atsimo Andrefana # AS FANANOLAHY Atsimo Atsinanana (G)

  • 15 Oct. 2019 - 07:50-

    Démission de Domenico Giani. Le Pape accepte la démission du commandant de la gendarmerie vaticane faisant suite à la diffusion illicite d’un communiqué signé par le commandant de la gendarmerie vaticane au sujet de la suspension « par précaution » de plusieurs employés du Vatican. Le Pape François apprécie un geste «qui lui fait honneur».

  • 14 Oct. 2019 - 07:22-

    14 octobre 1958 Proclamation de la République malgache. « En vertu des pouvoirs donnés à notre Congrès par l'article 76 de la Constitution française et l'article premier de l'ordonnance du Général de Gaulle, j'ai l'honneur de proclamer que Madagascar est un Etat et que cet Etat est une République dans la Communauté prévue par la Constitution du 4 octobre 1958 » telle est la proclamation effectuée par le Président Zafimahova, président du Congrès des assemblées provinciales, le 14 octobre 1958, à 10h 50. Le Congrès a approuvé la proclamation de la République malgache par 208 voix pour, zéro contre et 26 abstentions, 6 membres étant absents.

  • 11 Oct. 2019 - 13:34-

    Prix Nobel de la Paix 2019. Le prix Nobel de la paix 2019 a été attribué ce 11 octobre au Premier ministre éthiopien Abiy Ahmed Ali pour son travail important en faveur de la réconciliation, de la solidarité et de la justice sociale. Le prix vise également à reconnaître l'ensemble des acteurs œuvrant pour la paix et la réconciliation en Éthiopie et dans les régions de l'Afrique de l'Est et du Nord-Est. Abiy Ahmed Ali a lancé des réformes importantes qui donnent à de nombreux citoyens l'espoir d'une vie meilleure et d'un avenir meilleur. Le Comité Nobel norvégien estime que les efforts d'Abiy Ahmed méritent aujourd'hui d'être reconnus et méritent d'être encouragés.

  • 10 Oct. 2019 - 13:44-

    1468 médecins. Le Président de la République Malgache, Andry Rajoelina s’est participe à la 6ème conférence de reconstitution du Fonds mondial de lutte contre le sida, la tuberculose et le paludisme. Il a déclaré que "le pays manque cruellement d’infrastructures médicales et celles qui existent sont vétustes. Avec seulement 2 lits d’hôpitaux pour 10.000 habitants, les malades doivent parcourir de longues distances pour atteindre un centre de santé. Par ailleurs, nous comptons 1.428 médecins sur l’île, soit 8,6 médecins pour 100.000 habitants en zone urbaine, et 1 médecin pour 350.000 habitants en zone rurale."

  • 09 Oct. 2019 - 08:40-

    Résultats du championnat national U16 garçons et filles. Voici les résultats du mardi 8 octobre :

    TERRAIN N°01

    (F) SEPA BONGO(27) # SBBC(17)

    (G) FBCA(40) # DTSC(70)

    (G) FANDRASA(64) # 2BC(73)

    (F) ASLFA(46) # JCBA(40)

    (G) BCF A/M(59) # ASCUT(56)

    (G) ASBM(47) # BCTAM(78)

  • 09 Oct. 2019 - 08:10-

    Administrateur apostolique du diocèse d’Ambanja. Le pape François vient de nommer Mgr Benjamin Ramaroson comme administrateur apostolique du diocèse d’Ambanja. Suite à cette nomination il adresse le message suivant : "Je confie cette nouvelle mission très lourde pour moi à vos prières, mais comme souligne l’homélie du dimanche dernier, apprenons à dire oui avec une foi même très petite comme un grain de moutarde nous pourrons déplacer une montagne. Implorez avec la Ste Vierge cette foi minime. Union de prières avec Marie Mère de Dieu et avec Bx Lucien Botovasoa."

  • 08 Oct. 2019 - 10:19-

    Organisation du Baccalauréat deuxième session. Selon Blanche Richard, Ministre de l’enseignement supérieur et de la recherche scientifique, les concepteurs des sujets du baccalauréat deuxième session exceptionnelle sont entrés en conclave depuis ce 7 octobre 2019. Si pour la conception des sujets d’une session de baccalauréat ordinaire il faut 40 jours pour le faire cette fois-ci les concepteurs doivent rédiger les sujets dans l’urgence pour être prêts disponibles le 23 octobre 2019.

  • 08 Oct. 2019 - 10:11-

    Baccalauréat deuxième session. Le président de la République lors de son intervention télévisée a expliqué qu’une deuxième session du baccalauréat sera organisé. Cette 2ème Session dite ‘deuxième session exceptionnelle’ sera organisée du 23 au 26 octobre 2019 sur tout l’ensemble du territoire malgache. Tous les candidats et candidates recalés qui ont été présents lors de la session du 30 septembre pourront participer à cette deuxième session.

  • 08 Oct. 2019 - 07:43-

    Le MEDEF à Iavoloha. Le Président Andry Rajoelina a reçu une délégation du Mouvement des Entreprises de France (MEDEF) ce 7 octobre 2019 au Palais d'État d'Iavoloha. Le Chef d'État a rassuré les représentants du MEDEF sur les efforts fournis par l'État malagasy pour la sécurisation des investissements et la mise en place de cadres juridiques stables. Ceci se traduisant par la lutte contre la corruption, la simplification des procédures et plus de transparence. Ce déplacement fait suite à la visite officielle du Président de la République en France au mois de mai dernier.

  • 07 Oct. 2019 - 09:15-

    Feon'i Lakroa. Rohy hanarahana ny fandaharana Feon'i Lakroa, vokarin'ny gazety Lakroa, gazetin'ny Fivondronamben'ny Eveka eto Madagasikara, nandeha ny 1 oktobra 2019 https://youtu.be/_GrIpKvZ4EI

  • 07 Oct. 2019 - 08:52-

    Demande du Pape François. Le pape François demande aux baptisés de prier pour le Synode sur l’Amazonie, « événement ecclésial important », qui s’est ouvert ce 6 octobre 2019. Lors de l’angélus place Saint-Pierre, après la messe d’inauguration du Synode, le pape a souhaité « qu’il soit vécu dans la communion fraternelle et dans la docilité à l’Esprit Saint ».

  • 07 Oct. 2019 - 07:47-

    Fihaonan’ny tanora tamin’ny Papa Fransoa teny Soamandrakizay. Lahateny nataon’i Fulgence Razakarivony, M.S, fiarahabana ny Papa Fransoa.

    Fihaonan’ny tanora tamin’ny Papa Fransoa teny Soamandrakizay. Lahateny nataon’i Mgr Fulgence Razakarivony, M.S, fiarahabana ny Papa Fransoa. Mgr Fulgence Razakarivony, M.S, dia evekan’Ihosy ary filohan’ny Vaomieran’ny Eveka momba ny asa fanirahana ataon'ny lahika.    https://www.lakroa.mg/item-1907_articles_dossier_18-lahateny-nataonai-fulgence-razakarivony-ms-fiarahabana-ny-papa-fransoa.html

  • 05 Oct. 2019 - 11:02-

    Fihaonan’ny tanora tamin’ny Papa Fransoa, teny nentin’i Vavy Elyssa. Nekendraza, tanora vavy 21 taona avy ao amin’ny diosezin’i Maintirano, no nisolotena ny tanora vavy nandritra ny fihaonan’ny tanora tamin’ny Papa Fransoa. Ity ny rohy ahitanao ny lahateny nataony : https://www.lakroa.mg/item-1904_articles_dossier_18-ny-fijoroana-vavaolombelona-nataonai-vavy-elyssa.html

  • 05 Oct. 2019 - 11:01-

    Fihaonan'ny tanora tamin'ny Papa Fransoa, teny nentin’i Rova Sitraka. Rova Sitraka Ranarison, tanora lahy 27 taona avy ao amin’ny disitrikan’Ambatolampy, no nisolotena ny tanora lahy nandritra ny fihaonan’ny tanora tamin’ny Papa Fransoa. Ity ny rohy ahitanao ny lahateny nataony. https://www.lakroa.mg/item-1903_articles_dossier_18-ny-fijoroana-vavaolombelona-nataonai-rova-sitraka.html

  • 04 Oct. 2019 - 06:59-

    Des urgences. Le Conseil du gouvernement du mercredi 2 octobre 2019  au Palais d’Etat de Mahazoarivo nous indique certaines urgences.

    Ministère de l’agriculture, de l’élevage et de la pêche. Accord pour la demande de dérogation à titre exceptionnel sur le délai de publication de l’avis d’appel d’offres relatif à la fourniture et livraison de 3000 tonnes de dolomie pour la Direction d’Appui à la Production Végétale (DAPV).

    Ministère de l’énergie, de l’eau et des hydrocarbures. Accord pour la demande de dérogation pour tous les travaux en adduction d’eau potable à réaliser dans le cadre du PIP 2019.

    Ministère de la communication et de la culture. Accord pour la réduction du délai de publicité d’avis d’appel d’offre en passation de marché concernant les travaux de réhabilitation.

  • 02 Oct. 2019 - 09:57-

    Fête de saint François. Le pape François participera à une célébration de la Création qui se tiendra dans les jardins du Vatican le jour de la Fête de saint François le 4 octobre 2019, à 12h30, indique le Saint-Siège trois jours plus tôt. A cette occasion, le Synode pour l’Amazonie (6-27 octobre) sera consacré au Poverello d’Assise.

  • 27 Sep. 2019 - 07:47-

    Nomination du nouveau directeur de Cabinet civil de la Présidence. Le Conseil des ministres qui s’est tenu au Palais d’Ambohitsorohitra (et non d’Iavoloha) le mercredi 25 septembre 2019, sur proposition du Président de la République a approuvé la nomination de Ranoromaro Lova Hasinirina, au poste de directeur de cabinet civil de la Présidence.

Du même auteur

religion
musique

Dans la même rubrique

chronique
chronique
Publicité