logo
Lakroan'i Madagasikara
Ranomaso iray

Aingam-panahy ho an'i Dadah Rabel

Nangonin'i Chico il y a 17 jours

Fahafatesana ô, nahoana ianao no nisy... Tampoka indray koa no nahafatesan'i Dadah Rabel, mpihira sy mpamoron-kiran'ny Tarika Mahaaleo. Ny alahady 3 novambra no nodimandry i Andriabela Rakotobe, fantatra kokoa amin'ny anarana mahampanakanto Dadah Rabel.

Aingam-panahy ho an'i Dadah Rabel

VELOMA DADAH A !

Tohina ny fo,
Mangidy ny ao am-bava,
Marary ny ao an-doha,
Tsy haiko ny milaza.

Mpihira tiako indrindra
Ianao re ry Dadah !
Nianarako namindra...
Gitara sy fanahy !

 

Tsy hitanisa aho,
Tsy vita hotantaraina,
Ny soa navelanao..
Voarakitra ao an-tsaina !

 

"Raha mila fanampiana...
...Tsy mety ny atao"
Ianao no niangaliana
Ilay vazo tsy ho lao !

 

Latsa-dranomaso,
Tsy hita fa izay...
Indrisy ry ankaso...
Veloma any amin'ny RAY !

 

Mandria am-piadanana zokibe Dadah a !

 

(Mpihira tiako indrindra)

 

DadaRabe
Ambato
3/11/19

 

https ://www.facebook.com/pg/dadarabe/posts/

 

 

MANDRIA AM-PIADANANA R’ILAY MPANAKANTO

 

Dadah a! Dia iny ianao no lasa…
Fa misy fanasana any an-toerankafa
izahay nihanahana nilaozanao tampoka
Nangina ilay tanana, nilaozanao ilay vakoka !

 

Ianao tsy lasa lavitra, fa ao ambadika ao
Ankoatra no anaran'ilay fonenana vaovao
Mba mila revy koa angamba ry zareo
Ianareo efatra any zao, misolo tena ny Mahaleo !

 

Ny vitanao tety, tsy hainay tantaraina
Nanentana ny fo, fanahiko sy saina
Nampionona ireo kivy, nandrandrana fihavanana
“Manahy aho”, ilay hira tiako, mitandro finamanana!.

 

Mirary soa indrindra, dia aza manahy,
Am-ponay mandrakizay izany hoe Dadah
Izahay tsy hanadino fa hitondra am-bavaka
Fa nahavita be ianao, mendrika sy miavaka

 

Mijanona ao am-ponay ireo hiranao milanto
Mandria am-piadanana r’ilay mpanakanto !

 

Ny Eja,

androany 4 Novambra 2019 amin'ny 7 ora sy 2minitra

 

https://www.facebook.com/ny.eja.mpanoratra

 

 

 

Ry fasana ô, mba aoka izay e!
Montsamontsana izahay!
Rangorango, fasa-noana,
maka tsy miera foana!
Ny ranomaso latsaka aza,
mbola manorika ny tava!
Jereo 'zahay vonton-tsento,
mifokofoko foana hatreto,

 

Fa tsy niherina ny volana,
dia indro ianao nisolantsolana,
nifaoka tampotampoka eo
'reo "railovy" manga feo!
Tsy afa-nionona akory
dia avy ianao nampahory,
mpankafy mangasihasy,
mbola niandry fatratra azy!

 

Vatana tsy afa-manoatra,
no lavonao ho any ankoatra,
f'ireo kalo am-peo kanto,
hitoetra hatrany, hanakoako!
Sisa am-po mangaiahy,
mirary anareo roalahy,
handry indrindra am-piadanana,
fa izahay hanohy ny lalana!

 

Ny Namana sy ny Mpankafy!

 

Ny Tia Nosy
04/11/19 00:27


https://www.facebook.com/NitiahNosyPoeta/

 

 

Hoy i Dadah

 

 

 

RANOMASO IRAY

 

Ranomaso iray

Sendra tsy tana

No nanditsoka ahy

Nefa tsy ahiko norarana

Fa nanivatsiva fo sy fanahy

Sendra harivariva mampirongatra tsiahy

 

Nantenaiko hatory

Eny , tsy hifoha

Fa tsy tonga hampahory

Ireo akon'ny taloha

Fa mbola mahery

Tsy laitram-panadinoana

Ka mamoha ireo fery

Efa dify efa tsy tsaroana

 

Fa ny omaly e

Toa mihetraketraka

Mampijaly e

Tsy mamela hipetraka

Ka mahatonga.

 

Ranomaso iray

Toa tsy voafehy

Toa tanana efa mahamay

Ka mandoro ny tarehy

Tsy mamela ahy ho sambatra

Fa te hitosaka

Alahelo mitambatra

No injay indray mirotsaka

Fa ny lasa nitondrana

Ny mafy sy mangidy

No iverina mazana

Mamoha ireo ratra efa nihidy

Ka inia-nisomparana izay anjara fifaliana

Ka ny hasambarana

Nisintaka zary nangina

Fa ny omaly

Toa mihetraketraka

 

Mampijaly e

Tsy mamela hipetraka

Ka mahatonga ...

Ranomaso iray !!!

 

Dadah Rabel


Partager l'article:

Lakroa en direct
  • 20 Nov. 2019 - 11:21-

    En route pour la CAN 2021. Madagascar a battu l'Éthiopie (1-0) et le Niger (2-6), faisant ainsi un bon départ pour sa participation aux éliminatoires de la CAN 2021. Le premier match du groupe K s'est soldé par un but de Rayan Raveloson au stade de Mahamasina (19’). Pour le match face au Niger, les hommes de Nicolas se sont amusés offensivement avec six buts marqués dont un doublé pour Bolida. Avec la défaite de la Cote d’Ivoire face à l’Ethiopie, Madagascar est leader du groupe avec 6 points au compteur.

  • 19 Nov. 2019 - 13:05-

    Qualification CAN 2021. Après la victoire contre l'Éthiopie à Mahamasina, Madagascar affronte le Niger ce mardi 19 novembre à 18h50. Si les Barea gagnent, ils resteront peut-être à la tête du groupe K. Cela dépendra aussi du match opposant la Cote d'Ivoire à l’Éthiopie.

  • 18 Nov. 2019 - 12:25-

    MMA. Le Global Association of Mixed Martial Arts, GAMMA, organise les championnats du Monde de MMA. Initialement prévu à Milan en décembre, le championnat se déroulera à Singapour à partir de ce 18 au 23 Novembre. Quatre combattants étaient pressentis pour représenter Madagascar mais au final un seul combattant a pu partir faute de sponsoring. Sur place, Parfait Rakotonirina, chef de délégation, lance toujours un appel pour soutenir cette petite délégation.

  • 18 Nov. 2019 - 07:58-

    Barea 3 points. Les Barea ont engrangé les trois points convoités lors  de la rencontre entre l’équipe nationale de Madagasikara et celle de l’Ethiopie. La rencontre s’est déroulée ce samedi 16 novembre 2019 au stade de Mahamasina. La rencontre a débuté à 16 heures, une heure inhabituelle pour les spectateurs d’Antananarivo. La rencontre s’est déroulée à guichets fermés pour tous les billets. Rayan des Barea a marqué l’unique but de la rencontre après 18 minutes de jeu. Les Barea ont montré un jeu moyen. Les Walya ont même montré une sérénité. L’essentiel était de remporter la victoire synonyme de 3 points.

  • 18 Nov. 2019 - 06:58-

    Nom des membres de la délégation française pour la commission mixte Franco-Malgache. Marcel Escure, Ambassadeur chargé de la coopération régionale dans l'océan Indien, Chef de la délégation ; Rémi Marchaux, Ministre plénipotentiaire, Directeur pour l'Afrique et l'océan Indien au sein du ministère de l'Europe et des Affaires étrangères ; Arnaud Suquet, Conseiller des Affaires étrangères, sous-directeur d'Afrique australe et de l'océan Indien à la direction d'Afrique et de l'océan Indien au sein du ministère de l'Europe et des Affaires étrangères ; Didier Ortolland, conseiller des Affaires étrangères, sous-directeur de la sous-direction du droit de la mer, droit fluvial et des pôles au Ministère de l'Europe et des Affaires étrangères ; Jean Pierre Balcou, administrateur civil hors classe, sous-directeur des affaires juridiques et institutionnelles à la Direction générale des outre-mer au conseil d'administration de l'Office français de protection des réfugiés et apatrides ; Christophe Bouchard, Ambassadeur de France à Madagascar

  • 14 Nov. 2019 - 08:24-

    Nosy Malagasy. Ireto avy ireo voatendry handray anjara hiaro ny tombontsoan’i Madagasikara mahakasika ireo Nosy Malagasy : Ny Praiminisitra lehiben’ny Governemanta Christian Ntsay no mitarika ny delegasiona, ny Profesora Raymond Ranjeva, mpahay lalàna isan’ny nandray anjara atmin’ny dinika tany amin’ny firenena Mikambana, ny Vice-Amiral Louis Antoine de Pädoue Ranaivoseheno, Sekretera Jeneralin’ny Ministeran’ny Fiarovam-pirenena, ny Capitaine de Vaisseau Jean Edmond Randrianantenaina, tale Jeneralin’ny APMF, ny Dokotera Tehindrazanarivelo Djacoba Liva, mpampianatra lalàna iraisam-pirenena, ny lalàna afrikana any amin’ny Oniversite ny Suisse, izay efa nandray anjara tamin’ny famahana ireo olana maro taty Afrika.

  • 14 Nov. 2019 - 08:00-

    Hanafatra solika ny JIRAMA. Araky ny fangatahan’ny ministeran’ny angovo, ny rano ary ny akoranafo dia nomen’ny Filankevitry ny Minisitra natao ny 13 novambra alalana manokana ny Jirama ho afaka mividy solika tsy mandalo ny tsenam-barotra mandritra ny 03 volana hatramin’ny faran’ny volana Janoary 2020, mandra-pitsangan’ilay orinasa State Procurement of Madagascar, S.A hanafatra solika mivantana. Ireo solika ireo dia tsy tokony hihoatra ny 63.603m3 ho an’ny Fuel ary 21.487 m3 ho an’ny Gasoil mandritra ireo fe-potoana voalaza ireo.

  • 14 Nov. 2019 - 06:57-

    Fiofanana ho an'ny zandary. Vita ny fanofanana ireo zandary mpiana-draharaha miisa 95 mianadahy avy tao amin'ny andiany faha 74 EGNA izay hiasa any amin'ny faritra Menabe. Nisy fampisehoana ny hakingana sy sarin'ady nataon'ity andiany voalohany "AGUERRI" ity tao Miandrivazo ny andron'ny 13 novambra 2019 ho fanamarihana izany.

  • 13 Nov. 2019 - 13:10-

    Voyage pontifical. Le Saint Père confirme qu’il se rendrait prochainement au Soudan du Sud. « J’adresse une pensée spéciale au cher peuple sud-soudanais que je devrais aller visiter l’an prochain. Je souhaite renouveler mon invitation à tous les acteurs du processus politique national à chercher ce qui unit et à dépasser ce qui divise », a déclaré le Pape François.

  • 13 Nov. 2019 - 11:00-

    Protection des enfants dans le monde numérique. Un congrès au Vatican sur le thème : “Promouvoir la dignité numérique de l’enfant – Du concept à l’enfant”, les 14 et 15 novembre prochains se tiendra à la Casina Pio IV, au Vatican. L'évènement est organisé par l’Académie pontificale des Sciences sociales, la “Child Dignity Alliance” et l’“Interfaith Alliance for Safer Communities”.

  • 12 Nov. 2019 - 12:20-

    Assassinat en Syrie. Le lundi 11 novembre, le Père Joseph Hanna Ibrahim, de l'Église arménienne catholique, et son père Hovsep Bédoyan, ont été tués dans l'Est de la Syrie. Un double meurtre revendiqué par l'organisation de l'État islamique.

  • 12 Nov. 2019 - 07:10-

    Dahalo 5 voasambotra. Nitrangàna fifandonana mahery vaika teo amin'ny zandary mpampandry tany ao anatin'ny hetsika fiarovana sy fandaminana ny fifidianana kaominaly sy ireo dahalo mitam-piadiana tao an-tanànan'i Soatàna fkt Sahamandresy Cr Talata Vohimena Dist Manandriana ny 11 novambra 2019. Azo sambo-belona ny dahalo dimy tamin'izany ary azo ny basy mahery vaika roa (FAC sy AKM) samy misy bala iray avy sisa. Misy omby miisa 4 sarona teo ivelany ihany koa avy nangalariny.

  • 08 Nov. 2019 - 10:45-

    Qualification CAN 2021. Romain Métanire est arrivé à Madagascar pour la préparation des matchs entrant dans le cadre de la qualification pour la Coupe d'Afrique des Nations 2021. Pour rappel, Madagascar affrontera pour la première journée l'Ethiopie. Un match qui se déroulera au stade de Mahamasina le samedi 16 novembre prochain à 16h00.

  • 07 Nov. 2019 - 12:25-

    Tompon-dakan'ny Afrika 3x3. Andalana hiazo ny renivohitry Ouganda ny delegasionina Malagasy amintsika manoratra izao hiatrika ny fiadina ny Tompon-dakan'ny Afrika 3x3.

    Mpitarika ny delegasionina: Rina Randrianarisoa

    Mpanazatra: Deda Randrianarivelo

    Mpilalao: Arnold Solondrainy - Elly Randriamampionona - Fabrice Mandimbison - John Ravelomanantsoa

    Hisy ihany koa ny "clinique" ho an'ny mpitsara 3x3. Manana solontena 2 Madagasikara hanatrika an'izany fampiofanana izany:

    Tojo Andriamanantsoa

    Yann Davidson

  • 07 Nov. 2019 - 11:00-

    Audience générale. Lors de l'audience générale de ce mercredi 6 novembre 2019, le Pape François a poursuivi sa série d'enseignements sur les Actes des Apôtres. «Cette ville, qui vivait à l’ombre des gloires antiques malgré la décadence politique, cultivait encore le primat de la culture», a expliqué le Pape en revenant sur le processus de christianisation de la culture grecque antique, un thème cher à son prédécesseur Benoît XVI. Dans le récit des Actes des Apôtres, Paul, confronté au paganisme grec, ne prend pas la fuite mais, au contraire, il cherche à «créer un pont pour dialoguer avec cette culture».

  • 05 Nov. 2019 - 07:08-

    Fampielezan-kevitra. Misokatra nanomboka ny 5 novambra 2019 izao ny fotoan’ny fampielezan-kevitra ho an’ny fifidianana ho ben’ny tanana andaniny ary ankilany ho an’ireo mpanolotsaina. Haharitra 21 andro izany. Tapitra ny 25 novambra amin’ny misasakalina ny fotoan’ny fampielezan-kevitra. Efa maro ireo kandida nametaka ny afisiny eny amin’ny vatan-drindrina rehetra eny. Mbola vitsy ireo nametraka izany eny amin’ny toerana natokan’ny Ceni hametrahana izany. Efa maro ireo olona misalotra ny akanjo (tee-shirt) miravaka ny sarin’ny kandida ho ben’ny tanana. Misy ireo kandida no manokatra ny fotoan’ny fampielezan-kevitra amin’ny alalan’ny fotoam-pivavahana. 

  • 04 Nov. 2019 - 14:17-

    Le ministre de l’intérieur évacué d’urgence à la Réunion. Tianarivelo Razafimahefa, ministre de l’intérieur et de la décentralisation, a fait une chute accidentelle ce dimanche 3 novembre 2019, dans l’après-mid, à Ambatolampy (Vakinankaratra). Dans un communiqué remis à la presse, on apprend que Tianarivelo Razafimahefa est « blessé et un examen plus profond permettra un meilleur diagnostic sur la gravité de son état ». « Toutefois, les premières consultations permettent de conclure que le pronostic vital n’est pas engagé ». Le régime a dépêché un hélicoptère pour le récupérer à Ambatolampy ; aussitôt arrivé à Antananarivo, il est évacué d’urgence à La Réunion.

  • 04 Nov. 2019 - 13:58-

    5 buts à 2… C’est sur ce score que le club Fosa Junior quitte la compétition Coupe de la Confédération de la CAF 2019. Après avoir gagné le match aller à Antananarivo sur le score de 2-0 et créé un grand espoir pour le match retour, le club fosa Junior s’est incliné sur le score sans appel de 5-0 avec un doublé de Alain Traoré (7 et 27e minute) et un doublé de Aziz à la 36 et 43e minute de la première mi-temps. Le match était plié au coup de sifflet annonçant la mi-temps. La deuxième période n’était qu’une simple formalité avec un but marqué par Laachir à la 69e minute.

  • 04 Nov. 2019 - 07:28-

    Dadah Rabel, lui aussi, s’en est allé. Le Groupe Mahaleo frappé d’un nouveau deuil. Quelques jours après l’enterrement de Fafah, voici que Dadah Rabel a tiré sa révérence. Le décès du Dr Andrianabela Rakotobe, plus connu sous son nom d’artiste Dadah, a été annoncé sur les réseaux sociaux ce dimanche 3 novembre. Une annonce difficile à croire dans la mesure où on vient d’enterrer Fafah. Une blague de mauvais goût pour tout le monde au lendemain de la journée de commémoration des défunts. Hélas, c’est une nouvelle réelle. Ainsi, Dadah rejoint Fafah, Raoul et son frère Nono. La rédaction de www.lakroa.mg s’associe à la douleur de la famille du défunt et de ses fans et du groupe Mahaleo. Paix à son âme.

  • 02 Nov. 2019 - 10:00-

    Angélus de la Toussaint. «La solennité de la Toussaint nous rappelle que nous sommes tous appelés à la sainteté, a d’emblée expliqué François. Les saints de tous les temps, que nous célébrons tous ensemble aujourd'hui, ne sont pas simplement des symboles, des êtres humains distants et inaccessibles. Au contraire, ce sont des gens qui ont vécu les pieds sur terre ; ils ont fait l'expérience du labeur quotidien de l'existence avec ses succès et ses échecs, trouvant dans le Seigneur la force de ressusciter encore et encore et de continuer sur le chemin.»

Du même auteur

politique
economie

Dans la même rubrique

culture
culture
Publicité