logo
Lakroan'i Madagasikara
Paka

Fety mitondra hafaliana ho an'ny Fianakaviana

Wenceslas ms il y a 5 années

Ny Paka dia fety fandresena, mitondra hafaliana ho an'ny tsirairay ary koa ho an'ny fianakaviana Hita izany amin'ny alalan'ireo lanaona karakaraina etsy sy eroa. Fa mila mampiseho isany koa ny fianakaviana kristianina.

Fety mitondra hafaliana ho an'ny Fianakaviana

(Lahatsoratra nalaina tao amin'ny Lakroan'i Madagasikara laharana 3864, alahady 20 apirily 2014)


Ny fianakaviana sy ny hafaliana entin’ny Paka


Raha vao nitsangan-ko velona i Jesoa Tompo dia niseho tamin’ny mpianany ary niteny tamin’izy ireo hoe : « Ho aminareo anie ny fiadanana » (Jn 20, 19). Ary nanomboka hatreo dia teraka tao am-pon’ny Apositoly ny hafaliana ary resy ny tahotra !

Fiadanana, hafaliana no fanomezana vokatry ny Paka ho antsika. Hafaliana sy fiadanana nahatsapana ny halalin’ny fitiavan’Andriamanitra ny harivan’ny Alakamisy Masina izay nandraisana ny hafatrafatr’i Jesoa nitia ka nandidy antsika hifankatia ; ary namela izany tsangambato izany tamin’ny alalan’ny Eokaristia izay tsy inona fa fanolorany ny tenany ho antsika noho ny fitiavany antsika ihany.

Hafaliana sy fiadanana avy amin’ny fitopin’ny mason’i Jesoa feno famindram-po ambaran’ny Zoma Masina. Dia Izy ilay nitondra ny Hazofijaliana ka namela malalaka antsika ho afaka amin’ny vesatry ny ota, nanamaivana izany sy nandio mihitsy ary nanome famelana.

Hafaliana sy fiadanana niainana sy niandrasana ny fahanginan’ny Sabotsy Masina mba handraisana an’i Jesoa tafatsangan-ko velona.

Hafaliana sy fiadanana nandray ny fandresen’i Jesoa ny herin’ny fahafatesana, ny ratsy ary ny fijaliana rehetra. Velona tokoa i Kristy, nitsangan-ko velona izy ary tsy manan-kery aminy intsony ny fahafatesana !


Endrika isehoan’ny hafaliana sy fiadanana

Na ny niainan’ireo roa lahy nankany Emaosy (Lk 24, 32-33), na ny niainan’i Toma (Jn 20, 27-28), na ny fifankahitan’ireo mpianatra nahita an’i Jesoa tao amin’ny Cénacle (Jn 20, 19-20), dia mampiseho ny fahadisoam-panantenana teo amin’izy ireo. Satria tsy araka ny niheveran’izy ireo azy no niafaran’i Jesoa. Saingy nisokatra ny mason’izy ireo rahefa nandroso an-trano i Jesoa, taorian’ny fampandrosan’izy ireo an-trano azy satria efa “mandrorona ny andro”.

Dia nandroso an-trano i Jesoa, io no famantarana hita maso fa nanana fisokafana marina tokoa izy roa lahy. Ny fon’izy ireo no efa nisikatra fa ny masony mbola tsy ao. Tonga anefa ny fotoana hahafantaran’izy mirahalahy ny marina dia avy amin’ny fihetsika nataon’i Jesoa teo am-pihinanana: nandray ny mofo Izy, nisaotra an’Andriamanitra, novakiany, natolony azy ireo.

Fihetsika nampisokatra ny mason’izy ireo io nataon’i Jesoa io ary toa tsy vaovao aminy fa nanokatra azy ireo avy hatrany ny fahatsiarovana ao an-tsaina mampatsiahy ilay teny hoe: “Ataovy izao ho fahatsiarovana ahy!”. Ny vokatr’io, tsy hita teo intsony i Jesoa, niverina nitodi-doha nankany Jerosalema iny alina iny ihany izy mirahalahy ary tafahaona tamin’ny mpianatra rehetra. Samy nitantara an-kafaliana ny zavatra hitany sy reny izy rehetra.

Ny hafaliana niainana teto izany dia ny fahitana indray ilay fiombonan’ny mpianatra saika rava. Samy faly avokoa izy rehetra fa nahita ny Tompo tafatsangan-ko velona.

 


Lesona ho an’ny fianakaviana

Tsy ilaozan’izay disadisa mety hahazo azy ny fiainam-pianakaviana. Ao ny vina noeritreretina nefa tsy araky ny nantenaina. Mety hahatonga fakam-panahy hisintaka tokoa ireny. Ohatra ho antsika anefa ny miseho eto. Ao anatin’ireny adim-piainana ireny no indro mijoro eo anivontsika fianakaviana Jesoa. Miray lalana amintsika ary miara-mandavorary fiainana ao. Toy ny nanabeazany an’izy mirahalahy no anabeazany antsika ihany koa. Miharihary eto ary fa ny olona no harena ary tsy azo atao ny manilikilika be fahantany ny hafa na ny sasany tsy mitovy amin’ny tena. Tsy azo atao ihany koa ny mijery arina an-tava fa rehefa tsy mety dia tsy mety. Ilaina dia ilaina ny fandalinam-pinoana eto ka hifanampiana ny amin’io: mila ny hafa hanazava izay tsy azo. Adidy atao ao anatin’ny fianakaviana io. Tompon’andraikitra voalohany amin’izany ny ray aman-dreny. Ny finoana ananany no hifampizarany amin’ny zanany.

I Jesoa eto dia miseho ho toy ny loham-pianakaviana eo amin’ny fitantanana. Ny fihetsika nataony no nahatsiarovan’ireo mpianatra saina tampoka ka nanapahany hevitra hiverina hamonjy ny fiombonana. Toy izany, ny raim-pianakaviana dia tokony hitandro fatratra izany fiombonana misy ao anatin’ny fianakaviana izany ary ny fanabeazana omeny ireo zanany dia tokony hanampy azy ireo haka fanapahan-kevitra mazava tsara. Misongadina ihany koa fa ny fankalazana ny Eokaristia dia anisan’ny vanim-potoana mampiombona ny mpianakavy miaraka amin’i Kristy. Loharano anovozana ny soa rehetra satria orimbaton’ny famonjena antsika.

Manamafy antsika hiombona tokoa ny Eokaristia sady mampahatsiahy ihany koa ilay fitondrana iombonana hizakana ny anaran-dRay ao amin’ny Fiangonana noho ny Batemy noraisina avy amin’ny hafalian’ny Paka ihany koa. Ny misingana samirery dia toa matetika mamoa-tsampona toa an’i Toma. Tsy mahita ny fahitan’ny rehetra; nefa nony farany dia indro fa resy lahatra ihany izy ka nanamafy ny finoany. Na izany aza anefa dia ianarana ihany koa izy ilay tsy tonga dia mino be fahatany ireny fa manadihady aloha.


Fehiny, i Kristy no Pakantsika dia Izy ilay andry fototra ijoroan’ny fianakaviana. Mahalala ny fiainam-pianakaviana izy satria nahita ny nahazo ny olona tao Nazareta ihany koa.

Partager l'article:

Lakroa en direct
  • 20 Nov. 2018 - 07:46-

    Communiqué HCC. Suite à la publication officielle des résultats provisoires du premier tour de l’élection présidentielle par la CENI le samedi 17 novembre 2018, s’appliquent de facto les dispositions suivantes de la Loi organique N°2018-009 relative à l’élection du Président de la République :
    Article 61 :
    La Haute Cour Constitutionnelle procède à la proclamation officielle des résultats définitifs dans un délai de neuf (9) jours à partir de la date de publication des résultats provisoires par la Commission Electorale Nationale Indépendante.
    Article 66 alinéa 2 :
    Le délai de recours est fixé à deux (2) jours après la publication des résultats provisoires par la Commission Electorale Nationale Indépendante.
    En application du système de délai franc, la réception des requêtes sera clôturée le mardi 20 novembre 2018 à 24h.

  • 16 Nov. 2018 - 07:45-

    Voici les tendances publiées sur le site de la CENI ce 16 novembre 2018 à 6 heures et 58 minutes. C’est une tendance nationale, BV traités : 22 576 sur 24 852 soit : 90,84%. Inscrits : 8 906 101 sur 9 913 599 votants : 4 807 829 suffrages exprimés 4 453 212 soit 92,48%. Taux de participation : 53,98%.

    - RAJOELINA Andry Nirina : 1 763 347 soit 39,60%

    - RAVALOMANANA Marc : 1 535 795 soit 34,49%

    - RAJAONARIMAMPIANINA Hery : 390 356 soit 8,77%

    - MAILHOL André Christian Dieu Donné : 56 928 soit 1,28%

    - RANDRIAMAMPIONONA Joseph Martin : 53 629 soit 1,20%

    - RAFALIMANANA Ny Rado : 52 897 soit 1,19%

  • 16 Nov. 2018 - 07:45-

    Administrateur apostolique du diocèse de Mahajanga. Mgr Gustavo Bombin Espino, OSST, actuellement évêque du diocèse de Maintirano (dont il est le premier évêque) a été désigné comme Administrateur apostolique du diocèse de Mahajanga. L’annonce a été faite durant les obsèques de Mgr Roger Victor Solo Rakotondrajao le vendredi 9 novembre à Mahajanga. Pour mémoire, Mgr Gustavo Bombin Espino était évêque de Tsironomandidy entre février 2004 et février 2017 ‘érection du noouveau diocèse de Maintirano). Mgr Gustavo Bombin Espino est né le 24 septembre 1960 à San Llorente (Valadolid en Espagne).

  • 14 Nov. 2018 - 13:41-

    Voici les tendances publiées sur le site de la CENI ce 14 novembre 2018 à 13 heures et 6 minutes. C’est une tendance nationale, BV traités : 17504 sur 24 852 soit : 70,43%. Inscrits : 7 062 725 sur 9 913 599 votants : 3 827 816 suffrages exprimés 3 539 985 soit 92,48%. Taux de participation : 54.20%.

    - RAJOELINA Andry Nirina: 1396356 (39.45%)
    - RAVALOMANANA Marc: 1297579 (36.65%)
    - RAJAONARIMAMPIANINA Hery: 266857 (7.54%)
    - MAILHOL André Christian Dieu Donné: 46243 (1.31%)
    - RANDRIAMAMPIONONA Joseph Martin: 41091 (1.16%)
    - RAFALIMANANA Ny Rado: 39742 (1.12%)

  • 13 Nov. 2018 - 14:56-

    FMF out, comité de normalisation in. Le Bureau du Conseil de la FIFA a décidé, ce 12 novembre 2018, de désigner des comités de normalisation pour les Fédérations de Football de République dominicaine (FEDOFUTBOL) et Madagascar (FMF) conformément à l’art. 14, al. 1a et l’art. 8, al. 2 des Statuts de la FIFA. À Madagascar, la décision de nommer un comité de normalisation est liée à la procédure électorale de la FMF, qui n’a pas été effectuée conformément aux exigences réglementaires applicables aux membres de la FIFA. Le mandat du comité expirera au plus tard le 12 mai 2019. La participation des Barea à la CAN n'est pas concernée par la mise en place du comité de normalisation.

  • 13 Nov. 2018 - 07:46- Voici les tendances publiées sur le site de la CENI ce 13 novembre 2018 à 6 heures et 57minutes. C’est une tendance nationale, BV traités : 13 283 sur 24 852 soit : 53,45%. Inscrits : 5 370 311 sur 9 913 599 votants : 2 876 312 suffrages exprimés 2 659 943 soit 92,48%. Taux de participation: 53,56%.
    - RAJOELINA Andry Nirina : 1 051 134 (39,52%)
    - RAVALOMANANA Marc: 950 724 (35,74%)
    - RAJAONARIMAMPIANINA Hery: 212 682 (8%)
    - MAILHOL André Christian Dieu Donné: 35 382 (1,33%)
  • 12 Nov. 2018 - 08:08-

    Voici les tendances publiées sur le site de la CENI ce 12 novembre 2018 à 6 heures et 8 minutes. C’est une tendance nationale, BV traités : 10437 sur 24852 soit : 42%. Inscrits 4 285 527 sur 9 913 599 votants : 2 301 808 suffrages exprimés 2 129 443 soit 92,51%. Taux de participation: 53.71%.

    - RAJOELINA Andry Nirina : 835301 soit 39.23%
    - RAVALOMANANA Marc: 785748 soit 36.90%
    - RAJAONARIMAMPIANINA Hery: 160879 soit 7.55%
    - MAILHOL André Christian Dieu Donné: 28308 soit 1.33%

  • 10 Nov. 2018 - 12:47-

    Voici les tendances publiées sur le site de la CENI ce 10 novembre 2018 à 10h 25minutes. C’est une tendance nationale, nombre de bureau de vote (BV) traité : 3 663  sur les 24 852. Inscrits : 1 646 896 sur 9 913 599 votants : 860 662. Suffrages exprimés : 798 788. Taux de participation : 52.26%.  

    RAJOELINA Andry Nirina : 40.90%.

    RAVALOMANANA Marc: 39.09%.

    RAJAONARIMAMPIANINA Hery: 5.75%

    MAILHOL André Christian Dieu Donné: 1.46%

    RABARY Andrianiaina Paul: 0,95%

  • 06 Nov. 2018 - 07:44-

    Camions pour le SAMVA. Le communiqué du Conseil des Ministres du lundi 5 novembre 2018 effectué 16 Heures au Palais d’Ambohitsorohitra nous apprend l’arrivée d’un premier lot de 11 camions remis au SAMVA (Service Autonome de Maintenance de la Ville d'Antananarivo) pour l’enlèvement des ordures de la capitale a été portée à la connaissance du Conseil, et le Chef de l’Etat a insisté sur l’importance d’une bonne gestion de ce nouveau parc de véhicules et la mise en place de procédures de contrôles strictes. On attend les impacts réels de cette remise de camions.

  • 04 Nov. 2018 - 08:46-

    Nodimandry i Mgr Rakotondrajao Roger Victor Solo. Nodimandry ny sabotsy 3 novambra teo i Mgr Rakotondrajao Roger Victor Solo, evekan’i Mahajanga, mpiahy ny vaomieran’ny « Justice et paix » nasionaly sy ny fonja. Tsiahivina etoana ny resaka nataony mikasika ny tany ao Soamahamanina. Lahatsoratra nivoaka tao amin'ny Lakroan'i Madagasikara laharana 3979, pejy faha-12 ary ity ny rohy ahitana izany eto amin’ny www.lakroa.mg  https://www.lakroa.mg/item-818_articles_dossier_18-resaka-nifanaovana-tamin-i-mgr-rakotondrajao-roger-victor-solo.html

  • 24 Oct. 2018 - 11:42-

    Endrika fanakorontanana. Nanambara ny Za’Gasy ny zoma 19 okitobra lasa teo teny Ambohimitsimbina fa tena fanakorontanana no nataon’ilay mpomba ny kandida iray heverina fa goavana, izay nitaona ny ireo izay tsy voasoratra amin’ny lisi-pifidianana ho tonga hifidy amin’ny biraom-pandatsaham-bato 7 novambra. Marihina fa nitety haino aman-jery io pomba ny kandida iray io ny 18 okitobra lasa teo. Miantso ny Ceni sy ny Cfm ary ny mpitandron’ny filaminana ary ny Hcc mba hanao fanazavana mikasika ny fakana ordonnance sy ny resaka lisi-pifidianana ity fa mety hampikorontana ny fifidianana.

  • 17 Oct. 2018 - 07:46-

    Sipem Bank. Tamin’ny desambra 2014 no nahazo ny agrément bancaire ny Sipem bank. Miasa toy ny banky izy ankehitriny. Betsaka ireo tolotra misy amin’izany, toy ny fampindramam-bola. Marihina fa ity orinasa ity dia tena orinasa malagasy araka ny nambaran’ireo mpikarakara. Malagasy avokoa ireo mpiasa ao. Ny Malagasy ihany koa no manana petra-bola betsaka ao na hoe majorité. « Orinasa madinika sy ireo orinasa vaventy no mihindram-bola ato aminay amin’izao fotoana izao » hoy ihany izy ireo. Izy rahateo dia niatomboka tamin’ny micro-finance.

  • 28 Sep. 2018 - 06:51-

    Salon des écoles supérieures catholique. Le salon des Ecoles supérieures Catholique se déroule ce vendredi 28 septembre 2018 au sein du Collège Saint Michel Amparibe. 22 universités, écoles et instituts supérieurs participent à ce salon. L’enseignement supérieur catholique se veut être le moteur de la chrétienneté et de la citoyenneté responsable. L’événement est placé sous le patronage de SEM Mgr Benjamin Marc Ramaroson, Archevêque d’Antsiranana et Président de la commission épiscopale pour l’éducation et l’enseignement catholique.

  • 14 Sep. 2018 - 08:38-

    Poulet de chair à Madagasikara. Pour Olivier Fanchette, de Innodis Poultry, il y a encore de la marge pour produire du poulet de chair à Madagasikara. “C’est pour cette raison que nous participons à la Foire Internationale d’Agriculture”. Innodis Poultry est l’un des plus grands producteurs de poulet de l’île Maurice. Selon Fanchette, cette société exporte vers Madagasikara du poulet de chair avec garantie sanitaire sans antibiotiques. De son côté Iqbal Mohungoo, de la société Meaders Feeds, assure l’alimentation des poulets de chair, une alimentation répondant aux besoins d’une clientèle autant présente sur le marché local que régional dont Madagasikara.

  • 13 Sep. 2018 - 07:45-

    Colloque sur l’énergie. Lors d’une rencontre avec la présse Andry Ramaroson a fait savoir que le Groupement Des Professionnels de l’Energie à Madagascar GDPEM organise un colloque en entrée libre qui se tiendra au 3A Andrefanambohijanahary durant 2 jours ou 4 demi-journées avec comme thème “Energie, 1er levier de la croissance économique de Madagascar”. La première demi-journée (matin du 14 septembre) une conférence-débat sur l’économie d’énergie et l’après-midi sur le génie électrique. La troisième demi-journée (matin du 15 septembre) une conférence-débat sur le thème 1er levier économique de Madagascar. Et l’après-midi sera consacré à la restitution des travaux.

  • 10 Sep. 2018 - 07:28-

    Affaires courantes du Président. Pour la HCC, rentrent dans la catégorie juridique des attributions présidentielles courantes, les affaires constituant la poursuite normale d’une procédure régulièrement engagée avant la démission du Président de la République, toute affaire dont l’importance dépasse celle des affaires de gestion journalière si la procédure qui a donné lieu à l’acte règlementaire concerné a été engagée bien avant la période critique et a ensuite été réglée sans précipitation et si les questions politiques, qui ont pu se poser sur le plan administratif, ont été résolues avant cette période critique.

  • 10 Sep. 2018 - 07:28-

    Non affaires courantes du Président. Pour la HCC, ne rentrent pas dans les compétences attribuées au Chef de l’Etat ad intérim celles qui procèdent des articles 45 alinéa 3, 54 ; 55 -2°, 4° sauf en cas de faute grave ou de crime ou délit commis par le haut fonctionnaire, 5°, 6°, 7°, 8° ; 56 ; 57 alinéa premier ; 58 ; 59 alinéa 2 ; 60 ; 61 ; 103 ; 104 ; 107 ; 137 ; 162 ; 163. Il est habilité à exercer toutes les autres attributions confiées au Président de la République par la Constitution.

  • 01 Sep. 2018 - 09:48-

    Journée mondiale de prière pour la sauvegarde de la création 2018. Instituée en 2015 par le Pape François, quelques mois après la publication de son encyclique « Laudato si’, sur la sauvegarde de la maison commune », cette journée a lieu chaque 1er septembre, en communion de prière avec les Eglises orthodoxes, « pour offrir « à chacun des croyants et aux communautés la précieuse opportunité de renouveler leur adhésion personnelle à leur vocation de gardiens de la création, en rendant grâce à Dieu pour l’œuvre merveilleuse qu’Il a confiée à nos soins. » (Pape François, Lettre du Pape François pour l’institution de la « Journée mondiale de prière pour la sauvegarde de la création », 6 août 2015).

  • 01 Sep. 2018 - 07:56-

    Liste des personnes exerçant des hautes fonctions et hauts emplois civils et militaires de l’Etat, candidates aux élections, assujetties à l’obligation de démission prévue à l’article 6 alinéa 5 de la Loi organique relative au régime général des élections et des référendums. I – Les personnes nommées aux hautes fonctions et hauts emplois civils de l’Etat :   – Grand Chancelier de l’Ordre National malagasy ; – Ambassadeurs ou chefs titulaires de missions diplomatiques avant rang d’Ambassadeurs ; – Gouverneur de la Banque Centrale ; – Secrétaires généraux, Directeurs généraux et Directeurs de ministères ; – Présidents d’Universités ; – Représentants de l’Etat au niveau des collectivités territoriales décentralisées ; – Directeurs généraux, membres des organes d’administration ou de gestion des organismes rattachés aux Institutions et aux départements ministériels.

  • 01 Sep. 2018 - 07:55-

    Liste des personnes exerçant des hautes fonctions et hauts emplois civils et militaires de l’Etat, candidates aux élections, assujetties à l’obligation de démission prévue à l’article 6 alinéa 5 de la Loi organique relative au régime général des élections et des référendums. II – Les personnes dont la nomination aux hautes fonctions et hauts emplois militaires est faite par décret en Conseil des Ministres : – Officiers Généraux ; – Inspecteur général de l’Armée Malagasy; – Inspecteur général de la Gendarmerie Nationale ; – Chef de l’Etat-Major général de l’Armée Malagasy ; – Commandant de la Gendarmerie Nationale ; – Adjoints au chef de l’Etat-Major général de l’Armée Malagasy; – Adjoints au Commandant de la Gendarmerie Nationale ; – Commandant des Forces Aériennes ; – Commandant des Forces Navales ; – Commandant des Forces d’Intervention – Commandant des Forces de développement ; – Chef d’Etat-major du commandement de la Gendarmerie Nationale ; – Commandants des régions militaires; – Commandants des Circonscriptions inter-régionales de la Gendarmerie Nationale ; – Tous autres fonctions et hauts emplois militaires dont la nomination est faite par décret en Conseil des Ministres.

Du même auteur

monde
politique

Dans la même rubrique

religion
religion
Publicité