Mamarana ny 15 andro fahafolo amin’ny
hamehana ara-pahasalamana ity herinandro ity. Nisongadina tamin’ny
fampitam-baovao samihafa ny fitetezam-paritra nataon’ny delagasiona notarihin’ny
filoham-pirenana Andry Rajoelina tato anatin’ny roa herinandro izay. Taorian’ny
tany avaratry ny Nosy hatrany Antsiranana, dia tao Antananarivo no nanohizany izany,
nanaovana ny fizarana fanampiana ara-tsosialy ho an’ny vahoaka. Nosantarina
teny amin’ny kianja Malacam izany ny sabotsy 1 aogositra 2020. Nahitana vary
iray lasaka 50kg, menaka 2 litatra, voamaina, ronono am-bifotsy 2 boaty,
siramamy, ary CVO. Nambaran’ny filoha Rajoelina teny Itaosy tamin’ny 4
aogositra fa hahazo daholo izay manana karinem-pokontany ary tsy ekena intsony
ireo tompon’andraikitra amin’ny fokontany manodinkodina sy manavakavaka. Efa
heno sy hita daholo ny lesoka tamin’ny voalohany ary harenina izany raha ny
nambaran’ny filoha. Nitrangana savorovoro sy taraina manko tamin’ny toerana maro
toy ny teny Ankazomanga, Andraisoro, Ilafy ary Itaosy. Anisan’ny nambaran’ny
filoha indray koa tamin’io fotoana io ny fanatanterahana ny ‘digitalisation’
momba ny mponina any anivon’ny fokontany, hahazoana karatra nomerika ahitana
mazava ny momba ny isan-tokantrano ; tamin’ny volana aprily izy no efa
nanambara ny momba io ary hanatanteraka izany haingana.
Nisongadina tamin’ny haino aman-jery tsy miankina samihafa ihany koa tamin’iny herinandro iny sy fiandohan’ity herinandro ity ny fanambarana samihafa avy amin’ny sokajin’olona maro toy ny avy amin’ny RMDM (Rodoben’ny mpanohitra ho an’ny demokrasia eto Madagasikara), mikarakara fikaonan-doha momba ny fitantanana ny raharaham-pirenena izay ambaran’izy ireo fa misy lesoka maro, voatondro ho ny 10 aogositra no hanaovana izany. Ao ihany koa ny firaisamonim-pirenena sy mpanao politika mitsikera ny fomba fitantanan’ny fitondram-panjakana izay isian’ny fifanoheran-javatra amin’ny fisorohana ny tsy hihanahan’ny aretina ‘covid-19’. Takian’izy ireny ny mangaraharaha amin’ny fampiasana ny volam-bahoaka sy indramina amin’ity ady atao amin’ny ‘covid-19’ ity. Fony tany Mahajanga sy Nosy Be ary Antsiranana dia anisan’ny nataon’ny filoha tany ny fanomezana tamby ireo mpiasan’ny fahasalamana misahana ny fandraisana an-tanana ny fitsaboana momba ity ‘covid-19’ ity. Ho an’ny ao Antananarivo, dia misy ny tarainan’ireo ao amin’ny hopitalim-panjakana sy hatreny amin’ny CMC Andohatapenaka ho tsy mbola nahazo izany tamby izany, araka ny fampitam-baovao tamin’ny haino aman-jery tsy miankina tamin’ity herinandro ity. Eo ihany koa ny tsy fahampian’ny fitaovana enti-miasa na EPI.
Mitohy hatrany kosa ny fanomezana ny isan’ny trangan’ny ‘covid-19’ ao amin’ny TVM sy RNM ary ireo haino aman-jery tsy miankina isaky ny tolakandro. Ny Profesora Vololontiana Hanta Marie Danielle hatrany no mpitondra teny ofisialy amin’izany. Amin’ny 1 ora moa no voalaza fa hanaovana azy io fa miovaova izany, matetika manodidina ny amin’ny 1 ora sy sasany. Misy ny fanazavana sy fanentanana entin’ireo tompon’andraikitra samihafa, sy dokam-barotra amin’ny fanafody ‘covid-organics’ na CVO. Efa manakaiky ilay 1000 isan’andro ny fitiliana PCR sy Genexpert atao hatramin’ny nitombon’ny laboratoara manao ny fitiliana. Misy ny sitrana an-jatony isan’andro, torak’izany koa ny tranga vaovao, ary ny maty izay 127 hatramin’ny 5 aogositra 2020. Nambaran’ny Profesora tamin’io andro io fa eo amin’ny 80% amin’ireo mitondra ny tsimokaretina ny tahan’ny fahasitranana, ary 1% eo ho eo ny tahan’ny fahafatesana.
Mbola ho lava ny ady raha ny nambaran’ny tale jeneralin’ny OMS tamin’ny fampitam-baovao iraisam-pirenena, ary misy aza ireo firenena voatery niverina indray amin’ny fihibohana noho ny firongatry ny tratran’ny tsimokaretina. Mananika ny 18 tapitrisa ireo tratran’ny tsimokaretina tamin’ny fiandohan’ity herinandro ity, maherin’ny 10 tapitrisa no sitrana ary maherin’ny 680 000 no namoy aina. Mbola eo am-pikarohana ny fanefitra sy fanafody mahomby ny manam-pahaizana hatramin’izao, raha ny fampitam-baovao fantatra.
Rasoanjanahary
Partager l'article:
Bonne année 2021. Toute l'équipe, rédaction et technique, de www.lakroa.mg se joint ici pour vous souhaiter, à vous lecteurs et sources, une bonne et heureuse année 2021. Que cette nouvelle année 2021 vous apporte, le bonheur, la joie et la prospérité et l’amour du prochain et du Pays. Notre unique résolution pour l’année 2021 est de réussir à vous apporter la nouvelle vraie avec des analyses lucides hors des sentiers battus. Et soyons solidaires pour notre Patrie et nos concitoyens. https://www.facebook.com/100002397970826/videos/3535584526531445/
Que la magie de Noêl impacte sur votre vie
et voici des Suggestions de cadeaux de Noël:
Pour l’ennemi, le pardon.
Pour l’adversaire, la tolérance.
Pour l’ami, votre cœur.
Pour un client, du service.
Pour tous, la charité.
Pour chaque enfant, le bon exemple.
Pour vous, le respect et
Pour le Monde entier : l’Amour du Christ par la croix
Et notre cadeau notre fidélité envers vous sur www.lakroa.mg
Lahatsoratra mety hahaliana anao... Resaka tany
l'économie bleue de l'AMDP a été engloutie par la vague orange. Et voilà que le dossier resurgit sous une autre forme avec d'autres acteurs mais toujours économie bleue (orangée).
https://www.lakroa.mg/item-2465_articles_economie_18-petite-pache-en-paril-madagascar-signe-des-accords-de-pache-destructeurs-avec-des-investisseurs-chinois.html
Arrêt n°10-HCC/AR du 16 octobre 2020 relative à une demande de non-conformité à la Constitution du décret n° 2020-1110 du 9 septembre 2020 portant convocation du collège électoral pour les élections sénatoriales du vendredi 11 décembre 2020 et l’annulation dudit décret, formulée par le KMF/CNOE Fanabeazana Olompirenena. La demande de non-conformité à la Constitution du décret n° 2020-1110 du 9 septembre 2020 portant convocation du collège électoral pour les élections sénatoriales du vendredi 11 décembre 2020 et l’annulation dudit décret, formulée par le KMF/CNOE Fanabeazana Olompirenena, est déclarée recevable. Article 3.-La demande du KMF-CNOE Fanabeazana Olompirenana est rejetée comme mal fondée en vertu des considérants 16 à 27.
Décision n°17-HCC/D3 du 16 octobre 2020 portant sur des requêtes aux fins d’inconstitutionnalité du décret n°2020-1110 portant convocation du collège électoral pour les élections sénatoriales du 11 décembre 2020. Selon l’article 1, les requêtes sont déclarées recevables mais rejetées comme non fondées sur la base des considérants 17 à 25, 27 et 28 (article 3).
Lu pour vous: Une usine clés en main normande expédiée à Madagascar contre la faim. https://www.lakroa.mg/item-2413_articles_monde_18-une-usine-clas-en-main-normande-expadiae-a-madagascar-contre-la-faim.html
62 taona ny Repoblika Malagasy. Hetsika maro no fantatra fa ho karakaraina hanamarihana ny faha 62 taona ny nanambarana ny fitsanganan’ny Repoblika Malagasy voalohany. Iray amin’ireny ny karakarain’ny Hetsika Fampiraisana ny Kristianina. Ny 14 oktobra dia hisy ny fotoam-pivavahana hatao ao amin’ny FJKM Atsimon’i Mahamasina ny maraina amin’ny 9 ora sy sasany ary fikaonan-doha atao ao amin’ny Le pave Antaninarenina kosa ny tapany hariva. Asaina ny rehetra ka ny lohahevitra amin’izany ny hoe « maro tohanan’ny maro »
Lu pour vous. Le Conseil des Ministres du 7 octobre a pris la décision que l’Etat va effectuer des travaux de relevés sismiques marins pour déterminer la ZEE. Et on apprend sur Africa Intelligence que. Il faut rappeller aussi que durant la présidence de Rajaonarimampianina un programme a été lancé en 2017. Quel sous-marin derrière tout cela ? Lu pour vous ne fait que transmettre l’article de Africa Intelligence. https://www.lakroa.mg/item-2404_articles_monde_18-culmen-international-intronisa-conseiller-stratagique-de-la-marine-malgache.html
Marine malgache a un conseiller stratégique. Culmen International pressenti est intronisé conseiller stratégique de la marine malgache
Comme l'avait anticipé Africa Intelligence (09/09/20), Culmen International a remporté le 28 septembre le marché de mise à disposition d'un conseiller stratégique pour la marine malgache. Ce contrat est financé par le Département d'Etat américain à hauteur d'un million de dollars. Culmen s'est imposé face à un autre contractor de défense américain, Sincerus Global Solutions, qui a absorbé en juillet la branche internationale du géant Science Applications International Corp (SAIC).
Le mois d’octobre est consacré au Saint Rosaire. La prière du rosaire se décline en 4 «groupes» de mystères : joyeux, lumineux, douloureux, glorieux. Chacun de ces «groupes» (ou méditations) se décline en 5 mystères. La prière du rosaire, au complet, comprend donc 20 mystères au total. Prier le chapelet, c’est par conséquent, quotidiennement, prier 5 mystères par jour.
#COVID19
Atontanisa momba ny Covid-19 ny 29 septambra 2020. Sitrana 192 vaovao.
Lavo 229 (+ 0).
Marary mafy 16 (– 1).
FITILIANA : Tests PCR (297), Tests GeneXpert (53)
Marary 29 vaovao : 1 Cas importé, 2 Analamanga, Sainte Marie, 4 Ambatondrazaka, 2
Amparafaravola, 3 Matsiatra Ambony, 1 Atsimo Andrefana, 1 Menabe, 4 Antsohihy, 1
Bealanana, 5 Sava, 4 Diana
Mikasika ny toeram-pivavahana: Toy izao indray ireo fepetra arahina mandritra ny 15 andro nanomboka ny 19 septambra teo:
- Misokatra ireo fiangonana sy mosquée rehetra manerana ny Nosy saingy tsy maintsy manaja ireo fepetra rehetra ara-pahasalamana sy ara-pidiovana
- Hajaina hatrany ny elanelana 1 metatra
- Manao aro vava orona ny rehetra
- Raisina ny mari- pana eo am-pidirana
- Mampiasa gel désinfection
- Fandrarahana fanafody mamono otrik'aretina
- Tsy azo atao ny fifandraisan-tanana mandritra ny fotoam-pivavahana.
Jereo ny fepetra manontolo :
#COVID19 :
Antontan'isa ny 10 Septambra 2020
#Sitrana: 52
#Tranga_vaovao:104
• 53
Analamanga, • 17 Antsirabe I, • 2 Antsirabe II, • 1 Mandoto, • 4 Ambositra, • 1
Antsohihy, • 6 Sambava, • 16 Antsiranana I, • 2 Antsiranana II, • 2 Ambilobe
FITILIANA : Tests PCR (676), Tests
GeneXpert (66)
#Tranga_misy_fahasarotana: nijanona ho 48 (-3)
#Aina_nafoy: 02
#COVID19 : Antontan'isa ny 9 Septambra 2020
#Sitrana: 24
#Tranga_vaovao: 85
Analamanga :22, Alaotra Mangoro :16 (10 :Ambatondrazaka,04 :Amparafaravola),
Matsiatra ambony :01, V7V :05 (Manakara), Boeny : 01, Sofia : 05(Mandritsara), Melaky
: 01(Maintirano), Anosy :01 (Amboasary atsimo), Menabe : 14(Morondava), SAVA :
04(Sambava), Diana : 15(14 :Antsiranana I, 01 Antsiranana II)
#Tranga_misy_fahasarotana: nijanona ho 53
#Aina_nafoy: 00
#COVID19 08
SEPTAMBRA 2020
#Sitrana :
35 vaovao :
#Lavo 206 (+
4)
#Marary_mafy 53
(+ 2)
#Fitilana
Tests PCR (210) Tests GeneXpert (87)
#Marary vaovao 83
• 44 Analamanga, • 10 Ambatondrazaka, • 4 Amparafaravola, • 3 Matsiatra
Ambony, • 3 Boeny, • 7 Sofia, • 9 Antsiranana I, • 1 Antsiranana II, • 2
Sambava
Fiaraha-monina mifamelona sy mifanohana. Izay no foto-kevitra notohanan’ny AFK izay Ivotoerana fikarohana sy fanofanana ho vahaolam-pampandrosoana hanavotana ny firenena. Nandritra ny famelabelaran-kevitra natao teny Alarobia ny sabotsy 5 septambra lasa teo no nanehoany izany. Mila hapetraka eto amin’ny Firenena ny fihavanana matotra sy marina. Ity rafi-pampandrosoana ity dia tsy mila famatsiam-bola avy any ivelany araka ny nambaran’Atoa Andriamparany Ricky filohan’ny Ivontoerana. Ny AFK na ny Antso Fiarahamonina Kristianina (AFK) dia ivotoerana fikarohana sy fanofanana.
#COVID19 Antontan’isa ny 7 septambra 2020
#COVID19 Antontan’isa ny 7 septambra 2020
#Sitrana: 45
#Tranga_vaovao:
33
• 17 Analamanga, • 6 Tsiroanomandidy, • 1 Matsiatra Ambony, • 3 Antsiranana I, •
2 Sambava, • 2 Atsimo Andrefana, • 2 Mahajanga I
#Namoy_ny_ainy:
02
#Fitiliana
Tests PCR (439) Tests GeneXpert (33)
Hafatry ny Biraon’ny Fivondronamben’ny Eveka eto Madagasikara noho ny tsingerintaona voalohan’ny fitsidihana apostolika nataon’ny Papa Fransoa teto Madagasikara,
vakianao ao amin’ny rohy https://www.lakroa.mg/item-2367_articles_dossier_18-hafatry-ny-eveka-aminaizao-tsiahy-ny-fitisidihana-pastoraly-nataonany-papa-fransoa.html
Fepetra vaovao manomboka ny 6 septambra.
5) Mahakasika ny fiangonana
Afaka misokatra avokoa ny fiangonana sy ny mosquée manerana ny Nosy saingy
tsy maintsy hajaina ny elanelana 1m ary manao aro vava-orona daholo ny rehetra
fa indrindra mila hajaina ny fepetra ara-pahasalamana sy ara-pidiovana
Ny faritra Analamanga, Vakinankaratra, Alaotra Mangoro, Boeny, Sava ary
Diana dia tsy azo mihoatra ny 100 ny mpiangona