logo
Lakroan'i Madagasikara
Volana mey volan'i Masina Maria

I Masina Maria Reny mamy sy ny Zanany ary ny vavaka fanaontsika

Benirina il y a 5 années

Toa tsy manan-kavaly ireo havana iray finoana, ato amin’ny Fiangonana katolika, rehefa lazain’ny sasany ho manompo sampy, fa mivavaka amin’i Masina Maria hono. Fandalinana amin’izao famaramparanana ny volan’i Masina Maria sy eo am-piandrasana ny volan’i Fo Masin’i Jesoa izao.

I Masina Maria Reny mamy sy ny Zanany ary ny vavaka fanaontsika
Mivaona amin’ny fampianaram-pinoana kristianina ny fomba fiheveran’ireo sahy milaza fa mpanalalana antsika i Masina Maria. Io no ilay hoe “very amy katesizy”, ka soa ny handalinantsika hatrany ny finoana kely ananantsika, mba hihamatotra sy hivelarany. Inona tokoa moa no anjara toeran’i Masina Maria ao amin’ny litorijia sy ny fiainantsika? Iza marina no hany tena Mpanalalana tokana ho antsika, eo anatrehan’Andriamanitra? Ahoana ny amin’ny vavaka sasany fanaontsika katolika?

 

Renin’Andriamanitra

Tsy hampahatsiahy ireo anaram-panajana ilay Reny mamy voatanisain’ny Litanian’ny Virijiny masina no hatao, fa hanakatra ny anjara toerany eo amin’ny litorijia sy ny fiainantsika andavanandro, araka ireo vavaka mahazatra. Renin’Andriamanitra izy, sady Renintsika. Voatonona matetika ny anarany amin’ny vavaka fanaontsika. Tsy mivavaka amin’i Masina Maria sy ireo olomasina velively anefa ny kristianina, fa miangavy azy ireo avao mba hitalaho ho antsika, tahaka izay lazaina amin’ireo namana sy tapaka hoe: “Mivavaha ho anay e”. Ao amin’ny vavaka fifonana, Fiampangan-tena, dia iangaviana izy: “Koa mihanta amin’i Masina Maria Virjiny mandrakizay aho,... mba hivavaka ho ahy amin’ny Tompo Andriamanintsika”. Moa tsy manamafy izay fanaontsika ao amin’ny Rozery sy Sapile ve izany? Hoy manko isika: “Masina Maria Renin’Andriamanitra, mivavaha ho anay mpanota, ankehitriny ary amin’ny andro hahafatesanay”. Fitokisana ny vavak’ilay Reny mamy no itenenantsika aminy matetika.

Hoy ny Fiekem-pinoana: “naka Nofo tamin’i Maria Virijiny” i Jesoa ka tonga olombelona toa antsika. Ireo vavaka Fisaorana dia mahatsiahy an’i Masina Maria Virijiny Renin’Andriamanitra, eo amin’ny fotoana ahatsiarovana ny velona sy ny maty, mandritra ny Ranombavaka eokaristika, fa ao no tsiahivina ireo olomasina rehetra, razantsika amin’ny finoana. Misy koa ireo Sorona Masina manokana, fankalazana sy fahatsiarovana an’i Masina Maria Virijiny, izay mirakitra fampianarana lalina tokoa. Matetika, ny hira farany, fanirahana dia hira fanajana an’i Masina Maria, fa miaraka aminy no amitantsika ny irak’i Jesoa mpitantana ny diantsika.


Tsy misaraka amin’ny vavaka andavanandro

Lehibe ny anjara toeran’i Maria ao amin’ny fombam-pivavahana, mainka moa fa amin’ny vavaka andavanandro. Ny fomba andraisana ireo vavaka sy tonon-kira mikasika azy no toa zary olana. Maro manko ny teny an’ohatra, sarin-teny, fomba filaza iombonana eran-tany na tena malagasy, no tsy dia mazava amin’izay tsy nanao “misitagozia” (katesizy momba ny misitery), hany ka very lalana na mivaona eo amin’ny fomba fandraisana hevi-teny. Ho raisintsika, ohatra, ny hira hoe “Maria o, henoy ny feo, miantso anao any an-koatra”. Ao, tsy hoe i Maria no mamonjy ireo fanahy mijaly, fa i Jesoa no hany afaka manao izany. Saingy afaka mitondra ny fiangaviantsika i Masina Maria: toy ny mpitondra vonjy, mpitalaho mahatoky. Mivavaka miaraka amintsika ho an’ireo havantsika efa nodimandry tokoa izy. Eny, “tompovavin’ny Malagasy” i Masina Maria, sady ilazantsika hoe: “mamindra fo aminay zanakao”, satria mangoraka antsika mpanota izy. Saingy ny Zanany no hany afaka manala ny otantsika. Aoka àry samy hiezaka hanakatra ny hevitr’ireo sarin-teny sy fomba filaza samihafa fanao amin’ny vavaka ireo isika, sao mivaona fandray hevitra, ka hanaonao foana, hitsikera ny hira na vavaka efa nankatoavin’ireo manam-pahefana apositolika tany aloha, izay nahalala sy nahatakatra tsara ny hevitra fonosiny, nankato ny hampiasana azy, sy nandrakitra azy amin’ireo boky fihirana tranainy mbola voatahiry.


(…) Azonao vakiana ao Lakroa lah. 3869 daty 25 mey 2014 jifainao eny amin’ny mpaninjara ny tohiny

Partager l'article:

Lakroa en direct
  • 20 Jul. 2019 - 10:19-

    Ntsay Christian remplace Christian Ntsay.“Conformément aux dispositions de l’article 54 de la Constitution, est nommé Premier Ministre, Chef du Gouvernement : Monsieur NTSAY Christian” tel est le premier article du décret N°2019-1407, portant nomination du Premier Ministre, publié par la présidence de la République ce 19 juillet 2019. Le choix du premier ministre a été effectué sur la base des noms présentés par les députés majoritaires de l’IRD. Selon la "rumeur" Les trois noms présentés sont : Fienena Richarn Haja Resampa et Ntsay Christian. Il est donc reconduit (pour la deuxième fois) par le président Andry Rajoelina.

  • 19 Jul. 2019 - 08:45-

    JIOI 2019. Dans le cadre des Jeux des Îles, les Barea affrontent en premier les Seychelles. Le match se déroulera au stade Auguste Vollaire le 20 juillet à 14h15. Madagascar n’a pas perdu, lors des deux dernières rencontres entre les deux sélections, avec une victoire (0-1) le 11 juin 2016 et un match nul (1-1) le 29 mai 2018.

  • 18 Jul. 2019 - 14:15-

    USA. Le cardinal DiNardo interpelle Donald Trump sur les droits des migrants. «Il est contraire aux valeurs américaines et chrétiennes de chercher à empêcher aux personnes d’émigrer ici quand elles fuient pour sauver leurs vies et pour trouver une sécurité pour leurs familles», déclare le cardinal DiNardo.

  • 18 Jul. 2019 - 11:27-

    Birao maharitra AN. Vita ny fifidianana ny mpikambana ireo mandrafitra ny Birao maharitry ny Antenimieram-pirenena. Toy izao izany : Filohan’ny Antenimierampirenena : Razanamahasoa Christine Harijaona, Ambatofinandrahana (IRD). Filoha Lefitra Antananarivo : Rasolonjatovo Honoré, Faratsiho (IRD). Filoha Lefitra Antsiranana : Rahelihanta Jocelyne, Antsiranana I (IRD). Filoha Lefitra Fianarantsoa : Razafitsiandraofa Jean Brunelle, Ikongo (IRD). Filoha Lefitra Mahajanga : Rahantanirina Lalao, Mahajanga I (IRD). Filoha Lefitra Toamasina : Michelle Bavy Angelica, Fenérive Est (IRD). Filoha Lefitra Toliara : Rabenirina Jean Jacques, Betioky Atsimo (IRD).
    Questeur 1 : Henri Jean Michel, Ambovombe (IRD). Questeur 2 : Rakotomanga Lantoarivola Sedera, Antananarivo II (IRD). Questeur 3 : Rabenirina Maminiaina Solondraibe, Ambohidratrimo (TIM).
    Mpampakateny : Angèle Solange, Amboasary Atsimo (Mahaleotena). Mpampakateny lefitra : Rafenomanantsoa Tsirimaharo Ny Aina, Antananarivo III (IRD).

  • 17 Jul. 2019 - 09:30-

    Mercato-Jeremy Morel. En fin de contrat avec l'OL, l’international malgache Jeremy Morel signe pour un an de contrat avec le Stade Rennais. « Je suis très enthousiaste et fier de rejoindre le Stade Rennais F.C. Je vais faire du mieux possible pour apporter mon expérience au club. J’avais plusieurs sollicitations mais sportivement je me voyais plus ici. J’espère avoir fait le bon choix. À moi de tout faire sur le terrain pour remercier le Président de sa confiance », a-t-il déclaré.  

  • 16 Jul. 2019 - 09:30-

    Désensablement. La piscine naturelle du Parc National Isalo est de nouveau ouverte à la baignade depuis le vendredi 12 juillet dernier. « La profondeur et la propreté de l’eau ont été testées par les agents de Madagascar National Parks afin de s’assurer que toutes les conditions requises pour la baignade durant la haute saison touristique 2019 soient au mieux », déclare Madagascar National Parks sur Facebook.

  • 15 Jul. 2019 - 14:30-

    Jeux des îles. A l’île Maurice, les sportifs venant des sept îles de l'océan Indien s'affronteront sur quatorze disciplines : athlétisme, badminton, le basketball, boxe, cyclisme, football, haltérophilie, judo, natation, tennis de table, voile, beach volley et volleyball. Pour cette édition, l’ouverture officielle se fera le 19 juillet et prendra fin le 28 juillet.

  • 15 Jul. 2019 - 13:00-

    FMF. Lova Ramisamanana ne pourra se présenter à la course pour être à la tête de la fédération malgache de football. Il l’évoque sur sa page Facebook ainsi, « j’ai le regret de vous annoncer que je ne pourrai pas me présenter à la présidence de la fédération malagasy de football, faute de n’avoir pu réunir les 3 cautions requises. Nous nous sommes battus jusqu’au bout mais nous n’avons pu faire face à certains obstacles. »

  • 15 Jul. 2019 - 08:30-

    CAN 2019. Suite à leur victoire respective contre la Tunisie et le Nigéria, le Sénégal et l’Algérie disputeront la finale de cette édition de la Coupe d’Afrique des Nations. Pour rappel, les Fennecs ont battu ces Lions de la teranga lors de la phase de poule sur le score de 1-0 avec le but de Youcef Belaili.

  • 11 Jul. 2019 - 06:30-

    Fandaminana. Handamina ny polisim-pirenena ho an’ny alakamisy alina araka ny resadresaka tamin’ny mpanao gazety nataon’ireo tompon’andraikitra ao amin’ny Polisim-pirenena. Nanome ireo toromarika manodidina ny filaminana mandritra ny fijerena baolina kitra amin’izao Can izao izy ireo. Maro ny polisy hiasa amin’io alin’ny alakamisy io raha ny nambaran’ireto tompon’andraikitra ao amin’ny polisim-pirenena ireto.

  • 09 Jul. 2019 - 13:30-

    Supporter les Barea. L’inscription est ouverte pour aller supporter les Barea en Egypte pour leur quart de finale contre la Tunisie. Les billets sont disponibles auprès de l’Air Madagascar à Analakely. Adressez-vous à la même agence pour plus d’infos.

  • 06 Jul. 2019 - 13:00-

    Pape François – Poutine. Le président russe Vladimir Poutine a rencontré le pape François au Vatican le 4 juillet pour une discussion privée de 55 minutes. Le pape François et Poutine ont discuté de questions d'actualité en Syrie, en Ukraine et au Venezuela, ainsi que de questions environnementales et de questions concernant l'Eglise catholique en Russie, selon le bureau de presse du Saint-Siège.

  • 05 Jul. 2019 - 11:00-

    CAN 2019. La CAF a rejeté les plaintes contre la RDC pour match truqué. Suite à l’insuffisance de preuve réelle, les accusations de corruption de la fédération zimbabwéenne de football vis-à-vis de leur gardien de but ont été rejeté. De ce fait, le match entre Madagascar et la RDC dans le cadre des huitièmes de finale aura bel et bien lieu dimanche prochain.

  • 05 Jul. 2019 - 08:30-

    Wi-fi gratuit. Le mercredi 10 juillet prochain, le wi-fi gratuit sera disponible à Antananarivo. Il sera possible de se connecter librement, sur quatre zones incontournables de la capitale comme au jardin Antaninarenina, à l’arrêt bus Ambohijatovo, au jardin Antanimena et au pont de Behoririka.

  • 04 Jul. 2019 - 10:30-

    Nicolas Dupuis. Selon Jeune Afrique, Nicolas Dupuis est 31ème dans le classement des entraîneurs les mieux payés en Afrique. Il perçoit 7000€ par mois, selon les chiffres publiés par le média. Le sélectionneur de l’Egypte, Javier Aguirre, est le coach le mieux rémunéré sur le continent avec un salaire mensuel de 108 000 euros.

  • 03 Jul. 2019 - 15:15-

    CAN 2019. Anicet Andrianantenaina et Carolus Andriamanitsinoro intègrent l’équipe type de la phase de poule de cette Coupe d’Afrique des Nations. Pour rappel, Anicet était l’homme du match pendant la rencontre face à la Guinée. Carolus l’était à son tour pendant le match contre le Nigéria.

  • 03 Jul. 2019 - 14:30-

    FIER-Mada. Tanterahana ny alarobia 7 hatramin’ny 11 aogositra ho avy izao ny FIER-Mada faha 21, ao amin’ny kianja Makis Andohatapenaka. Amin’izany dia hisy ny lao-bary an-dasy hiompana amin’ny « fandrosoana maharitra : tetik’asam-panjakana vatsiana vola amin’ny voajanahary sy ifampierana amin’ny tantsaha eny ifotony ».

  • 03 Jul. 2019 - 13:15-

    Energie solaire. La nouvelle technologie solaire pourrait produire de l'eau potable propre pour des millions de personnes dans le besoin. Des appareils appelés alambics solaires utilisent le soleil pour évaporer l'eau salée et condenser la vapeur en eau potable saine. Les chercheurs ont mis au point un nouveau système accélérant le processus d'évaporation, permettant ainsi à un petit alambic solaire de fournir toute l'eau potable dont une famille a besoin.

  • 03 Jul. 2019 - 08:30-

    Fampandrenesana. Tapaka ny lalana : -Lalana Dr Rajaonah- Pharmacie Ankadifotsy- EKAR Antanimena- ESCA ny saboty 6 jolay 2019. Voarara ho an’ny fifamoivoizan’ny  fiara rehetra tsy an-kanavaka ny ampahany amin’ireo lalana ireo. Izany dia noho ny fankalazana ny faha-50 taonan’ny Sekoly Les Lutins Ankadifotsy, araky ny fampandrenesana.

  • 02 Jul. 2019 - 08:00-

    Supporter les Barea. Une offre exceptionnelle est disponible pour les 8è de finale de cette CAN. Elle est à 2.200.000 ar ( Billet d avion A/R +Hebergement+Transfert hôtel-stade+ Billet d entrée stade ) 298.000 ar ( Visa de séjour ) 198.000 ( Passeport ) soit 2.688.000 AR Départ d Ivato samedi 06 juillet - retour Ivato Lundi 08 juillet Appareil A 380 . Plus d infos contacter Air MADAGASCAR

Du même auteur

monde
politique

Dans la même rubrique

religion
religion
Publicité