logo
Lakroan'i Madagasikara
Tafatafan’i Talata

Kay natory izy fa tsy maty izany

Ratalata Jean Ba il y a 3 années

Nahoraka teto amin’ny tanàna ny vaovao fa nitsangana tamin’ny maty i Sœur Fabiola. Angano, angano fa ndeha tsy avela handalo fotsiny kosa fa ho resahana e.

Ny alahady 19 mey 2014 teo no voalaza fa maty ity ramatoa mpitarika vondrom-pivavahana ity. Mitoetra ao Antananarivo ao. Talohan’ny nahafatesany dia efa nametraka fara hafatra amin’ireo olona taritiny izy fa ho faty ary hitsangana afaka hateloana. Fantatry ny kristianina tsara izany tantara izany. Kristy irery no mahavita izany. Fa avelantsika aloha izany fanazavana ara-teolojika izany fa tsy eto amin’ity ny sehatra hivalamparantsika ny amin’izany. Isan’ny hafatra napetrany koa raha ny hita amin’ny fampitam-baovao dia rehefa maty izy dia havadibadika isaky ora roa eo ho eo. Moa va tsy tahaka ilay fanao amin’ny olona mamo izany hafatra izany ? Ndao ho lalovana ihany koa io lafiny io fa tsy atao ho olana goavana na dia manitikitika tokoa aza.

 

Tsy maseran’ny EKAR

 

Mba tsy hanao hitsin-dalana hilazana fa tsy marina ilay vaovao re dia nihodina nanontany ny manodidina ny tena.

Ny fanontaniana voalohany napetraka dia hoe masera ao amin’ny Fiangonana katolika ve ity “Sœur Fabiola” ity ? Ny valiny dia mazava : “Tsia”. Nametrahana fanontaniana izay mpiandraikitra eo anivon’ny EKAR ary samy nilaza fa tsy masera eo amin’ny EKAR io ramatoa io. Tsy masera eo anivon’ny EKAR izany i “Sœur Fabiola”. Ny anarana tokoa tanim-boanjo. Tsy afaka hanakana olona hampiasa ny anarana sœur na masera ny EKAR. Ny kristianina no manana adidy hiroso amin’ny fanazavana ny sain’ireo mpiara-belona. Ny ankamaroan’ny olona koa anie tsy atoro fa mahalala ary avy hatrany dia mahay manavaka e !

 

Maty aho, nefa tsy maty

 

Mazava ny amin’iny resaka “sœur” tsy masera iny izay mety nanjavozavo tao antsain’ny olona sasany. Fa eto amin’ny lafiny antsoina hoe maty indray ary no ndeha hifampitafana e.

Ho anay dokotera dia tsotra ny antsoina hoe maty” hoy dr Fidy Bariniaina. “Raha tsorina dia rehefa tsy mitempo intsony ny fo no hambara fa maty” hoy izy. Io no famaritana tsotra azon’ny dokotera eny rehetra eny atao. Raha toa kosa ka eny amin’ny toeram-pitsaboana (hopitaly, klinika…) izay misy fitaovana fandrefesana ny fiasan’ny ati-doha (EEG Electro-encephalogramme) dia rehefa tsy mihetsika intsony ny fitaovana na ilay antsoina hoe EEG plat no ambara koa fa maty ny olona iray. “Ny fahatahorana ny handevim-belona no hanongotsongoana ny maty” hoy ny fomba fiteny malagasy. Nanana ny fahendrena tokoa ny teo aloha raha niteny izany. Raha mbola mandre marary ny olona iray dia mbola misy aina izany ao. Fomba iray handrefesana ny mbola miasa ny nerf na tsia io fanongoana io. Tsy ny dokotera rehetra koa no manana io fandrefesana ny fiasan’ny ati-doha io ka mionona amin’ilay fitsapana ny fitempon’ny fo ny dokotera. Ny dokotera ihany no manana alalana hanambara fa maty ny olona iray.

 

Marihina fa misy olona ao anatin’ny “coma profond” aman-taonany maro fa tsy mbola maty akory izy na izany. Ho an’ny olona tsotra dia tahaka ny efa maty ny olona anatin’ny coma profond. Mila mitsapa lalina vao hita fa mbola misy aina ao amin’ilay olona. Fandre ny voambolana hoe “expérience mort imminente”. Io ve ilay  hoe ambavahaona ? “Ny tenako dia efa niaina izany hoe ho faty izany” hoy mompera Guillaume. Efa hitako nilaozako ny vatako dia hoy aho hoe : “izay izany”. “Kanefa dia niverina tao amin’ny vatako indray aho” hoy izy. Na teo aza izany expérience izany dia tsy afaka hilaza mihitsy aho fa nitsangana tamin’ny maty satria mbola tsy maty aho raha tsorintsika etoana ny fanazavany.

 

Fitsanganana amin’ny maty

 

Tsy voalohany ny fisian’ny mpitarika vondrom-pivavahana iray nilaza fa hitsangana amin’ny maty afaka hateloana. Nisy ny tany Mahajanga ary tsy nitsangana kosa izy fa tena maty sy nalevina. Mandeha amin’izay ny resabe fa misy fanafody hohanina ka izay olona mihinana izany fanafody izany dia tahaka ny maty mandritra ny fotoana haharetan’ny fatra (dose) nohanin’ilay olona. Mandeha ny resabe fa ireo sekta ao Afrika Atsimo no tena mampiasa io fomba io. Natao ihany ny fikarohana eo amin’ny internety fa mbola tsy nahitana ny vaovao momba izany hatreto. Ny dokotera izany nanontaniana koa samy milaza fa sarotra inoana ihany izany na dia… eo aza ny fivoaran’ny fikarohana ara-tsiansa.

 

Very raiamandreny

 

Ny ankamaroan’ny olona nanontaniana dia nilaza fa ny vaovao tahaka  izao no manome lanja ny fisian’i Md Tomà izay tsy nino raha tsy nahita. Ny mampalahelo koa dia ny fanjakana dia tsy mampiseho ny maha raiamandreny azy. Raha vao nisy tranga vaovao mitovy amin’ilay tany Mahajanga dia tokony avy hatrany dia nandray fanapahan-kevitra ny Fanjakana mijery akaiky sao misy fanangolena ao. Ireo mpanara-dia an’io ramatoa io izao aoriana kely ao dia hanaiky izay baiko omen’io “nitsangana tamin’ny maty” io. Loza ! Mety ho tsy ny ampahafolon-karena intsony no homena fa ny harena manontolo mihitsy kanefa olona natory fotsiny no nitsaohana !

Partager l'article:

Les réactions

Hari, [12 Feb. 2017 04:42]
mazava be fotsiny ny raisonnement ako, ny resaka fivavahana dia personnel, ka raha hino anzany ilay olona, probleme any zany ka raha misy maninona anazy any dia anazy zany, socialement parlant, any amerique, any manko no tena miroborobo ny tena atao hoe eglise evangeliste, moyen iray mba tsy ahafahany islam miparitaka ao amin'ny firenenizareo, ka io afaka raisina tsara afaka raisina ratsy koa, fa io kou de toute facon, FJKM, EKAR na eglise evangeliste, misy foana ao zavatra tsy mandeha am fahamarinana, ohatra fangalaram bola ao am komity...tsy famendrehany mpitondra, be dia be izy, fa ny tena marina, olombelona isika, dia faut s'attendre amzavatra otranzao
Rasoa, [22 Dec. 2016 04:18]
Sady na izany na tsy izany Andriamanitra iray ihany no ivavahatsika fa mahasamihafa zahay chrétiens mino Jésus fils de Dieu fa ny musulman mohamed sy juif Mose na Moizy. Ny zavadehihe dia mifapivavaka mba ho Samy ho tonga any Paradis rehefa miala eto antany fa tout le monde est de passage sur terre donc Dieu seul qui a le droit de nous juger.Amen
Rasoa, [22 Dec. 2016 04:07]
Sady zay maharitra no vadinandriana e fa tsy misy atoko vavaka vaovao indray atsy de milomay ny rehetra fa tano mafy zay finoana ananao aza mety hovoaozongony hafa fa Zanahary ray ihany zay miaramiasa amin'ny Jesoa ataoko fa samy manao ny fivavahany ho marina na miteny ny marina momba an'Andriamanitra ny isantokom pivavahan na Catholique na Fjkm,Flm,Anglikane,Orthodoxe, mino fa dia ny secte sy ny musulman aza dia manao ny fivavahany ho tsara koa noho izany ny fifanajana no zavadehihe.
Rasoa, [22 Dec. 2016 03:52]
Ny fantatro dia sazy hoan'izay mino secte fa tsy misy important hoahy afa tsy ny Fjkm,Flm,Catholique, Anglikane fa sisa hoahy fitadiavamboninahitra fotsiny aiza ve ry Mailhol pasteur te ho président musulman indray violent Samy mitia ny azy donc tokony tsy handoro Bible ireo mino reo fa ny azy no vavaka tsara fa violence tsy miaraka @ vavaka ary aoka hifanaja.
Rabetongila, [10 Dec. 2016 07:23]
za alony ts mino
ANDRIANALIMANANA Samuel, [02 Dec. 2015 01:49]
Ny mahagaga dia nisy ireo olona tena nino an'ity Rtoa ity, ary eo @ resaka materialisme foana no hahazahoan'ireo mpisoloky ireo gasy namany: fitiavana ny te-hana-karena tampoka ohatra.
Lucas, [30 Nov. 2015 07:15]
Vaovao vao heno farany koa izao ilay mpitondra fiangonana milaza hanome asa ho an'olona any ivelany (Canada) iny. Ahoana koa ny momba an'iny ?
Benj, [25 Nov. 2015 11:43]
Mahagaga ny tsy fandraisan ny fanjakana andraikitra amin ny fiforonan ny fivavahana maro isankarazany sy maro sa tsisy lalana eto. Tsy ampifandraisintsika amin ny fampandrosoana ny finoana no mampahantra antsika. Io no mampahantra antsika. Lasa mahantra hatramin ny mpilaza fa mpitarika ny ondry. Mampieritreritra...
ladoany, [19 Nov. 2015 08:27]
Tsy atao mahagaga intsony ny toy izao. Lasa fitadiavam-bola ny fivavahana. Efa sahirana loatra ilay GASY dia lasa manao ny tsy fanao. Aza mba voa ihany. Ny ahy aloha ny fantatro de izao e! tsy misy mahafantatra ny fiavin'izy Tompo, eny fa na ny Anjely aza.
Babozy, [19 Nov. 2015 06:32]
Ka inona tokoa moa fa dia izao izy nigadra izao ! (19-11-2015) ! Nisoloky entan'olona hoe hodorana fa misy fanahy ratsy kinanjo nomeny ny havany ireo entana maro dia izao tratra izao ! Indrisy

Votre réaction?

Commbien font 6 + 1? (security question)

Lakroa en direct
  • 18 Feb. 2017 - 10:33-

    L’islamisation à Madagascar. L’islam à Madagascar fait depuis deux ans l’objet d’une très forte couverture médiatique et politique. Cet attrait – aussi massif que soudain – tranche avec le faible nombre d’études sur l’islam à Madagascar. La thématique de « l’islamisation » est dominante dans le traitement politico-médiatique, relayant des informations souvent non vérifiées, voire totalement erronées, mais qui traduisent l’inquiétude qui gagne les différentes strates de la société malgache, très majoritairement chrétiennes. Pourtant, l’islam et la thématique de l’islamisation ont une histoire ancienne dans le pays. Il s’agira ici d’une part de retracer l’histoire longue de l’islam à Madagascar, inscrite elle-même dans celle de l’islam en Afrique de l’Est, et d’autre part d’évoquer la récurrence du spectre de l’islamisation dans le pays et de tenter d’en expliquer les raisons. (Notes de l’Ifri, décembre 2016) (source : https://www.ifri.org/sites/default/files/atoms/files/islamisation_madagascar_pellerin_2016_0.pdf.

  • 18 Feb. 2017 - 10:26-

    Journées de l’emploi et de la formation 2017. Afin de contribuer à la réduction du chômage et du sous-emploi, le cabinet de recrutement MRH (Management Ressources Humaines) organisera la 9èmee édition des journées de l’emploi et de la formatio. Cette nouvelle édition se déroulera les 22 et 23 février 2017 au Palais des Sports et de la Culture (Mahamasina – Antananarivo). Il y aura 35 stands permettant de rencontrer des employeurs et plus de 1500 offres d’emplois.

  • 18 Feb. 2017 - 07:41-

    Journée de sensibilisation en milieu scolaire. La Croix-Rouge Malagasy, avec l’appui financier de la commission Européenne pour l’aide humanitaire et la protection civile (ECHO) à travers le projet Miatrika,  et en collaboration avec le BNGRC et la Météo Malagasy organisent des séances de sensibilisation en milieu scolaire pour la réduction des Risques de catastrophes. Ces partenaires ont effectué une journée de sensibilisation ce 17 février, dans le cadre de la journée des écoles, à l’EPP 67Ha sud avec la participation des élèves de cette EPP et des EPP du fokontany III G Hangar et EPP Antetezana Afovoany.

  • 18 Feb. 2017 - 07:35-

    Asja en visite à la HCC. Les étudiants en droit Master II de l’Athénée Saint Joseph Antsirabe (ASJA) ont effectué une visite à la Haute Cour Constitutionnelle. Le Président de la Cour Jean-Eric RAKOTOARISOA leur a fait un exposé sur l’historique de la Cour, la composition et le mode de désignation de ses membres, les attributions de la HCC ainsi que son organisation administrative. Cet exposé a été suivi par une séance de questions-réponses. Le Président a ensuite guidé les étudiants pour une visite des lieux avant la traditionnelle photo de famille. La rencontre a permis aux quinze étudiants de l’ASJA de mieux connaître la Cour et son fonctionnement réel.

  • 14 Feb. 2017 - 11:27-

    Liste électorale provisoire. La Commission Electorale Nationale Indépendante (CENI) a présenté ce 13 février la liste électorale provisoire. Le nombre des électeurs inscrits est de 9 124 901. Avec ce chiffre la CENI constate un accroissement de 5,20% puisqu’en 2016 le nombre des électeurs inscrits était de 8 673 485 ou une augmentation de 542 030 électeurs. Le pourcentage des femmes est de 45,73% avec 4 172 896 électrices inscrites et une augmentation des femmes de 193 679 électrices.

  • 13 Feb. 2017 - 09:12-

    Elgecoplus 0 et Supersport United dos à dos. Au coup de sifflet final du temps réglementaire ElgecoPlus Madagasikara et Supersport United d’Afrique du Sud se sont séparés sur le score nul et vierge. Les amoureux du foot ont répondu présents à Mahamasina ce dimanche 12 février 2017 mais cela n’a pas suffi pour faire trembler les filets du gardien de but Sud-Africain. Le match retour pour ce tour préliminaire de la Coupe de la CAF se déroulera en Afrique du Sud ce dimanche 19 février 2017. Ne pas avoir encaissé un but à domicile est un net avantage pour ElgecoPlus.

  • 11 Feb. 2017 - 23:08-

    4 heures- Il a fallu 4 heures de temps pour faire le trajet Vontovorona Anosy après le match entre la Cnaps Sport et la Township Rollers ce samedi 11 février 2017. 4 heures de temps pour faire ce trajet long de 15 kilomètres. Les raisons de ce record en la matière sont multiples. Il y a dame pluie, plusieurs voitures sont tombées en panne, comme d’habitude, ou tombées dans le caniveau comme la 4x4 à la sortie du stade de Vontovorona. Puis, il y a aussi le fait que les gens se sont déplacées avec leurs voitures pour voir le match (et heureusement dans ce cas que la moitié des tribunes sont dégarnies). Enfin, il faut noter qu’une fête s’est déroulée dans la grande salle de ce nouveau complexe. Il faut que la Cnaps revoie sa copie pour débuter l’heure du match.

  • 11 Feb. 2017 - 22:23- Cnaps-Sport 2- Township Rollers 1. Le match préliminaire de la ligue des champions de la Confédération africaine de football entre la Cnaps Sport et la Township Rollers s’est terminé sur le score de 2 buts à 1 en faveur de la Cnaps Sport. A la fin de la première mi-temps la Cnaps Sport menait sur le score de 1 but à 0, but marqué dans le temps additionnel (45+2) par Francis Rafaralahy (n°9). Dès l’entame de la deuxième mi-temps, l’équipe visiteuse montrait qu’elle est venue pour faire le jeu et non pour défendre. Les Botswanais réussissent à égaliser à la 69è minute de jeu par Segolame Boy (n°11) et 7 minutes après Njiva (n°12) libère Vontovorona.
  • 10 Feb. 2017 - 08:38-

    60 ans du PSD. Pour marquer ses 60 ans d’existence le Parti Social Démocrate organise une exposition retraçant les grandes lignes de l’histoire du pays durant la Première République. Cette exposition se déroule à la Bibliothèque Nationale dans la salle Gisèle Rabesahala. L’exposition durera trois jours du 9 au 11 février et l’entrée est gratuite. L’exposition est le fruit de la collaboration entre le photographe Rakotobe ichel et le parti PSD. Selon Eliane Bezaza secrétaire national du parti Eliane Bezaza, le parti veut surtout mettre en valeur les luttes entamées menant vers l’indépendance.

  • 10 Feb. 2017 - 08:35-

    Elgeco Plus prête. Elgeco plus affrontera l’équipe Supersport United venant d’Afrique du Sud ce 12 février au stade de Mahamasina. Après avoir joué trois matchs successifs sur un terrain synthétique, l’’équipe du président Alfred Andriamanampisoa revient sur le gazon en s’entraînant sur le stade de Bevalala et tâtera le terrain de Mahamasina ce jeudi 9 et vendredi 10 février 2017. Le président du club Elgeco plus fait appel aux spectateurs de venir nombreux et soutenir les Malagasy à Mahamasina car Elgeco plus devient Elgeco plus Madagascar.

  • 10 Feb. 2017 - 08:33- Elgeco Plus prête. Elgeco plus affrontera l’équipe Supersport United venant d’Afrique du Sud ce 12 février au stade de Mahamasina. Après avoir joué trois matchs successives sur un terrain synthétioque, l’’équipe du président Alfred Andriamanampisoa revient sur le gazon en s’entraînant sur le stade de Bevalala et tatera le terrain de Mahamasina ce jeudi 9 et vendredi 10 février 2017. Le président du club Elgeco plus fait appel aux spectateurs de venir nombreux et soutenir les Malagasy à Mahamasina car Elgeco plus devient Elgeco plus Madagascar.
  • 10 Feb. 2017 - 08:33- Elgeco Plus prête. Elgeco plus affrontera l’équipe Supersport United venant d’Afrique du Sud ce 12 février au stade de Mahamasina. Après avoir joué trois matchs successives sur un terrain synthétioque, l’’équipe du président Alfred Andriamanampisoa revient sur le gazon en s’entraînant sur le stade de Bevalala et tatera le terrain de Mahamasina ce jeudi 9 et vendredi 10 février 2017. Le président du club Elgeco plus fait appel aux spectateurs de venir nombreux et soutenir les Malagasy à Mahamasina car Elgeco plus devient Elgeco plus Madagascar.
  • 10 Feb. 2017 - 07:50- Maintirano nouveau diocèse.- Le pape François a érigé le nouveau diocèse de Maintirano a annoncé le Saint-Siège le 8 février 2017. Ce diocèse d’environ 31.000 fidèles résulte du regroupement de territoires détachés des diocèses de Tsiroanomandidy, Mahajanga et Morondava. L’église Notre-Dame de l’Ascension de Maintirano est élevée au rang de cathédrale du nouveau diocèse. Mgr Gustavo Bombin Espino, jusqu’alors évêque de Tsiroanomandidy a été nommé premier évêque de Maintirano par le pape François.
  • 09 Feb. 2017 - 09:09- Arraisonnement d’un navire. En marge de l’Ordre du jour du Conseil des Ministres qui s’est tenu au Palais d’Etat d’Iavoloha ce mercredi 8 février 2017 à 16 heures une information a été communiquée par le Premier Ministre, faisant état de l'arraisonnement d'un navire portant le nom de "Lumina" et de l'arrestation de son équipage pour tentative d'exportation de bois de rose à partir de Vinanivao, à proximité du Cap Masoala. L'enquête est en cours.
  • 09 Feb. 2017 - 08:53- Nouvelle structure. Le Conseil des Ministres qui s’est tenu au Palais d’Etat d’Iavoloha ce mercredi 8 février 2017 à 16 heures a adopté le décret portant création de l’Organisme de Coordination et de Suivi des Investissements et de leurs Financements (OCSIF) et ledécret portant nomination du Commissaire Général de l’Organisme de Coordination et de Suivi des Investissements et de leurs Financements (OCSIF), en la personne de Monsieur Léon Maxime Raelison Rajaobelina.
  • 09 Feb. 2017 - 08:02-

    Remerciement de la Conférence Épiscopale de Madagasikara. Vous pouvez lire l'intégralité du message de la Conférence Episcopale de Madagasikara en suivant le lien :

    http://www.lakroa.mg/item-970_articles_dossier_18-remerciement-de-la-confarence-apiscopale-de-madagascar.html

  • 08 Feb. 2017 - 07:47-

    8 février : Journée mondiale de prière et de réflexion sur la traite des êtres humains. Cette journée mondiale a été instituée en 2015 à l'initiative du Pape François.
    Le choix du 8 février ne doit rien au hasard puisque cette date correspond à la fête de Sainte Joséphine Bakhita, une Soudanaise qui a été vendue comme esclave, maltraitée puis rendue libre.
    Des millions de personnes concernées. Lors de la première édition, le Cardinal Peter Turkson, Président du Conseil pontifical Justice et Paix, avait rappelé que des millions de personnes de par le monde sont privées de liberté et contraintes à vivre pratiquement en esclavage. Pour ces hommes et ces femmes, sainte Joséphine Bakhita est un modèle d’espérance et l'Eglise Catholique encourage les fidèles à suivre les pas de cette sainte. De la prise de conscience à l'action. Le Pape désire que les hommes de tous pays et toutes origines prennent conscience d’un phénomène global qui dépasse la responsabilité de tel ou tel état. Il appelle à une véritable mobilisation contre ce fléau. Nous devons tous mieux analyser la situation et mobiliser les consciences. De la conscience à la prière, de la prière à la solidarité, de la solidarité à l’action, afin que la traite et les nouvelles formes d’esclavage disparaissent.

  • 06 Feb. 2017 - 08:34-

    Tournoi de l’Amitié. La dernière journée du Grand Tournoi de l'Amitié oranisée par la Cnaps s’est clôturée ce dimanche 5 février à Vontovorona. En football le dernier match opposant CNaPS Sport et  Elgeco Plus étati sur le papier une affiche alléchante car les deux clubs disputeront la Ligue des Champions et la Coupe de la CAF ce weekend. Malheureusement les joueurs des deux équipes étaient trop tendus pour bien dérouler un jeu digne de leur rang. La match s’est soldé sur le score de 2 buts à 1 en faveur de Elgeco plus.

  • 24 Jan. 2017 - 16:30- Ffkm et Prm. Les 4 chefs d'Eglise composant le Ffkm ont présenté leurs vœux pour la nouvelle année au président Hery Rajaonarimampianina ce matin du 24 janvier.
  • 24 Jan. 2017 - 07:45-

    Diarin’ny kardinaly Pietro Parolin. Toa izao ny fandaharam-potoan’ny kardinaly Pietro Parolin, sekreteram-panjakan’ny Fiketrahana Masina, mandritra ny fitsidihany eto Madagasikara.
    26 janoary : 11 ora sy sasany alina ny fahatongavan’ny kardinaly Parolin eny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato.
    27 janoary : Fandraisan’ny fitondram-panjakana Malagasy azy ny tontolo andro izay ahitana fihaonany amin’ny mpitondra samihafa.
    28 janoary : Maraina no hanaovany ny fitsofan-drano ny foibe vaovaon’ny Fivondronamben’ny Eveka eto Madagasikara izay eny Ambatoroka. Vita izay dia hisy ny famangiana ny UCM ao Ambatoroka ihany ahitana fihaonana amin’ny mpiandraikitra sy ny mpianatra izany.
    Tolakandro: fihaonany amin’ny Eveka rehetra eto Madagasikara.

Du même auteur

monde
politique

Dans la même rubrique

chronique
chronique
Publicité