Loza!
Miridiridy mandripaka tsy am-piheverana ny zavaboary ny olombelona. Tsy manaja intsony
ilay toeram-boninahitra nomena azy. Tsy inona izany fa ny maha filoha lefitry ny
Mpahary azy, eo amin’ny fifehezana sy fitantanana ny zavaboary. Lasa mandidy manapaka
amin’ny fahefana nampindramina azy izy ankehitriny. Tsy mipetraka intsony
amin’ny toerana maha namana natao hiahy ny “tranobe iombonana”. Mpanjaka
manjakazaka. Manampatra fahefana. Vokany: mikomy amin-draolombelona ny natiora.
Tsy manaiky lembenana intsony izy. Herisetra miteraka herisetra. Main’ny afo
natsangany Raolombelona. Ritra ny rano sy ny farihy izay tokony hotanehin’ny
masoandro ka hiakatra ho etona na vovo-drano. Jereo raha misy rahona miforona
eny amin’ny habakabaka. Zara raha misy mitsitokotoko. Antony: samy mafana ny
masoandro sy ny tany. Andramo avela maharitra eo ambony toko ny nahandro. Ho
hitanao fa ho ritra. May mihitsy aza no hiafarany.
Mafana ny tany
Tsy ampy ny zavamaniry sy ny ala hisintona ny rahona matevina sy mangatsiaka tokony hilatsaka ho orana. Tsara ho marihina fa eny amin’ny toerana ahitana ala arovana, toa an’Andranomafana no matetika be rotsak’orana. Toerana maitso mavana, mamokatra sady manintona mpizahatany. Ngazana kosa ny tanety any amin’ny toerana lazaina hoe: faritra an’Ala, toa an’Ikongo, Tolongoina ary Manampatrana. Fongotra ny ala tany an-toerana noho ny doro tavy. Vaky sy sola miaraka amin’ny havoana sy ny tendrombohitra ny lohan’ny mponina. Miseho ny aretina isan-karazany. Tsy misy azo onenana intsony ny sakorololo (biby kely mandady sy monina amin’ny vodihazo) ka mandositra mankany amin’ny renirano. Lasa mampangidihidy ny rano ka tsy azo androana intsony. Mikomy ny natiora.
Tantsaha miatrika ny velo-tena
Miantraika mivantana amin’ny fiainan’ny zanak’olombelona ny fahapotehan’ny tontolo iainana. Vahaolana mahomby ny fambolen-kazo fanao fanaka sy fihinam-boa. Atao matotra ny fanaraha-maso azy. Mampivarahontsana ny fiakaran’ny vidim-piainana. Azo antoka fa tsy hahavita taona ny vokatra niakatra. Betsaka ny tanimbary tsy nahitam-bokatra. Mampanahy fatratra ny fiatrehana ny maitso ahitra sy ny fampidirana mpianatra amin’ny taona ho avy. Mananontanona ny mosary. Misikina fa hitolona. Fady antsika tanora ny mitaingina tamboho. Ialaontsika ny kolontsaina moramora, ny mitady tany malemy hanorenam-pangady. Te hioty vokatra eo noho eo nefa tsy mandray ravin-dena. Halavirintsika ny kolontsain’ny tsy firaharahana. Iaino ny maha tantsaha voalaza ao amin’ny karapanondronao.
Andao hambolena amin-jezika sy atao ara-tekinika ny voly mbizo sy kajaha. Ny voly avotra sy ny voly anana tsy azo hadinoina. Tsy afaka hionona amin’ny fiompiana sy ny fambolena nentim-paharazana intsony isika. Mitombo manko ny vava homana kanefa ny tany mihamanta sy mihatery. Manome toky hanampy ny tantsaha ho matihanina ny toeram-piofanana eny Andriamboasary. Hampianarina anao ao ny fahaiza-mitantana mba ampisy ny ambim-bava. Tsarovy fa izay mampinono angady dia hitrotro fahasahiranana
Partager l'article:
‘‘Antso vonjy ny an’ny vahoaka, miantso ny fanjakana hoe « aiza e… vonjeo e… avela ho ringana ve ny vahoaka ?’’ hoy ny fanombohan’ny Matoan-dahatsoratra ao amin’ny Lakroan’i Madagasikara efa hita teny amin’ny mpivarotra nanomboka ny alakamisy 8 avrily teo… Fa hoy izy mamarana ‘‘Izao no mila jerena…’’ Raha manjifa ny Lakroa ianao dia hahafantatra ny famoaboasana ihany koa ary ahita ny famaranana… Miarova tena, arovy ny akaiky anao. Md Roch…
Fanambaran’ny FFKM. Namoaka fanambarana ny Filoham-piangonana efatra ato anatin'ny FFKM, Fiombonan'ny Fiangonana Kristianina eto Madagasikara, ny alahady 24 janoary ao anatin’ny Herinandro fiaraha-mivavaka ho an’ny Firaisan’ny Kristianina manerana ny tany sy eto Madagasikara (18-25 janoary). Vakio ato izany https://www.lakroa.mg/item-2548_articles_politique_18-aoka-ny-rariny-hikoriana.html
Televiziona katolika voalohany eto Madagasikara. Notokanana ny 23 janoary 201 teo tao Toamasina ny televiziona katolika voalohany eto Madagasikara. Ny RTCM na Radio Télévision Catholique Masova no televiziona katolika voalohany eto Madagasikara ary ny diosezin’i Toamasina no nanangana azy io. Miarahaba azy ny www.lakroa.mg ary mirary soa hahavita ny anjara andraikiny amin’ny fampitana ny feon’ny marina sy ny rariny. Ny RTCM dia raisina eo amin’ny ontsam-peo sy sary UHF 42 ao Toamasina. Sary vitsivitsy: https://www.lakroa.mg/item-2545_articles_newtech_18-notokanana-ny-televiziona-katolika-voalohany-eto...
Tatitra Bngrc 22
Janoary 2021. Toy izao raha fintinana ireo
antontan’isa voaray haatramin'ny 22 janoary mahasika ny vokatry ny fandalovan’ny rivodoza
ELOISE teto anivon’ny BNGRC (mahakasika ny olona)
Maty : Olona 1 no lavo tamin’ny fandalovan’i ELOISE.
Traboina 3 601 ireo traboina.
Nafindra toerana : Nitombo 470 ireo nafindra toerana vonjy maika izay
mitotaly 835 izy raha atambatra amin’ny efa voaagona hatramin’izay.
Tatitra Bngrc 22
Janoary 2021.Raha ny mahakasika ireo foto-drafitr’asa sy trano fonenana dia:
Miisa 156 ireo trano fonenana dibo-drano raha 645 ireo
voakasika sy nahitam-pahasimbana.
Miisa 193 kosa ireo trano fonenana rava tanteraka.
142 trano fianarana voakasika sy nahitam-pahasimbana
raha roa
12 kosa ny trano fianarana rava tanteraka.
Birao maharitra Antenimierandoholona. Tontosa ny zoma 22
janoary 2021 ny fifidianana ireo mpikambana mandrafitra ny Birao Maharitra eto
anivon’ny Antenimierandoholona. Ka, voafidy ho :
Filoha Lefitra ho an’ny faritany
Avaratra : Loholon’i Madagasikara Imbiki Herilaza ;
Filoha lefitra ho an’ny faritany Atsimo : Loholon’i Madagasikara Rabemananjara Jean
Paul Nicolas,
Kestiora : Loholon’i Madagasikara Fernand Eddie Serge,
Mpampakateny Jeneraly : Loholon’i Madagasikara Rasolondratsimba Raymond.
Ny Filoha Razafimahefa Herimanana dia efa voafidy ny 19 janoary.
Bonne année 2021. Toute l'équipe, rédaction et technique, de www.lakroa.mg se joint ici pour vous souhaiter, à vous lecteurs et sources, une bonne et heureuse année 2021. Que cette nouvelle année 2021 vous apporte, le bonheur, la joie et la prospérité et l’amour du prochain et du Pays. Notre unique résolution pour l’année 2021 est de réussir à vous apporter la nouvelle vraie avec des analyses lucides hors des sentiers battus. Et soyons solidaires pour notre Patrie et nos concitoyens. https://www.facebook.com/100002397970826/videos/3535584526531445/
Que la magie de Noêl impacte sur votre vie
et voici des Suggestions de cadeaux de Noël:
Pour l’ennemi, le pardon.
Pour l’adversaire, la tolérance.
Pour l’ami, votre cœur.
Pour un client, du service.
Pour tous, la charité.
Pour chaque enfant, le bon exemple.
Pour vous, le respect et
Pour le Monde entier : l’Amour du Christ par la croix
Et notre cadeau notre fidélité envers vous sur www.lakroa.mg
Lahatsoratra mety hahaliana anao... Resaka tany
l'économie bleue de l'AMDP a été engloutie par la vague orange. Et voilà que le dossier resurgit sous une autre forme avec d'autres acteurs mais toujours économie bleue (orangée).
https://www.lakroa.mg/item-2465_articles_economie_18-petite-pache-en-paril-madagascar-signe-des-accords-de-pache-destructeurs-avec-des-investisseurs-chinois.html
Arrêt n°10-HCC/AR du 16 octobre 2020 relative à une demande de non-conformité à la Constitution du décret n° 2020-1110 du 9 septembre 2020 portant convocation du collège électoral pour les élections sénatoriales du vendredi 11 décembre 2020 et l’annulation dudit décret, formulée par le KMF/CNOE Fanabeazana Olompirenena. La demande de non-conformité à la Constitution du décret n° 2020-1110 du 9 septembre 2020 portant convocation du collège électoral pour les élections sénatoriales du vendredi 11 décembre 2020 et l’annulation dudit décret, formulée par le KMF/CNOE Fanabeazana Olompirenena, est déclarée recevable. Article 3.-La demande du KMF-CNOE Fanabeazana Olompirenana est rejetée comme mal fondée en vertu des considérants 16 à 27.
Décision n°17-HCC/D3 du 16 octobre 2020 portant sur des requêtes aux fins d’inconstitutionnalité du décret n°2020-1110 portant convocation du collège électoral pour les élections sénatoriales du 11 décembre 2020. Selon l’article 1, les requêtes sont déclarées recevables mais rejetées comme non fondées sur la base des considérants 17 à 25, 27 et 28 (article 3).
Lu pour vous: Une usine clés en main normande expédiée à Madagascar contre la faim. https://www.lakroa.mg/item-2413_articles_monde_18-une-usine-clas-en-main-normande-expadiae-a-madagascar-contre-la-faim.html
62 taona ny Repoblika Malagasy. Hetsika maro no fantatra fa ho karakaraina hanamarihana ny faha 62 taona ny nanambarana ny fitsanganan’ny Repoblika Malagasy voalohany. Iray amin’ireny ny karakarain’ny Hetsika Fampiraisana ny Kristianina. Ny 14 oktobra dia hisy ny fotoam-pivavahana hatao ao amin’ny FJKM Atsimon’i Mahamasina ny maraina amin’ny 9 ora sy sasany ary fikaonan-doha atao ao amin’ny Le pave Antaninarenina kosa ny tapany hariva. Asaina ny rehetra ka ny lohahevitra amin’izany ny hoe « maro tohanan’ny maro »
Lu pour vous. Le Conseil des Ministres du 7 octobre a pris la décision que l’Etat va effectuer des travaux de relevés sismiques marins pour déterminer la ZEE. Et on apprend sur Africa Intelligence que. Il faut rappeller aussi que durant la présidence de Rajaonarimampianina un programme a été lancé en 2017. Quel sous-marin derrière tout cela ? Lu pour vous ne fait que transmettre l’article de Africa Intelligence. https://www.lakroa.mg/item-2404_articles_monde_18-culmen-international-intronisa-conseiller-stratagique-de-la-marine-malgache.html
Marine malgache a un conseiller stratégique. Culmen International pressenti est intronisé conseiller stratégique de la marine malgache
Comme l'avait anticipé Africa Intelligence (09/09/20), Culmen International a remporté le 28 septembre le marché de mise à disposition d'un conseiller stratégique pour la marine malgache. Ce contrat est financé par le Département d'Etat américain à hauteur d'un million de dollars. Culmen s'est imposé face à un autre contractor de défense américain, Sincerus Global Solutions, qui a absorbé en juillet la branche internationale du géant Science Applications International Corp (SAIC).
Le mois d’octobre est consacré au Saint Rosaire. La prière du rosaire se décline en 4 «groupes» de mystères : joyeux, lumineux, douloureux, glorieux. Chacun de ces «groupes» (ou méditations) se décline en 5 mystères. La prière du rosaire, au complet, comprend donc 20 mystères au total. Prier le chapelet, c’est par conséquent, quotidiennement, prier 5 mystères par jour.
#COVID19
Atontanisa momba ny Covid-19 ny 29 septambra 2020. Sitrana 192 vaovao.
Lavo 229 (+ 0).
Marary mafy 16 (– 1).
FITILIANA : Tests PCR (297), Tests GeneXpert (53)
Marary 29 vaovao : 1 Cas importé, 2 Analamanga, Sainte Marie, 4 Ambatondrazaka, 2
Amparafaravola, 3 Matsiatra Ambony, 1 Atsimo Andrefana, 1 Menabe, 4 Antsohihy, 1
Bealanana, 5 Sava, 4 Diana
Mikasika ny toeram-pivavahana: Toy izao indray ireo fepetra arahina mandritra ny 15 andro nanomboka ny 19 septambra teo:
- Misokatra ireo fiangonana sy mosquée rehetra manerana ny Nosy saingy tsy maintsy manaja ireo fepetra rehetra ara-pahasalamana sy ara-pidiovana
- Hajaina hatrany ny elanelana 1 metatra
- Manao aro vava orona ny rehetra
- Raisina ny mari- pana eo am-pidirana
- Mampiasa gel désinfection
- Fandrarahana fanafody mamono otrik'aretina
- Tsy azo atao ny fifandraisan-tanana mandritra ny fotoam-pivavahana.
Jereo ny fepetra manontolo :
#COVID19 :
Antontan'isa ny 10 Septambra 2020
#Sitrana: 52
#Tranga_vaovao:104
• 53
Analamanga, • 17 Antsirabe I, • 2 Antsirabe II, • 1 Mandoto, • 4 Ambositra, • 1
Antsohihy, • 6 Sambava, • 16 Antsiranana I, • 2 Antsiranana II, • 2 Ambilobe
FITILIANA : Tests PCR (676), Tests
GeneXpert (66)
#Tranga_misy_fahasarotana: nijanona ho 48 (-3)
#Aina_nafoy: 02