logo
Lakroan'i Madagasikara
Antsirabe na ilay ville d'eaux

Dobon'ny ranon'orana ny faritra sasany eto Antsirabe

R.Hajatiana Léonard il y a 5 années

Lasa renirano ny arabe eto an-tanàna, hatreny amin’ny lohalika ny rano eo Ambohimiandrisoa rehefa hariva

Dobon'ny ranon'orana ny faritra sasany eto Antsirabe

Antsirabe (La ville d’eaux)


.

Mitondra orana ilay andro ratsy vao niforona any amin’ny lakan-dranon’i Mozambika. Niampy indray ny rano be nentin’i CHEDZA, rivo-doza farany teo iny izay nandravarava tokoa teto afovoan-tany. Mbola eo an-dalam-panarenana ny simba manko ny olona amin’izao fotoana izao toy ny trano fivavahana sy ny sekoly ary ny andrin-jiron’ny JIRAMA, saingy manampy trotraka ny orana misesy ka mety ho very maina fotsiny izany fanamboarana izany. Dibo-drano ny toerana iva, rakotra ny lemaky Sahalombo sy Iandratsay noho ny fiakaran’ireto renirano roa : marovoalavo sy sahalombo ireto. Nahagaga ny olona kosa ny fisafosafon’ny rano eo Ambohimiandrisoa raha vao manompo maizina ny andro ; feno ny lalan-drano amin’ny sisin-dalana ka mangeniheny ambony arabe mihitsy ny rano rehefa alina. Voatery mamoritra sy mampiakatra pataloha ny mpandeha an-tongotra ; difotra ny antsasa-kodiaran’ny bisikileta ary misy ny fiara no miverin-dalana noho ny fatahoran’ny mpamily hiroboka ka aleony mitady lalan-kafa. Maha jambena ny fifamoivoizana tokoa ny orana aterak’ilay andro ratsy any andrefan’ny morontsirak’i Morondava, soa ihany fa mitandrina ny tsirairay ka mbola tsisy aloha ny loza hatreto, na dia malama sy ratsy aza ny araben’Antsirabe. Sarotra rahateo ihany koa ny ahitana fomba hanesorana sy handritana ireo rano mitoby eran’ny tanàna, manginy fotsiny ny loto miparitaka sy aretina aterany. Araka ny fanambarana azo avy amin’ny mpamantatra manokana ny toetrandro moa, dia haharitra hatramin’ny Asabotsy izao ny fiavian’ny orana manerana ny faritra maromaro, indrindra fa ny faritr’i Melaky sy Menabe izay tena akaiky ny toerana misy ity andro ratsy ity. Malefaka ny rivotra miaraka aminy ary mbola tsy nivadika rivo-doza, kanefa aleo misoroka toy izay mitsabo satria etsy an-kilany, ahiana ny fihotsahan’ny tany sy ny lalana ; etsy an-daniny koa, mananontanona ny tondradrano hanimba ny vary.

Midio amin’ny rano maloto

Misy tombony ho an’ny olona sasany ihany ny ranon’orana ary tsy avela ho very fotsiny fa araraotina izany, satria « manala fahasahiranana, mba tsy mividy rano eny amin’ny paompy aloha » hoy ity lehilahy iray eo am-panasàna tongotra amin’ny ranon-driaka an-tsisin-dalana. Izao indrindra no vanim-potoana mampihanaka ny valan’aretina mampaharary kibo sy loha, ny zaza no ankamaroan’ny lasibatr’ireo aretin-kibo sy loha ireo, izay tsy inona fa avy amin’ny filalaovana rano maloto. Ny ranon’ny JIRAMA ve no lafo sa fahiarana no antony hidiovana amin’ny rano tsy azo antoka ? Fanentanana ombieny ombieny ataon’ny BNGRC ny famanàna sy ny fisotroana rano madio mandritra ny rivo-doza na ny andro ratsy toy izao, fa asa goavana izany ho an’ny sasany. Misy atodin’ny moka ihany koa ireny rano mihandrona ireny ka raha vantany vao mitsabaka isika, dia mety hifindran’ny tazomoka amin’ny alalan’ny fidiran’ny mikiraoba eny amin’ny masonkoditra. Fampijaliana tena fotsiny raha vokatry ny tsy fitandremana tamina zavatra bitika, tsy sarotra akory no hidirana hôpitaly mandritra ny firy andro ka andaniana vola aman-karena. Efa tsy fidiny ny hain-tany toy ny any Androy, ka tsy maintsy misotro rano ny mponina na dia maloto aza izany, maika ve fa ny aty amin’ny be rano madio, dia hisafidy ny maloto. Mila ampitomboina angamba ny fangatahana fanampiana amin’ny UNICEF sy ny PNUD hanatsarana ny rano fisotro madio eto an-toerana. Tsy voara-maso sy tsy ampy fikojakojana manko ireny paompy ireny ka efa simba daholo ny ankabeazany ; hetahetan’ny vahoakan’Antsirabe mivantana amin’ny Ministeran’ny fahasalamam-bahoaka ihany koa izay famerenana amin’ny laoniny ny rano fisotro madio izay.

Fantatra fa antsoina hoe tananan’ny rano na ville des eaux i Antsirabe noho ireo ranovisy misy eto amin’ny (sources d’eaux thermales) ary koaireo farihy manodidina azy tahaka an’andraikiba izany. Fa ity ranon’orana milahandivotra ity kosa dia nateraky ny tsy fikojakojana ny tambazotra ny lakan-drano fivarianan’ny rano aloto sy ranon’orana. Mba saino sy diniho ihany e.


Partager l'article:

Lakroa en direct
  • 23 Jul. 2019 - 14:50-

    Fanomezan-drà. Nanome rà maimaimpoana teny amin’ny HJRA Ampefiloha ireo polisy vaovao miisa 1098 tao amin’ny andiany “FENITRA”. Nitarika azy ireo ny minisitry ny filaminam-bahoaka, RAFANOMEZANTSOA Roger ary nanambara fa : “fanampiana sy ho vonjy aina ho an’ireo mpiray tanindrazana no nanaovana izao adidy izao satria izay manome rà dia mamonjy aina”.

  • 23 Jul. 2019 - 10:45-

    Eglise Catholique en Allemagne. D’après les dernières statistiques, 200 000 catholiques allemands ont quitté l’Église en 2018, contre 167 500 en 2017. Avec plus de 23 millions de membres, l’Église Catholique en Allemagne rassemble toujours 27 % de la population du pays soit plus d’un quart des allemands.

  • 22 Jul. 2019 - 14:37-

    Situation comique en foot au JIOI 2019. Pour la deuxième place du groupe A de ces JIOI 2019, dans le tournoi de football, un tirage au sort entre Madagascar et les Seychelles sera effectué, ce lundi soir, à 20h. Cela, pour savoir qui accédera à la demi-finale contre la Réunion et se jouera mercredi 24 juillet à 14h30. Ayant terminé avec un seul point à leur compteur tous les deux, les formations malgaches et seychelloises seront départagées par tirage au sort. Maurice est assurée de passer avec le nombre de but marqué (2).

  • 20 Jul. 2019 - 10:19-

    Ntsay Christian remplace Christian Ntsay. “Conformément aux dispositions de l’article 54 de la Constitution, est nommé Premier Ministre, Chef du Gouvernement : Monsieur NTSAY Christian” tel est le premier article du décret N°2019-1407, portant nomination du Premier Ministre, publié par la présidence de la République ce 19 juillet 2019. Le choix du premier ministre a été effectué sur la base des noms présentés par les députés majoritaires de l’IRD. Selon la "rumeur" Les trois noms présentés sont : Fienena Richarn Haja Resampa et Ntsay Christian. Il est donc reconduit (pour la deuxième fois) par le président Andry Rajoelina.

  • 19 Jul. 2019 - 08:45-

    JIOI 2019. Dans le cadre des Jeux des Îles, les Barea affrontent en premier les Seychelles. Le match se déroulera au stade Auguste Vollaire le 20 juillet à 14h15. Madagascar n’a pas perdu, lors des deux dernières rencontres entre les deux sélections, avec une victoire (0-1) le 11 juin 2016 et un match nul (1-1) le 29 mai 2018.

  • 18 Jul. 2019 - 14:15-

    USA. Le cardinal DiNardo interpelle Donald Trump sur les droits des migrants. «Il est contraire aux valeurs américaines et chrétiennes de chercher à empêcher aux personnes d’émigrer ici quand elles fuient pour sauver leurs vies et pour trouver une sécurité pour leurs familles», déclare le cardinal DiNardo.

  • 18 Jul. 2019 - 11:27-

    Birao maharitra AN. Vita ny fifidianana ny mpikambana ireo mandrafitra ny Birao maharitry ny Antenimieram-pirenena. Toy izao izany : Filohan’ny Antenimierampirenena : Razanamahasoa Christine Harijaona, Ambatofinandrahana (IRD). Filoha Lefitra Antananarivo : Rasolonjatovo Honoré, Faratsiho (IRD). Filoha Lefitra Antsiranana : Rahelihanta Jocelyne, Antsiranana I (IRD). Filoha Lefitra Fianarantsoa : Razafitsiandraofa Jean Brunelle, Ikongo (IRD). Filoha Lefitra Mahajanga : Rahantanirina Lalao, Mahajanga I (IRD). Filoha Lefitra Toamasina : Michelle Bavy Angelica, Fenérive Est (IRD). Filoha Lefitra Toliara : Rabenirina Jean Jacques, Betioky Atsimo (IRD).
    Questeur 1 : Henri Jean Michel, Ambovombe (IRD). Questeur 2 : Rakotomanga Lantoarivola Sedera, Antananarivo II (IRD). Questeur 3 : Rabenirina Maminiaina Solondraibe, Ambohidratrimo (TIM).
    Mpampakateny : Angèle Solange, Amboasary Atsimo (Mahaleotena). Mpampakateny lefitra : Rafenomanantsoa Tsirimaharo Ny Aina, Antananarivo III (IRD).

  • 17 Jul. 2019 - 09:30-

    Mercato-Jeremy Morel. En fin de contrat avec l'OL, l’international malgache Jeremy Morel signe pour un an de contrat avec le Stade Rennais. « Je suis très enthousiaste et fier de rejoindre le Stade Rennais F.C. Je vais faire du mieux possible pour apporter mon expérience au club. J’avais plusieurs sollicitations mais sportivement je me voyais plus ici. J’espère avoir fait le bon choix. À moi de tout faire sur le terrain pour remercier le Président de sa confiance », a-t-il déclaré.  

  • 16 Jul. 2019 - 09:30-

    Désensablement. La piscine naturelle du Parc National Isalo est de nouveau ouverte à la baignade depuis le vendredi 12 juillet dernier. « La profondeur et la propreté de l’eau ont été testées par les agents de Madagascar National Parks afin de s’assurer que toutes les conditions requises pour la baignade durant la haute saison touristique 2019 soient au mieux », déclare Madagascar National Parks sur Facebook.

  • 15 Jul. 2019 - 14:30-

    Jeux des îles. A l’île Maurice, les sportifs venant des sept îles de l'océan Indien s'affronteront sur quatorze disciplines : athlétisme, badminton, le basketball, boxe, cyclisme, football, haltérophilie, judo, natation, tennis de table, voile, beach volley et volleyball. Pour cette édition, l’ouverture officielle se fera le 19 juillet et prendra fin le 28 juillet.

  • 15 Jul. 2019 - 13:00-

    FMF. Lova Ramisamanana ne pourra se présenter à la course pour être à la tête de la fédération malgache de football. Il l’évoque sur sa page Facebook ainsi, « j’ai le regret de vous annoncer que je ne pourrai pas me présenter à la présidence de la fédération malagasy de football, faute de n’avoir pu réunir les 3 cautions requises. Nous nous sommes battus jusqu’au bout mais nous n’avons pu faire face à certains obstacles. »

  • 15 Jul. 2019 - 08:30-

    CAN 2019. Suite à leur victoire respective contre la Tunisie et le Nigéria, le Sénégal et l’Algérie disputeront la finale de cette édition de la Coupe d’Afrique des Nations. Pour rappel, les Fennecs ont battu ces Lions de la teranga lors de la phase de poule sur le score de 1-0 avec le but de Youcef Belaili.

  • 11 Jul. 2019 - 06:30-

    Fandaminana. Handamina ny polisim-pirenena ho an’ny alakamisy alina araka ny resadresaka tamin’ny mpanao gazety nataon’ireo tompon’andraikitra ao amin’ny Polisim-pirenena. Nanome ireo toromarika manodidina ny filaminana mandritra ny fijerena baolina kitra amin’izao Can izao izy ireo. Maro ny polisy hiasa amin’io alin’ny alakamisy io raha ny nambaran’ireto tompon’andraikitra ao amin’ny polisim-pirenena ireto.

  • 09 Jul. 2019 - 13:30-

    Supporter les Barea. L’inscription est ouverte pour aller supporter les Barea en Egypte pour leur quart de finale contre la Tunisie. Les billets sont disponibles auprès de l’Air Madagascar à Analakely. Adressez-vous à la même agence pour plus d’infos.

  • 06 Jul. 2019 - 13:00-

    Pape François – Poutine. Le président russe Vladimir Poutine a rencontré le pape François au Vatican le 4 juillet pour une discussion privée de 55 minutes. Le pape François et Poutine ont discuté de questions d'actualité en Syrie, en Ukraine et au Venezuela, ainsi que de questions environnementales et de questions concernant l'Eglise catholique en Russie, selon le bureau de presse du Saint-Siège.

  • 05 Jul. 2019 - 11:00-

    CAN 2019. La CAF a rejeté les plaintes contre la RDC pour match truqué. Suite à l’insuffisance de preuve réelle, les accusations de corruption de la fédération zimbabwéenne de football vis-à-vis de leur gardien de but ont été rejeté. De ce fait, le match entre Madagascar et la RDC dans le cadre des huitièmes de finale aura bel et bien lieu dimanche prochain.

  • 05 Jul. 2019 - 08:30-

    Wi-fi gratuit. Le mercredi 10 juillet prochain, le wi-fi gratuit sera disponible à Antananarivo. Il sera possible de se connecter librement, sur quatre zones incontournables de la capitale comme au jardin Antaninarenina, à l’arrêt bus Ambohijatovo, au jardin Antanimena et au pont de Behoririka.

  • 04 Jul. 2019 - 10:30-

    Nicolas Dupuis. Selon Jeune Afrique, Nicolas Dupuis est 31ème dans le classement des entraîneurs les mieux payés en Afrique. Il perçoit 7000€ par mois, selon les chiffres publiés par le média. Le sélectionneur de l’Egypte, Javier Aguirre, est le coach le mieux rémunéré sur le continent avec un salaire mensuel de 108 000 euros.

  • 03 Jul. 2019 - 15:15-

    CAN 2019. Anicet Andrianantenaina et Carolus Andriamanitsinoro intègrent l’équipe type de la phase de poule de cette Coupe d’Afrique des Nations. Pour rappel, Anicet était l’homme du match pendant la rencontre face à la Guinée. Carolus l’était à son tour pendant le match contre le Nigéria.

  • 03 Jul. 2019 - 14:30-

    FIER-Mada. Tanterahana ny alarobia 7 hatramin’ny 11 aogositra ho avy izao ny FIER-Mada faha 21, ao amin’ny kianja Makis Andohatapenaka. Amin’izany dia hisy ny lao-bary an-dasy hiompana amin’ny « fandrosoana maharitra : tetik’asam-panjakana vatsiana vola amin’ny voajanahary sy ifampierana amin’ny tantsaha eny ifotony ».

Du même auteur

monde
politique

Dans la même rubrique

societe
societe
Publicité