logo
Lakroan'i Madagasikara
ny interinety sy ny varika

www.lemurconservationnetwork.org fiarovana sy fampahafantarana ny varika

Nangonin'i RRJ il y a 4 années

Mitohy hatrany ny ezaka fiarovana sy fampahafantarana ny varika eto Madagasikara. Fitaovana iray ny tontolon'ny interinety. Efa nisy ny http://www.atlaslemursmadagascar.net ary dia izao indray (www.lemurconservationnetwork.org). Fanazvana

www.lemurconservationnetwork.org fiarovana sy fampahafantarana ny varika

Ny tambazotra fiarovana ny Varika/Gidro (Lemur Conservation Network) dia ivondronan’ireo fikambanana miohatra ny 40 mba hanantanteraka ny Drafitr’asa ho an’ny Varika (Lemur Action Plan), tetik’asa mihevitra fa tetibola eo amin’ny 7 tapitra dolara no afahana miaro ny Varika eto Madagasikara. Misy tetik’asa vaovao mikendry ny ampiray ny ezaka ankapobeny ho fiarovana ny karazan-biby miteraka mitady ho lany tamingana.

 

Iray taona izay, primatologiste specilist/mpikaroka momba ny Primates avy amin’ny Bristol zoological Society, Conservation International sy ny “Primate Specialist Group” avy amin’ny “Species Survival Commission” eo anivon’ny “International Union for Conservation of Nature” dia namoaka drafitr’asa mandritra ny 3 taona ho fiarovana ny Varika an’i Madagasikara (Lemur Action Plan). Karakarain’ny “primatologiste” anjatony maneran-tany ilay drafitr’asaka mikendry toerana nofinidy ho manan-danja 30 manerana an’i Madagasikara izay miaraka amin’ny fiarovana stratejika maika.


Tao anatin’ny herintaona dia mihoatra ny 40 ny fikambanana mivondrona mba hanangana ny “Lemur Conservation Network” (www.lemurconservationnetwork.org) ho fandrindrana ny fiarovana eto Madagasikara sy hanainga ny mpanome antsitra-po hanampy ny drafitr’asa Varika izay mitentina 7 tapitrisa dolara. Ity toro-lalana amin’ny fanomezana amin’ny aterineto (internet) ity dia mba hanamora ireo mpanome antsitrapo ahita ireo fikambanana miaro ny Varika ary hanao izay hanintona olona amin’ny alalan’ireo mpikaroka sy mpitarika amin’ny fiarovana. Ity tambazotra ity (Network) dia ahitana vondrona fanta-daza toa an’ny Conservation International, WWF Madagascar ary Centre ValBio ankoatran’ireo vondrona amin’ny habehiny samihafa avy any Etazonia, Frantsa, Alemanin, Angiletera ary Madagasikara izay ahitana ny Association Mitsinjo sy ny Ivontoerana Famonjena ny Maki an’i fikambanana tsy miankina Reniala.


Mba ahamoronana ny fampandehanana ny Lemur Conservation Network, ny IUCN SSC Primate Specialist Group dia miara-miasa amin’I Lynne Venart avy amin’ny Washington design firm The Art Monkey LLC (www.theartmonkey.com). Noho ny fitiavany Varika sy ny fahaizany manokana momba ny famoronana tranokalam-pifandraisana (web designer) azy, Venart dia miaiky fa ny drafitr’asa Varika dia mila fanampiana amin’ny fanoroana ny fomba fanomezana amin’ny alalan’ny tranokala, noho izany Venart sy ny mpanolotsaina avy amin’ny IUCN SSC Primate Specialist Group dia mikendry ny hamorona sehatra ivondronan’ireo fikambanana Malagasy miasa ho an’ny Varika sy ampiroboroboana ny fiarovana azy ireo ho an’ny olona maneran-tany.

Dr. Christoph Schwitzer avy amin’ny Bristol Zoological Society, izay nanoratra ny drafitr’asa Varika sady mpanolotsaina ao amin’ny Lemur Conservation Network dia milaza fa : “Ny drafitr’asa an’i IUCN dia manome antsika fitaovana iadiana amin’ny fandringanana ny Varika. Ny zava-misy dia izao raha tsy miara-miasa malaky isika dien’izao dia mety tsy ahita karazam-barika iray ao anatin’ny taonjato 2, izay sambany.


Ny zava-dehibe amin’ny ity tetik’asa ity izay efa nomarihina ao amin’ny drafitr’asa Varika –n’i IUCN dia tsy azo hodian-tsy hita. Maherin’ny 90% ny karazana Varika izay ahiana ho lany tamingana dia mila fepetra matotra fiarovana haingana. Maherin’ny 80% ny alan’i Madagasikara efa rava ka tsy misy Varika ary mbola ahiana koa ny fihazan’ azy ireny sy famarotana tsy ara-dalana izay mampidi-doza ny Varika. Vokatry ny fanadihadiana natao no nahafantarana fa Varika miisa 28 000 no tombanana fa any amin’ny olona tsy nahazo alalana hitazona Varika. Dr. Russ Mittermeier, filohan’ny IUCN SSC Primate Specialist Group sady filoha lefitry ny Conservation International dia milaza fa “Tsy misy fisalasalana fa ny Varika dia mampiavaka an’i Madagasikara maneran-tany ary misy tombony lehibe eo amin’ny lafiny siantifika, ara-kolotsaina ary ekonomika ny fisian’izy ireo. Ny governemanta sy ny fiarahamonim-pirenena amin’ny dingana rehetra dia tokony hifantoka amin’ny fiarovana ny Varika.”


“Ny Varika dia toy ny gisa manome sy mikotrika atody volamena ho an’i Madagasikara, ka ny mpizahan-tany dia tsy ho avy hijery ala babangoana tsy misy Varika. Anarivony ireo fianakaviana miaina amin’ny sehatry ny fizahantany” hoy Dr. Jonah Ratsimbazafy, filoha lefitry ny IUCN SSC Primate Specialist Group sady sekretera jeneralin’ny GERP, fikambanana mampifandray ny siantifika Malagasy amin’ny fianakaviam-be iraisampirenena mba hampiroboroboana ny fahaiza-miaro ny Varika ao an-toerana voajanahary misy azy.

Dr. Steig Johnson, mpanolon-tsaina ao amin’ny Lemur Conservation Network dia te hilaza hoe: Ny Varika dia mitana anjara andraikitra lehibe ao amin’ny fitomboana sy fihitaran’ny ala. Koa raha tsy misy azy dia mety tsy hahita ireo tontolo voajanahary izay manome rano madio sy sakafo ary fialofana ho an’ny olona maro any ambanivohitr’i Madagasikara. Fiarovana ny Varika midika fiarovana ny foto-piveloman’ny olona.”


Ny fanokafana ny fandehanan’ny tranokala www.lemurconservationnetwork.org amin’ny fomba ofisialy, 25 fevrie. Ny 19 marsa, ny tambazotra dia mampiantrano ny lanonam-panokafana atao ao amin’ny Right Proper Brewing Company ao Washington, D.C.


Ny mombamomba ny Lemur Conservation Network rehetra dia hita ao amin’ny www.lemurconservationnetwork.org/presskit/.

Afaka hita ao amin’ny pejy facebook (www.facebook.com/lemurconservationnetwork) sy

twitter (www.twitter.com/LemurNetwork) ihany koa.


lien utile
http://www.atlaslemursmadagascar.net



Partager l'article:

Lakroa en direct
  • 20 Jul. 2019 - 10:19-

    Ntsay Christian remplace Christian Ntsay.“Conformément aux dispositions de l’article 54 de la Constitution, est nommé Premier Ministre, Chef du Gouvernement : Monsieur NTSAY Christian” tel est le premier article du décret N°2019-1407, portant nomination du Premier Ministre, publié par la présidence de la République ce 19 juillet 2019. Le choix du premier ministre a été effectué sur la base des noms présentés par les députés majoritaires de l’IRD. Selon la "rumeur" Les trois noms présentés sont : Fienena Richarn Haja Resampa et Ntsay Christian. Il est donc reconduit (pour la deuxième fois) par le président Andry Rajoelina.

  • 19 Jul. 2019 - 08:45-

    JIOI 2019. Dans le cadre des Jeux des Îles, les Barea affrontent en premier les Seychelles. Le match se déroulera au stade Auguste Vollaire le 20 juillet à 14h15. Madagascar n’a pas perdu, lors des deux dernières rencontres entre les deux sélections, avec une victoire (0-1) le 11 juin 2016 et un match nul (1-1) le 29 mai 2018.

  • 18 Jul. 2019 - 14:15-

    USA. Le cardinal DiNardo interpelle Donald Trump sur les droits des migrants. «Il est contraire aux valeurs américaines et chrétiennes de chercher à empêcher aux personnes d’émigrer ici quand elles fuient pour sauver leurs vies et pour trouver une sécurité pour leurs familles», déclare le cardinal DiNardo.

  • 18 Jul. 2019 - 11:27-

    Birao maharitra AN. Vita ny fifidianana ny mpikambana ireo mandrafitra ny Birao maharitry ny Antenimieram-pirenena. Toy izao izany : Filohan’ny Antenimierampirenena : Razanamahasoa Christine Harijaona, Ambatofinandrahana (IRD). Filoha Lefitra Antananarivo : Rasolonjatovo Honoré, Faratsiho (IRD). Filoha Lefitra Antsiranana : Rahelihanta Jocelyne, Antsiranana I (IRD). Filoha Lefitra Fianarantsoa : Razafitsiandraofa Jean Brunelle, Ikongo (IRD). Filoha Lefitra Mahajanga : Rahantanirina Lalao, Mahajanga I (IRD). Filoha Lefitra Toamasina : Michelle Bavy Angelica, Fenérive Est (IRD). Filoha Lefitra Toliara : Rabenirina Jean Jacques, Betioky Atsimo (IRD).
    Questeur 1 : Henri Jean Michel, Ambovombe (IRD). Questeur 2 : Rakotomanga Lantoarivola Sedera, Antananarivo II (IRD). Questeur 3 : Rabenirina Maminiaina Solondraibe, Ambohidratrimo (TIM).
    Mpampakateny : Angèle Solange, Amboasary Atsimo (Mahaleotena). Mpampakateny lefitra : Rafenomanantsoa Tsirimaharo Ny Aina, Antananarivo III (IRD).

  • 17 Jul. 2019 - 09:30-

    Mercato-Jeremy Morel. En fin de contrat avec l'OL, l’international malgache Jeremy Morel signe pour un an de contrat avec le Stade Rennais. « Je suis très enthousiaste et fier de rejoindre le Stade Rennais F.C. Je vais faire du mieux possible pour apporter mon expérience au club. J’avais plusieurs sollicitations mais sportivement je me voyais plus ici. J’espère avoir fait le bon choix. À moi de tout faire sur le terrain pour remercier le Président de sa confiance », a-t-il déclaré.  

  • 16 Jul. 2019 - 09:30-

    Désensablement. La piscine naturelle du Parc National Isalo est de nouveau ouverte à la baignade depuis le vendredi 12 juillet dernier. « La profondeur et la propreté de l’eau ont été testées par les agents de Madagascar National Parks afin de s’assurer que toutes les conditions requises pour la baignade durant la haute saison touristique 2019 soient au mieux », déclare Madagascar National Parks sur Facebook.

  • 15 Jul. 2019 - 14:30-

    Jeux des îles. A l’île Maurice, les sportifs venant des sept îles de l'océan Indien s'affronteront sur quatorze disciplines : athlétisme, badminton, le basketball, boxe, cyclisme, football, haltérophilie, judo, natation, tennis de table, voile, beach volley et volleyball. Pour cette édition, l’ouverture officielle se fera le 19 juillet et prendra fin le 28 juillet.

  • 15 Jul. 2019 - 13:00-

    FMF. Lova Ramisamanana ne pourra se présenter à la course pour être à la tête de la fédération malgache de football. Il l’évoque sur sa page Facebook ainsi, « j’ai le regret de vous annoncer que je ne pourrai pas me présenter à la présidence de la fédération malagasy de football, faute de n’avoir pu réunir les 3 cautions requises. Nous nous sommes battus jusqu’au bout mais nous n’avons pu faire face à certains obstacles. »

  • 15 Jul. 2019 - 08:30-

    CAN 2019. Suite à leur victoire respective contre la Tunisie et le Nigéria, le Sénégal et l’Algérie disputeront la finale de cette édition de la Coupe d’Afrique des Nations. Pour rappel, les Fennecs ont battu ces Lions de la teranga lors de la phase de poule sur le score de 1-0 avec le but de Youcef Belaili.

  • 11 Jul. 2019 - 06:30-

    Fandaminana. Handamina ny polisim-pirenena ho an’ny alakamisy alina araka ny resadresaka tamin’ny mpanao gazety nataon’ireo tompon’andraikitra ao amin’ny Polisim-pirenena. Nanome ireo toromarika manodidina ny filaminana mandritra ny fijerena baolina kitra amin’izao Can izao izy ireo. Maro ny polisy hiasa amin’io alin’ny alakamisy io raha ny nambaran’ireto tompon’andraikitra ao amin’ny polisim-pirenena ireto.

  • 09 Jul. 2019 - 13:30-

    Supporter les Barea. L’inscription est ouverte pour aller supporter les Barea en Egypte pour leur quart de finale contre la Tunisie. Les billets sont disponibles auprès de l’Air Madagascar à Analakely. Adressez-vous à la même agence pour plus d’infos.

  • 06 Jul. 2019 - 13:00-

    Pape François – Poutine. Le président russe Vladimir Poutine a rencontré le pape François au Vatican le 4 juillet pour une discussion privée de 55 minutes. Le pape François et Poutine ont discuté de questions d'actualité en Syrie, en Ukraine et au Venezuela, ainsi que de questions environnementales et de questions concernant l'Eglise catholique en Russie, selon le bureau de presse du Saint-Siège.

  • 05 Jul. 2019 - 11:00-

    CAN 2019. La CAF a rejeté les plaintes contre la RDC pour match truqué. Suite à l’insuffisance de preuve réelle, les accusations de corruption de la fédération zimbabwéenne de football vis-à-vis de leur gardien de but ont été rejeté. De ce fait, le match entre Madagascar et la RDC dans le cadre des huitièmes de finale aura bel et bien lieu dimanche prochain.

  • 05 Jul. 2019 - 08:30-

    Wi-fi gratuit. Le mercredi 10 juillet prochain, le wi-fi gratuit sera disponible à Antananarivo. Il sera possible de se connecter librement, sur quatre zones incontournables de la capitale comme au jardin Antaninarenina, à l’arrêt bus Ambohijatovo, au jardin Antanimena et au pont de Behoririka.

  • 04 Jul. 2019 - 10:30-

    Nicolas Dupuis. Selon Jeune Afrique, Nicolas Dupuis est 31ème dans le classement des entraîneurs les mieux payés en Afrique. Il perçoit 7000€ par mois, selon les chiffres publiés par le média. Le sélectionneur de l’Egypte, Javier Aguirre, est le coach le mieux rémunéré sur le continent avec un salaire mensuel de 108 000 euros.

  • 03 Jul. 2019 - 15:15-

    CAN 2019. Anicet Andrianantenaina et Carolus Andriamanitsinoro intègrent l’équipe type de la phase de poule de cette Coupe d’Afrique des Nations. Pour rappel, Anicet était l’homme du match pendant la rencontre face à la Guinée. Carolus l’était à son tour pendant le match contre le Nigéria.

  • 03 Jul. 2019 - 14:30-

    FIER-Mada. Tanterahana ny alarobia 7 hatramin’ny 11 aogositra ho avy izao ny FIER-Mada faha 21, ao amin’ny kianja Makis Andohatapenaka. Amin’izany dia hisy ny lao-bary an-dasy hiompana amin’ny « fandrosoana maharitra : tetik’asam-panjakana vatsiana vola amin’ny voajanahary sy ifampierana amin’ny tantsaha eny ifotony ».

  • 03 Jul. 2019 - 13:15-

    Energie solaire. La nouvelle technologie solaire pourrait produire de l'eau potable propre pour des millions de personnes dans le besoin. Des appareils appelés alambics solaires utilisent le soleil pour évaporer l'eau salée et condenser la vapeur en eau potable saine. Les chercheurs ont mis au point un nouveau système accélérant le processus d'évaporation, permettant ainsi à un petit alambic solaire de fournir toute l'eau potable dont une famille a besoin.

  • 03 Jul. 2019 - 08:30-

    Fampandrenesana. Tapaka ny lalana : -Lalana Dr Rajaonah- Pharmacie Ankadifotsy- EKAR Antanimena- ESCA ny saboty 6 jolay 2019. Voarara ho an’ny fifamoivoizan’ny  fiara rehetra tsy an-kanavaka ny ampahany amin’ireo lalana ireo. Izany dia noho ny fankalazana ny faha-50 taonan’ny Sekoly Les Lutins Ankadifotsy, araky ny fampandrenesana.

  • 02 Jul. 2019 - 08:00-

    Supporter les Barea. Une offre exceptionnelle est disponible pour les 8è de finale de cette CAN. Elle est à 2.200.000 ar ( Billet d avion A/R +Hebergement+Transfert hôtel-stade+ Billet d entrée stade ) 298.000 ar ( Visa de séjour ) 198.000 ( Passeport ) soit 2.688.000 AR Départ d Ivato samedi 06 juillet - retour Ivato Lundi 08 juillet Appareil A 380 . Plus d infos contacter Air MADAGASCAR

Du même auteur

monde
politique

Dans la même rubrique

newtech
newtech
Publicité