logo
Lakroan'i Madagasikara
le lundi au soleil

10 Bonnes Raisons de Sourire

Recueillis par Chico il y a 3 années

"Le lundi au soleil..." tout le monde enr^ve. Il faut sourire à tout moment...

Je tenais à vous traduire un article de Mark Stibich, un expert en longévité et en étude des comportements. Le fait de sourire est un point extrêmement important pour rehausser votre « niveau de bonheur ». Le bonheur est un choix, et sourire aide à le faire.

Sourire est un très bon moyen de vous démarquer tout en aidant votre corps à mieux fonctionner. Sourire améliore votre santé, votre niveau de stress et votre attrait auprès des gens. Sourire est aussi un bon moyen de vivre plus longtemps.

1. Sourire rend attirant

Une personne souriante est toujours plus séduisante. C’est un facteur indéniable. On souhaite connaitre la raison de ce sourire. Le bienêtre est attirant. Grimacer repousse, sourire attire.

2. Sourire met de bonne humeur

La prochaine fois que vous vous sentez un peu déprimé, forcez-vous à sourire. Il y a de grandes chances que votre état d’esprit change en même temps. Ca marche dans les 2 sens : être heureux vous fait sourire et sourire vous rend heureux.

3. Le sourire est contagieux

Lorsque quelqu’un sourit, il irradie la salle. Son effet se répercute sur les autres. Une personne souriante apporte toujours un petit plus. Souriez beaucoup, et les gens chercheront votre compagnie.

4. Sourire soulage du stress

Le stress laisse des traces sur le visage. Sourire nous empêche d’apparaitre fatigué, épuisé. Quand vous êtes stressé, prenez le temps de sourire. Le stress devrait réduire.

5. Sourire booste notre système immunitaire

Sourire aide le système immunitaire à mieux fonctionner. Quand vous souriez, les fonctions immunitaires fonctionnent mieux, car vous êtes plus relâchés. Plus besoin de médicament, évitez la grippe et les rhumes en souriant.

6. Sourire baisse la tension artérielle

Quand vous souriez, il y a une réduction notable de la pression artérielle. Essayez à la maison si vous avez le matériel.

7. Sourire relâche des endorphines, sérotonines et des calmants naturels.

Les études ont montré que sourire libère ces substances de manière naturelle, responsable de la sensation de bien-être. Sourire est votre nouvelle drogue.

8. Sourire donne un lifting naturel et rend plus jeune

Les muscles utilisés pour sourire dissipent les rides et rendent plus jeune. Pas de botox ou chirurgie. Souriez plus et restez jeune.

9. Sourire donne l’impression d’avoir du succès

Les gens souriants semblent être plus confiants, ont plus de chance d’avoir une promotion et d’être approchés. Souriez pendant vos rendez-vous et réunions et les gens réagiront différemment avec vous.

10. Sourire vous aide à rester positif.

Essayez ceci: souriez. Maintenant, essayez de penser à quelque chose de négatif sans perdre votre sourire. Difficile n’est-ce pas ? Quand on sourit, notre corps envoie ce message : « la vie est belle ». Evitez la dépression, le stress et l’inquiétude en souriant.

Et n’oubliez pas de sourire avec vos yeux.


source:

http://www.nouvelhomme.fr/10-bonnes-raisons-de-sourire/

 

Tontolon’ny tanora

Mahasambatra ny mitsiky, toetra nahariana antsika izany

 

Voaantso ho amin’ny fahasambarana sy hafaliana ny olona rehetra. Maro ankehitriny ireo tsy mahita hafaliana intsony eo amin’ny fiainana. Misy voahangy sarobidy napetraky ny nahary ao amintsika anefa dia ny tsiky sy ny fitiavana. Isan’ny loharano ipoiran’ny hafaliana ireo. Fifampizarana.

“Arakaraka ny itsikiana no mahasambatra, nefa koa arakaraka ny mahasambatra no itsikitsikiana”. Isan’ny nifampizarana tamin’ireo tanora, tonga tao amin’ny oratorio Don Bosco izany, teny Ivato, ny sabotsy 14 febiroary lasa teo. Fanalahidy mitondra mankany amin’ny fahasambarana ny tsiky. Nohariana hiaina ao anaty fiadanana sy hafaliana ny olona. “Aoka tsy hohadino, hoy ny Papa Fransoa, fa ny fahasambarantsika no sitrak’Andriamanitra”. Toetra mifanohitra amin’ny tanjon’ny Mpahary noho izany ny alahelo sy hakiviana. Manentana ny tanora ho sahy hiaina izany hafaliana sy hasambarana izany ny Papa. “Manàna herim-po ho sambatra”, hoy ny hafany, ho an’ny sampankazo 2015, andron’ny tanora. Tsy misy fahasambarana ao anatin’ny alahelo anefa fa izay faly ihany no sambatra.

Tsiky

Voninkazo ny fahatanorana: fotoana ivondronan’ny hatsarana rehetra. Fa ho tsara kokoa  izany raha ravahana tsiky. “Tokony hananan’ny tanora rehetra ny toetra mitsiky”, hoy i Rasolomanana Louis Didier, tompon’andraikitra ao amin’ny EVA sy ny DIDEC, mpisera  amin’ny tanora, nitarika ny fifampizarana tamin’io andro io. Zava-tsoa sarobidy nomena antsika  ny tsiky. Tolotra tsara indrindra. Tsy vidim-bola fa  voajanahary ao anaty. Ho hafa ny andronao raha atomboka amin’ny tsikitsiky. Ary ho faly  aminao sy ho tia anao ny olona satria manintona foana ny olona miramirana. Mahasoa anao sy ny hafa ny mitsiky.

Hoy koa ny mpandinika: “safidy  ny fahasambarana ary ny tsiky no manampy hanao izany”. Koa raha somary ketraka eo amin’ny  fiainana, miezaha mitsiky. Hotsapanao miaraka amin’izay fa misy fiovana lehibe eo amin’ny toe-piainanao. Raha mamela soritra amin’ny endrika ny “stress” mahazo antsika; ny tsiky kosa  manakana izany tsy hiseho. Fijery miabo no ao ambadik’io, ka “na   inona na inona mitranga dia arahina tsikitsiky lava”, hoy ny mpanakanto.

Mariky ny fitiavana sy fahazavam-po ny tsiky. Raha tiana haharitra ny hafaliana dia “aza matahotra hiaina ny fitiavana marina ampianarin’i Jesoa antsika”, hoy ny Papa. Mampiray, mampifankatia, tsy mihatsara velatsihy izany fitiavana izany. “Tsy mialona”, hoy i Paoly apositoly. Raisina ho hafalian’ny tena ny hafalian’ny hafa. Mifaly miaraka aminy satria tsara ny nataony; “mifaly noho ny fahamarinany”. Misy sarisarin-kafaliana anefa, tsy tena izy.

Tohero ny hafaliana manodoka

Raha maharitra ny hafaliana, dia avy amin’Andriamanitra; raha miserana kosa dia avy amin’ilay fahavalo. Fanamby apetraky ny Papa ny “ho sambatra”. Ary amporisihiny ny tanora hanohitra ny hasambarana manodoka arentirentin’izao tontolo izao. Misy manko ny milaza, hoy izy, fa “ ny zava-dehibe dia ny mifaly ny anio. Tsy ilaina akory ny mandray an-tanana ny fiainana na manao safidy hentitra sy maharitra; satria tsy fantatra izay havoakan’ny rahampitso”. Tsy izy izany hafaliana izany. Ary fitiavana manodoka ny toy izany fa tsy tena izy. Voahosihosy ny hasin’ny fitiavana raha izany, hoy ny Papa. Ny fiombonana, ny tsy fivadihana ary ny fandraisana andraikitra: izany no hatsarana sy lanjan’ny fitiavana.

Fa isan’ny re matetika eny amin’ny tanora ankehitriny ny hoe: “leo aho! Tsy vitako intsony!”, “Hamono tena aho!”,… Mazàna antony ara-pitiavana no mahatonga an’ireo. Vokany: kivikivy, malahelo lava, tsy mahita hafaliana intsony. Mifikira ao amin’i Jesoa, hoy ny Papa, fa “izy irery ihany no afaka hanome fahafaham-po ny hetahetanareo, izay matetika ketraka noho ny fampanantenana manodokan’izao tontolo izao”.

Br. Simon

Article publié dans Lakroa du 1er mars 2015, page 12

 

 

 

 

 



Partager l'article:

Lakroa en direct
  • 18 Oct. 2017 - 12:09-

    Blueline business. Blueline lance ce 18 octobre son offre dénommée Blueline business. Cette offre est destinée spécialement aux entreprises avec 3 pôles de compétence : offre de connectivité, intégration et infogérance et services hébergés.

  • 18 Oct. 2017 - 11:54-

    Récente publication. Santé : Message de la Commmission Episcopale de la Santé http://www.lakroa.mg/item-1197_articles_sport_18-la-commission-encourage-la-poursuite-de-la-lutte.html

  • 17 Oct. 2017 - 13:38-

    Senatera vaovao, minisitra vaovao. Araky ny fanambarana nataon’i Sekretera Jeneralin’ny Fiadidiana ny Repoblika teny Iavoloha ny antoandron’ny 17 okitobra dia : voatendry ho loholon’i Madagasikara nisolo toerana an’i Ahmad i Rivo Rakotovao. Randriarimanana Harison Edmond kosa no voatendry ho minisitra eo anivon’ny Fiadidiana ny Repoblika misahana ny fambolena sy fiompiana misolo ny toeran’i Rivo Rakotovao. Soritana fa efa nisahana io ministera io i Randriarimanana Harison Edmond. Izao fanapahana izao dia efa noraisina ny 12 okitobra fa izao vao nambara ampahibemaso.

  • 17 Oct. 2017 - 12:48-

    Bilan de la peste au 16 octobre. La situation de l’épidémie de la peste affecte actuellement 38 Districts, qui se trouvent dans 17 Régions de Madagascar. 805 cas de peste ont été notifiés, dont 595 de formes pulmonaires et 210 de formes buboniques. Le bilan fait état de 74 décès.  Parmi ces cas notifiés : 62 sont confirmés selon les résultats de l’Institut Pasteur de Madagascar (IPM) ; 367 sont probables selon le test de diagnostic rapide (TDR) ; 377 sont des cas suspects. Source : Minsanp

  • 17 Oct. 2017 - 07:12-

    Deuxième session ordinaire. Selon l’article 75 de la Constitution l'Assemblée Nationale se réunit de plein droit en deux sessions ordinaires par an. La durée de chaque session est fixée à soixante jours. La première session commence le premier mardi de mai et la seconde, consacrée principalement à l'adoption de la loi de finances, le troisième mardi d'octobre. De même pour le Sénat comme le dispose l’article 84. Cette deuxième session commence ce 17 octobre à 14 heures pour les députés et 16 heures pour les sénateurs.

  • 17 Oct. 2017 - 06:37-

    Araka ny fanarahana akaiky ataon'ny #cellule_riposte_peste ireo ZAP nahitana ny trangana pesta ka nanakatonana ireo sekoly dia misy izy ireo no efa tsy misy ahiahiana intsony. Miverina mianatra noho izay ny mpianatra eny anivon'ireto ZAP ireto manomboka ny Alarobia 18 Oktobra ho avy izao:

    DREN ANALAMANGA:
    CISCO MANJAKANDRIANA

    • ZAP RANOVAO
    • ZAP AMBOHITROLOMAHITSY

    DREN ITASY:
    CISCO ARIVONIMAMO

    • ZAP ARIVONIMAMO I
    • ZAP ARIVONIMAMO II
    • ZAP ALAKAMISY KELY
    • ZAP AMPAHIMANGA
    • ZAP AMBATOMIRAHAVY

     CISCO MIARINARIVO
    • ZAP MIARINARIVO I
    • ZAP MANAZARA

     CISCO SOAVINANDRIANA
    • ZAP MAHAVELONA

    DREN HAUTE MATSIATRA:
    CISCO LALANGINA

    • ZAP ALAKAMISY AMBOHIMAHA 

    CISCO AMBOHIMAHASOA
    •ZAP AMPITANA
    •ZAP ISAKA
    •ZAP AMBOHINAMBOARINA

    DREN AMORON'I MANIA:
    CISCO FANDRIANA
    • ZAP IMITO

    DREN VAKINANKARATRA:
    CISCO ANTSIRABE I manontolo

     

    Cellule riposte/MEN

  • 16 Oct. 2017 - 07:29-

    Situation générale de la peste le 13 octobre. La situation épidémiologique du 1er août au 13 octobre 2017 est détaillée comme suit : 610 est le nombre total de cas rapporté (cumul pour tout Madagasikara pour toute cette période et pour tout type de peste confondue).

    63 : Nombre de personnes décédées (cumul pour tout Madagasikara pour toute cette période et pour tout type de peste confondue).  Taux de létalité nationale : 10,3% (c’est le rapport du nombre de décès avec le nombre total des cas notifies). Source : Minsan.

  • 15 Oct. 2017 - 18:13-

    Atlantis Business School renforce sa présence auprès des écoles à Antananarivo. Le samedi 14 octobre Rasolofonjatovo Ny Aina, un des responsables du bureau de Atlantis Business School ou ABS offre à Antananarivo a rencontré les représentants de quelques écoles d’expression française pour présenter les avantanges et les possibilités de poursuivre les études au sein de l’ABS. ABS offre aux étudiants la possibilité d'étudier à Maurice pour obtenir un diplôme internationalement reconnu décerné par UUM (University Utara Malaysia)  prestigieuse université malaisienne. ABS est aussi accréditée auprès de he Association to Advance Collegiate School of Business des États-Unis.

  • 14 Oct. 2017 - 13:13-

    Fahatongavan’ny nofo mangatsiakan’ny Filoham-pirenena teo aloha Zafy Albert. Ny nofo mangatsiakan'ny Filoha Albert Zafy dia ho tonga eny Ivato ny 14 oktobra amin'ny 4 ora sy 10mn. Aorian'ny fanomezamboninahitra ho tontosanan’ny fanjakana, dia ho entina eny antranony eny Ivandry villa franchise ny vata mangatsiaka. Toy izao ny lalana hizorana: Ivato- Talatamaty-rond point Ankazomanga - route des hydrocarbures - Ivandry.

  • 14 Oct. 2017 - 12:21-

    Fanambaran’ny Filoham-pirenena, Hery Rajaonarimampianina, manoloana ny fahalasanan’ny Filoha Zafy Albert. Ry Vahoaka malagasy, amin’alahelo tokoa no nandrenesana ny fodiamandrin’ny Profesora ZAFY Albert tany amin’ny Nosy La Réunion. Very olomanga ny firenena satria Filoham-pirenena voafidim-bahoaka tamin’ny taona 1992 ny filoha Zafy Albert, ary niady sy nandala ny demokrasia sy ny fihavanam-pirenena. Koa amin’ny anaran’ny vahoaka Malagasy, amin’ny anaran’ny fitondram-panjakana iray manontolo, sy amin’ny anaran’ny tenanay manokana, no itondranay ny fiaraha-miory amin’ny vadiny sy ny zanaka aman-jafiny ary ny fianakaviana, mangataka ny fitahian’Andriamanitra mba hampahery azy ireo hatrany.

  • 13 Oct. 2017 - 14:04-

    Décès du Pr Zafy Albert. Le professeur Albert Zafy, ancien président de la République malgache, est décédé ce vendredi 13 octobre à l’hôpital de Saint-Pierre, selon la publication qu’on peut lire sur le site de la Présidence de la République de Madagasikara. Il a été évacué sur l'île de la Réunion ce jour 12 octobre. Le Professeur, fondateur du parti Undd et acuellement Président d’honneur, ancien Président de la république a été admis à la polyclinique d’Ilafy le 11 octobre 2017. Il est âgé de 90 ans. www.lakroa.mg présente ses condoléances à la famille. Paix à son âme.

  • 13 Oct. 2017 - 07:35-

    Situation épidémiologique à Madagascar du 1er août au 12 octobre 2017. Voici la situation épidémiologique : Au total : 561 cas dont 57 décédés. • Létalité globale est de : 10,2%. • Formes cliniques : 415 cas de Peste pulmonaire ; 144 cas de Peste bubonique ; 1 cas Peste septicémique ; 1 cas de peste non précisée. • Confirmés : 39, • Probable : 219, • Suspect : 303. Source : MSANP, Communiqué par : BNGRC.

  • 11 Oct. 2017 - 07:26-

    Lisitra fanampiny zap hanakatona sekoly, lisitra navoaka ny 10 okitobra. Miato ihany koa ny fampianarana amin'ireto toerana ireto, na ny sekoly miankina na ny tsy miankina. Misy amin'izy ireo no efa tsy nampianatra androany misy kosa ireo hikatona manomboka rahampitso 11 okitobra 2017= Dren Itasy, Cisco Soavinandriana : ZAP Antanetibe. Dren Haute Matsiatra, Cisco Vohibato : Zap Mahaditra. Dren Vakinankaratra, Cisco Antsirabe 1 : Zap Antsirabe Ampovoany, Zap Soamalaza Mahatsinjo, Zap Antsenakely Andraikiba, Zap Mahazoarivo Avarabohitra.

  • 10 Oct. 2017 - 13:59-

    Récentes parutions. Culture : http://www.lakroa.mg/item-1190_articles_culture_18-pesita-sy-fantsy.html. Social: http://www.lakroa.mg/item-1189_articles_societe_18-signature-daune-convention-entre-la-cnaps-et-la-flm.html

  • 10 Oct. 2017 - 13:32-

    Communiqé du Sefafi. Le Sefafi vient de publier un nouveau communiqué intitulé : “Intérêt légitime et droit à être informé”. Épidémie de peste, révision de la constitution, accueil de réfugiés syriens… Autant d’actualités polémiques qui ont soulevé un tollé, suscité l’incompréhension et l’indignation, semé le désarroi voire même la panique au sein de l’opinion et qui, dans certains cas, ont fini par indisposer le pouvoir ! L’État aurait pu éviter la psychose en tenant le public informé et en prenant les devants par des mesures d’urgence appropriées pour limiter la propagation de la maladie.

  • 10 Oct. 2017 - 07:23-

    Lisitra fanampiny. Ankoatra ireo ZAP sy CISCO voalaza eto ambany dia mihato ihany koa ny fampianarana eny anivon'ireto ZAP sy CISCO ireto mandritra ity herinandro ity:

    DREN ANALAMANGA CISCO ANJOZOROBE: ZAP ANJOZOROBE I

    DREN ITASY, CISCO ARIVONIMAMO:

    - ZAP ALAKAMISY KELY

    - ZAP AMPAHIMANGA

    - ZAP AMBATOMIRAHAVAVY

    DREN HAUTE MATSIATRA CISCO FIANARANTSOA MANONTOLO

    DREN ANALANJIROFOCISCO FENERIVE EST MANONTOLO

    DREN AMORON'I MANIA CISCO FANDRIANA: ZAP IMITO

    (Cellule riposte/MEN)

  • 07 Oct. 2017 - 08:28-

    Cisco sy zap tsy mianatra. Manoloana ny fitrangan’ny aretina pesita dia nandray fepetra samihafa ny Ministeran’ny Fanabeazam-pirenena. Voalohany, misy ny  Fanadiovana faobe ny sekoly rehetra ao amin’ilay ZAP na CISCO misy ny marary ;  Fandrarahana fanafody ireo sekoly rehetra ao anatin’ny ZAP na ny CISCO ;  Fanakatonana ny sekoly ao anatin’ny 3 andro aorian’ny fandrarahana fanafody. Faharoa, misy ny fepetra ho raisina amin’ny herinandron’ny faha 9 oktobra ka hatao “Semaine d’observation” ny herinandron’ny miandoha ny 9 okitobra. Ka jereo anatin’ity rohy ity ny Cisco sy zap tsy mianatra mandritra io herinandro io : http://www.lakroa.mg/item-1183_articles_education_18-fepetra-noraisina-ho-fisorohana.html

  • 05 Oct. 2017 - 08:41-

    Premium class Soatrans. La coopérative Soatrans vient de lancer une nouvelle offre dénommée Premium class. Le lancement de cette offre a été effectué ce 3 octobre 2017. Avec cette offre les passagers sont sûrs de partir à l’heure indiquée quelle que soit le nombre de clients ayant réservés. Les voyageurs bénéficient de l’internet avec le Wi-Fi intégré à bord. Chaque voiture est dotée de gps cela permet de contrôler la vitesse employée et de suivre la voiture en temps réel. Les départs se font toutes les deux heures (6h, 8h, 10h le matin et 14h, 16h et 18h l’après-midi).

  • 05 Oct. 2017 - 07:42-

    Lahatsoratra farany. Santé : http://www.lakroa.mg/item-1180_articles_sport_18-pesita-misy-mpizesita-mahay.html

  • 03 Oct. 2017 - 06:58-

    Sekoly mikatona ho an’ny Cisco 6. Tahaka izao ny fanambarana navoakan’i Paul Rabary, minisitry ny fanabeazam-pirenena : « Miato ny fampianarana amin'ireto toerana voalaza ireto amin'ity herinandro ity ho fanohizana ny fanadiovana ny sekoly (miankina sy tsy miankina): Antananarivo Renivohitra, Antananarivo Avaradrano, Antananarivo Atsimondrano, Ambohidratrimo, Toamasina I, Toamasina II.

    Amin'ny alatsinainy izany ny ankizy vao miverina mamonjy ny toeram-pianarany any amin'ireo toerana ireo ! »

Du même auteur

monde
politique

Dans la même rubrique

chronique
chronique
Publicité