logo
Lakroan'i Madagasikara
Fanabeazana

Mihamidina ny fari-pahaizan’ny mpianatra amin’izao fotoana

R. Hajatiana Léonard il y a 2 années

Mihena ny fari-pahaizan’ny mpianatra malagasy. Antony maro no mety mahatonga izany. Eo ny firoborobon’ny tekinolojia sy ny tsy fahafehezana ny mampiasa azy.

Mihamidina ny fari-pahaizan’ny mpianatra amin’izao fotoana

Zava-baovao avokoa ankehitriny no iainan’ny tanora eto Madagasikara ary isan’izany ny mpianatra. “Tsy toy ny taloha tokoa ny zava-misy” raha ny filazan’ity raim-pianankaviana ity. “Efa ari-fomba daholo ny fitaovana ampiasaina any andakozia ohatra.  Raha any an-tsekoly dia eo ny solosaina. Isan’ny miantoka ny fahatsaran’ny kalitaom-pampianarana izy raha toa ka nionona tamin’ny tsaoka sy ny solaitrabe izany fahiny” hoy izy. Afa-pahasahiranana ny mpampianatra ka tsy dia mila mandany ron-doha akory aza. Jereo tokoa fa efa misy sekoly mampiasa ny tabilao fotsy (tableau) sy fanoratana voatokana amin’izany (marqueur pour tableau blanc). Araka izany, natao hanamora sy hanamaivana ny asa be, ary indrindra ilaina amin’ny fianarana ny tekinolojia. Tsikaritra anefa fa mihen-danja ny fari-pahaizan’ireo mpianatra na eo aza ny fivoarana.

 

Antony maro

 

Maro no antony mahatonga ny fihenan’ny fari-pahaizana. Eo ny tsy fahazotoana mianatra. Atao inona tokoa fianarana raha hita sy tsapa fa bizina no tena foto-pivelomana mahomby izao ? Atao inona fianarana raha toa ka betsaka ny fotoana lany sy very fotsiny noho ny girevy ? “Isan’ny olana fototra ny tsy fahafehezan-tenan’ireo mpianatra manoloana ny teknolojian’ny vahiny indrindra ny aterineto (internet)” hoy ny tao amin’ny CISCO sy ny DREN Vakinankaratra raha nanontaniana ny hevitr’izy ireo. Tsapa fa ny Facebook iray amin’ireo tambazotra sôsialy no tena mahasarika ny tanora maro. Mbola mpianatra ny ankabeazan’ny mpikirakira azy. “Ny olana dia zava-kafa no hifampiseraseran’ny zatovo ao amin’ny facebook raha tokony ho fotoana hanararaotana sy lalana iray hifanakalozan-kevitra mahasoa ny atao ao” araka ny fanazavan’i Tokiniaina Xavier mpianatra kilasy famaranana ao amin’ny Lisea André Resampa Antsirabe. “Fa isan’ny mampihena ny fari-pahaizan’ny mpianatra koa ny fihazakazahana manorina sekoly tsy miankina etsy sy eroa sy ny fandraisana ireo sekoly ireo mpanabe tsy tena za-draharaha” hoy ny eo anivon’ny CISCO. Tsy mahagaga raha mitotongana ny fahaizan’ny mpianatra izay vao mainka ampian’ny fesiboky na facebook. Isan’ny tena olana dia hafa ny fanoratra eo amin’ny facebook na sms sy any antsekoly. Mila afohezina ny fanoratra amin’ny sms na fb (facebook) mba ho haingana ary miankina amin’ny toerana koa izany. Ohatra chaussée no tiana soratana dia chossE na chocE no mety hanoratana azy araka ny tekinika fanoratana eo ami’nny fb. Very araka izany ilay tsipelina tena izy. Santionany ihany io.

 

 

Hitondra voka-tsoa raha trandrahana

 

Fitaovana tsy maintsy fehezina anefa ny aterineto na interinety na internet. Ilain’ny mpianatra amin’ny fikarohana sy fandalinana lafin-kevitra izy io. Vitsy sisa ankehitriny ny oniversite eto Madagasikara no mbola tsy tafiditra ao anaty rafi-pampianarana LMD. Mitaky fahaiza-manao sy fikarokarohana io rafitra vaovao napetraka io, amin’ny alalan’ny fahafantarana misimisy kokoa ny fanatontoloana ara-tekinolojika, ka asongadina manokana amin’izany ny teknolojian’ny fampitam-pahalalana sy ny serasera. Ireo voka-dratsy noho ny fomba fijery diso manko no hitan’ny besinimaro ho olana amin’ny fanalalahana azy ity. Na dia izany aza, tokony hisy voka-tsoa hivoaka ny fahaiza-mitrandraka ny tambazotra sôsialy maro karazany sy ireo tekinolojia manampy izany. Raha misy ny mpahazo tombontsoa voalohany amin’izany, dia ny mpianatra izay mbola an-katokin’ny fahavitrihana tanteraka amin’ny fikarohana no sady havanana amin’ny serasera. Mbola saika mpianatry ny oniversite avokoa any Amerika no mahita sy mamorona ireny teknolojiam-pifandraisana be dia be ireny. Dia ho ambakan’izany ve ny tanora mpianatra malagasy ! « Tokony hisy vokatra malagasy amin’izay ny ara-tekinolojia, mba hiseho amin’ny firenen-kafa  isika fa manana olo-manga rehareha sy antenaina », hoy ny fanantenan’ity raim-pianakaviana ity raha nanontaniana ny heviny izy. Omena falalahana ny mpianatra hampiasa azy ireny, hoy ihany izy, saingy misy valiny andrasana amin’izy ireo kosa. Teny re matetika amin’ny haino aman-jery ny hoe « manan-karena i Madagasikara », fa kosa tsy ny  harena an-kibon’ny tany ihany no azo trandrahana, fa harena mitoetra sy maharitra mandrakizay ihany koa ny fahaizana manovo sy mampitombo fahalalana amin’ny teknolojian’ny vahiny. Ka aleo manondrotra avo ny an’ny tena amin’ny alalan’ny fahafehezana ny an’ny hafa.

Partager l'article:

Les réactions

razafy, [26 Apr. 2016 02:32]
ny eritreritr de tokony foanana ny fitondran reo ankiz ireo iren zavatyraavo lent ireny any @ toeram pianarana satria tsy dia any @ zavatra tokony ilana azy akory izy ireo no mampiasaazy fa dia zavatra hafa ; tsy ho arak ny manara masio azy ireoi rahaany am pianarana satria mandrapahatonganao eny @ toerana mis azy dia efa mivadik zavatrhaf no jereny ao dia hoe fianarana fa ty zavatra hafa ; tikony efa miszany ao am pianaranaary afaka ampiasain izy ireo zany @ zay fotoana zay efa voa trier n zavatra tokony ilaina misaotra indrindra
razafy, [26 Apr. 2016 02:23]
manao ahoana daholo . amiko aloh tsy mbol voafehy ny zaz a malagasy ny teknologia vaovao satria nahoana , tsy hainy ny manavaka ny mety sy ny tsy mety zany hoe ny ilaina na tsy hilana zany @ lafiny fikarohna zao de tsy de ilay ilaina loatra ny mahalianaazy fa mironaany @ zavatrahafa zay tsy de fampiseho_ masonandro oatra: ao koa ny fanadinoana ny trano famakiam boky zay kely kolon tsaina tsara indrindra marin fa tokony hanarak tknologie fa tsy voatery hoe zay hataon ny vahin de tsy maintsy atao koa ; ra nyeritreritr de tsy de ilain loatr izy io na mila miofana na mila mi trier ny mpandefazy ireny ka eo @ resak mahasoa no atao mibahana kokoa misaotra indrindra
razafy, [22 Apr. 2016 08:38]
tena marina mihintsy zany fa vokatry ny ny teknologia no mahatonga izany satria tsy mbola hain ny ankizy eto amintsika ny mifahy izany ;manarak izay koa adino ny famakiana boky : @ ireny trano famakiam boky ireny ; tsy mba mazoto mandeha any @ reny toerana fanadihadiana reny rehefa manao ry atao hoe travail de groupe reny ny ankiz fa mihanona fotsiny@ alalan ny interneto

Votre réaction?

Commbien font 9 + 6? (security question)

Lakroa en direct
  • 24 Jan. 2017 - 07:45-

    Diarin’ny kardinaly Pietro Parolin. Toa izao ny fandaharam-potoan’ny kardinaly Pietro Parolin, sekreteram-panjakan’ny Fiketrahana Masina, mandritra ny fitsidihany eto Madagasikara.
    26 janoary : 11 ora sy sasany alina ny fahatongavan’ny kardinaly Parolin eny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato.
    27 janoary : Fandraisan’ny fitondram-panjakana Malagasy azy ny tontolo andro izay ahitana fihaonany amin’ny mpitondra samihafa.
    28 janoary : Maraina no hanaovany ny fitsofan-drano ny foibe vaovaon’ny Fivondronamben’ny Eveka eto Madagasikara izay eny Ambatoroka. Vita izay dia hisy ny famangiana ny UCM ao Ambatoroka ihany ahitana fihaonana amin’ny mpiandraikitra sy ny mpianatra izany.
    Tolakandro: fihaonany amin’ny Eveka rehetra eto Madagasikara.

  • 24 Jan. 2017 - 07:43-

    Diarin’ny kardinaly Pietro Parolin (29 janoary – 31 janoary). 29 janoary no hanaovana ny Sorona Masina eo amin’ny kianjaben’i Mahamasina manomboka amin’ny 9 ora maraina. Ampahatsiahivina ny pretra fa loko fotsy no loko litorjika amin’io andro io.
    30 janoary amin’ny 10 ora maraina dia hisy ny Famelabelaran-kevitra eny amin’ny efitrano malalaky ny Ists eny Mandrimena Andoharanofotsy. “Ny atao hoe fifandraisana diplomatika ho an’ny Fiketrahana Masina” no lohadinika amin’izany.
    31 janoary: Maraina: Hisy ny famangiana ny toeram-piofanana ho pretra ao Faliarivo
    Tolakandro: Fitsidihana ny Akamasoa eny Andralanitra
    Hariva: Mitodi-doha ho any Roma ny kardinaly Pietro Parolin.

  • 24 Jan. 2017 - 07:28- Diarin’ny kardinaly Pietro Parolin. Toa izao ny fandaharam-potoan’ny kardinaly Pietro Parolin, sekreteram-panjakan’ny Fiketrahana Masina, mandritra ny fitsidihany eto Madagasikara.
    26 janoary : 11 ora sy sasany alina ny fahatongavan’ny kardinaly Parolin eny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato.
    27 janoary : Fandraisan’ny fitondram-panjakana Malagasy azy ny tontolo andro izay ahitana fihaonany amin’ny mpitondra samihafa.
    28 janoary : Maraina no hanaovany ny fitsofan-drano ny foibe vaovaon’ny Fivondronamben’ny Eveka eto Madagasikara izay eny Ambatoroka. Vita izay dia hisy ny famangiana ny UCM ao Ambatoroka ihany ahitana fihaonana amin’ny mpiandraikitra sy ny mpianatra izany.
    Tolakandro kosa ny fihaonany amin’ny Eveka rehetra eto Madagasikara.
  • 23 Jan. 2017 - 13:25-

    Concours NewcoPark 2017. NewcoPark, en partenariat aec JCI Iarivo et ESSCA, lance la 4ème édition du Concours de création d’entreprises. Ce concours de business model a pour vocation de promouvoir la création d’entreprises start-up dans le pays. NewcoPark est une ong qui a pour vocation de soutenir l'entrepreneuriat en Afrique. Il est à rappeler que les éditions antérieures, à Madagsaikara, ont été effectuée en collaboration avec ISCAM d'Antananarivo. Pour cette édition, le concours aura lieu le 21 mars 2017 à l’ESSCA Antanimena. L’inscription est ouverte sur http://www.newcopark.com/ .

  • 23 Jan. 2017 - 13:17-

    Iegap. L’association Industrial Engineering Group from Antsiranana Polytechnic ou Iegap est une association à but non lucratif créée sous l’ordonnance N°60.133 du 03/10/60. Elle a pour but de : 1-Regrouper tous les Ingénieurs sortant de l’Ecole Polytechnique d’Antsiranana depuis sa création ; 2- Apporter des améliorations pour le développement de l’Ecole ; 3- Participer pleinement au développement rapide et durable de la nation surtout dans le domaine de l’industrie ; 4- Créer un domaine d’entraide, d’échange d’informations, connaissance et expérience entre les membres. On compte plus 1300 ingénieurs sortants de l’Ecole polytechinques d’Antsiranana et 300 membres actifs au sein de l’Iegap.

  • 23 Jan. 2017 - 13:14-

    Election du président de l’Iegap. Les membres de l’association Industrial Engineering Group from Antsiranana Polytechnic ou Iegap vont tenir leur Assemblée général ordinaire et en même temps une assemblée générale élective pour élire le 11 février 2017 leur président et les membres du nouveau bureau. Un comité d’élection est mis en place pour assurer le bon déroulement de cette élection. Le comité est présidé par Rakotomanana Heriniaina. Quatre candidats sont en lice pour le poste de président dont deux vice-présidents sortants. L’élection peut se faire soit au Le Pavé le jour même ou en ligne. Les intéressés peuvent se connecter sur le site de l’association : http://www.iegap.mg/iegap.

  • 16 Jan. 2017 - 12:49-

    Date des examens du Baccalauréat.- Le Ministère de l’Enseignement Supérieur et de la recherche Scientifique a communiqué les dates des examens du baccalauréat session 2017. Le baccalauréat d’Enseignement supérieur général débutera le lundi 24 juillet 2017. En ce qui concerne le baccalauréat technologique et le baccalauréat professionnel et technique les épreuves débuteront le lundi 24 juillet 2017 pour les épreuves d’enseignement général (1ère série) et le lundi 31 juillet 2017 pour les épreuves d’enseignement technique et technologique (2ème série). http://www.mesupres.gov.mg/IMG/jpg/Bacc2017-ConfPress.jpg

  • 16 Jan. 2017 - 12:47-

    Inscription aux examens du baccalauréat. Les registres d’inscription aux examens du baccalauréat sont ouverts depuis ce lundi 16 janvier 2017 à 8 heures auprès des directeurs de l’Office et services du baccalauréat de chaque Université et seront clôturés le vendredi 31 mars 2017 à 18 heures. Les droits d’inscription sont fixés comme suit : quinze mille ariary pour les candidats d’école ; cinquante mille ariary pour les candidats libres ; cent mille ariary pour les candidats de nationalité étrangère ayant fait leur scolarité à Madagasikara. http://www.mesupres.gov.mg/IMG/jpg/Bacc2017-ConfPress.jpg

  • 13 Jan. 2017 - 07:49-

    Région Anosy. Le chef de Région Anosy était l’invité de la RNM. Il a présentéle bilan des actions de la région durant l’année 2016. Mais aussi les perspectives pour l’année 2017. On sait que les actions concrètes vont se poursuivre comme le soutien des collectivités décentralisées par exemple la dotation de matériel. Le 3 janvier 2017 le Chef de Régio a commencé la distribution de table banc. La première fournée 20 tables-bancs pour l’epp Tanambao dans le Cisco Tolagnaro, une école symbolique pour le chef de région.

  • 13 Jan. 2017 - 06:50-

    France-Afrique. Le 27ème Sommet France-Afrique se tient le 13 au 14 janvier dans la Capitale Malienne, sous la thématique “Le partenariat, la paix et l’émergence”. Madagasikara va participer pleinement à ce sommet. Le Premier Ministre Mahafaly Solonandrasana Olivier représente la personne du Président de la République de Madagasikara. A la tête de la délégation malagasy, il quittera Antananarivo dans la matinée du vendredi 13 janvier. Ce Sommet devrait permettre de faire émerger de nouvelles mesures afin de favoriser l’éducation et la formation professionnelle, l’innovation et la numérisation pour favoriser la diversification économique et l’accès au financement pour favoriser la transformation économique (source : Primature).

  • 12 Jan. 2017 - 13:09-

    Salon de l’étudiant. MadaJeune organise un salon de l’étudiant dédié spécialement aux étudiants qui ont échoué aux différents concours organisés par les différents établissements publics (universités, instituts…). Ce salon de janvier dure deux jours. Il a ouvert ses portes ce 12 janvier 2017 et se déroule au Palais des Sports de Mahamasina de 9 heures à 17 heures. 25 établissements participent à ce salon. Pour les organisateurs du salon, l’objectif est de bien informer les bacheliers pour qu’ils puissent bien s’orienter. L’entrée dans ce salon est gratuite.

  • 12 Jan. 2017 - 06:51-

    Séisme : Un séisme a été de magnitude 5,5 a secoué la Grande Ile dans la nuit du mercredi 11 janvier 2017 au jeudi 12 janvier vers 1h07mn. L’épicentre du séisme est situé à la longitude 46,62 et la latitude 20,1 du côté de Betafo.  Date & time: Wed, 11 Jan 22:06:59 UTC Magnitude: 5.4, Depth: 10.0 km, https://www.volcanodiscovery.com/earthquakes/quake-info/1545154/M5-Wed-11-Jan-Madagascar.html

  • 12 Jan. 2017 - 06:50-

    PCA de l’OMNIS. Le Conseil des Ministres du mercredi 11 janvier 2017, au Palais d’Etat d’IAVOLOHA a par décret nommé Monsieur  Rabeharisoa Erick, Président du Conseil d’Administration de l’Office des Mines Nationales et des Industries Stratégiques.

  • 11 Jan. 2017 - 12:38-

    Financement parallèle se confirme. Maharavo Doudou, au nom du DFP, Dinika ho Fanavotam-Pirenena, lance un cri d’alarme. Pour le DFP, le pouvoir actuel se tourne vers le financement parallèle. Maharavo relève deux signes principaux : d’une part, la persistance des bruits de remaniement et d’autre part, la venue prochaine de Recep Tayyip Erdogan, président en exercice de la Turquie. Le remaniement, s’il y a ne peut que retarder l’arrivée des financements traditionnels. La Turquie elle-même n’est pas encore admise au sein de l’Union Européenne aussi la venue du président de pays est un pied de nez aux bailleurs traditionnels.

  • 10 Jan. 2017 - 07:54-

    Rentrée scolaire second trimestre.  Le 1er février 2016 le Ministère de l’Education Nationale a publié l’arrêté N°2647/2016-MEN fixant les calendriers scolaires relevant de son ressort pour l’année scolaire 2016-2017. Selon cet arrêté, la rentrée scolaire pour le second trimestre a commencé le 9 janvier 2017 et se terminera le vendredi 7 avril 2017. Les journées des écoles auront lieu les 15, 16 et 17 février 2017. Les vacances de Pâques s’étaleront du samedi 8 avril au mardi 18 avril 2017.

  • 09 Jan. 2017 - 09:02-

    1 milliard d’ariary. Ce 7 janvier, au Ministère des Affaires Etrangères, les Ministres Wang Yi et Atallah Béatrice ont signé un mémorandum d’entente. Ce document concerne les relations bilatérales, et porte sur les domaines de l’agriculture, les Infrastructures, la pèche, les transports et l’Industrie. Par ailleurs, il a été annoncé que la République Populaire de Chine remettra prochainement à Madagascar deux bateaux garde-côtes, et financera également, à hauteur d’un milliard d’ariary, la réhabilitation des bâtiments du Ministère malgache des affaires étrangères.

  • 09 Jan. 2017 - 09:01-

    Madagascar-Chine. Le Ministre des Affaires Etrangères de la République Populaire de Chine, Wang Yi, est en visite officielle à Madagasikara. Il a été reçu par le Président de la République, Hery Rajaonarimampianina, le 7 janvier au Palais d’Iavoloha. « Vous êtes le premier invité d’honneur de cette année à Madagasikara, et je vous souhaite la bienvenue » a déclaré le Président de la République à son hôte. La visite officielle du Ministre Wang Yi à Madagasikara est la première effectuée par un Chef de la diplomatie chinoise dans la Grande Île depuis le début des relations en 1973.

  • 03 Jan. 2017 - 09:11- Vœux à Iavoloha. Le Président de la République, Hery Rajaonarimampianina, a reçu au cours de la matinée de ce 2 janvier les vœux des entités et des organismes rattachés à la Présidence (le Cabinet de la Présidence de la République, le Secrétariat Général de la Présidence, la Grande Chancellerie) ainsi que ceux du Gouvernement. « Démontrer et convaincre par le travail, redoubler d’efforts face aux nombreux défis à relever au cours de cette année nouvelle 2017 » : c’est le message fort du Chef de l’Etat lors de ces présentations de vœux. Les dirigeants du parti HVM sont également venus à Iavoloha présenter les vœux de nouvel an au Président Hery Rajaonarimampianina.
  • 03 Jan. 2017 - 09:11-

    Vœux à Mahazoarivo. Des membres du Gouvernement se sont rendus le 2 janvier, au Palais de Mahazoarivo, pour présenter leurs vœux au Premier ministre, Mahafaly Solonandrasana Olivier. Les proches collaborateurs du Premier ministre au sein de la Primature ont également adressé leurs meilleurs vœux pour cette année 2017. Le Premier Ministre en retour leur adressé ses remerciements et ses encouragements dans leurs missions respectives.

  • 03 Jan. 2017 - 07:49-

    Retraite des fonctionnaires à 65 ans. Le Ministère des Finances et du Budget, porte à la connaissance du grand public qu’à partir de 2017, l’âge de la retraite des fonctionnaires est fixé à 65 ans. Cette décision a été prise afin de combler la caisse de prévoyance de la retraite. Les responsables de ce Ministère font savoir que bon nombre d’institutions et entreprises étatiques ne versent pas régulièrement les cotisations de retraite de leurs salariés de ce fait l’Etat verse 290 milliards d’ariary par an pour combler le gap.

Du même auteur

monde
politique

Dans la même rubrique

education
education
Publicité