logo
Lakroan'i Madagasikara
ESSVa:

Hankalaza ny faha 15 taonany ny ESSVa ao Antsirabe

R.Hajatiana Léonard il y a 4 années

Dimy ambiny folo taona ankehitriny ny Sekoly, efa an'arivony maro ny mpianatra novolavolainy ara-pahaizana fa indrindra ny ara-panahy.

Hankalaza ny faha 15 taonany ny ESSVa ao Antsirabe

Ho feno dimy ambiny folo taona katroka ny Sekoly Ambony ESSVa Antsirabe ny 11 aprily ho avy izao. Vita tamin’ny Asabotsy lasa teo avokoa ny famaranana ny fifaninanana dihy sy hira, ka afaka rahampitso ao anatin’ny fankalazana ny tsingerintaona no hanolorana ny loka ho an’ireo nandresy tamin’izany.
Ny asabotsy 11 aprily 2015 ho avy izao ny Sekoly Ambony ESSVa no hankalaza amin’ny fomba ôfisialy ny faha dimy ambiny folo taonany, izay atao ao amin’ny tokontany malalakin’ny sekoly. Hanomboka amin’ny sivy ora sy sasany ny lanonam-panokafana izany andro malaza ho an’i ESSVa. Raha ny fanazavana nomen’ny vondron’ny rectorat, dia napetraka manokana eo ambany fiahian’ny Minisitrin’ny fampianarana ambony sy ny fikarohana siantifika izao fety izao, ary olona maro manam-pahefana sy olon-tsotra ihany koa no nasaina ho tonga hanotrona. Amin’ny maha sekolim-pinoana katolika azy, dia ny lamesa no hisantatra ny fandaharam-potoana ka hitohy amina fanomezana loka an’ireo nandresy tamin’ny fifaninana sy ny fanolorana mari-boninahitra sy mari-pakasitrahana ireo mpiasa ao amin’ny Sekoly. Raha tsiahivana, ny ESSVa no fianarana ambony an’i diosezy katolika Antsirabe. Tompon’antoka tamin’ny fanorenana azy ity ny raiamandreny Eveka Félix RAMANANARIVO sy i José RIBEAUD, fototra nitsirian’ny “Fondation Avenir Madagascar” (FAM).

Dimy ambiny folo taona ankehitriny ny Sekoly, efa an'arivony maro ny mpianatra novolavolainy ara-pahaizana, fa indrindra ny ara-panahy. Mbola tsy mitsahatra mamolaka mpianatra mpiofana mba ho tonga olombanona sy olomanga ho an’ny firenena araka ny nambaran’ny pretra Edmond RAKOTONDRAMANANA mpitarika lehibe ao amin’ny Sekoly. “Fety roa sosona ny amin’io”, hoy ihany izy satria sady fotoana hiarahany mifaly amin’ny mpianatra sy ny mpiara-miasa ao amin’ny ESSVa ihany koa io andro amin’ny maha rektora vaovao azy. Tsy mikely soroka tokoa ny tompon’andraikitra amin’ny fampitaovana mba hanomanana ity fety ity, ka omaly no najoro ny haino aman-jerin’ny Sekoly ESSVa, ka ny radio no efa mandeha amin’izao fotoana izao, fa ny televiziona kosa mandritra io fankalazana amin’ny asabotsy io no hiparitaka mivantana amin’ny interinety.

Omena sehatra ny mpianatra

Tao amin’ny efi-trano malalaka fiasàn’ny sampam-piofanana “Electro-Mécanique ESSVa” no nanaovana ny fifanintsanana farany teo amin’ny samy mpianatra, izay nanehoan’izy ireo ny talenta amin’ny hira sy ny dihy. Somary taraiky ihany ny fanombohana noho ny olana ara-teknika, ka efa tamin’ny telo ora tolakandro vao nanomboka ny lanonana. I Angelo, mpianatra ao amin’ny serasera sy ny fanaovan-gazety taona voalohany avy hatrany no nanomboka izany tamin’ny hira, gadona “Reggae”. Nananosarotra ny fitsarana satria vahiny no nitsara ny lalao, ka nifanohatra tamin’ny fahitan’ny mpijery ny vokatra nomeny. Ny lalam-piofanana serasera avokoa no nitàna ny voalohany-daharana, na tamin’ny hira izany, na tamin’ny dihy. “Ny fandraisana anjara sy ny fanehoan-talenta no zava-dehibe”, hoy ny fanazavan’ireto ekipa nihintsana tamin’ny famaranana ireto. Homena laka ny mpianatra amin’io lanonana io, ka afaka manao fampirantiana ny zava-bitany avokoa izy ireo ny asabotsy tontolo andro, araka ny fiofanana arahany avy. Izany rahateo hoy ireo mpanabe-mpampianatra no maha fiofanana ara-kasa ny ao amin’ity Sekoly ity, ka noho izany dia amporisihana izy ireo hahavita zavatra mivaingana sy hanao fampiharana ny azo rehetra tany am-pianarana. Araka ny teny manentana nosafidian’ny ESSVa hatrizay manko, hoe “Foi et Excellence”, dia ny asa atao am-pitiavana sy am-pitokiana an’Andriamanitra no ahazoana ny fahalavorariana. Ka ho tratry ny taona mitsingeringerina indray ny ESSVa e! Ho lovain’ny taranaka mifandimby sy ho reharehan’i Vakinankaratra.

Partager l'article:

Lakroa en direct
  • 18 Jul. 2019 - 14:15-

    USA. Le cardinal DiNardo interpelle Donald Trump sur les droits des migrants. «Il est contraire aux valeurs américaines et chrétiennes de chercher à empêcher aux personnes d’émigrer ici quand elles fuient pour sauver leurs vies et pour trouver une sécurité pour leurs familles», déclare le cardinal DiNardo.

  • 18 Jul. 2019 - 11:27-

    Birao maharitra AN. Vita ny fifidianana ny mpikambana ireo mandrafitra ny Birao maharitry ny Antenimieram-pirenena. Toy izao izany : Filohan’ny Antenimierampirenena : Razanamahasoa Christine Harijaona, Ambatofinandrahana (IRD). Filoha Lefitra Antananarivo : Rasolonjatovo Honoré, Faratsiho (IRD). Filoha Lefitra Antsiranana : Rahelihanta Jocelyne, Antsiranana I (IRD). Filoha Lefitra Fianarantsoa : Razafitsiandraofa Jean Brunelle, Ikongo (IRD). Filoha Lefitra Mahajanga : Rahantanirina Lalao, Mahajanga I (IRD). Filoha Lefitra Toamasina : Michelle Bavy Angelica, Fenérive Est (IRD). Filoha Lefitra Toliara : Rabenirina Jean Jacques, Betioky Atsimo (IRD).
    Questeur 1 : Henri Jean Michel, Ambovombe (IRD). Questeur 2 : Rakotomanga Lantoarivola Sedera, Antananarivo II (IRD). Questeur 3 : Rabenirina Maminiaina Solondraibe, Ambohidratrimo (TIM).
    Mpampakateny : Angèle Solange, Amboasary Atsimo (Mahaleotena). Mpampakateny lefitra : Rafenomanantsoa Tsirimaharo Ny Aina, Antananarivo III (IRD).

  • 17 Jul. 2019 - 09:30-

    Mercato-Jeremy Morel. En fin de contrat avec l'OL, l’international malgache Jeremy Morel signe pour un an de contrat avec le Stade Rennais. « Je suis très enthousiaste et fier de rejoindre le Stade Rennais F.C. Je vais faire du mieux possible pour apporter mon expérience au club. J’avais plusieurs sollicitations mais sportivement je me voyais plus ici. J’espère avoir fait le bon choix. À moi de tout faire sur le terrain pour remercier le Président de sa confiance », a-t-il déclaré.  

  • 16 Jul. 2019 - 09:30-

    Désensablement. La piscine naturelle du Parc National Isalo est de nouveau ouverte à la baignade depuis le vendredi 12 juillet dernier. « La profondeur et la propreté de l’eau ont été testées par les agents de Madagascar National Parks afin de s’assurer que toutes les conditions requises pour la baignade durant la haute saison touristique 2019 soient au mieux », déclare Madagascar National Parks sur Facebook.

  • 15 Jul. 2019 - 14:30-

    Jeux des îles. A l’île Maurice, les sportifs venant des sept îles de l'océan Indien s'affronteront sur quatorze disciplines : athlétisme, badminton, le basketball, boxe, cyclisme, football, haltérophilie, judo, natation, tennis de table, voile, beach volley et volleyball. Pour cette édition, l’ouverture officielle se fera le 19 juillet et prendra fin le 28 juillet.

  • 15 Jul. 2019 - 13:00-

    FMF. Lova Ramisamanana ne pourra se présenter à la course pour être à la tête de la fédération malgache de football. Il l’évoque sur sa page Facebook ainsi, « j’ai le regret de vous annoncer que je ne pourrai pas me présenter à la présidence de la fédération malagasy de football, faute de n’avoir pu réunir les 3 cautions requises. Nous nous sommes battus jusqu’au bout mais nous n’avons pu faire face à certains obstacles. »

  • 15 Jul. 2019 - 08:30-

    CAN 2019. Suite à leur victoire respective contre la Tunisie et le Nigéria, le Sénégal et l’Algérie disputeront la finale de cette édition de la Coupe d’Afrique des Nations. Pour rappel, les Fennecs ont battu ces Lions de la teranga lors de la phase de poule sur le score de 1-0 avec le but de Youcef Belaili.

  • 11 Jul. 2019 - 06:30-

    Fandaminana. Handamina ny polisim-pirenena ho an’ny alakamisy alina araka ny resadresaka tamin’ny mpanao gazety nataon’ireo tompon’andraikitra ao amin’ny Polisim-pirenena. Nanome ireo toromarika manodidina ny filaminana mandritra ny fijerena baolina kitra amin’izao Can izao izy ireo. Maro ny polisy hiasa amin’io alin’ny alakamisy io raha ny nambaran’ireto tompon’andraikitra ao amin’ny polisim-pirenena ireto.

  • 09 Jul. 2019 - 13:30-

    Supporter les Barea. L’inscription est ouverte pour aller supporter les Barea en Egypte pour leur quart de finale contre la Tunisie. Les billets sont disponibles auprès de l’Air Madagascar à Analakely. Adressez-vous à la même agence pour plus d’infos.

  • 06 Jul. 2019 - 13:00-

    Pape François – Poutine. Le président russe Vladimir Poutine a rencontré le pape François au Vatican le 4 juillet pour une discussion privée de 55 minutes. Le pape François et Poutine ont discuté de questions d'actualité en Syrie, en Ukraine et au Venezuela, ainsi que de questions environnementales et de questions concernant l'Eglise catholique en Russie, selon le bureau de presse du Saint-Siège.

  • 05 Jul. 2019 - 11:00-

    CAN 2019. La CAF a rejeté les plaintes contre la RDC pour match truqué. Suite à l’insuffisance de preuve réelle, les accusations de corruption de la fédération zimbabwéenne de football vis-à-vis de leur gardien de but ont été rejeté. De ce fait, le match entre Madagascar et la RDC dans le cadre des huitièmes de finale aura bel et bien lieu dimanche prochain.

  • 05 Jul. 2019 - 08:30-

    Wi-fi gratuit. Le mercredi 10 juillet prochain, le wi-fi gratuit sera disponible à Antananarivo. Il sera possible de se connecter librement, sur quatre zones incontournables de la capitale comme au jardin Antaninarenina, à l’arrêt bus Ambohijatovo, au jardin Antanimena et au pont de Behoririka.

  • 04 Jul. 2019 - 10:30-

    Nicolas Dupuis. Selon Jeune Afrique, Nicolas Dupuis est 31ème dans le classement des entraîneurs les mieux payés en Afrique. Il perçoit 7000€ par mois, selon les chiffres publiés par le média. Le sélectionneur de l’Egypte, Javier Aguirre, est le coach le mieux rémunéré sur le continent avec un salaire mensuel de 108 000 euros.

  • 03 Jul. 2019 - 15:15-

    CAN 2019. Anicet Andrianantenaina et Carolus Andriamanitsinoro intègrent l’équipe type de la phase de poule de cette Coupe d’Afrique des Nations. Pour rappel, Anicet était l’homme du match pendant la rencontre face à la Guinée. Carolus l’était à son tour pendant le match contre le Nigéria.

  • 03 Jul. 2019 - 14:30-

    FIER-Mada. Tanterahana ny alarobia 7 hatramin’ny 11 aogositra ho avy izao ny FIER-Mada faha 21, ao amin’ny kianja Makis Andohatapenaka. Amin’izany dia hisy ny lao-bary an-dasy hiompana amin’ny « fandrosoana maharitra : tetik’asam-panjakana vatsiana vola amin’ny voajanahary sy ifampierana amin’ny tantsaha eny ifotony ».

  • 03 Jul. 2019 - 13:15-

    Energie solaire. La nouvelle technologie solaire pourrait produire de l'eau potable propre pour des millions de personnes dans le besoin. Des appareils appelés alambics solaires utilisent le soleil pour évaporer l'eau salée et condenser la vapeur en eau potable saine. Les chercheurs ont mis au point un nouveau système accélérant le processus d'évaporation, permettant ainsi à un petit alambic solaire de fournir toute l'eau potable dont une famille a besoin.

  • 03 Jul. 2019 - 08:30-

    Fampandrenesana. Tapaka ny lalana : -Lalana Dr Rajaonah- Pharmacie Ankadifotsy- EKAR Antanimena- ESCA ny saboty 6 jolay 2019. Voarara ho an’ny fifamoivoizan’ny  fiara rehetra tsy an-kanavaka ny ampahany amin’ireo lalana ireo. Izany dia noho ny fankalazana ny faha-50 taonan’ny Sekoly Les Lutins Ankadifotsy, araky ny fampandrenesana.

  • 02 Jul. 2019 - 08:00-

    Supporter les Barea. Une offre exceptionnelle est disponible pour les 8è de finale de cette CAN. Elle est à 2.200.000 ar ( Billet d avion A/R +Hebergement+Transfert hôtel-stade+ Billet d entrée stade ) 298.000 ar ( Visa de séjour ) 198.000 ( Passeport ) soit 2.688.000 AR Départ d Ivato samedi 06 juillet - retour Ivato Lundi 08 juillet Appareil A 380 . Plus d infos contacter Air MADAGASCAR

  • 01 Jul. 2019 - 10:30-

    USA-Corée du Nord. Le président Donald Trump et le président nord-coréen Kim Jong Un se sont rencontrés dimanche dans la zone démilitarisée (entre la Corée du Nord et du Sud) fortement fortifiée et ont convenu de relancer les pourparlers sur le programme nucléaire de Pyongyang. Trump, faisant pression pour obtenir un accord définissant un héritage, est devenu le premier dirigeant américain assis à entrer en Corée du Nord.

  • 01 Jul. 2019 - 08:00-

    Barea. Suite à son deuxième carton jaune lors de cette phase de poule, Marco Ilaimaharitra ne pourra pas jouer lors des huitièmes de finale. Pour rappel, il a reçu son premier avertissement contre le Syli national. Cliquez sur le lien pour lire l’article : https://www.lakroa.mg/item-1755_articles_sport_18-les-barea-saenvolent-vers-un-huitiame-de-finale-historique.html

Du même auteur

monde
politique

Dans la même rubrique

education
education
Publicité