logo
Lakroan'i Madagasikara
Tontolon'ny asa

Mifanaretsaka ny tanora mitady asa ao Antsirabe

R. Hajatiana Léonard il y a 4 années

Mitombo isan’andro ireo tanora mitady asa amin’ny orinasa afakaba ao Antsirabe. Hipoka ny anoloan’ny vavahadin’ny orinasa, ary mahavatra miaritra ny lazon’andro mihitsy ireto tanora ireto. Mba hanànana hoavy iriana hamiratra no antony. Hanovozam-pahalalana bebe kokoa.

Mifanaretsaka ny tanora mitady asa ao Antsirabe

Ny taham-pahaterahana ambony dia singa iray hamantarana fa mbola an-dalam-pandrosoana ny firenena anankiray. Isan’ny firenena manana taha ambony raha I Madagasikara. Mahatratra 37,13/1000 ny taha raha ho an’i Madagasikara (loharano : http://www.indexmundi.com/g/r.aspx?c=ma&v=25&l=fr). Ary laharana faha 18 i Madagasikara maneran-tany amin’io taha io. Tombanana any amin’ny 300 000 isan-taona ny tanora miditra amin’ny tsenan’ny asa eto Madagasikara. Mpifaninana ireo eo amin’ny fitadiavana asa fa tsy mpinamana intsony.

 

Ady vintana

Mihasarotra ny fivelomana, sady vintana ihany koa no ahitana asa amin’izao”, hoy ny filazan’ireo tanora miandry fiantsoana eo ambavahadin’ny Cottonline Antsirabe. Maro ireo orinasa afakaba ao an-toerana, ary saika amin’ny tapany atsimon’ny tanàna avokoa no misy ireo toeram-piasana ireo. Samy mampiasa olona an-jatony maro ireo orinasa ireo, saingy mbola maherin’izay lavitra ny isan’ireo tanora mitangorona mitady asa amin’izy ireny raha ny ao an-tanànan’Antsirabe. ny ankabeazan’ireo olona mpitady asa ireo, dia tanora manodidina ny valo ambiny folo taona ka hatramin’ny telo-polo taona eo ho eo. Raha ny fanehoan-kevitr’i Landy Rakotoarivelo, mpahay lalàna mikasika ny asa, dia antony isankarazany no mahatonga ny zaza malagasy hiroso amin’ny sehatry ny asa avy hatrany na dia mbola tokony hanohy fianarana aza. Toa an’ny sasany amin’ireto tanora ireto, dia manenina noho ny sitrapo nitsoaka an-daharana tany an-dakilasy. Misy kosa anefa no tena tsy fidiny, satria mihamafy ny fiainana ary tsy afaka ny hifampitazam-potsiny amin’izao fa tsy maintsy mifanampy ny ao an-tokantrano. “Mandritra ny herinandro, maraina antoandro hariva afa-tsy ny asabotsy sy alahady, na danihan’ny hainandro aza dia mikiry sy manantena ihany izahay eto”, hoy ny nambaran’ny tovolahy iray, miaraka mipetraka amin’ireo namany mitandavana amin’ny sisin’ny arabe anoloan’ny orinasa Aquarelle Ambohimena. somary mandany andro sy fotoana ary mampijaly aza ny fiandrasana ny valin’ny fangatahan’asa. Tsy mifidy asa atao na ho mpanao zaridaina na ho mpifehy ao anaty orinasa. Tsy ambakan’izany ihany koa ny fanantenan’ireo mpianatra sy mpiofana izay mbola milofo amin’ny fianarana tanteraka, mba hahita ny soa sy ny tsara kokoa.

 

Mikendry toerana tsaratsara

Tao anatin’ny roa taona monja, nanomboka ny 2013, dia lasa feno karazan-tsekoly misy lalam-piofanana maro ao Antsirabe izay mamolavola tanora ho tonga olom-banona. Vato misakana an’ireo mpianatra vao nivoaka tamin’ny fianarana norantovany anefa ny fidirana amin’ny tontolon’ny asa satria efa feno daholo ny toerana amin’ireny orinasa ireny. Na dia izany aza, “tsy ho very maina velively ny fotoana lany rehetra tany am-pianarana, ary ny olona mahay tsy mba very mandeha rahateo”, raha ny fanazavan’ny mpianatra iray tao amin’ny oniversite ASJA. Mitaraina manko ireto zatovon’Antsirabe vao misondrotra satria lahoana mihitsy vao voaray ho tena mpiasa raikitra. Zary ny asa an-tselika sisa ankehitriny no ataon’ny olona izay efa leo miandry asa atolotra eny amin’ny orinasa afak’aba fivelomana. Saingy araka ny fomba fitenintsika amin’ny andavanandro dia tsy misy ny asa ratsy, afa-tsy ny mangalatra ihany, fa miankina amin’ny fanajana azy ihany ny maha tsara sy mampisondrotra azy. Mampanontany tena ihany raha ny zava-misy iainan’ny tanora amin’izao fotoana izao raha ny voalazan’ity raim-pianakaviana ity satria, be dia be loatra ireo malagasy mikaroka asa, ary torak’izany ny olan’ny ao Antsirabe manokana. Ka ho aiza ireto tanora anarivony mivoaka amin’ny fianarana isan-taona? Mampatahotra ny mponin’Antsirabe ny fiombon’ny asa ratsy toy ny vaky trano, ny sinto-mahery sy ny fangaronam-paosy tato ho ato. Koa hetahetan’izy ireo ny hisian’ny fijeren’ny tomponandraiki-panjakana any ifotony ny vahaolana hanomezana asa ny tsy an’asa sy ireo tanora maro be mangetaheta izany !


Partager l'article:

Lakroa en direct
  • 19 Jul. 2019 - 08:45-

    JIOI 2019. Dans le cadre des Jeux des Îles, les Barea affrontent en premier les Seychelles. Le match se déroulera au stade Auguste Vollaire le 20 juillet à 14h15. Madagascar n’a pas perdu, lors des deux dernières rencontres entre les deux sélections, avec une victoire (0-1) le 11 juin 2016 et un match nul (1-1) le 29 mai 2018.

  • 18 Jul. 2019 - 14:15-

    USA. Le cardinal DiNardo interpelle Donald Trump sur les droits des migrants. «Il est contraire aux valeurs américaines et chrétiennes de chercher à empêcher aux personnes d’émigrer ici quand elles fuient pour sauver leurs vies et pour trouver une sécurité pour leurs familles», déclare le cardinal DiNardo.

  • 18 Jul. 2019 - 11:27-

    Birao maharitra AN. Vita ny fifidianana ny mpikambana ireo mandrafitra ny Birao maharitry ny Antenimieram-pirenena. Toy izao izany : Filohan’ny Antenimierampirenena : Razanamahasoa Christine Harijaona, Ambatofinandrahana (IRD). Filoha Lefitra Antananarivo : Rasolonjatovo Honoré, Faratsiho (IRD). Filoha Lefitra Antsiranana : Rahelihanta Jocelyne, Antsiranana I (IRD). Filoha Lefitra Fianarantsoa : Razafitsiandraofa Jean Brunelle, Ikongo (IRD). Filoha Lefitra Mahajanga : Rahantanirina Lalao, Mahajanga I (IRD). Filoha Lefitra Toamasina : Michelle Bavy Angelica, Fenérive Est (IRD). Filoha Lefitra Toliara : Rabenirina Jean Jacques, Betioky Atsimo (IRD).
    Questeur 1 : Henri Jean Michel, Ambovombe (IRD). Questeur 2 : Rakotomanga Lantoarivola Sedera, Antananarivo II (IRD). Questeur 3 : Rabenirina Maminiaina Solondraibe, Ambohidratrimo (TIM).
    Mpampakateny : Angèle Solange, Amboasary Atsimo (Mahaleotena). Mpampakateny lefitra : Rafenomanantsoa Tsirimaharo Ny Aina, Antananarivo III (IRD).

  • 17 Jul. 2019 - 09:30-

    Mercato-Jeremy Morel. En fin de contrat avec l'OL, l’international malgache Jeremy Morel signe pour un an de contrat avec le Stade Rennais. « Je suis très enthousiaste et fier de rejoindre le Stade Rennais F.C. Je vais faire du mieux possible pour apporter mon expérience au club. J’avais plusieurs sollicitations mais sportivement je me voyais plus ici. J’espère avoir fait le bon choix. À moi de tout faire sur le terrain pour remercier le Président de sa confiance », a-t-il déclaré.  

  • 16 Jul. 2019 - 09:30-

    Désensablement. La piscine naturelle du Parc National Isalo est de nouveau ouverte à la baignade depuis le vendredi 12 juillet dernier. « La profondeur et la propreté de l’eau ont été testées par les agents de Madagascar National Parks afin de s’assurer que toutes les conditions requises pour la baignade durant la haute saison touristique 2019 soient au mieux », déclare Madagascar National Parks sur Facebook.

  • 15 Jul. 2019 - 14:30-

    Jeux des îles. A l’île Maurice, les sportifs venant des sept îles de l'océan Indien s'affronteront sur quatorze disciplines : athlétisme, badminton, le basketball, boxe, cyclisme, football, haltérophilie, judo, natation, tennis de table, voile, beach volley et volleyball. Pour cette édition, l’ouverture officielle se fera le 19 juillet et prendra fin le 28 juillet.

  • 15 Jul. 2019 - 13:00-

    FMF. Lova Ramisamanana ne pourra se présenter à la course pour être à la tête de la fédération malgache de football. Il l’évoque sur sa page Facebook ainsi, « j’ai le regret de vous annoncer que je ne pourrai pas me présenter à la présidence de la fédération malagasy de football, faute de n’avoir pu réunir les 3 cautions requises. Nous nous sommes battus jusqu’au bout mais nous n’avons pu faire face à certains obstacles. »

  • 15 Jul. 2019 - 08:30-

    CAN 2019. Suite à leur victoire respective contre la Tunisie et le Nigéria, le Sénégal et l’Algérie disputeront la finale de cette édition de la Coupe d’Afrique des Nations. Pour rappel, les Fennecs ont battu ces Lions de la teranga lors de la phase de poule sur le score de 1-0 avec le but de Youcef Belaili.

  • 11 Jul. 2019 - 06:30-

    Fandaminana. Handamina ny polisim-pirenena ho an’ny alakamisy alina araka ny resadresaka tamin’ny mpanao gazety nataon’ireo tompon’andraikitra ao amin’ny Polisim-pirenena. Nanome ireo toromarika manodidina ny filaminana mandritra ny fijerena baolina kitra amin’izao Can izao izy ireo. Maro ny polisy hiasa amin’io alin’ny alakamisy io raha ny nambaran’ireto tompon’andraikitra ao amin’ny polisim-pirenena ireto.

  • 09 Jul. 2019 - 13:30-

    Supporter les Barea. L’inscription est ouverte pour aller supporter les Barea en Egypte pour leur quart de finale contre la Tunisie. Les billets sont disponibles auprès de l’Air Madagascar à Analakely. Adressez-vous à la même agence pour plus d’infos.

  • 06 Jul. 2019 - 13:00-

    Pape François – Poutine. Le président russe Vladimir Poutine a rencontré le pape François au Vatican le 4 juillet pour une discussion privée de 55 minutes. Le pape François et Poutine ont discuté de questions d'actualité en Syrie, en Ukraine et au Venezuela, ainsi que de questions environnementales et de questions concernant l'Eglise catholique en Russie, selon le bureau de presse du Saint-Siège.

  • 05 Jul. 2019 - 11:00-

    CAN 2019. La CAF a rejeté les plaintes contre la RDC pour match truqué. Suite à l’insuffisance de preuve réelle, les accusations de corruption de la fédération zimbabwéenne de football vis-à-vis de leur gardien de but ont été rejeté. De ce fait, le match entre Madagascar et la RDC dans le cadre des huitièmes de finale aura bel et bien lieu dimanche prochain.

  • 05 Jul. 2019 - 08:30-

    Wi-fi gratuit. Le mercredi 10 juillet prochain, le wi-fi gratuit sera disponible à Antananarivo. Il sera possible de se connecter librement, sur quatre zones incontournables de la capitale comme au jardin Antaninarenina, à l’arrêt bus Ambohijatovo, au jardin Antanimena et au pont de Behoririka.

  • 04 Jul. 2019 - 10:30-

    Nicolas Dupuis. Selon Jeune Afrique, Nicolas Dupuis est 31ème dans le classement des entraîneurs les mieux payés en Afrique. Il perçoit 7000€ par mois, selon les chiffres publiés par le média. Le sélectionneur de l’Egypte, Javier Aguirre, est le coach le mieux rémunéré sur le continent avec un salaire mensuel de 108 000 euros.

  • 03 Jul. 2019 - 15:15-

    CAN 2019. Anicet Andrianantenaina et Carolus Andriamanitsinoro intègrent l’équipe type de la phase de poule de cette Coupe d’Afrique des Nations. Pour rappel, Anicet était l’homme du match pendant la rencontre face à la Guinée. Carolus l’était à son tour pendant le match contre le Nigéria.

  • 03 Jul. 2019 - 14:30-

    FIER-Mada. Tanterahana ny alarobia 7 hatramin’ny 11 aogositra ho avy izao ny FIER-Mada faha 21, ao amin’ny kianja Makis Andohatapenaka. Amin’izany dia hisy ny lao-bary an-dasy hiompana amin’ny « fandrosoana maharitra : tetik’asam-panjakana vatsiana vola amin’ny voajanahary sy ifampierana amin’ny tantsaha eny ifotony ».

  • 03 Jul. 2019 - 13:15-

    Energie solaire. La nouvelle technologie solaire pourrait produire de l'eau potable propre pour des millions de personnes dans le besoin. Des appareils appelés alambics solaires utilisent le soleil pour évaporer l'eau salée et condenser la vapeur en eau potable saine. Les chercheurs ont mis au point un nouveau système accélérant le processus d'évaporation, permettant ainsi à un petit alambic solaire de fournir toute l'eau potable dont une famille a besoin.

  • 03 Jul. 2019 - 08:30-

    Fampandrenesana. Tapaka ny lalana : -Lalana Dr Rajaonah- Pharmacie Ankadifotsy- EKAR Antanimena- ESCA ny saboty 6 jolay 2019. Voarara ho an’ny fifamoivoizan’ny  fiara rehetra tsy an-kanavaka ny ampahany amin’ireo lalana ireo. Izany dia noho ny fankalazana ny faha-50 taonan’ny Sekoly Les Lutins Ankadifotsy, araky ny fampandrenesana.

  • 02 Jul. 2019 - 08:00-

    Supporter les Barea. Une offre exceptionnelle est disponible pour les 8è de finale de cette CAN. Elle est à 2.200.000 ar ( Billet d avion A/R +Hebergement+Transfert hôtel-stade+ Billet d entrée stade ) 298.000 ar ( Visa de séjour ) 198.000 ( Passeport ) soit 2.688.000 AR Départ d Ivato samedi 06 juillet - retour Ivato Lundi 08 juillet Appareil A 380 . Plus d infos contacter Air MADAGASCAR

  • 01 Jul. 2019 - 10:30-

    USA-Corée du Nord. Le président Donald Trump et le président nord-coréen Kim Jong Un se sont rencontrés dimanche dans la zone démilitarisée (entre la Corée du Nord et du Sud) fortement fortifiée et ont convenu de relancer les pourparlers sur le programme nucléaire de Pyongyang. Trump, faisant pression pour obtenir un accord définissant un héritage, est devenu le premier dirigeant américain assis à entrer en Corée du Nord.

Du même auteur

monde
politique

Dans la même rubrique

societe
societe
Publicité