logo
Lakroan'i Madagasikara
Akaiky ririnina ao Antsirabe

Rehefa tsy fotaka dia vovoka no ao Antsirabe

R. Hajatiana Léonard il y a 3 années

Vakinankaratra, tompon’ny ririnina. Mitorajofo ny vovoka sady mamirifiry ny hatsiaka ao Antsirabe amin’izao vanin’andro izao. Mahazo vahana indray ny gripa sy ny kohaka, ka ilaina fatratra ny mitandrim-pahasalamana manoloana ny fiovan’ny vanin-taona. Antom-pisian’ny Ranomafana Antsirabe.

Rehefa tsy fotaka dia vovoka no ao Antsirabe

Faritra malaza amin’ny hatsiaka i Vakinankaratra. Vitsy monja raha ny ao Antsirabe ny fotoana ahitana izany masoandro migaina izany. Ny orana sy ny fanala no fiainana mahazatra ny mponina. Tafiditra tanteraka ankehitriny ny vanim-potoanan’ny ririnina. Miovaova manaraka izay ihany koa ny maripàna amin’ny maraina sy antoandro. Misy fiantraikany amin’ny fiainana andavanandron’ny mponina ao an-toerana io fiampitàna amin’ny vanin-taona tahaka izao io. Hifandrombahana manko ny akanjo mafana, ny kiraro sy ny fonon-tanana ary ny fonon-tenda ao an-tsena Sabotsy rehefa mangatsiaka ny andro, na dia midangana aok’izany aza ny vidin’izany. Ohatra, ny blouson lehibe dia tombanan’ireo mpivaro-damba efatra alina ariary. Ilaina tokoa ny miakanjo mafana amin’izao, indrindra ho an’ny zaza madinika, ary koa ireo mpianatra hanala fanadinana, izay tena mila izany. Ny vovoka rahateo mitorajofo raha vao mitsoka kely ny rivotra ka mahatonga aretina maro isankarazany, toy ny gripa mahery sy ny kohaka. Tokony hitandrim-pahasalamana hatrany ny tsirairay, ka na ny sakafo aza dia fadiana ny manao an-tsirambina ho an’ny mpivarotra manokana. Mba ho ara-pahasalamana tokoa ny sakafo amidy, raha ny fanazavana nantitranterin’i Rakotonarivo Jean Michel, mpitsabo ao amin’ny tobim-pahasalamana Andranomadio, dia atao anaty fitaratra na vitrine mba tsy ho azon’ny vovoka sy ny loto. Hafatra atsipy ho an’ireo mpanao hotely manamorona ireny arabe ireny hoy izy, satria mbola maro amin’ireo olona ireo no manao kitoatoa. Araka izany, na ny mpanao kibo an-tsena aza tokony ho mailo mandrakariva fa tsy ho finaritrin’ny voky eo fotsiny. Aleo misoroka toy izay mpitsabo, hoy ny fomba fiteny mahazatra, fa tsy antony bitika kely no handehanana hidirana hopitaly ka handaniana vola aman-karena.

Ranomafana Antsirabe

Ny vanim-potoana mangatsiaka dia mitamberina ao antsaina ny fisian’ny Ranomafana. Ity Ranomafana ity no toerana isan’ny mahasarika sy manintona ireo mpizahatany ho ao Antsirabe. Tsy fandroana irery ihany anefa hoy ny tomponandraikitra no atao ao, fa sady misy fitsaboana sy otra amin’ny rano mafana voajanahary ihany koa. Betsaka ny vahiny na avy any ivelany na avy eto amin’ny Nosy no tonga milona ao. Diman-jato sy arivo ariary ny sarany hidirana ao. Raha toa ka hiotra kosa dia valo alina no aloa ary fitsaboana atao mandritra ny roam-polo andro izany. Misy dobo natao ho an’ny ankizy ao an-toerana ary misy ihany koa ny an’ny lehibe. Hipoka olona mandro ny Ranomafana rehefa maraina. Voajanahary ity rano mafana an’Antsirabe ity, kalikera ny fanambaniny ary voalazan’ireto olona mpilona matetika ao fa manala havizanana sy aretin-kozatra ny filomanosana amin’io rano io. Tsy dia mamay fa matimaty ihany ity rano ity ka tsy hatahorana hanimba ny hoditra. Ary mba hisorohana ny fahalotoan’ny dobo hoy ny mpiambina mpanaramaso ao, dia efa nasiana efitra maromaro fidiovana sy fivalanan-drano mialoha. Miantoka ny fahasalamana daholo izany rehetra izany, ary manana tombony manokana Antsirabe amin’izao ririnina izao noho ireo toerana voajanahary misy rano mafana. Raha amin’ny mpizahan-tany manko dia antsoina hoe centre thermal ity renivohitr’i Vakinankaratra ity, ary izay no nametrahana ny anarana hoe tanànan’ny rano azy. Na dia mitorajofo aza ny vovoka, dia aoka hahalala madio lalandava; tsy midika hoe mamirifiry ny andro dia tsy handray rano.

Partager l'article:

Lakroa en direct
  • 17 Nov. 2017 - 08:33-

    Préparation conférence interministérielle de l’Omc. Le Ministère du Commerce avec l’appui de l’Union Européenne, organise les 16 et 17 novembre 2017, un atelier qui s’inscrit dans la continuité de la 6ème réunion du Comité APEI-UE/AFOA du début d’octobre. Il se définit aussi comme une réunion préparatoire à la 11ème Conférence interministérielle de l’OMC du 11 au 14 décembre 2017 à Buenos Aires. Le Ministère du commerce a toujours prôné l’approche inclusive dans le cadre des négociations et de la mise en œuvre des accords commerciaux internationaux auxquels Madagasikara a adhéré.

  • 17 Nov. 2017 - 06:57-

    Avant-projet sur les élections. Trois Avant-projets de Loi ont fait l’objet de débats, en profondeur lors du Conseil du Gouvernement du mercredi 15 Novembre 2017. A savoir : Avant-projet de Loi organique relative au régime général des élections et des referendums ; Avant-projet de Loi organique relative à l’élection du Président de la République ; et Avant-projet de Loi organique relative à l’élection des Députés de l’Assemblée Nationale. Ces trois Avant-projets de Loi organique seront soumis au prochain Conseil des Ministres pour débats et adoption.

  • 13 Nov. 2017 - 08:46-

    Publications du 7 nov. Culture :http://www.lakroa.mg/item-1218_articles_culture_18-message-et-marche-vers-une-journae-mondiale.html

  • 13 Nov. 2017 - 08:45-

    La triplette femme en argent. La triplette malagasy engagée dans le championnat du monde féminin de pétanque, en Chine, est arrivée en finale. Elle a été battue par la triplette de la France sur le score de 13 à 6. Elle a écarté l’équipe italienne  en demi-finale (13-4) et éliminé celle de Thaïlande en 1/4 sur le score étriqué de de 13-12 et la Chine en 1/8 (13-7). La triplette est passée par le repêchage et a battu l’équipe du Canada (13-6).

  • 07 Nov. 2017 - 12:38-

    Publications du 7 nov. Culture : http://www.lakroa.mg/item-1215_articles_culture_18-7-novambra-andron-ny-mpanoratra-afrikanina.html Social: http://www.lakroa.mg/item-1213_articles_societe_18-formation-des-agents-ecd-a-toliara.html

  • 02 Nov. 2017 - 08:28-

    Chamboulement à la tête du Sénat. En fin de matinée du mardi 31 octobre, Honoré Rakotomanana se démet de ses fonctions de président du Sénat. Immédiatement après l’annonce, une élection a été organisée pour élire son successeur. Rivo Rakotovao, nouveau sénateur, président du parti Hvm est le candidat unique. Il a été élu avec 52 voix sur les 55 électeurs (63 inscrits) et 2 votes blanc et 1 nul. Le sénateur Velontsara Paul Bert a été le seul sénateur a dénoncé cette élection fait à la va-vite. Une élection qui n’a pas été inscrite à l’ordre du jour.

  • 02 Nov. 2017 - 08:28-

    2 novembre : Journée internationale de la fin de l’impunité pour les crimes commis contre des journalistes. http://www.journee-mondiale.com/412/journee-internationale-de-la-fin-de-l-impunite-pour-les-crimes-commis-contre-des-journalistes.htm

  • 02 Nov. 2017 - 08:19-

    Publication récente. Politique : Adoubement de la manipulation des urnes http://www.lakroa.mg/item-1208_articles_politique_18-adoubement-de-la-manipulation-des-urnes.html

  • 31 Oct. 2017 - 09:58-

    Nécrologie. Deux personnalités publiques et connues ont disparu dans la journée du 30 octobre 2017. Dans la matinée de ce 30 octobre, Paul Rabary a fait savaoir sur son compte facebook la mort de sa mère dame Mathilde Rabary, femme politique, médecin, parlementaire, militante des droits de l’homme en créant l’association Sos victimes au non-droit. Et dans l’après-midi, on apprend le décès de Ralitera Etienne, âgé de 79 ans, grand chancelier de la République. Etienne Ralitera a occupé le poste de Grand Chancelier du temps du président Marc Ravalomanana. Paîx à leur âme.

  • 30 Oct. 2017 - 08:43-

    Carte professionnelle des  journalistes. Le ministère de la Communication et des Relations avec les Institutions vient de nommer les nouveaux membres de la Commission de délivrance de la carte d'identité professionnelle de journaliste. Lova Rabary Rakotondravony, Hery Rakotomalala, et Laza Marovola Rabenjamina sont nommés au titre des représentants des journalistes. Rocco Rasoanaivo, Nicolas Rabemananjara, et Salomon Ravelontsalama sont par ailleurs nommés au titre des représentants des patrons de presse, tandis que Volamiranty Donna Mara est désignée pour représenter le ministère au sein de la Commission.

  • 27 Oct. 2017 - 07:31-

    Bilan de la peste ce 26 octobre avec deux décès.  Avec deux nouveaux décès enregistrés ce 26 octobre le total des personnes décédées depuis le 1er août s’élève à 126. Les deux nouveaux cas de décès ont été enregistrés dans la Région Analamanga et dans la région Atsimo Andrefana. On constate selon la remontée des informations provenant du Ministère de la Santé publique que le nombre de nouveaux cas diminue cas (12 nouveaux cas pour la journée du 26 contre 28 pour celle du 25 octobre).

  • 18 Oct. 2017 - 12:09-

    Blueline business. Blueline lance ce 18 octobre son offre dénommée Blueline business. Cette offre est destinée spécialement aux entreprises avec 3 pôles de compétence : offre de connectivité, intégration et infogérance et services hébergés.

  • 18 Oct. 2017 - 11:54-

    Récente publication. Santé : Message de la Commmission Episcopale de la Santé http://www.lakroa.mg/item-1197_articles_sport_18-la-commission-encourage-la-poursuite-de-la-lutte.html

  • 17 Oct. 2017 - 13:38-

    Senatera vaovao, minisitra vaovao. Araky ny fanambarana nataon’i Sekretera Jeneralin’ny Fiadidiana ny Repoblika teny Iavoloha ny antoandron’ny 17 okitobra dia : voatendry ho loholon’i Madagasikara nisolo toerana an’i Ahmad i Rivo Rakotovao. Randriarimanana Harison Edmond kosa no voatendry ho minisitra eo anivon’ny Fiadidiana ny Repoblika misahana ny fambolena sy fiompiana misolo ny toeran’i Rivo Rakotovao. Soritana fa efa nisahana io ministera io i Randriarimanana Harison Edmond. Izao fanapahana izao dia efa noraisina ny 12 okitobra fa izao vao nambara ampahibemaso.

  • 17 Oct. 2017 - 12:48-

    Bilan de la peste au 16 octobre. La situation de l’épidémie de la peste affecte actuellement 38 Districts, qui se trouvent dans 17 Régions de Madagascar. 805 cas de peste ont été notifiés, dont 595 de formes pulmonaires et 210 de formes buboniques. Le bilan fait état de 74 décès.  Parmi ces cas notifiés : 62 sont confirmés selon les résultats de l’Institut Pasteur de Madagascar (IPM) ; 367 sont probables selon le test de diagnostic rapide (TDR) ; 377 sont des cas suspects. Source : Minsanp

  • 17 Oct. 2017 - 07:12-

    Deuxième session ordinaire. Selon l’article 75 de la Constitution l'Assemblée Nationale se réunit de plein droit en deux sessions ordinaires par an. La durée de chaque session est fixée à soixante jours. La première session commence le premier mardi de mai et la seconde, consacrée principalement à l'adoption de la loi de finances, le troisième mardi d'octobre. De même pour le Sénat comme le dispose l’article 84. Cette deuxième session commence ce 17 octobre à 14 heures pour les députés et 16 heures pour les sénateurs.

  • 17 Oct. 2017 - 06:37-

    Araka ny fanarahana akaiky ataon'ny #cellule_riposte_peste ireo ZAP nahitana ny trangana pesta ka nanakatonana ireo sekoly dia misy izy ireo no efa tsy misy ahiahiana intsony. Miverina mianatra noho izay ny mpianatra eny anivon'ireto ZAP ireto manomboka ny Alarobia 18 Oktobra ho avy izao:

    DREN ANALAMANGA:
    CISCO MANJAKANDRIANA

    • ZAP RANOVAO
    • ZAP AMBOHITROLOMAHITSY

    DREN ITASY:
    CISCO ARIVONIMAMO

    • ZAP ARIVONIMAMO I
    • ZAP ARIVONIMAMO II
    • ZAP ALAKAMISY KELY
    • ZAP AMPAHIMANGA
    • ZAP AMBATOMIRAHAVY

     CISCO MIARINARIVO
    • ZAP MIARINARIVO I
    • ZAP MANAZARA

     CISCO SOAVINANDRIANA
    • ZAP MAHAVELONA

    DREN HAUTE MATSIATRA:
    CISCO LALANGINA

    • ZAP ALAKAMISY AMBOHIMAHA 

    CISCO AMBOHIMAHASOA
    •ZAP AMPITANA
    •ZAP ISAKA
    •ZAP AMBOHINAMBOARINA

    DREN AMORON'I MANIA:
    CISCO FANDRIANA
    • ZAP IMITO

    DREN VAKINANKARATRA:
    CISCO ANTSIRABE I manontolo

     

    Cellule riposte/MEN

  • 16 Oct. 2017 - 07:29-

    Situation générale de la peste le 13 octobre. La situation épidémiologique du 1er août au 13 octobre 2017 est détaillée comme suit : 610 est le nombre total de cas rapporté (cumul pour tout Madagasikara pour toute cette période et pour tout type de peste confondue).

    63 : Nombre de personnes décédées (cumul pour tout Madagasikara pour toute cette période et pour tout type de peste confondue).  Taux de létalité nationale : 10,3% (c’est le rapport du nombre de décès avec le nombre total des cas notifies). Source : Minsan.

  • 15 Oct. 2017 - 18:13-

    Atlantis Business School renforce sa présence auprès des écoles à Antananarivo. Le samedi 14 octobre Rasolofonjatovo Ny Aina, un des responsables du bureau de Atlantis Business School ou ABS offre à Antananarivo a rencontré les représentants de quelques écoles d’expression française pour présenter les avantanges et les possibilités de poursuivre les études au sein de l’ABS. ABS offre aux étudiants la possibilité d'étudier à Maurice pour obtenir un diplôme internationalement reconnu décerné par UUM (University Utara Malaysia)  prestigieuse université malaisienne. ABS est aussi accréditée auprès de he Association to Advance Collegiate School of Business des États-Unis.

  • 14 Oct. 2017 - 13:13-

    Fahatongavan’ny nofo mangatsiakan’ny Filoham-pirenena teo aloha Zafy Albert. Ny nofo mangatsiakan'ny Filoha Albert Zafy dia ho tonga eny Ivato ny 14 oktobra amin'ny 4 ora sy 10mn. Aorian'ny fanomezamboninahitra ho tontosanan’ny fanjakana, dia ho entina eny antranony eny Ivandry villa franchise ny vata mangatsiaka. Toy izao ny lalana hizorana: Ivato- Talatamaty-rond point Ankazomanga - route des hydrocarbures - Ivandry.

Du même auteur

monde
politique

Dans la même rubrique

societe
societe
Publicité