logo
Lakroan'i Madagasikara
Annick Beauté 25 taona

Misy ireo manam-pahefana ambony manao tissage ato aminay

Rameliarisoa Angeline il y a 4 années

Manomana ny fankalazany ny faha-25 taonany ny Annick Beauté. Resadresaka amin’ny mpanorina izany toerana izany.

Misy ireo manam-pahefana ambony manao tissage ato aminay

Efa 25 taona niasana ny Annick Beauté. Mandray ny sokajin'olona rehetra. Tanora, zokiolona, vehivavy, lehilahy.

 

 

www.lakroa.mg  Mankalaza ny faha-25 taonany ny Annick Beauté. Manao ahoana ny fanomanana ?

 

Annick. Hair Fashion Show io, hetsika miavaka io no homanina hanamarihana ny faha-25 taona. Takariva miavaka no hanasana an’ireo tapaka sy namana sy mpanjifa. Tontosaina ny 4 jolay izany ary ao amin’ny Hall de la Gare ao soarano no hanaovana azy. Ny haute coiffure no nosafidianay haseho ary hanehoana ny fahaiza-manao miaraka amin’ny fikojokajana ny bika aman’endrika. Hetsika hisy filatroana, hisy mpanakanto izay efa zatra niaraka taminay. Haharitra ora roa sy sasany ny fandaharam-potoana.

 

www.lakroa.mg Midika ve izany fa tsy manao afa-tsy haute coiffure ny annick Beauté ?

Annick. Tsia. Ny Haute coiffure no nofinidinay aseho amin’ny takariva fankalazana ny faha-25 taona io.

Raha andavanandro izahay dia manao ny asa rehetra izay tadiavin’ny mpanjifa. Omena fahafaham-po avokoa ny tsirairay. Na ankizy, na lehibe. Na tanora na zokiolona. Na vavy na lahy. Na lava volo na fohy. Raisinay avokoa.

Mampatsiahy ny resaka nataon’ny client iray izany fanontaniana izany. Nambarany fa rehefa hamonjy mariazy izy na lanonana lehibe dia ho avy hanao volo. Misy tokoa izany ny mihevitra fa rehefa fotoan-dehibe ihany vao mankaty aminay. Angamba noho ny hakanton’ny asa !

 

www.lakroa.mg  Afaka mandray lehilahy koa hoy ianao teo.

Annick. Tsy mifidy. Misy ireo client efa nahazo taona tonga eto dia ny manafina ny loha sola no tadiaviny na koa tsy te handoko volo. Misy ny vahaolana amin’izany toy ny manao tissage. Tena volo. Azo saina. Maharitra. Misy olom-panjakana ambony amin’izy ireny.

Fa manao coupe tendance koa izahay ho an’ny tanora.

 

www.lakroa.mg  Misy tolotra manokana na coupe spéciale ho an’ny fête des pères na ny 26 juin ve ?

Annick. Ny promotion no misy.

 

www.lakroa.mg  25 taona, inona no azo hamintinana ny lalana nolalovana ?

Annick. Izaho irery no tany am-piandohana. Izao efatra amby roapolo ny mpiasa raikitra.

Toerana iray no niandohana tao ambohijatovo. Izao efa misy 5 ny toerana ahitana ny Annick Beauté dia eto Antsakaviro, ao Ankadifotsy, eny Tsimbazaza ary eny amin’ny 67 Ha misy toerana roa.

 

www.lakroa.mg  Ary any ivelan’Antananarivo ?

Annick. Efa nisy tany Toamasina. Saingy nakatona izany noho ny krizy nolalovan’ny firenena.

 

www.lakroa.mg Inona no mampiavaka anareo ?

Annick. Ny kalitaon’ny asa. Hany ka maro ny artiste no misafidy hiaraka hiasa aminay rehefa hanao clip ry zareo, na koa televiziona ireo.

Ny faharoa dia miezaka hitondra zava-baovao hatrany izahay. Ohatra ny tissage sy ny extension dia izahay no nitondra izany voalohany.

Manao ny fahitanao ireo trano fanaovam-bolo marobe ?

Tsy mametraka olana aminay ireny. Ny hafatra ampitaiko kosa dia aoka ho ny asa ambony kalitao hatrany no kendrena.

Noho ny fahitako fa mitombo ny isanay mpanao volo no nahatonga ahy hanangana ny fikambanana AOCS Association des Opérateurs en Coiffure et Stylisme. Ny tanjona dia ny hiarovana ny sehatr’asa, hifanohana hanatsarana ny asa, ny fanamorana ny fanafarana ny fitaovana…

 

www.lakroa.mg  Ny ampitso sy ny teny famaranana.

Annick. Maro ny faniriana. Isan’ny tanjona kendrena dia ny hanana fiaraha-miasa amin’ny mpandraharaha any ivelany. Antony iray nisafidianana ny haute coiffure rahateo izany amin’ilay hetsika ho tontosaina ny 4 jolay io.

Ny faniriana iray hafa dia ny mba handraisan’ny mpanao volo malagasy anjara amin’ny fifaninana fanaovana volo maneran-tany.

Eo ny faniriana ny fampiakarana ny lentan’ny mpanao volo. Mety hisy ny fanokafana sekoly raha ilaina izany.

Partager l'article:

Lakroa en direct
  • 13 Nov. 2019 - 13:10-

    Voyage pontifical. Le Saint Père confirme qu’il se rendrait prochainement au Soudan du Sud. « J’adresse une pensée spéciale au cher peuple sud-soudanais que je devrais aller visiter l’an prochain. Je souhaite renouveler mon invitation à tous les acteurs du processus politique national à chercher ce qui unit et à dépasser ce qui divise », a déclaré le Pape François.

  • 13 Nov. 2019 - 11:00-

    Protection des enfants dans le monde numérique. Un congrès au Vatican sur le thème : “Promouvoir la dignité numérique de l’enfant – Du concept à l’enfant”, les 14 et 15 novembre prochains se tiendra à la Casina Pio IV, au Vatican. L'évènement est organisé par l’Académie pontificale des Sciences sociales, la “Child Dignity Alliance” et l’“Interfaith Alliance for Safer Communities”.

  • 12 Nov. 2019 - 12:20-

    Assassinat en Syrie. Le lundi 11 novembre, le Père Joseph Hanna Ibrahim, de l'Église arménienne catholique, et son père Hovsep Bédoyan, ont été tués dans l'Est de la Syrie. Un double meurtre revendiqué par l'organisation de l'État islamique.

  • 12 Nov. 2019 - 07:10-

    Dahalo 5 voasambotra. Nitrangàna fifandonana mahery vaika teo amin'ny zandary mpampandry tany ao anatin'ny hetsika fiarovana sy fandaminana ny fifidianana kaominaly sy ireo dahalo mitam-piadiana tao an-tanànan'i Soatàna fkt Sahamandresy Cr Talata Vohimena Dist Manandriana ny 11 novambra 2019. Azo sambo-belona ny dahalo dimy tamin'izany ary azo ny basy mahery vaika roa (FAC sy AKM) samy misy bala iray avy sisa. Misy omby miisa 4 sarona teo ivelany ihany koa avy nangalariny.

  • 08 Nov. 2019 - 10:45-

    Qualification CAN 2021. Romain Métanire est arrivé à Madagascar pour la préparation des matchs entrant dans le cadre de la qualification pour la Coupe d'Afrique des Nations 2021. Pour rappel, Madagascar affrontera pour la première journée l'Ethiopie. Un match qui se déroulera au stade de Mahamasina le samedi 16 novembre prochain à 16h00.

  • 07 Nov. 2019 - 12:25-

    Tompon-dakan'ny Afrika 3x3. Andalana hiazo ny renivohitry Ouganda ny delegasionina Malagasy amintsika manoratra izao hiatrika ny fiadina ny Tompon-dakan'ny Afrika 3x3.

    Mpitarika ny delegasionina: Rina Randrianarisoa

    Mpanazatra: Deda Randrianarivelo

    Mpilalao: Arnold Solondrainy - Elly Randriamampionona - Fabrice Mandimbison - John Ravelomanantsoa

    Hisy ihany koa ny "clinique" ho an'ny mpitsara 3x3. Manana solontena 2 Madagasikara hanatrika an'izany fampiofanana izany:

    Tojo Andriamanantsoa

    Yann Davidson

  • 07 Nov. 2019 - 11:00-

    Audience générale. Lors de l'audience générale de ce mercredi 6 novembre 2019, le Pape François a poursuivi sa série d'enseignements sur les Actes des Apôtres. «Cette ville, qui vivait à l’ombre des gloires antiques malgré la décadence politique, cultivait encore le primat de la culture», a expliqué le Pape en revenant sur le processus de christianisation de la culture grecque antique, un thème cher à son prédécesseur Benoît XVI. Dans le récit des Actes des Apôtres, Paul, confronté au paganisme grec, ne prend pas la fuite mais, au contraire, il cherche à «créer un pont pour dialoguer avec cette culture».

  • 05 Nov. 2019 - 07:08-

    Fampielezan-kevitra. Misokatra nanomboka ny 5 novambra 2019 izao ny fotoan’ny fampielezan-kevitra ho an’ny fifidianana ho ben’ny tanana andaniny ary ankilany ho an’ireo mpanolotsaina. Haharitra 21 andro izany. Tapitra ny 25 novambra amin’ny misasakalina ny fotoan’ny fampielezan-kevitra. Efa maro ireo kandida nametaka ny afisiny eny amin’ny vatan-drindrina rehetra eny. Mbola vitsy ireo nametraka izany eny amin’ny toerana natokan’ny Ceni hametrahana izany. Efa maro ireo olona misalotra ny akanjo (tee-shirt) miravaka ny sarin’ny kandida ho ben’ny tanana. Misy ireo kandida no manokatra ny fotoan’ny fampielezan-kevitra amin’ny alalan’ny fotoam-pivavahana. 

  • 04 Nov. 2019 - 14:17-

    Le ministre de l’intérieur évacué d’urgence à la Réunion. Tianarivelo Razafimahefa, ministre de l’intérieur et de la décentralisation, a fait une chute accidentelle ce dimanche 3 novembre 2019, dans l’après-mid, à Ambatolampy (Vakinankaratra). Dans un communiqué remis à la presse, on apprend que Tianarivelo Razafimahefa est « blessé et un examen plus profond permettra un meilleur diagnostic sur la gravité de son état ». « Toutefois, les premières consultations permettent de conclure que le pronostic vital n’est pas engagé ». Le régime a dépêché un hélicoptère pour le récupérer à Ambatolampy ; aussitôt arrivé à Antananarivo, il est évacué d’urgence à La Réunion.

  • 04 Nov. 2019 - 13:58-

    5 buts à 2… C’est sur ce score que le club Fosa Junior quitte la compétition Coupe de la Confédération de la CAF 2019. Après avoir gagné le match aller à Antananarivo sur le score de 2-0 et créé un grand espoir pour le match retour, le club fosa Junior s’est incliné sur le score sans appel de 5-0 avec un doublé de Alain Traoré (7 et 27e minute) et un doublé de Aziz à la 36 et 43e minute de la première mi-temps. Le match était plié au coup de sifflet annonçant la mi-temps. La deuxième période n’était qu’une simple formalité avec un but marqué par Laachir à la 69e minute.

  • 04 Nov. 2019 - 07:28-

    Dadah Rabel, lui aussi, s’en est allé. Le Groupe Mahaleo frappé d’un nouveau deuil. Quelques jours après l’enterrement de Fafah, voici que Dadah Rabel a tiré sa révérence. Le décès du Dr Andrianabela Rakotobe, plus connu sous son nom d’artiste Dadah, a été annoncé sur les réseaux sociaux ce dimanche 3 novembre. Une annonce difficile à croire dans la mesure où on vient d’enterrer Fafah. Une blague de mauvais goût pour tout le monde au lendemain de la journée de commémoration des défunts. Hélas, c’est une nouvelle réelle. Ainsi, Dadah rejoint Fafah, Raoul et son frère Nono. La rédaction de www.lakroa.mg s’associe à la douleur de la famille du défunt et de ses fans et du groupe Mahaleo. Paix à son âme.

  • 02 Nov. 2019 - 10:00-

    Angélus de la Toussaint. «La solennité de la Toussaint nous rappelle que nous sommes tous appelés à la sainteté, a d’emblée expliqué François. Les saints de tous les temps, que nous célébrons tous ensemble aujourd'hui, ne sont pas simplement des symboles, des êtres humains distants et inaccessibles. Au contraire, ce sont des gens qui ont vécu les pieds sur terre ; ils ont fait l'expérience du labeur quotidien de l'existence avec ses succès et ses échecs, trouvant dans le Seigneur la force de ressusciter encore et encore et de continuer sur le chemin.»

  • 31 Oct. 2019 - 07:18-

    Ambasadaoro any Chine. Tapaka nandritra ny Filankevitry ny Minisitra natao teny amin’ny Lapam-panjakana ny 30 oktobra 2019 ary araka ny tolo-kevitry ny Minisitry ny raharaham-bahiny dia voatendry ho Masoivohon’i Madagasikara miasa sy monina any amin’ny « République Populaire de Chine i Atoa Robinson JEAN LOUIS.

  • 31 Oct. 2019 - 07:11-

    Andramena. Tapaka nandritra ny Filankevitry ny Minisitra natao teny amin’ny Lapam-panjakana ny 30 oktobra 2019 Araky ny volavolan-kevitra naroson’ny Praiminisitra : Nolaniana ny didim-panjakana manafoana ny Komity iraisan’ny ministera misahana ny fanadiovana ny sehatry ny andramena araka ny didim-panjakana nametraka izany ny taona 2014. Noho ny fivoaran’ny toe-draharaha sy ny fitantanana ara-drafitra dia nafindra eny anivon’ny ministera ny fitantanana ny fanarahana ity sehatra iray ity ka ny sekretera jeneraly lefitra eo anivon’ny fiadidiana ny governemanta no hitantana ny filankevitra manaramaso ny famindrana sy ny fanafoanana ilay vaomiera iraisan’ny ministera izay ahitana solontena 2 avy ao amin’ny fiadidiana ny governemanta, 2 avy amin’ny ministeran’ny fitantanambola ary solontena 1 avy amin’ny ministeran’ny tontolo iainana.

  • 31 Oct. 2019 - 07:08-

    Fanesorana minisitra. Araky ny didim-panjakana noraisin’ny Filoham-pirenena avy amin’ny tolo-kevitry ny Praiminisitra dia nesorina tsy ho eo amin’ny toeran’ny Minisitra misahana ny angovo, ny rano ary ny akoranafo intsony Atoa Vonjy Andriamanga ka ny minisitry ny paositra sy ny fifandraisan-davitra ary ny fampiroboroboana ny haitao ara-kajy mirindra Atoa Christian Ramarolahy no misolo vonjy maika ny toerany (Filankevitry ny Minisitra teny amin’ny Lapam-panjakana ny 30 oktobra 2019).

  • 30 Oct. 2019 - 09:15-

    Qualification CAN 2021. Nicolas Dupuis a dévoilé la liste des joueurs convoqués pour les matchs de qualification de la Coupe d'Afrique des Nations 2021.

    Attaquants : Faneva Ima, Carolus, Njiva, Voavy Paulin, Gladyson

    Milieux : Ibrahim Amada, Ilaimaharitra, Dax, Jean Yves, Abel Anicet, Caloin, Bolida, Rayan, Baggio

    Défenses : Bapasy, Thomas Fontaine, Métanire, Morel, Théodin, Mario Bakary, Mombris

    Gardiens : Melvin, Nina, Joma

  • 29 Oct. 2019 - 13:00-

    Basketball. Lalao iraisam-pirenena telo no harahina manomboka ny alarobia 30 oktobra hatramin'ny 3 novambra.

    -ROAD TO BAL 

    -CCCOI Basketball Feminine 

    -2éme EDITION CHALLENGE ZONE 7 BASKET 3X3

    Ao amin'ny Lapan'ny Kolontsaina sy ny Fanatanjahantena no hanaovana ny lalao rehetra.

  • 29 Oct. 2019 - 09:35-

    Programme du pape jusqu’en janvier 2020. Le 28 octobre 2019, le Saint-Siège a publié le calendrier officiel des célébrations du pape François, de novembre 2019 à janvier 2020. Cliquez sur le lien pour les détails http://bit.ly/2oq31jn

  • 29 Oct. 2019 - 08:00-

    Taom-pianarana 2019-2020. Araka ny fandaminana nataon’ny ministera mpiahy dia manomboka ny alatsinainy 28 oktobra 2019 ny taom-pianarana 2019-2020 ary mifarana ny 30 jona 2020. Ireo no daty ofisialy na matetika aza dia ambara fa daty manokana ho an’ny fampianarana miankina amin’ny fanjakana ireo daty ireo. Matetika ihany koa dia ampidirin’ireo mpitantana sekoly tsy miankina mialoha oharina amin’ny daty navoakan’ny minisitera ny fidirana amin’ireny sekoly tsy miankina ireny. Ny fidiran’ny mpampianatra sy ny mpiasa birao dia efa talohan’ny 28 oktobra no natao.

  • 28 Oct. 2019 - 10:40-

    Programme des entraînements CCCOI. Pour le CCCOI du 29 octobre au 3 novembre prochain, voici le programme des entraînements du lundi 28 octobre 2019 au Palais des Sports Mahamasina.

    14h00: MB2ALL Madagascar

    15h00: BEAU VALLON HEAT Seychelles

    16h15: SBBC Madagascar

    17h30: GNBC Madagascar

    18h45: FUZ'ELLIPSE BASKET Mayotte

    20h00: COBRA SPORT CLUB Soudan

    21h00: KENYA PORTS AUTORITY Kenya

Du même auteur

monde
politique

Dans la même rubrique

sport
sport
Publicité