logo
Lakroan'i Madagasikara
Orinasa miatrika fetim-pirenena

Manohana ara-kevitra sy mizara traikefa mandavan-taona izahay

Nanangona Razafindramanitra il y a 4 années

Amin’izao ankatoky ny fetim-pirenena izao dia nisafidy handray mpitantana orinasa iray ny www.lakroa.mg. Landry Rakotondrainibe (LR), tale ara-barotra ao amin’ny orinasa La Gastronomie Pizza no mitondra ny fanazavana momba ny fifandraisan’ny orinasa sy ny fanehoam-pitiavana tanindrazana.

Manohana ara-kevitra sy mizara traikefa mandavan-taona izahay

www.lakroa.mg-  Mankalaza ny Fetim-pirenena ny Vahoaka Malagasy. Mandray anjara amin’izany ve ny orinasa La Gastronomie Pizza ?

LR- Eny Tompoko, tahaka ny orinasa malagasy rehetra dia miaraka mankalaza amin’ny vahoaka Malagasy tsivakivolo ny Fetim-pirenena ny orinasa La Gastronomie Pizza. Azo lazaina hoe mampifety ny olona aza izy amin’ny alalan’ny fanolorana vokatra sy servisy mifanaraka amin’izany Fety lehibe izany.

 

www.lakroa.mg- Tahaka ny ahoana ny endrik’izany fandraisana anjara izany ?

LR-Manararaotra ny fisian’ny Fety iray ny La Gastronomie Pizza ka mamorona vokatra mifanandrify amin’izany ho an’ireo mpanjifany. Amin’izao fankalazana ny faha 55 taona nahazoana ny Fahaleovantena izao dia manolotra ny Pizza Asaramanitra GM sy PM izahay ho an’ireo mpanjifanay

 

www.lakroa.mg- Ahoana no ahitana fa izany pizza izany dia natokana ho pizza fetim-pirenena ?

LR-Asehonay amin’ny endrika manakaiky ny lokon’ny sainam-pirenena izay manamarika ny fiandrianam-pirenena malagasy izany pizza izany. Marihina fa akora avy eto an-toerana daholo no nanaovana azy

 

www.lakroa.mg- Raha mihaino ny dokam-barotra dia tapitra ny 26 juin ny famarotana io pizza io ? Izay tokoa ve ? Nahoana kanefa andro tsy hiasana ny 27 sy 28 mbola mety ho liana

ny mpanjifa hafa, indrindra ireo tsy afaka nandalo ny 26 juin ?

LR- Nanomboka ny Alatsinainy 22 Jiona ka hifarana ny Alahady 28 Jiona io tolotra io izay hita eny amin’ireo toeram-pivarotana miisa 24 misy manerana ny Nosy

 

www.lakroa.mg- Misy fanomezana ve ao anatin’ilay pizza ? toy ny pin’s sainam-pirenena na endrika hafa ?

LR- Azo lazaina fa fihenam-bidy no natolotray ho an’ny mpanjifa satria bebe kokoa ny vidin’ny akora sy ny fandaniana nefa tsy nakarina ny vidiny ho fanomezana fahafaham-po ny mpanjifa. 10 000 Ar ho an’ny Pizza Asaramanitra PM ary 14 000 Ar kosa ho an’ny Pizza Asaramanitra GM

 

www.lakroa.mg- Manerana an’i Madagasikara ve io tolotra io sa eto Antananarivo ihany ?

LR- Ny tolotra rehetra izay omen’ny La Gastronomie Pizza dia kendrenay mandrakariva mba ho an’ny mpanjifanay rehetra eran’ny Madagasikara iray manontolo.

 

www.lakroa.mg- Ary ahoana ny fanehoana ny fetim-pirenena ato anatin’ny orinasa ? Misy fanolorana zavatra ho an’ny mpiasa (gisa…) ? Mpiasa rehetra ve sa ho an’ny manana zanaka ihany (fanomezana arendrina) ?

LR- Mandray anjara amin’ny lafiny sosialy matetika ny orinasa La Gastronomie Pizza : fanolorana mari-pankasitrahana ho an’ireo mpiasa mendrika, fizarana fitaovam-pianarana ho an’ny zanaky ny mpiasa, fizarana "panier de Noel et Nouvel An" ho an’ny mpiasa sy ny zanaky ny mpiasa, fandefasana hiala sasatra any ivelany ireo mpiasa mendrika izany. Tsy voatery amin’ny Fetim-pirenena tahaka izao fotsiny fa amin’ny fotoan-dehibe rehetra izay tokony hanaovana izany

 

www.lakroa.mg- Ny Gastronomie Pizza ve manohana ny tanora malagasy ? Raha eny dia toa inona no endrika raisin’izany ? Manampy amin’ny fananganana orinasa ve ?

LR- Manohana ara-kevitra sy mizara traikefa mandavan-taona izahay. Mandray ireo fitsidihana orinasa ataon’ny tanora mpianatra maro na aty amin’ny ambaratonga ambany na ny eny amin’ny anjerimanontolo ny La Gastronomie Pizza. Mijanona eo amin’ izay fanohanana ara-kevitra izay anefa izy fa tsy miditra amin’ny fanohanana ara -bola na ara -pitaovana akory eo amin’ny fanganana orinasa izay andraikitry ny toerana na orinasa mpampindram-bola.

Misy sary afaka ahitana io voalaza eo ambony io ao amin’ny pejy ofisialy facebook La Gastronomie Pizza.

 

www.lakroa.mg- Mankasitraka amin’ny fandraisana tompoko.

LR- Ianareo no isaorana ary dia mirary Asaramanitra ho feno fifaliana ary hanehoana fitiavan-tanindrazana tokoa izahay ato amin’ny orinasa.


Partager l'article:

Lakroa en direct
  • 17 Jul. 2019 - 09:30-

    Mercato-Jeremy Morel. En fin de contrat avec l'OL, l’international malgache Jeremy Morel signe pour un an de contrat avec le Stade Rennais. « Je suis très enthousiaste et fier de rejoindre le Stade Rennais F.C. Je vais faire du mieux possible pour apporter mon expérience au club. J’avais plusieurs sollicitations mais sportivement je me voyais plus ici. J’espère avoir fait le bon choix. À moi de tout faire sur le terrain pour remercier le Président de sa confiance », a-t-il déclaré.  

  • 16 Jul. 2019 - 09:30-

    Désensablement. La piscine naturelle du Parc National Isalo est de nouveau ouverte à la baignade depuis le vendredi 12 juillet dernier. « La profondeur et la propreté de l’eau ont été testées par les agents de Madagascar National Parks afin de s’assurer que toutes les conditions requises pour la baignade durant la haute saison touristique 2019 soient au mieux », déclare Madagascar National Parks sur Facebook.

  • 15 Jul. 2019 - 14:30-

    Jeux des îles. A l’île Maurice, les sportifs venant des sept îles de l'océan Indien s'affronteront sur quatorze disciplines : athlétisme, badminton, le basketball, boxe, cyclisme, football, haltérophilie, judo, natation, tennis de table, voile, beach volley et volleyball. Pour cette édition, l’ouverture officielle se fera le 19 juillet et prendra fin le 28 juillet.

  • 15 Jul. 2019 - 13:00-

    FMF. Lova Ramisamanana ne pourra se présenter à la course pour être à la tête de la fédération malgache de football. Il l’évoque sur sa page Facebook ainsi, « j’ai le regret de vous annoncer que je ne pourrai pas me présenter à la présidence de la fédération malagasy de football, faute de n’avoir pu réunir les 3 cautions requises. Nous nous sommes battus jusqu’au bout mais nous n’avons pu faire face à certains obstacles. »

  • 15 Jul. 2019 - 08:30-

    CAN 2019. Suite à leur victoire respective contre la Tunisie et le Nigéria, le Sénégal et l’Algérie disputeront la finale de cette édition de la Coupe d’Afrique des Nations. Pour rappel, les Fennecs ont battu ces Lions de la teranga lors de la phase de poule sur le score de 1-0 avec le but de Youcef Belaili.

  • 11 Jul. 2019 - 06:30-

    Fandaminana. Handamina ny polisim-pirenena ho an’ny alakamisy alina araka ny resadresaka tamin’ny mpanao gazety nataon’ireo tompon’andraikitra ao amin’ny Polisim-pirenena. Nanome ireo toromarika manodidina ny filaminana mandritra ny fijerena baolina kitra amin’izao Can izao izy ireo. Maro ny polisy hiasa amin’io alin’ny alakamisy io raha ny nambaran’ireto tompon’andraikitra ao amin’ny polisim-pirenena ireto.

  • 09 Jul. 2019 - 13:30-

    Supporter les Barea. L’inscription est ouverte pour aller supporter les Barea en Egypte pour leur quart de finale contre la Tunisie. Les billets sont disponibles auprès de l’Air Madagascar à Analakely. Adressez-vous à la même agence pour plus d’infos.

  • 06 Jul. 2019 - 13:00-

    Pape François – Poutine. Le président russe Vladimir Poutine a rencontré le pape François au Vatican le 4 juillet pour une discussion privée de 55 minutes. Le pape François et Poutine ont discuté de questions d'actualité en Syrie, en Ukraine et au Venezuela, ainsi que de questions environnementales et de questions concernant l'Eglise catholique en Russie, selon le bureau de presse du Saint-Siège.

  • 05 Jul. 2019 - 11:00-

    CAN 2019. La CAF a rejeté les plaintes contre la RDC pour match truqué. Suite à l’insuffisance de preuve réelle, les accusations de corruption de la fédération zimbabwéenne de football vis-à-vis de leur gardien de but ont été rejeté. De ce fait, le match entre Madagascar et la RDC dans le cadre des huitièmes de finale aura bel et bien lieu dimanche prochain.

  • 05 Jul. 2019 - 08:30-

    Wi-fi gratuit. Le mercredi 10 juillet prochain, le wi-fi gratuit sera disponible à Antananarivo. Il sera possible de se connecter librement, sur quatre zones incontournables de la capitale comme au jardin Antaninarenina, à l’arrêt bus Ambohijatovo, au jardin Antanimena et au pont de Behoririka.

  • 04 Jul. 2019 - 10:30-

    Nicolas Dupuis. Selon Jeune Afrique, Nicolas Dupuis est 31ème dans le classement des entraîneurs les mieux payés en Afrique. Il perçoit 7000€ par mois, selon les chiffres publiés par le média. Le sélectionneur de l’Egypte, Javier Aguirre, est le coach le mieux rémunéré sur le continent avec un salaire mensuel de 108 000 euros.

  • 03 Jul. 2019 - 15:15-

    CAN 2019. Anicet Andrianantenaina et Carolus Andriamanitsinoro intègrent l’équipe type de la phase de poule de cette Coupe d’Afrique des Nations. Pour rappel, Anicet était l’homme du match pendant la rencontre face à la Guinée. Carolus l’était à son tour pendant le match contre le Nigéria.

  • 03 Jul. 2019 - 14:30-

    FIER-Mada. Tanterahana ny alarobia 7 hatramin’ny 11 aogositra ho avy izao ny FIER-Mada faha 21, ao amin’ny kianja Makis Andohatapenaka. Amin’izany dia hisy ny lao-bary an-dasy hiompana amin’ny « fandrosoana maharitra : tetik’asam-panjakana vatsiana vola amin’ny voajanahary sy ifampierana amin’ny tantsaha eny ifotony ».

  • 03 Jul. 2019 - 13:15-

    Energie solaire. La nouvelle technologie solaire pourrait produire de l'eau potable propre pour des millions de personnes dans le besoin. Des appareils appelés alambics solaires utilisent le soleil pour évaporer l'eau salée et condenser la vapeur en eau potable saine. Les chercheurs ont mis au point un nouveau système accélérant le processus d'évaporation, permettant ainsi à un petit alambic solaire de fournir toute l'eau potable dont une famille a besoin.

  • 03 Jul. 2019 - 08:30-

    Fampandrenesana. Tapaka ny lalana : -Lalana Dr Rajaonah- Pharmacie Ankadifotsy- EKAR Antanimena- ESCA ny saboty 6 jolay 2019. Voarara ho an’ny fifamoivoizan’ny  fiara rehetra tsy an-kanavaka ny ampahany amin’ireo lalana ireo. Izany dia noho ny fankalazana ny faha-50 taonan’ny Sekoly Les Lutins Ankadifotsy, araky ny fampandrenesana.

  • 02 Jul. 2019 - 08:00-

    Supporter les Barea. Une offre exceptionnelle est disponible pour les 8è de finale de cette CAN. Elle est à 2.200.000 ar ( Billet d avion A/R +Hebergement+Transfert hôtel-stade+ Billet d entrée stade ) 298.000 ar ( Visa de séjour ) 198.000 ( Passeport ) soit 2.688.000 AR Départ d Ivato samedi 06 juillet - retour Ivato Lundi 08 juillet Appareil A 380 . Plus d infos contacter Air MADAGASCAR

  • 01 Jul. 2019 - 10:30-

    USA-Corée du Nord. Le président Donald Trump et le président nord-coréen Kim Jong Un se sont rencontrés dimanche dans la zone démilitarisée (entre la Corée du Nord et du Sud) fortement fortifiée et ont convenu de relancer les pourparlers sur le programme nucléaire de Pyongyang. Trump, faisant pression pour obtenir un accord définissant un héritage, est devenu le premier dirigeant américain assis à entrer en Corée du Nord.

  • 01 Jul. 2019 - 08:00-

    Barea. Suite à son deuxième carton jaune lors de cette phase de poule, Marco Ilaimaharitra ne pourra pas jouer lors des huitièmes de finale. Pour rappel, il a reçu son premier avertissement contre le Syli national. Cliquez sur le lien pour lire l’article : https://www.lakroa.mg/item-1755_articles_sport_18-les-barea-saenvolent-vers-un-huitiame-de-finale-historique.html

  • 29 Jun. 2019 - 08:15-

    Famatsiana rano. Miteraka olana hatrany ny famatsiana rano na eto Antananarivo ary. Araky ny seraseran‘ny kaominina Antananarivo renivohitra, "57% ny mponina eto Antananarivo dia zara raha afaka misitraka rano fisotro madio , misy ny tetikasa AEP (Adduction d’Eau Potable Antananarivo) entina hanatsarana izany, ka kasaina ho mponina miisa 2.400 000, manome ny 86% ny mponina eto an-drenivohitra no kasaina hisitraka izany ny taona 2022."

  • 29 Jun. 2019 - 06:30-

    CAN 2019. Le Mali a expulsé l'attaquant Adama Niane de son équipe pour indiscipline. "Adama Niane a été exclu du groupe Eagles pour non-respect", a déclaré le responsable des médias de l'équipe, Ibrahim Zie Coulibaly. Selon certaines informations, il aurait giflé un coéquipier lors d'une altercation au cours d'une file d'attente. La décision a été prise à la veille du match du groupe E de vendredi contre la Tunisie à Suez.

Du même auteur

monde
politique

Dans la même rubrique

economie
economie
Publicité