Goavana ny fandaniana ho an’ireo mbola manaraka sy manatanteraka azy an-tsakany sy an-davany. Tsotsorina kosa ny famadihana ho an’ny sasany mba hifanaraka amin’ny fiainana sy ny zava-misy eo am-pelantanana.
Manan-karena kolontsaina sy fomban-drazana ny Malagasy, izay isan’ny sehatra lehibe iray mety mahasarika vahiny izany ho an’i Madagasikara. Fomba amam-panao be dia be no nolovaina tamin’ireo razambe, ary mbola betsaka voatazona ny ankamaroan’ireo amin’izao fotoana izao. Ho an’ny eto afovoan-tany manokana, an-kavitsiana no tsy manao famadihan-drazana na ny “vary be menaka”. Ireto volana telo mifanesy ireto no fanatanterahana io famadihana io, manomboka izao jolay izao ka mandrapahataperan’ny sepitambra. Fomban-drazana fanao isaky ny dimy taona raha haingana ary isaky ny sivy taona ny ela indrindra. Araka ny fomba fiteny andavanandro dia faritana hoe tsy hita izay maharatsy azy ity fomba ity satria korana amam-pifaliana no hihaonan’ny mpiandry fandrotrarana sy ireo taranaka na zanaka am-pielezana, hoy ny nambaran’ny raiamandreny iray izay efa eo am-panomana ny azy ireo ny faha-12 sy 13 jolay izao any Ambohibary. Ankoatra izay, dia fiaraha-misakafo vary be menaka sy famonosan-damba ireo razana no zava-dehibe amin’ity famadihan-drazana ity. Amintsika Malagasy, misy dikany ary hajaina fatratra ny razana, izany no antony tsy hanakambanana na hampidirana ny faty lena am-pasan-dehibe. “Mpanelanelana” ny olombelona amin’ny zanahary ny toeran’ny razana raha ny finoan’ny Malagasy fa tsy zavatra tompoina kosa. Misy ny mieritreritra fa manompo sampy ny mpanao famadihan-drazana kanefa tsisy valaka amin’ny fomba amam-panao rehetra eto Madagasikara izy ity. Somary misimisy ihany anefa ny fandaniana raha ny amin’ity fomba iray ity, ka farafahakeliny omby iray no vonoina ary ny vary dia arakaraka ny isan’ny olona sy ny fianakaviana nasaina ; tafiditra ao koa ny sodina sy ny zava-maneno alaina. Raha famadihan-drazana dia misy izany any aminy any amin’ny faritra hafa, toy ny “fitampoha” ho an’i Menabe ary ny “bilo” any Atsimo Andrefana.
Hampifanarahana amin’ny toetrandro ny fomba
Lasa manjavozavo ankehitriny ny fampiharana ny fomba
amam-panao navelan’ireo razana, izay soatoavina malagasy sady fahendrena
rahateo. “Voabaikon’ny fahasarotam-piainana
daholo na ny fady aza”, raha ny teny natsipin-dRavelonandrasana Richard
mpanao asa-tanana. Miankina amin’ny vola eo am-pelantanana ny fanatontosana ny
lanonana ka raha kely ny miditra, dia tokony hifandanja amin’izay ihany koa ny
mivoaka. Antony maro no mampisintaka ny olona amin’ny fomban-drazana toy itony na
mahatonga azy ireo hiala tanteraka aza. Eo ny hamafin’ny fiainana izay
mampikaikaika ny vahoaka malagasy amin’izao, fa ny tena loza dia betsaka
amintsika no mampifangaro ny kolontsaina sy ny fomba amam-panao ary ny
fomban-drazana amin’ny fivavahana. Azo lazaina anefa fa zavatra roa tsy
hampifandraisina velively ny fivavahana sy ny famadihana io noho ny iray
finoana iraisan’izao tontolo izao, dia ny fanarahan-dia an’i Jesoa Kristy
amin’ny ankapobeny ; ny iray fomba sy fahendrena voatokana ho an’ny
Malagasy. Saingy tsotra kosa ny mampifameno azy ireo ary azo atao tsara izany. Sarotra
ny hanome tsiny an’iza na iza, na ny mamadika na ny tsia. Ny maha izy azy ny
firenena iray ihany koa dia ny fananany fomba mampiavaka azy manokana ary
hiavahany amina firenen-kafa. Mahazo tombony araka izany ny Malagasy noho ireo
fomban-drazana maro loko. Harena manokana ireo, tsy ilaina zavatra mankadiry ny
mikolokolo sy mitrandraka azy toy ny fireharehana fa manan-karena amin’ny
zavatra hafa, kanefa tsy hananana fitaovana akory. Afaka havadika ho
fitadiavana, fa tsy fivarotana fomban-drazana mihitsy kosa.
Partager l'article:
Bonne année 2021. Toute l'équipe, rédaction et technique, de www.lakroa.mg se joint ici pour vous souhaiter, à vous lecteurs et sources, une bonne et heureuse année 2021. Que cette nouvelle année 2021 vous apporte, le bonheur, la joie et la prospérité et l’amour du prochain et du Pays. Notre unique résolution pour l’année 2021 est de réussir à vous apporter la nouvelle vraie avec des analyses lucides hors des sentiers battus. Et soyons solidaires pour notre Patrie et nos concitoyens. https://www.facebook.com/100002397970826/videos/3535584526531445/
Que la magie de Noêl impacte sur votre vie
et voici des Suggestions de cadeaux de Noël:
Pour l’ennemi, le pardon.
Pour l’adversaire, la tolérance.
Pour l’ami, votre cœur.
Pour un client, du service.
Pour tous, la charité.
Pour chaque enfant, le bon exemple.
Pour vous, le respect et
Pour le Monde entier : l’Amour du Christ par la croix
Et notre cadeau notre fidélité envers vous sur www.lakroa.mg
Lahatsoratra mety hahaliana anao... Resaka tany
l'économie bleue de l'AMDP a été engloutie par la vague orange. Et voilà que le dossier resurgit sous une autre forme avec d'autres acteurs mais toujours économie bleue (orangée).
https://www.lakroa.mg/item-2465_articles_economie_18-petite-pache-en-paril-madagascar-signe-des-accords-de-pache-destructeurs-avec-des-investisseurs-chinois.html
Arrêt n°10-HCC/AR du 16 octobre 2020 relative à une demande de non-conformité à la Constitution du décret n° 2020-1110 du 9 septembre 2020 portant convocation du collège électoral pour les élections sénatoriales du vendredi 11 décembre 2020 et l’annulation dudit décret, formulée par le KMF/CNOE Fanabeazana Olompirenena. La demande de non-conformité à la Constitution du décret n° 2020-1110 du 9 septembre 2020 portant convocation du collège électoral pour les élections sénatoriales du vendredi 11 décembre 2020 et l’annulation dudit décret, formulée par le KMF/CNOE Fanabeazana Olompirenena, est déclarée recevable. Article 3.-La demande du KMF-CNOE Fanabeazana Olompirenana est rejetée comme mal fondée en vertu des considérants 16 à 27.
Décision n°17-HCC/D3 du 16 octobre 2020 portant sur des requêtes aux fins d’inconstitutionnalité du décret n°2020-1110 portant convocation du collège électoral pour les élections sénatoriales du 11 décembre 2020. Selon l’article 1, les requêtes sont déclarées recevables mais rejetées comme non fondées sur la base des considérants 17 à 25, 27 et 28 (article 3).
Lu pour vous: Une usine clés en main normande expédiée à Madagascar contre la faim. https://www.lakroa.mg/item-2413_articles_monde_18-une-usine-clas-en-main-normande-expadiae-a-madagascar-contre-la-faim.html
62 taona ny Repoblika Malagasy. Hetsika maro no fantatra fa ho karakaraina hanamarihana ny faha 62 taona ny nanambarana ny fitsanganan’ny Repoblika Malagasy voalohany. Iray amin’ireny ny karakarain’ny Hetsika Fampiraisana ny Kristianina. Ny 14 oktobra dia hisy ny fotoam-pivavahana hatao ao amin’ny FJKM Atsimon’i Mahamasina ny maraina amin’ny 9 ora sy sasany ary fikaonan-doha atao ao amin’ny Le pave Antaninarenina kosa ny tapany hariva. Asaina ny rehetra ka ny lohahevitra amin’izany ny hoe « maro tohanan’ny maro »
Lu pour vous. Le Conseil des Ministres du 7 octobre a pris la décision que l’Etat va effectuer des travaux de relevés sismiques marins pour déterminer la ZEE. Et on apprend sur Africa Intelligence que. Il faut rappeller aussi que durant la présidence de Rajaonarimampianina un programme a été lancé en 2017. Quel sous-marin derrière tout cela ? Lu pour vous ne fait que transmettre l’article de Africa Intelligence. https://www.lakroa.mg/item-2404_articles_monde_18-culmen-international-intronisa-conseiller-stratagique-de-la-marine-malgache.html
Marine malgache a un conseiller stratégique. Culmen International pressenti est intronisé conseiller stratégique de la marine malgache
Comme l'avait anticipé Africa Intelligence (09/09/20), Culmen International a remporté le 28 septembre le marché de mise à disposition d'un conseiller stratégique pour la marine malgache. Ce contrat est financé par le Département d'Etat américain à hauteur d'un million de dollars. Culmen s'est imposé face à un autre contractor de défense américain, Sincerus Global Solutions, qui a absorbé en juillet la branche internationale du géant Science Applications International Corp (SAIC).
Le mois d’octobre est consacré au Saint Rosaire. La prière du rosaire se décline en 4 «groupes» de mystères : joyeux, lumineux, douloureux, glorieux. Chacun de ces «groupes» (ou méditations) se décline en 5 mystères. La prière du rosaire, au complet, comprend donc 20 mystères au total. Prier le chapelet, c’est par conséquent, quotidiennement, prier 5 mystères par jour.
#COVID19
Atontanisa momba ny Covid-19 ny 29 septambra 2020. Sitrana 192 vaovao.
Lavo 229 (+ 0).
Marary mafy 16 (– 1).
FITILIANA : Tests PCR (297), Tests GeneXpert (53)
Marary 29 vaovao : 1 Cas importé, 2 Analamanga, Sainte Marie, 4 Ambatondrazaka, 2
Amparafaravola, 3 Matsiatra Ambony, 1 Atsimo Andrefana, 1 Menabe, 4 Antsohihy, 1
Bealanana, 5 Sava, 4 Diana
Mikasika ny toeram-pivavahana: Toy izao indray ireo fepetra arahina mandritra ny 15 andro nanomboka ny 19 septambra teo:
- Misokatra ireo fiangonana sy mosquée rehetra manerana ny Nosy saingy tsy maintsy manaja ireo fepetra rehetra ara-pahasalamana sy ara-pidiovana
- Hajaina hatrany ny elanelana 1 metatra
- Manao aro vava orona ny rehetra
- Raisina ny mari- pana eo am-pidirana
- Mampiasa gel désinfection
- Fandrarahana fanafody mamono otrik'aretina
- Tsy azo atao ny fifandraisan-tanana mandritra ny fotoam-pivavahana.
Jereo ny fepetra manontolo :
#COVID19 :
Antontan'isa ny 10 Septambra 2020
#Sitrana: 52
#Tranga_vaovao:104
• 53
Analamanga, • 17 Antsirabe I, • 2 Antsirabe II, • 1 Mandoto, • 4 Ambositra, • 1
Antsohihy, • 6 Sambava, • 16 Antsiranana I, • 2 Antsiranana II, • 2 Ambilobe
FITILIANA : Tests PCR (676), Tests
GeneXpert (66)
#Tranga_misy_fahasarotana: nijanona ho 48 (-3)
#Aina_nafoy: 02
#COVID19 : Antontan'isa ny 9 Septambra 2020
#Sitrana: 24
#Tranga_vaovao: 85
Analamanga :22, Alaotra Mangoro :16 (10 :Ambatondrazaka,04 :Amparafaravola),
Matsiatra ambony :01, V7V :05 (Manakara), Boeny : 01, Sofia : 05(Mandritsara), Melaky
: 01(Maintirano), Anosy :01 (Amboasary atsimo), Menabe : 14(Morondava), SAVA :
04(Sambava), Diana : 15(14 :Antsiranana I, 01 Antsiranana II)
#Tranga_misy_fahasarotana: nijanona ho 53
#Aina_nafoy: 00
#COVID19 08
SEPTAMBRA 2020
#Sitrana :
35 vaovao :
#Lavo 206 (+
4)
#Marary_mafy 53
(+ 2)
#Fitilana
Tests PCR (210) Tests GeneXpert (87)
#Marary vaovao 83
• 44 Analamanga, • 10 Ambatondrazaka, • 4 Amparafaravola, • 3 Matsiatra
Ambony, • 3 Boeny, • 7 Sofia, • 9 Antsiranana I, • 1 Antsiranana II, • 2
Sambava
Fiaraha-monina mifamelona sy mifanohana. Izay no foto-kevitra notohanan’ny AFK izay Ivotoerana fikarohana sy fanofanana ho vahaolam-pampandrosoana hanavotana ny firenena. Nandritra ny famelabelaran-kevitra natao teny Alarobia ny sabotsy 5 septambra lasa teo no nanehoany izany. Mila hapetraka eto amin’ny Firenena ny fihavanana matotra sy marina. Ity rafi-pampandrosoana ity dia tsy mila famatsiam-bola avy any ivelany araka ny nambaran’Atoa Andriamparany Ricky filohan’ny Ivontoerana. Ny AFK na ny Antso Fiarahamonina Kristianina (AFK) dia ivotoerana fikarohana sy fanofanana.
#COVID19 Antontan’isa ny 7 septambra 2020
#COVID19 Antontan’isa ny 7 septambra 2020
#Sitrana: 45
#Tranga_vaovao:
33
• 17 Analamanga, • 6 Tsiroanomandidy, • 1 Matsiatra Ambony, • 3 Antsiranana I, •
2 Sambava, • 2 Atsimo Andrefana, • 2 Mahajanga I
#Namoy_ny_ainy:
02
#Fitiliana
Tests PCR (439) Tests GeneXpert (33)
Hafatry ny Biraon’ny Fivondronamben’ny Eveka eto Madagasikara noho ny tsingerintaona voalohan’ny fitsidihana apostolika nataon’ny Papa Fransoa teto Madagasikara,
vakianao ao amin’ny rohy https://www.lakroa.mg/item-2367_articles_dossier_18-hafatry-ny-eveka-aminaizao-tsiahy-ny-fitisidihana-pastoraly-nataonany-papa-fransoa.html
Fepetra vaovao manomboka ny 6 septambra.
5) Mahakasika ny fiangonana
Afaka misokatra avokoa ny fiangonana sy ny mosquée manerana ny Nosy saingy
tsy maintsy hajaina ny elanelana 1m ary manao aro vava-orona daholo ny rehetra
fa indrindra mila hajaina ny fepetra ara-pahasalamana sy ara-pidiovana
Ny faritra Analamanga, Vakinankaratra, Alaotra Mangoro, Boeny, Sava ary
Diana dia tsy azo mihoatra ny 100 ny mpiangona