logo
Lakroan'i Madagasikara
Karma Moramanga

Fanamasinana pretra sy diakra fikambanana Karma

Rojo Randrianarimalala il y a 2 années

Ao anatin’ny diabe am-bavaka fahasivy ny fikambanan’ny Karma amin’izao. Toy ny fanaon’izy ireo dia faranana amin’ny fanamasinana pretra hatrany izany.

Fanamasinana pretra sy diakra fikambanana Karma

Hotanterahina ny alahady 19 Jolay izao indray ny fanamasinana pretra ho an’ireo fikambanan’ny Karma. Diakra efatra hohamasinina pretra ary frera iray ho diakra. Noezahina hatrany ny fotoana hanatanterahina izany mba hifanandrify amin’ny fanaovana diabe am-bavaka tontosaina isan-taona. Izany hoe fandehanana an-tongotra miala eto Antananarivo mihazo ny lalam-pirenena faharoa hatrany Moramanga. Ny alatsinainy 13 jolay tamin’ny enina ora sy sasany maraina ireo mpanao diabe no niainga tao amin’ny foiben’ny Karma tao Ampasanimalo. Mpizaika sivy sy telonjato no nandray anjara tamin’izany. Mivavaka, manao raozery ary mandinika lohahevitra iray isan’andro no ataon’izy ireo eny an-dalana. Misy fijanonana efatra mazava tsara hatrany Moramanga amin’ny fiatoana : Carion, Manjakandriana, Anjiro ary miezaka ho tonga ao Moramanga ny alakamisy 16 jolay antoandro. Ny hananan’ny tsirairay faharetana sy fihafiana, ny fivahinianana masina ary ny fanajana an’i Masina Maria no tanjona amin’izany. Ny alahady kosa dia misy ny lamesa lehibe hamaranana ny fotoana sy hanamasinana ireo pretra karma vaovao.

 

Ireo dingana lalovana maha pretra Karma

Toy ireo fikambanan’ny pretra rehetra dia maro ireo dingana arahina ho an’ireo maniry ho pretra Karma. Fepetra takian’izy ireo voalohany ny fananana diplaoma bakalorea. Misy ihany ny mbola tsy manana izany fa afaka efa mijery sahady sy mandinika ny lalana hodiavina na ireo « aspirant », any Arivonimamo no misy azy ireo. Dingana voalohany ny fanaovana andran’asa eny anivon’ireo fikambanana karma. Mandritra izany dia mijery, mandinika ary mianatra ny fomba fiainan’ireo eo anivon’ny fikambanana izy ireo ao anatin’ny herintaona. Rehefa izay dia miditra ho « pré-postulant », amin’izay dia efa manomboka mazava ny lalana ary miditra lalina kokoa amin’ny firaha-miasa amin’ireo efa pretra. Avy eo dia « postulant », tsy dia mifanalavitra amin’ny dingana teo aloha fa efa somary mafy kokoa ny eo amin’ny fanabeazana, any Moramanga no misy an’ireo. Vita izay dia miakatra ho « noviciat » izany hoe andram-piainana amin’ny maha pretra mihitsy. Miezaka miaina sy mahafantatra ny rafitra eo amin’ny fikambanana, ireo olomasina ary ny fiainan-drelijiozy. Rehefa tanteraka izany ka mahafeno ny fepetra rehetra dia afaka manao ny voady voalohany. Avy eo dia mianatra filozofia telo taona ary manao « régence » alohan’ny hidirana hianatra teolojia telo taona koa. Amin’ny taona faharoan’ny teolojia no hamasinina ho diakra ary rehefa mamarana azy no hamasinina ho pretra. Ao anatin’ireo fotoana rehetra ireo anefa dia tsindriana hatrany ny fandalinana ny finoana. Antitranterina izany mandritra ny fiofanana rehetra. Lava ny fianarana ny maha pretra satria ny pretra dia hitondra olona, ho tompon’andraikitra eo anivon’ny firaha-monina, ho vavolombelona ary hanatanteraka ny asan’Andriamanitra mandrakizay. Fotoana ihany koa handinihina tena sy handinihin’ny fikambanana ireo hikasa ho pretra.

 

Fanomezam-pahasoavan’ny Karma

Ny vavaka latsa-paka no mampiavaka ireo ao amin’ny fikambanan’ny karma. Izany hoe tena mivavaka foana no handanian’izy ireo ny androtokom-piainany. Avy eo ny fahaizana miara-miasa aman’olona satria tsy maintsy miara-miasa amin’ny fikambanana ny pretra rehetra. Ary farany ny mampivavaka olona. Mitantana ny ara-panahin’ny olona tsirairay, mizara ny sakramentan’ny fampihavanana ary mampanao laretirety.

 


- Frera hohamasinina diakra :

  1. Andriamandresenarison Jean Roc Polycarpe, Diosezin’Antananarivo.


- Diakra hohamasinina pretra :

  1. Ratovoson Honoré, Diosezin’i Miarinarivo

  2. Andriamionintsoa Jacky Jean Claudet, diosezin’Antsirabe (ampovoany eo amin’ny sary)

  3. Rasolonjatovo Henri, diosezin’Antananarivo (eo amin’ny ankavia amin’ny sary)

  4. Rakotonirina Solofoniaina Chrysante, Diosezin’i Mahajanga (ankavanana eo amin’ny sary).

Partager l'article:

Lakroa en direct
  • 17 Nov. 2017 - 08:33-

    Préparation conférence interministérielle de l’Omc. Le Ministère du Commerce avec l’appui de l’Union Européenne, organise les 16 et 17 novembre 2017, un atelier qui s’inscrit dans la continuité de la 6ème réunion du Comité APEI-UE/AFOA du début d’octobre. Il se définit aussi comme une réunion préparatoire à la 11ème Conférence interministérielle de l’OMC du 11 au 14 décembre 2017 à Buenos Aires. Le Ministère du commerce a toujours prôné l’approche inclusive dans le cadre des négociations et de la mise en œuvre des accords commerciaux internationaux auxquels Madagasikara a adhéré.

  • 17 Nov. 2017 - 06:57-

    Avant-projet sur les élections. Trois Avant-projets de Loi ont fait l’objet de débats, en profondeur lors du Conseil du Gouvernement du mercredi 15 Novembre 2017. A savoir : Avant-projet de Loi organique relative au régime général des élections et des referendums ; Avant-projet de Loi organique relative à l’élection du Président de la République ; et Avant-projet de Loi organique relative à l’élection des Députés de l’Assemblée Nationale. Ces trois Avant-projets de Loi organique seront soumis au prochain Conseil des Ministres pour débats et adoption.

  • 13 Nov. 2017 - 08:46-

    Publications du 7 nov. Culture :http://www.lakroa.mg/item-1218_articles_culture_18-message-et-marche-vers-une-journae-mondiale.html

  • 13 Nov. 2017 - 08:45-

    La triplette femme en argent. La triplette malagasy engagée dans le championnat du monde féminin de pétanque, en Chine, est arrivée en finale. Elle a été battue par la triplette de la France sur le score de 13 à 6. Elle a écarté l’équipe italienne  en demi-finale (13-4) et éliminé celle de Thaïlande en 1/4 sur le score étriqué de de 13-12 et la Chine en 1/8 (13-7). La triplette est passée par le repêchage et a battu l’équipe du Canada (13-6).

  • 07 Nov. 2017 - 12:38-

    Publications du 7 nov. Culture : http://www.lakroa.mg/item-1215_articles_culture_18-7-novambra-andron-ny-mpanoratra-afrikanina.html Social: http://www.lakroa.mg/item-1213_articles_societe_18-formation-des-agents-ecd-a-toliara.html

  • 02 Nov. 2017 - 08:28-

    Chamboulement à la tête du Sénat. En fin de matinée du mardi 31 octobre, Honoré Rakotomanana se démet de ses fonctions de président du Sénat. Immédiatement après l’annonce, une élection a été organisée pour élire son successeur. Rivo Rakotovao, nouveau sénateur, président du parti Hvm est le candidat unique. Il a été élu avec 52 voix sur les 55 électeurs (63 inscrits) et 2 votes blanc et 1 nul. Le sénateur Velontsara Paul Bert a été le seul sénateur a dénoncé cette élection fait à la va-vite. Une élection qui n’a pas été inscrite à l’ordre du jour.

  • 02 Nov. 2017 - 08:28-

    2 novembre : Journée internationale de la fin de l’impunité pour les crimes commis contre des journalistes. http://www.journee-mondiale.com/412/journee-internationale-de-la-fin-de-l-impunite-pour-les-crimes-commis-contre-des-journalistes.htm

  • 02 Nov. 2017 - 08:19-

    Publication récente. Politique : Adoubement de la manipulation des urnes http://www.lakroa.mg/item-1208_articles_politique_18-adoubement-de-la-manipulation-des-urnes.html

  • 31 Oct. 2017 - 09:58-

    Nécrologie. Deux personnalités publiques et connues ont disparu dans la journée du 30 octobre 2017. Dans la matinée de ce 30 octobre, Paul Rabary a fait savaoir sur son compte facebook la mort de sa mère dame Mathilde Rabary, femme politique, médecin, parlementaire, militante des droits de l’homme en créant l’association Sos victimes au non-droit. Et dans l’après-midi, on apprend le décès de Ralitera Etienne, âgé de 79 ans, grand chancelier de la République. Etienne Ralitera a occupé le poste de Grand Chancelier du temps du président Marc Ravalomanana. Paîx à leur âme.

  • 30 Oct. 2017 - 08:43-

    Carte professionnelle des  journalistes. Le ministère de la Communication et des Relations avec les Institutions vient de nommer les nouveaux membres de la Commission de délivrance de la carte d'identité professionnelle de journaliste. Lova Rabary Rakotondravony, Hery Rakotomalala, et Laza Marovola Rabenjamina sont nommés au titre des représentants des journalistes. Rocco Rasoanaivo, Nicolas Rabemananjara, et Salomon Ravelontsalama sont par ailleurs nommés au titre des représentants des patrons de presse, tandis que Volamiranty Donna Mara est désignée pour représenter le ministère au sein de la Commission.

  • 27 Oct. 2017 - 07:31-

    Bilan de la peste ce 26 octobre avec deux décès.  Avec deux nouveaux décès enregistrés ce 26 octobre le total des personnes décédées depuis le 1er août s’élève à 126. Les deux nouveaux cas de décès ont été enregistrés dans la Région Analamanga et dans la région Atsimo Andrefana. On constate selon la remontée des informations provenant du Ministère de la Santé publique que le nombre de nouveaux cas diminue cas (12 nouveaux cas pour la journée du 26 contre 28 pour celle du 25 octobre).

  • 18 Oct. 2017 - 12:09-

    Blueline business. Blueline lance ce 18 octobre son offre dénommée Blueline business. Cette offre est destinée spécialement aux entreprises avec 3 pôles de compétence : offre de connectivité, intégration et infogérance et services hébergés.

  • 18 Oct. 2017 - 11:54-

    Récente publication. Santé : Message de la Commmission Episcopale de la Santé http://www.lakroa.mg/item-1197_articles_sport_18-la-commission-encourage-la-poursuite-de-la-lutte.html

  • 17 Oct. 2017 - 13:38-

    Senatera vaovao, minisitra vaovao. Araky ny fanambarana nataon’i Sekretera Jeneralin’ny Fiadidiana ny Repoblika teny Iavoloha ny antoandron’ny 17 okitobra dia : voatendry ho loholon’i Madagasikara nisolo toerana an’i Ahmad i Rivo Rakotovao. Randriarimanana Harison Edmond kosa no voatendry ho minisitra eo anivon’ny Fiadidiana ny Repoblika misahana ny fambolena sy fiompiana misolo ny toeran’i Rivo Rakotovao. Soritana fa efa nisahana io ministera io i Randriarimanana Harison Edmond. Izao fanapahana izao dia efa noraisina ny 12 okitobra fa izao vao nambara ampahibemaso.

  • 17 Oct. 2017 - 12:48-

    Bilan de la peste au 16 octobre. La situation de l’épidémie de la peste affecte actuellement 38 Districts, qui se trouvent dans 17 Régions de Madagascar. 805 cas de peste ont été notifiés, dont 595 de formes pulmonaires et 210 de formes buboniques. Le bilan fait état de 74 décès.  Parmi ces cas notifiés : 62 sont confirmés selon les résultats de l’Institut Pasteur de Madagascar (IPM) ; 367 sont probables selon le test de diagnostic rapide (TDR) ; 377 sont des cas suspects. Source : Minsanp

  • 17 Oct. 2017 - 07:12-

    Deuxième session ordinaire. Selon l’article 75 de la Constitution l'Assemblée Nationale se réunit de plein droit en deux sessions ordinaires par an. La durée de chaque session est fixée à soixante jours. La première session commence le premier mardi de mai et la seconde, consacrée principalement à l'adoption de la loi de finances, le troisième mardi d'octobre. De même pour le Sénat comme le dispose l’article 84. Cette deuxième session commence ce 17 octobre à 14 heures pour les députés et 16 heures pour les sénateurs.

  • 17 Oct. 2017 - 06:37-

    Araka ny fanarahana akaiky ataon'ny #cellule_riposte_peste ireo ZAP nahitana ny trangana pesta ka nanakatonana ireo sekoly dia misy izy ireo no efa tsy misy ahiahiana intsony. Miverina mianatra noho izay ny mpianatra eny anivon'ireto ZAP ireto manomboka ny Alarobia 18 Oktobra ho avy izao:

    DREN ANALAMANGA:
    CISCO MANJAKANDRIANA

    • ZAP RANOVAO
    • ZAP AMBOHITROLOMAHITSY

    DREN ITASY:
    CISCO ARIVONIMAMO

    • ZAP ARIVONIMAMO I
    • ZAP ARIVONIMAMO II
    • ZAP ALAKAMISY KELY
    • ZAP AMPAHIMANGA
    • ZAP AMBATOMIRAHAVY

     CISCO MIARINARIVO
    • ZAP MIARINARIVO I
    • ZAP MANAZARA

     CISCO SOAVINANDRIANA
    • ZAP MAHAVELONA

    DREN HAUTE MATSIATRA:
    CISCO LALANGINA

    • ZAP ALAKAMISY AMBOHIMAHA 

    CISCO AMBOHIMAHASOA
    •ZAP AMPITANA
    •ZAP ISAKA
    •ZAP AMBOHINAMBOARINA

    DREN AMORON'I MANIA:
    CISCO FANDRIANA
    • ZAP IMITO

    DREN VAKINANKARATRA:
    CISCO ANTSIRABE I manontolo

     

    Cellule riposte/MEN

  • 16 Oct. 2017 - 07:29-

    Situation générale de la peste le 13 octobre. La situation épidémiologique du 1er août au 13 octobre 2017 est détaillée comme suit : 610 est le nombre total de cas rapporté (cumul pour tout Madagasikara pour toute cette période et pour tout type de peste confondue).

    63 : Nombre de personnes décédées (cumul pour tout Madagasikara pour toute cette période et pour tout type de peste confondue).  Taux de létalité nationale : 10,3% (c’est le rapport du nombre de décès avec le nombre total des cas notifies). Source : Minsan.

  • 15 Oct. 2017 - 18:13-

    Atlantis Business School renforce sa présence auprès des écoles à Antananarivo. Le samedi 14 octobre Rasolofonjatovo Ny Aina, un des responsables du bureau de Atlantis Business School ou ABS offre à Antananarivo a rencontré les représentants de quelques écoles d’expression française pour présenter les avantanges et les possibilités de poursuivre les études au sein de l’ABS. ABS offre aux étudiants la possibilité d'étudier à Maurice pour obtenir un diplôme internationalement reconnu décerné par UUM (University Utara Malaysia)  prestigieuse université malaisienne. ABS est aussi accréditée auprès de he Association to Advance Collegiate School of Business des États-Unis.

  • 14 Oct. 2017 - 13:13-

    Fahatongavan’ny nofo mangatsiakan’ny Filoham-pirenena teo aloha Zafy Albert. Ny nofo mangatsiakan'ny Filoha Albert Zafy dia ho tonga eny Ivato ny 14 oktobra amin'ny 4 ora sy 10mn. Aorian'ny fanomezamboninahitra ho tontosanan’ny fanjakana, dia ho entina eny antranony eny Ivandry villa franchise ny vata mangatsiaka. Toy izao ny lalana hizorana: Ivato- Talatamaty-rond point Ankazomanga - route des hydrocarbures - Ivandry.

Du même auteur

monde
politique

Dans la même rubrique

religion
religion
Publicité