logo
Lakroan'i Madagasikara
Vakinankaratra

Fivoriana isam-bolan’ny Faritra

Nanangona JRR il y a 3 années

Ny Talata 09 febroary teo no nanatanterahana ny fivoriana fanao isam-bolana teo anivon’ny faritra sy ny Prefektiora.Toy ny mahazatra dia atomboka amin’ny fanomezana toromarika avy amin’ny Faritra sy ny Prefektiora ary miafara amin’ny fanomezam-baovao isaky ny sampandraharaha.

Fivoriana isam-bolan’ny Faritra

Ny Talata 09 febroary teo no nanatanterahana ny fivoriana fanao isam-bolana teo anivon’ny faritra sy ny Prefektiora.Toy ny mahazatra dia atomboka amin’ny fanomezana toromarika avy amin’ny Faritra sy ny Prefektiora ary miafara amin’ny fanomezam-baovao isaky ny sampandraharaha.

 

Teo anivon’ny Faritra:

- Nitondra fanazavana mikasika ilay antonta-kevitra “Prospective sur l’avenir de Vakinankaratra en 2035” ny Lehiben’ny Faritra, nandritra ny herinataona ny fanagonan-kevitra, natolotra teto Antsirabe ny 02 febroary ny boky ary nentina teo amin’ny sehatra Nasionaly ny 04 Febroary lasa teo.Mpiara-miombon’antoka ny AFD, ny CIRAD, ny IISS

- Notaterina teto ihany koa ny fitsidihan’ny mpiraki-draharaha Indonezianina teto amin’ny Faritra ny fiandohan’ny herinandro teo, efa mazava ny fiaraha-miasa misy ireo fohy ezaka ho vitaina ato anatin’ny 3 volana ary ny lavitr’ezaka hisehatra amin’ny famokarana, fandraharahana ary ny angovo azo havaozina.
- Ny 17 hatramin’ny 19 Febroary 2016 dia handray delegasionina avy any amin’ny banque Mondiale ny Faritra Vakinankaratra

- Mahakasika ny foara lehibe Z’ovy dia ny 13 hatramin’ny 16 Mai izao no heverina hanatontosana azy, hirindran-dalana amin’ny fetin’ny pentecôte.

- Nampatsiahivina teto ihany koa ny rafitra GTR “Groupe de Travail regional” efa miasa io rafitra io ary mandray anjara feno amin’ny fiatrehana ny fampandrosoana, ity rafitra ity no isann’y hamolavola ny “foire Z’ovy andiany fahatelo”

- Mikasika ny “sale d’Opéraion et de suivi” eo anivon’ny Faritra dia ny volana Mars izao no hanomboka amperinasa ity ivontoerana ity.

- Nasiandresaka sy fanazavana teo ny mikasika ny FIB na ny “Fiche individuelle des bovidés”

- Hisehatra amin’ny fanabeazana indray ny fiaraha-miasan’ny Faritra Vakinankaratra amin’ny Principauté de Monaco ka hanomboka izany ny fanolorana solosaina 5 ho an’ny CEG Ivohitra.

 

Teo anivon’ny Prefektiora:

- Manentana ireo sampandraharaham-panjakana rehetra mba handefa ny tatitry ny asa tamin’ny 2015 satria hatreto dia mbola vitsy ny nahavita izany.

- Ohatra tsara ho an’ny Madagasikara iraimanontolo ny ezaka fanadiovana ny karaoke eto Vakinankaratra.Ireny toerana ireny mantsy no lasa fototry ny fitaizana ratsy ho an’ireo ankizy tsy ampy taona, sy hiaingan’ny filandratsy rehetra.

- Hentitra ihany koa ny Prefektiora ankehitriny amin’ny fanaraha-maso ireo teratany vahiny monina sy mipetraka ato anatin’ny faripiadidiana Vakinankaratra.

- Nampatsiahivina teto ihany koa fa hatramin’ny 31 Mars no fepotoana farany fanavaozana ny fitanana basy ka tokony hanao izany ireo sivily rehetra manana izany.

- Eo amin’ny tohana ho an’ny fampandrosoana atao aminn’y vondrom-bahoakam-paritra itsinjaram-pahefana dia hanao ezaka eo amin’ny tontolon’ny fizanhantany sy ny fanapariahana ny fitsipi-pitondra ten any ao anivon’ny prefektiora sy ny ofisim-paritry ny fizahantany.

- Mikasika ny famoriam-bahoaka eny andalam-be 5 andro mialohan’ny fotoana no tokony hotonga eny amin’ny Prefektiora ny fangatahana fahazoan-dalana.Tsy tokony hanomboka ny dokam-barotra amin’ny hetsika samihana raha tsy efa nahazo alalana ny mpikarakara hetsika iray.

 

Fampitam-baovao:

DRPAS: Antsirabe no handray ny fanamarihana amin’ny fomba ofisialy ny andron’ny vehivavy 8 mars, raha efa avy nitety distrika ny fanamarihana izany.Hisy ny fivoriana fanomanana izany ny alarobia 10 febroary tolakandro ao amin’ny faritra Vakinankaratra.Ny sabotsy 05 hatramin’ny talata 08 Mars dia hisy hatrany ny hetsika.
BRSP: efa mivoaka ankehitriny ny fampahafantarana fa hisy fifaninana handraisana Inspecteur de Police 100 sy “Agent de police 600 ato ho ato.Mpianadraharaha polisy miisa 24 no hanao stage eny anivon’ny sampandraharahan’ny fitandroana ny filaminana manomboka izao.

ORTVA: Mbola mitohy ny fampahafantarana eny anivon’ny distrika ny fampahafantarana ilay fitisipi-pîtondran-tena isorohana ny fizahantany mamoafady miseho amin’ny ankizy tsy ampy taona.
DISTRIKA AMBATOLAMPY: Misedra olana ny Distrika amin’ny bokin’omby noho ny fisihan’ny tsy fanarahan-dalana ataon’ny Distrika mifanolo-bodirindrina.

DREN: Contrat ho an’ny maître FRAM miisa 185 no nozaraina teto Vakinankaratra ary nanolotra izany no atondian’ny Minisitry ny fanabeazam-pirenena nandalo teto.Tablette 200 isa no atolotra ho an’ny lycee Andranomanelatra, Betafo, Faratsiho ary Ambohimandroso.Televizionina miisa 43 no anjaran’ny DREN Vakinankaratra ka iretsy farany no handamina ny fizrana sy ny hampiasana azy. Nahangona 10 717 970 Ar sy fotsim-bary 250 kg ny fianakaviamben’ny fanabeazam-pirenena teto Vakinankaratra. Ny 17-18 Febroary 2016 no hanamariaha ny andron’ny sekoly ary hetsika ara-kolotsaina sy fantanjahantena ary fikolokoloana ny zava-boary no atao amin’izany.

SRAT: Hivoaka ato ho ato ary ho raisin’ny MEPATE an-tanana ny tolo-barotra mikasika ny fanamboarana ho pavet ny lalana mihazo ny seranam-piaramanidina Antsirabe

DRJS: Hisokatra indray ny FIJ n any” Fond d’Insertion des Jeunes » ka misokatra ho an’ny tanora rehetra aty vakinankaratra ny faha 15 Avril no fara-fanaterana ny tetikasa.

Sampana Serasera Faritra Vakinankaratra


Partager l'article:

Lakroa en direct
  • 31 Jan. 2019 - 06:49-

    Bilan provisoire global en date du 30 janvier 2019 à 18h. Le bilan provisoire global après les « Fortes pluies » et « Tempête Tropicale Modérée EKETSANG» fait état de : • 27 Décédés (18 à cause du glissement de terrain, 4 morts par noyade, 1 mort d’un écroulement d’une maison suite à l’inondation, 4 morts d’un écroulement d’une maison) ; • 1 Disparu (emportée par l’eau) ; • 3 Rescapés (suite au glissement de terrain) ; • 9 586 Sinistrés (254 dues au glissement de terrain et 9 332 à cause de l’inondation) ; • 833 Déplacés actuels (451 dues au glissement de terrain et 382 à cause de l’inondation) ; • 2 462 Déplacés cumulés (518 dues au glissement de terrain et 1 944 à cause de l’inondation) ; • 1 778 Cases d’habitation inondées ; • 187 Cases détruites (7 dues au glissement et 83 dues à l’inondation).
    CECI EST LE DERNIER BULLETIN EN CE QUI CONCERNE L’INONDATION ET LE GLISSEMENT DE TERRAIN DE CES DEUX DERNIERES SEMAINES A MADAGASCAR. (Source : BNGRC, Centre d'Etudes de Réflexion de Veille et d'Orientation).

  • 29 Jan. 2019 - 07:10-

    Bilan provisoire global en date du 28 Janvier 2019 à 20h. Le bilan provisoire global après les « Fortes pluies » et « Tempête Tropicale Modérée EKETSANG» fait état de : • 21 Décédés (18 à cause du glissement de terrain, 2 morts par noyade, 1 mort d’un écroulement, d’une maison suite à l’inondation) ; • 1 Disparu (emportée par l’eau) ; • 3 Rescapés (suite au glissement de terrain) ; • 8 466 Sinistrés (254 dues au glissement de terrain et 8 212 à cause de l’inondation) ; • 1 934 Déplacés actuels (450 dues au glissement de terrain et 1 484 à cause de l’inondation) ; • 2 304 Déplacés cumulés (518 dues au glissement de terrain et 1 786 à cause de l’inondation) ; • 1 603 Cases d’habitation inondées ; • 62 Cases détruites (7 dues au glissement et 55 dues à l’inondation). Source : Centre d'Etudes de Réflexion de Veille et d'Orientation.

  • 28 Jan. 2019 - 07:43-

    Bilan provisoire global en date du 27 janvier 2019 à 19h. Voici le bilan après les « Fortes pluies » et « Tempête Tropicale Modérée EKETSANG» qui fait état de :
    • 21 Décédés (18 à cause du glissement de terrain, 2 morts par noyade, 1 mort d’un écroulement d’une maison suite à l’inondation) ;
    • 1 Disparu (emportée par l’eau) ;
    • 3 Rescapés (suite au glissement de terrain) ;
    • 8 031 Sinistrés (201 dues au glissement de terrain et 7 830 à cause de l’inondation) ;
    • 1 236 Déplacés actuels (134 dues au glissement de terrain et 1 102 à cause de l’inondation) ;
    • 1 605 Déplacés cumulés (201 dues au glissement de terrain et 1 404 à cause de l’inondation) ;
    • 1 603 Cases d’habitation inondées ;
    • 62 Cases détruites (7 dues au glissement et 55 dues à l’inondation). (Source : Centre d'Etudes de Réflexion de Veille et d'Orientation).

  • 25 Jan. 2019 - 11:26-

    Nominations lors du Premier Conseil des ministres. Ce jeudi 24 janvier, après la nomination du nouveau gouvernement, le Président Rajoelina, a présidé le premier conseil des ministres au Palais d’Etat d’Iavoloha.
    Décret abrogeant le décret n°2016-140 du 02 mars 2016 et portant nomination de Madame ANDRIAMBALO Lala Ratompoalizo, Directeur du Protocole d’Etat auprès de la Présidence;
    Décret portant nomination de Ramaholimasy Holder, Directeur Général de la Présidence en charge des Affaires Politiques;
    Décret portant nomination de Andriamanananoro Augustin, Directeur Général de la Présidence en charge des Projets;
    Décret portant nomination de Sahondrarimalalala Marie Michelle, Directeur des Etudes Juridiques de la Présidence;
    Décret portant nomination de Raharinosy Jimmy, Directeur des Systèmes d'Information.
    Lalatiana Raktotondrazafy est le porte-parole du gouvernement

  • 24 Jan. 2019 - 07:49-

    Bulletin flash du 23 janvier. Bilan provisoire global en date du 23 Janvier 2019 à 18h transmis par le Centre d'Etudes de Réflexion de Veille et d'Orientation. Le bilan provisoire global fait état de : 16 décédés (15 à cause du glissement de terrain et 1 mort par noyade) ; 4 disparus (3 à cause du glissement de terrain et 1 emportée par l’eau) ; 3 rescapés (suite au glissement de terrain) ; 5 763 sinistrés (201 dues au glissement de terrain et 5 562 à cause de l’inondation) ; 503 déplacés cumulés (201 dues au glissement de terrain et 302 à cause de l’inondation) ; 1 588 cases d’habitation inondées ; 31 cases détruites (7 dues au glissement et 24 dues à l’inondation).

  • 22 Jan. 2019 - 14:46-

    Le staff du PRM Rajoelina. Rajoelina Andry Nirina, a tenu son premier conseil des ministres restreint, ce lundi 21 janvier 2019 au Palais d’État d’Iavoloha. Il a nommé ses proches collaborateurs. Ramonjavelo Manambahoaka Valéry Fitzgerald a été nommé Secrétaire général de la Présidence. Andriamaholy Onjaniaina Dina est nommé au poste Secrétaire Général Adjoint de la Présidence. Et, Delmotte Stéphanie a été nommée Directeur de Cabinet civil de la Présidence. On attend donc les autres membres entre autres le directeur de cabinet militaire,  le directeur administratif et financier…

  • 22 Jan. 2019 - 14:45-

    Reconduction du PM Christian Ntsay. Conformément aux dispositions de l’article 54 de la Constitution de la Quatrième République, les députés issus du groupe de partis majoritaires à l’Assemblée Nationale, en l’occurrence le MAPAR, ont proposé le nom de NTSAY Christian Louis au poste de Premier Ministre. Aussi, Son Excellence Monsieur le Président de la République, Rajoelina Andry Nirina, a pris le décret n°2019-016 portant nomination du Premier ministre, Chef du Gouvernement, Monsieur NTSAY Louis Christian.

  • 21 Jan. 2019 - 15:57-

    Gouverneur de région ? Dans son premier discours après la prestation de serment ce 19 janvier, le président Andry Rajoelina a utilisé le mot “gouverneur” de région. On lit dans la Constitution que “La fonction exécutive est exercée par un organe dirigé par le Chef de Région élu au suffrage universel. Le Chef de Région est le premier responsable de la stratégie et de la mise en œuvre de toutes les actions de développement économique et social de sa région. Il est le Chef de l’Administration de sa région.” Première entorse devant le gardien de la Constitution ?

  • 21 Jan. 2019 - 15:34-

    10 décès au moins. Les pluies torrentielles tombées sur Antananarivo dans la soirée du samedi 19 janvier ont perturbé la fin des festivités de la prestation de serment du Président Rajoelina (fête à Mahamasina, feux d’artifices annulées). Mais plus grave, elles ont provoqué un éboulement en plusieurs endroits et plusieurs maisons ont été démolies. Plusieurs personnes ont été ensevelies sous les décombres. Plusieurs personnes ont été sauvées mais on déplore une dizaine de victimes. On compte au moins 10 personnes décédées et on craint que le nombre ira en croissant.

  • 19 Jan. 2019 - 11:48-

    Hevi-dehibe notsoahina tamin'ny lahatenin'ny filoha Rajoelina. Ezaka lehibe no atao momba ny famokarana ny herinaratra. Politikan’ny kibo velaran-tany hovolena, tsy hanafatra vary intsony. Hitsinjo sy hanampy ireo tena marefo efa eny ambony sambo ny vary tena mora ho zaraina sy hamidy mora. Asa fa tsy kabary. Hanangana sy hanorina tanana vaovao isika ho modely aty amin’ny ranomasina Indiana izay atomboka amin’ity taona ity ihany. Ho mpandresy amin’ny lafiny rehetra ny Malagasy. Ampiray sy ampitambatra ny Malagasy aho. Tsy ny eto antananarivo ihany no hisitraka fa hapetraka ny fanamby fa hisitraka izany ny any amin’ny faritra. Apetraka ny governora hisolo ny lehiben’ny faritra. Izy ireo no hitarika ny asa goavana. Omentsika fitaovana manokana fanamboaran-dalana ny faritra rehetra. Ho lasa 23 ny faritra. Tsy ekeko ny gaboraraka. Tsy azo ekena ny fanaovana tolotrasa kanefa tsy  nisy asa notanterahina akory. Ady amin’ny kolikoly sy fitsarana marina tsy mitanila. Tsy ekeko ny fitsabahana amin’ny raharaha fitsarana.

    Tsy fandriampahalemana. Vahaolana koa ampitomboina ny isan’ny mpitandro filaminana. Ho vatsiana fitaovana mendrika manaraka ny toetrandro ny foloalindahy sy mpitandro filaminana. Handalo eto ny santionany amin’ny fitaovana tsy mataho-bala. Fankahalana fanaratsiana fisaraham-bazana hahilika izany.

  • 18 Jan. 2019 - 08:14-

    Passation à Iavoloha. Selon l’article 48 de la constitution “La passation officielle du pouvoir se fait entre le Président sortant et le Président nouvellement élu.” Il n’est nullement indiqué que c’est le président démissionnaire ou le président intérimaire. La passation se fera officiellemen ce vendredi 18 janvier. Selon la rumeur la passation se fera entre le président Rajaonarimampianina qui a démis de ses fonctions présidentielles en septembre 2018 et le président Rajoelina. Si cela se fera cela veut dire une passation des dossiers de janvier 2014 à septembre 2018. Qu’en sera-t-il des dossiers durant l’intérim ? Y aura-t-il une autre cérémonie de passation ce vendredi aussi ?


  • 09 Jan. 2019 - 08:42-

    Le FFKM présente ses vœux au Président de la République p.i. Les représentants du Conseil Chrétien des Eglises (FFKM), sont venus présenter les vœux de nouvel an au Président de la République p.i, Rivo Rakotovao, au palais d’Ambohitsorohitra, le 8 janvier 2019. Le Président en exercice de la FFKM a évoqué lors de la rencontre l’importance de la période que traverse le pays à l’heure actuelle, et n’a pas manqué de souligner l’union dans la prière pour la marche du pays ; il a aussi mis en relief la noble mission et les responsabilités qui incombent au Chef de l’Etat, Rivo Rakotovao, et invoqué la bénédiction divine à son endroit ainsi qu’à sa famille.

  • 07 Jan. 2019 - 14:16-

    Jours fériés de 2019. Mardi 1er Janvier, Vendredi 8 Mars : Journée de la Femme. Vendredi 29 Mars : Jour des martyrs 1947. 21 Avril : Pâques ; 22 Avril : Lundi de Pâques. Mercredi 1er Mai : Fête du travail. 30 Mai : Ascension. 4 Juin : L'Aïd el Fitr. 9 Juin : Pentecôte ; 10 Juin : Lundi de Pentecôte. 26 Juin : Fête de l'Indépendance. 11 Aout : L'Aïd el kebir ou Aïd-al-adha. 15 Août : Assomption. Vendredi 1er Novembre : Toussaint. 25 Décembre : Noël.

  • 05 Jan. 2019 - 09:59-

    Différents cas d’annulation d’une élection. Suivre les liens

    http://www.lakroa.mg/item-1607_articles_monde_18-la-cour-suprame-annule-laalection-prasidentielle.html


    http://www.lakroa.mg/item-1608_articles_monde_18-annulae-a-cause-daune-utilisation-abusive-de-facebook.html

  • 04 Jan. 2019 - 07:17-

    Résultats officiels le 8 janvier. La HCC, Haute Cour Constitutionnelle, dans un communiqué publié sur son site fait savoir la date de la proclamation officielle des résultats. La HCC procèdera à la proclamation officielle du second tour de l’élection présidentielle le mardi 8 janvier 2019 à 15 heures. La cérémonie aura lieu à la salle de proclamation du Palais d’Etat d’Ambohidahy. Pour la la HCC, s’applique de facto l’Article 61 de la Loi organique N°2018-009 relative à l’élection du Président de la République qui dit que la HCC procède à la proclamation officielle des résultats définitifs dans un délai de neuf (9) jours à partir de la date de publication des résultats provisoires par la CENI.

  • 02 Jan. 2019 - 12:49-

    Sainte et heureuse année 2019. Nous vous envoyons des étoiles de Paix, de solidarité, de Vérité et d’Amour pour qu’elles illuminent votre vie toute l’année 2019. toute l'équipe de www.lakroa.mg nous vous offrons comme menu au quotidien pour les 365 jours : "De belles coupes de sourire, Quelques éclats de rires, Une grande cuillerée de gentillesse, Quelques grains de tendresse, Une bonne pincée d’affection, Des poignées d’or et d’argent, Un maximum de réussite, Saupoudrer de gaïté, Faire mijoter avec douceur, Servir joyeusement."

  • 29 Dec. 2018 - 13:12-

    Délai des requêtes. En application du système de délai franc mis en œuvre lors du premier tour de l’élection présidentielle, le dernier jour de dépôt des requêtes tombant normalement un samedi (voir communiqué du 28 décembre 2018, in infra), la date limite de dépôt est reportée au premier jour ouvrable suivant, c’est-à-dire le lundi 31décembre 2018 à 16 heures. La proclamation officielle des résultats provisoires du second tour de l’élection présidentielle ayant eu lieu le jeudi 27 décembre 2018, la date limite de réception des requêtes auprès du greffe de la Haute Cour Constitutionnelle est fixée au samedi 29 décembre 2018 à minuit.

  • 29 Dec. 2018 - 13:02-

    Mamory vahoaka. Tsy manaiky ny voka-pifidianana navoakan’ny CENI ny mpomba ny kandida laharana faha 25, Marc Ravalomanana. Mamory vahoaka eo amin’ny “kianjan’ny 13 mai” izy ireo ny sabotsy 29 desambra. Milaza ny ampiseho ireo porofo mitarika azy ireo tsy hanaiky iny voka-pifidianana iny, porofo izay ho azy ireo milaza fa nisy hala-bato tany rehetra tany. Hala-bato amin’ny endrika isan-karazany ka nahatonga ny fandresen’ny kandida lahanara faha 13 Andry Nirina Rajoelina.

  • 29 Dec. 2018 - 13:01-

    Vokatra navoakan’ny CENI ny alakamisy 27 desambra. Tamin’ireo mpifidy miisa 9 913 599  voasoratra anarana ao anaty lisi-pifidianana, 4 767 697 (48, 09%) no tonga naneho ny safidiny. Ny isan’ny vato manankery tamin’izany dia nahatratra, 4 648 086, ny vato maty tamin’izany, 78 465 ary ny vato fotsy 41 146. Mitsinjara toy izao ny vato azon’ireo kandidà mpifanina tamin’izany fifidianana izany : ny an’ny kandidà laharana faha 13, RAJOELINA Andry Nirina, 2 587 035 manome isan-jato 55,66% ary ny an’ny kandidà laharana faha 25, RAVALOMANANA Marc, 2 061 051 manome ny salan’isa 44,34%.

  • 24 Dec. 2018 - 12:15-

    Joyeux Noël ...
    Lorsque décembre frappe à la porte
    Dame pluie arrose la terre qui se couvre de beauté…
    Plus Noël approche plus la douceur s’installe
    Les guirlandes illuminent nos sapins de noël,
    Et sur tous les visages, la joie et les sourires.
    Noël arrive, quel grand bonheur !
    A cette occasion, www.lakroa.mg vous dit : “Joyeux Noël”
    Merry Christmas dia samia ho lavitry ny kirizy mafy !

Du même auteur

education
societe

Dans la même rubrique

societe
societe
Publicité