Editorial

Mbà matotra amin’izay fa efa 50 taona !

Par Ny mpanao gazetin’ny Lakroan’i Madagasikara | Alahady 4 jolay 2010

Vita iny ny fankalazana ny faha-50 taonan’ny nahazoana ny fahaleovantena.

Lire la suite...

Asa sarotra ny fanaovan-gazety!

Par Ny mpanao gazetin’ny Lakroan’i Madagasikara | Alahady 30 mey 2010

Miarahaba antsika rehetra ato anatin’ity tontolon’ny serasera sy ny fampahalalam-baovao ity, amin’izao andro faha-44 natokana ho antsika sy ny asantsika izao.

Lire la suite...

Ny Fanahy tsara no hanavotra an’i Madagasikara

Par Ny mpanao gazetin’ny Lakroan’i Madagasikara | Alahady 23 mai 2010

Fantatrao. Maro ianareo no mahafantatra azy. Inona izany ?

Lire la suite...

Mbola ao ireo otrikafo nanapoaka ny vanja tamin’ny mey 72

Par Ny mpanao gazetin’ny Lakroan’i Madagasikara | Alahady 16 mai 2010

Migadona ny datin’ny 13 mey. Tahaka ny isan-taona dia hisy sokajin’olona Malagasy manamarika io daty io. Mba tsy hisy ny fanadinoana. Daty nanova tantaram-pirenena 13 mey 72.

Lire la suite...

Romoromo, rimorimo, moramora…

Par Ny mpanao gazetin’ny Lakroan’i Madagasikara | Alahady 18 Aprily 2010

Kilalaon-teny mahafaoka be, entinay mamintina ny fiainan’ny fiarahamonina eto amintsika ankehitriny. Andaniny, ny fiainana an-tanan-dehibe, ifaneraseran’ny olona marobe mitombo isa izaitsizy.

Lire la suite...

Mila fanilo mpitari-dàlana ny firenena

Par Ny mpanao gazetin’ny Lakroan’i Madagasikara | Alahady 11 Aprily 2010

“Manankarena ny firenenareo saingy mahantra olona”. Teny fandre matetika ireo, indrindra avy amin’ny mpizahan-tany avy nitsidika ny nosintsika.

Lire la suite...

Fihaonana amin’i Jesoa nitsanga-ko velona mitaky firotsahana

Par Ny mpanao gazetin’ny Lakroan’i Madagasikara | Alahady 04 Aprily 2010

Hoy i Md Paoly: Izao no zavatra nampianariko anareo ho isan’ny zavatra voalohany indrindra, araka ny nandraisako azy: maty noho ny fahotantsika i Kristy araka ny Soratra Masina, dia nalevina izy sy nitsangana tamin’ny andro fahatelo, araka ny Soratra Masina ary niseho tamin’i Sefasy, vao tamin’ny roa ambin’ny folo.

Lire la suite...

Avelao hitaky izay te hitaky, mifampiresaha !

Par Ny mpanao gazetin’ny Lakroan’i Madagasikara | Alahady 21 Marsa 2010

“Izao no noana ny zanakay ka rahoviana indray izahay no tadiavinareo hitaky ny tombontsoanay ?” hoy ity mpiasa isan’ny mpitokona ao amin’ny hopitaly iray ao Antananarivo.

Lire la suite...

FFKM, miantso fiaiken-keloka sy fibebahana

Par Ny mpanao gazetin’ny Lakroan’i Madagasikara | Alahady 14 marsa 2010

Manararaotra ny fotoana fiomanana amin’ny fankalazana ny Paka ireo Raimandrenim-piangonana ao amin’ny FFKM (Fiombonan’ny Fiangonana Kristianina eto Madagasikara), nanao antso ho an’ny « Zanaky ny firenena Malagasy tsy an-kanavaka».

Lire la suite...

Sao ny tsy fahampian’ny vehivavy eo amin’ny politika no mampikatso ny raharaha ?

Par Ny mpanao gazetin’ny Lakroan’i Madagasikara | 07-03-2010

Higadona indray ny 8 marsa. Azo antsaina fa samy handokadoka ny vehivavy izay manam-pahefana handray fitenenana. Etsy ange, raha ny fanao taon-dasa izay no tsiahivina dia nomena tapak’andro tsy iasany ny vehivavy miasa.

Lire la suite...

Recherche
Photo de la semaine
Le Mémorial Victoria à Calcutta illuminé en vert à la veille de la Journée mondiale de l'environnement. © AFP
Teny mahavelona
Feon'ny fahasalamana
Vaovaom-paritra

[Kaominina Ambahikily - Faritra Atsimo Andrefana]

Ilaina jerena ny fotodrafitrasa miantoka ny famokarana

Nosoratan'i Donnah

Sombin-tantara

Adala sitrana

nosoratan'i Nosoratan’i Arikaomisa Randria

Nombre de visite