Fanatanjahan-tena

Mitambotsitra ny fanatanjahantena malagasy

Par Donnah Rarivo | Alahady 4 jolay 2010

Samy manana ny fomba fijeriny ny teknisianina isan-tsokajiny ao anatin’ny vanim-potoana iray. Tsotra kosa ny fandinihan’ny olom-pirenena. Fampitahana ny taloha sy ny ankehitriny no ataony.

Lire la suite...

Soatoavina ny kianja maître Kira ao Andaboly

Par Donnah Rarivo | Alahady 23 mai 2010

Efa nisongadina tamin’ny kitra sahady i maître Kira raha mbola mpianatry tao amin-dry frera Sacré Coeur, Toliary. Nandalo vanim-potoana maro izy vao nisalotra izany anarana izany. Tafa nifanaovana taminy.

Lire la suite...

Mila fanampiana ny tanora ao Morombe

Par Donnah Rarivo | Alahady 16 mai 2010

Tsy vita ho azy amin’izao ny fanatanjahantena raha tsy misy mpanohana. Mafy tosika anefa izy raha iray ihany no solontenan’ny kaominina. Mitovy lenta ny haavo teknika raha ampy ny fiofanana.

Lire la suite...

Fanatanjahantena mampitombo fahalalana

Par Donnah Rarivo | Alahady 18 Aprily 2010

Dia an-tongotra nizahana ny zava-misy manodidina ny farihin’i Mantasoa, sady fanatanjahantena no fizahantany. Hetsika izay tafiditra amin’ny fankalazana ny faha-400 taona ny tanànan’Antananarivo.

Lire la suite...

Natao hamaha olana ny filoha hitantana eo

Par Donnah Rarivo | Alahady 11 Aprily 2010

Nanaraka ilay didim-panjakana vaovao ny tetiandro hanatanterahana ny fifidianana izay ho filohan’ny federasiona vaovao. Samy nahatsapa ny mpilatsaka ho fidiana fa very hasina ny baolina kitra malagasy.

Lire la suite...

Amboara eran-tany kely eto Madagasikara

Par Donnah Rarivo | Alahady 04 Aprily 2010

Kitra hifaninanan’ny orinasa lehibe eto an-toerana no tanterahana ankehitriny. “Mini coupe du monde” no lohateny hisalorana azy.

Lire la suite...

Isika ihany no tena tompon-draharaha

Par Donnah Rarivo | Alahady 21 Marsa 2010

Nandalo teto amintsika tamin’ny fomba ofisialy Atoa Joseph Sepp Baltter, filohan’ny federasiona iraisam-pirenena ho an’ny kitra na ny Fifa, ny 3 marsa teo. Nitokana fotodrafitrasa. Eo ny fanampian’ny vahiny fa isika Malagasy ihany no tompon’ny ho avintsika.

Lire la suite...

Aoka tsy hitoraka na ny nanota na ny tsy nanota

Par Donnah Rarivo | Alahady 14 marsa 2010

Tsy nampoizin’ny mpijery baolina maro ny zava-nitranga tao Mahamasina. Kivy tamin’ny vokatra, tezitra tamin’ny mpitsara ny lalao, sosotra amin’ny mpitantana izy ireo.

Lire la suite...

Recherche
Photo de la semaine
Le Mémorial Victoria à Calcutta illuminé en vert à la veille de la Journée mondiale de l'environnement. © AFP
Teny mahavelona
Feon'ny fahasalamana
Vaovaom-paritra

[Kaominina Ambahikily - Faritra Atsimo Andrefana]

Ilaina jerena ny fotodrafitrasa miantoka ny famokarana

Nosoratan'i Donnah

Sombin-tantara

Adala sitrana

nosoratan'i Nosoratan’i Arikaomisa Randria

Nombre de visite