Fiainam-pirenena

Lesoka sy hery

Par Rabarisona | Alahady 4 jolay 2010

Efa dila herinandro ny datin’ny 26 jiona, nanamarihana ny niverenan’ny faha-50 taonan’ny fahaleovantena amin’ny fivoahan’ity laharan-gazety ity. Fa zavatra vitsivitsy no marihana.

Lire la suite...

Misy zavatra azo ovaina raha tiana ny hahazoana tombony

Par Ranaivo Jacques | Alahady 23 mai 2010

Misy tokoa ny solika eto Madagasikara. Efa tsy ho ela ny vokatra voalohany. Manomboka tsikelikely ny fampahafantarana izany. Ilaina mipaka amin’ny vahoaka ny fanentanana, ny fampahafantarana ny loza sy ny tombontsoa mety ho azo.

Lire la suite...

Nahavory olona maro avokoa izay hetsika natao

Par Rahary | Alahady 18 Aprily 2010

Ny hetsika samihafa tamin’ny alatsinain’ny Paka dia nahatsapana fa samy nahavory olona maro avokoa izy ireny tao Antananarivo renivohitra sy ny manodidina. Te hisintaka kely ny olona fa tsy nilaozan’ny fanararaotana nitranga koa izany.

Lire la suite...

Roso ny dia na misy aza ny indro kely

Par RRJ | Alahady 11 Aprily 2010

Tafapetraka ny Ceni. Notendrena ireo mpikambana. Efa miasa izy ireo na dia mbola tsy feno aza ny isan’izy ireo. Efa voafidy ny filoha mitantana ny Ceni. Vita ny famindran-draharaha. Roso ny dia na dia misy aza ny indro kely maromaro.

Lire la suite...

Mpanao gazety novonoina noho ny asany

Par Vincent Régis | Alahady 11 Aprily 2010

Manana fahasahiana ny mpanao gazety hamotsipotsitra ny fanitsakitsahana ny zon’ny maro izay matetika nojerem-potsiny noho ireo tsy maty manota manjakazaka. Karazana martirin’ny fahamarinana izy ireny.

Lire la suite...

Resaka helikôptera hanenjehana dahalo

Par Rahary | Alahady 11 Aprily 2010

Noraisina tamim-pomba ôfisialy tamin’ny sabotsy 27 marsa teo ny 3 amin’ny 4 amin’ireo helikôptera novidin’ny fitondram-panjakana malagasy. Fampanantenana tamin’ny taon-dasa hanatsarana ny fandriampahalemana ireo.

Lire la suite...

Ahoana no hatao mba tsy ho maro toa tanam-poza ?

Par Ranaivo Jacques | Alahady 04 Aprily 2010

Najoro ny Ceni hanara-maso ny fifidianana. Mandeha ila anefa izany raha mbola mora mamadika palitao ny mpanao politika. Ny fijoroan’izy ireo amin’ny foto-kevitra mazava no hanakana azy ireo hivadibadika lava.

Lire la suite...

Mila fitandremana fatratra ny fanabeazana

Par Donnah Rarivo | Alahady 04 Aprily 2010

Manana fandavantena sy fikirizana isika malagasy rehefa hanao zavatra. Ary manana ohabolana mifandraika amin’izany izay milaza fa « tsy misy mafy tsy laitran’ny zoto ».

Lire la suite...

Ny gazety fanehoan-kevitra no betsaka izao

Par Rakotoarivony Alfred | Alahady 04 Aprily 2010

Taratry ny demokrasia ny fahamaroan’ny antoko sy ny gazety. Saingy... Indro misy hevitra avy amin’ny mpanara-baovao iray. Isaorana azy izany. Tsy marina avokoa fa hifampizaràna.

Lire la suite...

Mila famerenan-kaja ny làlana nolalovana

Par Razafindramanitra | Alahady 21 Marsa 2010

Ny datin’ny 16 marsa hivoahan’ny sazy no tena ambetin-dresaky ny olona eny anivon’ny fiaraha-monina. Ny 17 marsa anefa milaza zava-maro ka tsara hifampitafana ny momba izany.

Lire la suite...

Be loatra ireo zanak’anabavy omena seza

Par Ranaivo Jacques | Alahady 14 marsa 2010

Efa niova intelo ny Praiminisitra. Tsy ao intsony ny Praiminisitra lefitra izay sady chef de mouvance nandritra ny dinika natao tany Maputo sy ny tohiny.

Lire la suite...

Recherche
Photo de la semaine
Le Mémorial Victoria à Calcutta illuminé en vert à la veille de la Journée mondiale de l'environnement. © AFP
Teny mahavelona
Feon'ny fahasalamana
Vaovaom-paritra

[Kaominina Ambahikily - Faritra Atsimo Andrefana]

Ilaina jerena ny fotodrafitrasa miantoka ny famokarana

Nosoratan'i Donnah

Sombin-tantara

Adala sitrana

nosoratan'i Nosoratan’i Arikaomisa Randria

Nombre de visite