Finoana

Fantaro ireo teolojianina miara-miasa amin’ny Papa

Par Mamy Evariste Rakotondrazanany | Alahady 23 mai 2010

Tsy miasa irery ny Papa amin’ny fampianarana na asa soratra ataony. Manana ny antsoina hoe vondrona teolojika iraisam-pirenena (commission théologique internationale) ahitana teolojianina 30 izy miara-miasa aminy. Io vondrona io no toy ny fankan-kevitry ny Papa sy ny eveka amin’ny fanapahan-kevitra ara-teolojika raisiny.

Lire la suite...

Asa misiônera : hafaliana sy fanamby

Par Mamy Evariste Rakotondrazanany | Alahady 18 Aprily 2010

“Nitoto nahafotsy, nahandro nahamasaka”, izay no azo hilazana ny misiônera tamin’ny fampiroboroboana ny fitoriana ny Vaovao mahafaly. Lalana maro anefa no diavin’izy ireny ary adidy maro no miandry azy amin’izany asa izany.

Lire la suite...

Pedôfilia: sedra ho an’ny fiangonana. Inona no azo tsoahina?

Par Mamy Evariste Rakotondrazanany | Alahady 11 Aprily 2010

Toy ny vay an-kandrina ity resaka pedôfilia ity eo anivon’ny fiangonana any ivelany ka sady maharary no mahamenatra. Resahina manahirana, tsy ho resahina manjary toy ny hoe mankasitraka na miray tsikombakomba na ihany koa tsy miraharaha tsotra izao. Fanadihadiana tsotsotra no atolotra etoana.

Lire la suite...

Ny siansa sy ny fitsanganan’i Jesoa Kristy ho velona

Par Mamy Evariste Rakotondrazanany | Alahady 04 Aprily 2010

Misy azon’ny siansa hambara ve momba ny fitsanganan’i Jesoa Kristy ho velona? Fanontaniana manitikitika ny maro izany. Samy hafa ny siansa sy ny finoana momba ny fahitany ny fitohizan’ny aina any ambadika.

Lire la suite...

Ny atao hoe foto-pampianaran’ny fiangonana

Par Mamy Evariste Rakotondrazanany | Alahady 21 Marsa 2010

Natao hanazava ny tenin’Andriamanitra, hiaro ny finoana manoloana izay mety ho fandikana diso ny foto-pinoana ny fahefana miandraikitra ny foto-pampianaran’ny fiangonana (magistère de l’église). Afaka miseho amin’ny endriny maro izy, saingy kosa miova araka ny antanan-tohatra sy ny fahefana ananany.

Lire la suite...

Topimason’ny fiangonana katolika malagasy

Par Mamy Evariste Rakotondrazanany | Alahady 14 marsa 2010

Maro ny zava-nitranga sy fiovana teo anivon’ny fiangonana Katolika tato ho ato, na rafitra izany, na olona: fanendrena eveka vaovao, ny nahazoantsika Nonce Apostolique vaovao, ny fitsanganan’ny arsidiosezin’i Toamasina, sy ny fiandrasana izay ho kardinaly vaovao hisolo an’Itompokolahy Monsenera Armand Gaëtan Razafindratandra, ary ny resaka ekiominisma sy ara-tsosialy. Ataontsika ahoana no famaky ireny toe-javatra ireny?

Lire la suite...

Ahoana ny hamahana ny tsy fitovian-kevitra anaty fiangonana ankehitriny?

Par Mamy Evariste Rakotondrazanany | 27-03-2010

Tsy nampitombo hevitra ny fiangonana maro samihafa ny fiatrehana ny krizy politika izay mbola diavin’ny firenentsika. Niteraka fivakisana eo amin’ny samy kristianina. Fotoanan’ny karemy fotoanan’ny fifampihavanana.

Lire la suite...

Recherche
Photo de la semaine
Le Mémorial Victoria à Calcutta illuminé en vert à la veille de la Journée mondiale de l'environnement. © AFP
Teny mahavelona
Feon'ny fahasalamana
Vaovaom-paritra

[Kaominina Ambahikily - Faritra Atsimo Andrefana]

Ilaina jerena ny fotodrafitrasa miantoka ny famokarana

Nosoratan'i Donnah

Sombin-tantara

Adala sitrana

nosoratan'i Nosoratan’i Arikaomisa Randria

Nombre de visite