
Kolontsaina
Par R. Dafy Antonio | Alahady 4 jolay 2010
« Zone franche » mangingina. Eto an-toerana kanefa toy ny any an-dafy. Vola haingana sady maharitra ho an’ny patrons. Saingy karama vary masaka ho an-dramalagasy.

Voninkazo, vavaka ho an’ny fiadanana !
Par R. Dafy Antonio | Alahady 23 mai 2010
« Krizy izao ramose ny varotra voninkazo a ! », hoy ity mpivarotra sy mpampanofa voninkazo. An’aliny sy ana hetsiny avokoa anefa ny vidin’ny voninkazo amin’izany. Mety hanova an’izany ve ny fetin’ny reny ?

Par R. Dafy Antonio | Alahady 16 mai 2010
Nampisongadina ny tanora ity krizy iainana ity. Nipoitra daholo ireo tanora « miliardaire ». Nampiasaina ireo tanora « be sandry ». Nefa koa maro ny mitaraina fa simban’izao fitondrana izao ny sarin’ny tanora. Kolom-piainana vaovao.

Ny kilalaonay 20 taona lasa izay
Par R. Dafy Antonio | Alahady 18 Aprily 2010
Roa volana sisa dia higadona ny « Mondial ». Hafana indray ny fitiavan’ny ankizy kely manao baolina. Nangina ny kilalao « zoera » fa « playstation » sy « PES - Pro Evolution Soccer » indray izao no malaza. Tamberina.

Par R. Dafy Antonio | Alahady 11 Aprily 2010
Nafana ny fety tao Antsahamanitra saingy nangina nitaha tamin’ireo ivelan’Antananarivo. Nifarana hatreo koa ny hoe tsy maintsy mamonjy renivohitra vao mahita fety « raitra ».

“Fitaovam-pisisihana angamba !”
Par R. Dafy Antonio | Alahady 04 Aprily 2010
Fety ny andro. Mirehidrehitra ny fitia te hitsangatsangana. Handeha scooter sa hiaritra amin’ny bus ! Iza no maha ela velona ?

« Jesoa ô, ataovy mahazo vola dadanay »
Par R. Dafy Antonio | Alahady 21 Marsa 2010
Tovolahy katolika no nikabary nisolo tena ny tanora tamin’ny « Teny ifampierana ». Lehilahy katolika no nitantana ny dinika avy eo, toy izany koa ny mpitarika ny mpitantsoratra. Saingy toa tsy andrenesana ranombavaka ho an’ny tanindrazana na ho an’ny mpitondra intsony ny alahady.

Par R. Dafy Antonio | Alahady 14 marsa 2010
Mpivarotra etsy, mpivarotra eroa. Ny polisy sy vôlera mitohy isan’andro. Samy manao izay tiany sa samy mandeha ho azy. Tsy misy fenitra. Tsy misy fitsipika .... tsy misy bedy !

Ny aretin’ny vanin-taolana (l’arthrose)
Nosoratan'i Dr R.A.Mamy
[Kaominina Ambahikily - Faritra Atsimo Andrefana]
Ilaina jerena ny fotodrafitrasa miantoka ny famokarana
Nosoratan'i Donnah
nosoratan'i Nosoratan’i Arikaomisa Randria