Toe-karena

Ny fiantraikan’ny krizy avy any Eorôpa

Par Nirinarisoa M | Alahady 4 jolay 2010

Maro isan-karazany ny vokatry ny krizy eorôpeana aty amin’ny firenen-kafa toa an’i Madagasikara sy ireo ao Afrika. Ny tsara ho fantatra.

Lire la suite...

Zotra an-dalamby Fce: harenina ho fitsinjovana ny Faritra Atsimo atsinanana

Par Nirinarisoa M | Alahady 16 mai 2010

Mitàna toerana lehibe amin’ny toekarena ny fitaterana an-dalamby. Ny tsara ho fantatra.

Lire la suite...

Mandrisika ny sehatra tsy miankina ny minisiteran’ny vola sy ny tetibola

Par NM. | Alahady 18 Aprily 2010

Antontanisa maro mikasika ny telovolana voalohany 2010 no nampitaina hampandry ny sain’ireo ao anivon’ny sehatra tsy miankina amin’izao fotoanan’ny krizy politika izao.

Lire la suite...

Tsy ampy ny famatsiam-bola ireo orinasa eto Madagasikara

Par Nirinarisoa M | Alahady 11 Aprily 2010

Antoka iray amin’ny fandrosoan’ny orinasa ny fisian’ny famatsiam-bola antonona ary mora azon’izy ireo. Ny tontolon’izany no ho velabelarina.

Lire la suite...

Tokony hangarahara ny tontolon’ny varotra ambongadiny

Par NM | Alahady 04 Aprily 2010

Manana anjara toerana lehibe eo amin’ny toekarena ny varotra ambongadiny. Ireo orinasa mividy entana maro any amin’ireo mpamokatra ary mivarotra izany amina mpividy isan-karazany no antsoina hoe mpambongady.

Lire la suite...

Akora fototra sy varotra ambongadiny:iankinan’ny vidin-javatra

Par Nirinarisoa M | Alahady 04 Aprily 2010

Ny vokatra ara-boajanahary entina hanamboarana vokatra hafa no antsoina hoe akora fototra (matières premières).

Lire la suite...

Tsena goavana ifandroritana

Par Rahary | Alahady 21 Marsa 2010

Miroborobo ny tontolon’ny fampiasam-pitaovana amin’ny fifandraisan-davitra vokatry ny fivoaran’ny teknolojia. Mifaninana ireo mpandraharaha amin’io sehatra io.

Lire la suite...

Recherche
Photo de la semaine
Le Mémorial Victoria à Calcutta illuminé en vert à la veille de la Journée mondiale de l'environnement. © AFP
Teny mahavelona
Feon'ny fahasalamana
Vaovaom-paritra

[Kaominina Ambahikily - Faritra Atsimo Andrefana]

Ilaina jerena ny fotodrafitrasa miantoka ny famokarana

Nosoratan'i Donnah

Sombin-tantara

Adala sitrana

nosoratan'i Nosoratan’i Arikaomisa Randria

Nombre de visite