logo
Lakroan'i Madagasikara
Papa Fransoa sy ny tanora

Ny fijoroana vavolombelona nataon’i Rova Sitraka

Nangonin'i R.T.M il y a 23 jours

Nifarana ny fitsidihana apostolika nataon’ny Papa Fransoa teto amintsika sy teo amin’ireo firenena roa dia i Mozambika sy i Maorisy. Maro ireo lahateny nataony sy nataon’ireo nisolontena isan’ambaratonga (Kardinaly, Evekan’ny Tanora, tanora…). Indro ampitaintsika eto isan’andro ny dikateny izay niantsorohan’i Mompera Marcel Ranivomanalina. Mpandikateny nahazo fankasitrahana feno avy amin’ny Papa Ray Masina. Lahateny 13 no havoaka eto ka indray mandeha isan’andro izany.

Ny fijoroana vavolombelona nataon’i Rova Sitraka


Rova Sitraka Ranarison, tanora lahy 27 taona avy ao amin’ny disitrikan’Ambatolampy, diosezin’Antananarivo no nisolotena an’ireo tanora lahy nandritra ny fiaretan-tory teny Soamandrakizay ary nitondra ny tenin’ireo tanora nitafa mivantana tamin’ny Papa Fransoa ny 7 septambra 2019.


 "Vao feno16 taona aho dia nanam-paniriana mafy ny hijery ny fiainan’ireo any am-ponja. Indray andro, nisy pretra iray nanentana ireo izay nahatsapa tena fa voaantso hikarakara ny voafonja. Nanomboka nirotsaka tamin’io asa io aho ka nanokana vola kely sy vary ho an’izany. Mbola nanentana indray ilay Pretra ka nangataka fiaraha-miasa taminay mba hitondra sakafo, fitafiana ary fanomezana avy amin’ireo olona malala-tànana ho an’ireo voafonja. Tsy nisalasala aho namaly ny fangatahany satria nifanaraka tamin’ny faniriako hatry ny ela izany.

 

Tonga àry ny fotoana nandehanana tany amin’ny fonja. Nifanojo tamin’ny fotoana fankalazana ny Alakamisy masina sy ny Zoma masina ary ny Sabotsy masina ny famangiana. Nanomboka nahatsapa àry aho tamin’io fa ireo izay any am-ponja tsy hoe olon-dratsy daholo, fa ao ireo izay voaheloka tsy ara-drariny, ary ao ireo nanao asa ratsy ka nanao izany noho antony manokana: satria tsy nanana n’inona n’inona hivelomana, na noho ny tsy fananana asa na koa notarihin’ireo namana ratsy.

 

 Izay no nahatonga ahy hihevitra ho zava-dehibe ny firotsahana hanampy ireo voafonja, arak’izay azoko atao, amin’ny fananana fahavononana hiaraka aminy, hihaino ny olana iainany ary hitondra vahaolana raha azoko tanterahina. Ireo havako, ary anisan’izany ireo ray aman-dreniko dia nanome tsiny ahy noho ny zavatra nataoko. Saika laniko tamin’ny asa fanasoavana ireo voafonja izay vola rehetra azoko. Izany no nahatonga ireo havako rehetra handatsa ahy.

 

 Indray andro, asa na fifanojoan-javatra fa nogadraina noho ny heloka tsy nataony ny iray amin’ireo havako. Nanatona ahy àry ny fianakaviako fa nila vonjy tamiko. Misaotra an’Andriamanitra amin’ny foko tontolo aho fa nanomboka tamin’io fotoana io dia hafa ny fijery sy ny fihetseham-pon’ireo havako ary tsapan’izy ireo fa hay olona toy ny olona rehetra ireo voafonja ary tsy hoe olon-dratsy mandrakariva izy ireny.

 

Ny traikefa niainako niaraka tamin’ireo voafonja dia nanosika ahy mba tsy hianona amin’ny fizaràna zavatra ho azy ireo fa hihevitra izay hanampiana azy ireo koa mba ahafahan’izy ireo miverina ao anatin’ny fiaraha-monina rehefa tafavoaka ny fonja izy ireo. Tiako ny milaza mazava fa ny asa ataoko any am-ponja dia tsy asa itadiavana tombon-tsoa. Asa maimaim-poana izany ary atao amim-pitiavana lehibe. Fa isaorako ireo pretra sy relijiozy izay nankahery ahy mandrakariva mba hanohy io traikefa miaraka amin’ny voafonja io.

 

Ray Masina, mba ampio ary herezo izahay mba ho tia mandrakariva ireo izay tena osa sy ireo ailiky ny fiaraha-monina.

 

Misaotra anao nihaino ahy."

 

Ireo lahateny efa navoaka teto

1- Lahateny nataon'ny Papa Fransoa teny Iavoloha

https://www.lakroa.mg/item-1885_articles_dossier_18-lahateny-nataony-teny-amin-ny-lapam-panjakana-iavoloha.html

2- Lahateny fiarahaban'i kardinaly Désiré Tsarahazana : https://www.lakroa.mg/item-1887_articles_dossier_18-lahateny-fiarahaban-i-kardinaly-dasira-tsarahazana.html

3- Lahateny nataon’ny Papa Fransoa nandritra ny fihaonany tamin’ny Eveka https://www.lakroa.mg/item-1889_articles_dossier_18-lahateny-nataon-ny-papa-ray-masina.html

4- Fiarahabana nataon’i « Mère Madeleine de l’Annonciation » ny Papa François https://www.lakroa.mg/item-1891_articles_dossier_18-fiarahabana-nataonai-a-mare-madeleine-de-laannonciation-a-ny-papa-franaois.html

 

5- Lahateny nataon’i Fulgence Razakarivony, M.S, fiarahabana ny Papa Fransoa  https://www.lakroa.mg/item-1907_articles_dossier_18-lahateny-nataonai-fulgence-razakarivony-ms-fiarahabana-ny-papa-fransoa.html



Partager l'article:

Lakroa en direct
  • 16 Oct. 2019 - 09:10-

    Catéchisme aux Philippines. Le gouvernement philippin a décidé d’introduire l’enseignement de la religion catholique dans les écoles publiques de l’archipel. Une initiative saluée par l’épiscopat local.

  • 16 Oct. 2019 - 08:00-

    Lozam-pifamoivozana teny amin'ny RN4. Nijanona nanampy ary nitondra ireo maratra mafy ao Maevatànana ny miaramila ao amin'ny ZRPS DELTA ny 15 oktobra raha nahita lozam-pifamoivozana tamin'iny lalam-pirenena faha efatra iny. Mpilalao basket avy any Mahajanga ireto niharam-boina ireto ary fa tsy nisy ny aina nafoy.

  • 15 Oct. 2019 - 12:15-

    Programme du championnat national basketball U18. Au gymnase couvert :

    08h00: AKAMASOA Analamanga # SERASERA Vakinankaratra (F)

    09h30: COSPN2 Atsinanana # TAMIFA Amoron'i Mania (F)

    11h00: ASCUT Atsinanana # FANDRASA Haute Matsiatra (F)

    12h30: FFPRO BCTM Vakinakaratra # ASCUT Atsinanana (G)

    14H00: DCA Diana # ASBM V7V (G)

    15H30: ASE Atsimo Andrefana # MFB-BBCM Menabe (F)

    16h30: FANDREFIALA Analamanga # FFPRO BCTM Vakinakaratra (F)

    18h00: SGPI Sava # SERASERA Vakinankaratra (G)

    19h39: TBC Atsimo Andrefana # AS FANANOLAHY Atsimo Atsinanana (G)

  • 15 Oct. 2019 - 07:50-

    Démission de Domenico Giani. Le Pape accepte la démission du commandant de la gendarmerie vaticane faisant suite à la diffusion illicite d’un communiqué signé par le commandant de la gendarmerie vaticane au sujet de la suspension « par précaution » de plusieurs employés du Vatican. Le Pape François apprécie un geste «qui lui fait honneur».

  • 14 Oct. 2019 - 07:22-

    14 octobre 1958 Proclamation de la République malgache. « En vertu des pouvoirs donnés à notre Congrès par l'article 76 de la Constitution française et l'article premier de l'ordonnance du Général de Gaulle, j'ai l'honneur de proclamer que Madagascar est un Etat et que cet Etat est une République dans la Communauté prévue par la Constitution du 4 octobre 1958 » telle est la proclamation effectuée par le Président Zafimahova, président du Congrès des assemblées provinciales, le 14 octobre 1958, à 10h 50. Le Congrès a approuvé la proclamation de la République malgache par 208 voix pour, zéro contre et 26 abstentions, 6 membres étant absents.

  • 11 Oct. 2019 - 13:34-

    Prix Nobel de la Paix 2019. Le prix Nobel de la paix 2019 a été attribué ce 11 octobre au Premier ministre éthiopien Abiy Ahmed Ali pour son travail important en faveur de la réconciliation, de la solidarité et de la justice sociale. Le prix vise également à reconnaître l'ensemble des acteurs œuvrant pour la paix et la réconciliation en Éthiopie et dans les régions de l'Afrique de l'Est et du Nord-Est. Abiy Ahmed Ali a lancé des réformes importantes qui donnent à de nombreux citoyens l'espoir d'une vie meilleure et d'un avenir meilleur. Le Comité Nobel norvégien estime que les efforts d'Abiy Ahmed méritent aujourd'hui d'être reconnus et méritent d'être encouragés.

  • 10 Oct. 2019 - 13:44-

    1468 médecins. Le Président de la République Malgache, Andry Rajoelina s’est participe à la 6ème conférence de reconstitution du Fonds mondial de lutte contre le sida, la tuberculose et le paludisme. Il a déclaré que "le pays manque cruellement d’infrastructures médicales et celles qui existent sont vétustes. Avec seulement 2 lits d’hôpitaux pour 10.000 habitants, les malades doivent parcourir de longues distances pour atteindre un centre de santé. Par ailleurs, nous comptons 1.428 médecins sur l’île, soit 8,6 médecins pour 100.000 habitants en zone urbaine, et 1 médecin pour 350.000 habitants en zone rurale."

  • 09 Oct. 2019 - 08:40-

    Résultats du championnat national U16 garçons et filles. Voici les résultats du mardi 8 octobre :

    TERRAIN N°01

    (F) SEPA BONGO(27) # SBBC(17)

    (G) FBCA(40) # DTSC(70)

    (G) FANDRASA(64) # 2BC(73)

    (F) ASLFA(46) # JCBA(40)

    (G) BCF A/M(59) # ASCUT(56)

    (G) ASBM(47) # BCTAM(78)

  • 09 Oct. 2019 - 08:10-

    Administrateur apostolique du diocèse d’Ambanja. Le pape François vient de nommer Mgr Benjamin Ramaroson comme administrateur apostolique du diocèse d’Ambanja. Suite à cette nomination il adresse le message suivant : "Je confie cette nouvelle mission très lourde pour moi à vos prières, mais comme souligne l’homélie du dimanche dernier, apprenons à dire oui avec une foi même très petite comme un grain de moutarde nous pourrons déplacer une montagne. Implorez avec la Ste Vierge cette foi minime. Union de prières avec Marie Mère de Dieu et avec Bx Lucien Botovasoa."

  • 08 Oct. 2019 - 10:19-

    Organisation du Baccalauréat deuxième session. Selon Blanche Richard, Ministre de l’enseignement supérieur et de la recherche scientifique, les concepteurs des sujets du baccalauréat deuxième session exceptionnelle sont entrés en conclave depuis ce 7 octobre 2019. Si pour la conception des sujets d’une session de baccalauréat ordinaire il faut 40 jours pour le faire cette fois-ci les concepteurs doivent rédiger les sujets dans l’urgence pour être prêts disponibles le 23 octobre 2019.

  • 08 Oct. 2019 - 10:11-

    Baccalauréat deuxième session. Le président de la République lors de son intervention télévisée a expliqué qu’une deuxième session du baccalauréat sera organisé. Cette 2ème Session dite ‘deuxième session exceptionnelle’ sera organisée du 23 au 26 octobre 2019 sur tout l’ensemble du territoire malgache. Tous les candidats et candidates recalés qui ont été présents lors de la session du 30 septembre pourront participer à cette deuxième session.

  • 08 Oct. 2019 - 07:43-

    Le MEDEF à Iavoloha. Le Président Andry Rajoelina a reçu une délégation du Mouvement des Entreprises de France (MEDEF) ce 7 octobre 2019 au Palais d'État d'Iavoloha. Le Chef d'État a rassuré les représentants du MEDEF sur les efforts fournis par l'État malagasy pour la sécurisation des investissements et la mise en place de cadres juridiques stables. Ceci se traduisant par la lutte contre la corruption, la simplification des procédures et plus de transparence. Ce déplacement fait suite à la visite officielle du Président de la République en France au mois de mai dernier.

  • 07 Oct. 2019 - 09:15-

    Feon'i Lakroa. Rohy hanarahana ny fandaharana Feon'i Lakroa, vokarin'ny gazety Lakroa, gazetin'ny Fivondronamben'ny Eveka eto Madagasikara, nandeha ny 1 oktobra 2019 https://youtu.be/_GrIpKvZ4EI

  • 07 Oct. 2019 - 08:52-

    Demande du Pape François. Le pape François demande aux baptisés de prier pour le Synode sur l’Amazonie, « événement ecclésial important », qui s’est ouvert ce 6 octobre 2019. Lors de l’angélus place Saint-Pierre, après la messe d’inauguration du Synode, le pape a souhaité « qu’il soit vécu dans la communion fraternelle et dans la docilité à l’Esprit Saint ».

  • 07 Oct. 2019 - 07:47-

    Fihaonan’ny tanora tamin’ny Papa Fransoa teny Soamandrakizay. Lahateny nataon’i Fulgence Razakarivony, M.S, fiarahabana ny Papa Fransoa.

    Fihaonan’ny tanora tamin’ny Papa Fransoa teny Soamandrakizay. Lahateny nataon’i Mgr Fulgence Razakarivony, M.S, fiarahabana ny Papa Fransoa. Mgr Fulgence Razakarivony, M.S, dia evekan’Ihosy ary filohan’ny Vaomieran’ny Eveka momba ny asa fanirahana ataon'ny lahika.    https://www.lakroa.mg/item-1907_articles_dossier_18-lahateny-nataonai-fulgence-razakarivony-ms-fiarahabana-ny-papa-fransoa.html

  • 05 Oct. 2019 - 11:02-

    Fihaonan’ny tanora tamin’ny Papa Fransoa, teny nentin’i Vavy Elyssa. Nekendraza, tanora vavy 21 taona avy ao amin’ny diosezin’i Maintirano, no nisolotena ny tanora vavy nandritra ny fihaonan’ny tanora tamin’ny Papa Fransoa. Ity ny rohy ahitanao ny lahateny nataony : https://www.lakroa.mg/item-1904_articles_dossier_18-ny-fijoroana-vavaolombelona-nataonai-vavy-elyssa.html

  • 05 Oct. 2019 - 11:01-

    Fihaonan'ny tanora tamin'ny Papa Fransoa, teny nentin’i Rova Sitraka. Rova Sitraka Ranarison, tanora lahy 27 taona avy ao amin’ny disitrikan’Ambatolampy, no nisolotena ny tanora lahy nandritra ny fihaonan’ny tanora tamin’ny Papa Fransoa. Ity ny rohy ahitanao ny lahateny nataony. https://www.lakroa.mg/item-1903_articles_dossier_18-ny-fijoroana-vavaolombelona-nataonai-rova-sitraka.html

  • 04 Oct. 2019 - 06:59-

    Des urgences. Le Conseil du gouvernement du mercredi 2 octobre 2019  au Palais d’Etat de Mahazoarivo nous indique certaines urgences.

    Ministère de l’agriculture, de l’élevage et de la pêche. Accord pour la demande de dérogation à titre exceptionnel sur le délai de publication de l’avis d’appel d’offres relatif à la fourniture et livraison de 3000 tonnes de dolomie pour la Direction d’Appui à la Production Végétale (DAPV).

    Ministère de l’énergie, de l’eau et des hydrocarbures. Accord pour la demande de dérogation pour tous les travaux en adduction d’eau potable à réaliser dans le cadre du PIP 2019.

    Ministère de la communication et de la culture. Accord pour la réduction du délai de publicité d’avis d’appel d’offre en passation de marché concernant les travaux de réhabilitation.

  • 02 Oct. 2019 - 09:57-

    Fête de saint François. Le pape François participera à une célébration de la Création qui se tiendra dans les jardins du Vatican le jour de la Fête de saint François le 4 octobre 2019, à 12h30, indique le Saint-Siège trois jours plus tôt. A cette occasion, le Synode pour l’Amazonie (6-27 octobre) sera consacré au Poverello d’Assise.

  • 27 Sep. 2019 - 07:47-

    Nomination du nouveau directeur de Cabinet civil de la Présidence. Le Conseil des ministres qui s’est tenu au Palais d’Ambohitsorohitra (et non d’Iavoloha) le mercredi 25 septembre 2019, sur proposition du Président de la République a approuvé la nomination de Ranoromaro Lova Hasinirina, au poste de directeur de cabinet civil de la Présidence.

Du même auteur

religion
musique

Dans la même rubrique

dossier
dossier
Publicité