Efa nisy
ireo lohahevitra nodinihina teo aloha, ny fitsinjaram-pahefana, ny resaka
fananan-tany…
Ny tanora kosa no nomena anjara ny sabotsy 14 novambra lasa teo. Tonga maro tokoa ireo tanora nanatrika izany hetsika izany. Liana amin’ny zava-misy, te hahafantatra ny zava misy marina.
Nomena lanja ny tanora satria izy ireo no tompon’ny ampitso. Izy ireo no ao anatin’ny hery ankehitriny.
Nisy ny zavatra tsara tao anatin’izay 60 taona nahazoantsika fahaleovan-tena izay fa nisy ihany koa ny zavatra tsy nety. Ilana fifampidinihana izany mba tsy hiverenan’ny tsy nety hatrany.
Inona ny zava-misy afaka efapolo taona
Mipetraka ny fanontaniana hoe : taranaka manahoana no tiantsika ho hita afaka 40 taona ? izany hoe feno zato taona ny nahazoantsika ny fahaleovan-tena. Ilaina ny mametraka fanontaniana mba ahafahana maka sary an-tsaina. Ary amin’Andriamanitra dia toy izay, sary an-tsaina aloha vao sary tena izy. Création mentale aloha izay vao création physique. Raha vao tsy misy ny sary an-tsaina dia sarotra be ny amoahantsika izay sary tiantsika avoaka any aoriana. Matetika ny tanora ny androany androany ihany no tena fantany, tsy mieritreritra ny afaka 20 taona eny fa na dia ny 10 taona any aoriana aza. Maro ireo tanora no miteraka alohan’ny fotoana, tsy fantany izay ho vokatr’izany aoriana kely ao fa dia natao aloha. Maro tohanan’ny maro ny haram-baton-kevitra. Mifanatona sy mifanohana satria sarobidy ny hevitry ny maro sy ny fifanampian’ny maro. Tsy afaka misaraka ny mametraka ny sary an-tsaina sy ny mpanatateraka, izany hoe ny vision sy ny mission.
Mila mihetsika ny tanora mandinika ny hoavy, raha vao midonanam-poana dia ataon’olona amin’izay itiavany azy. Matetika dia manara-drenirano izy ireo. Ilana anefa ny fanomanana azy ireo amin’izany na dia ny fanajana fotsiny ireo kolontsaina kristianina aza. Voalohany amin’izany fahamarinana. Ny fahamarinana no manafaka. Be dia be ireo zavatra voajanahary mahasoa antsika no tsy ampiasaintsika amin’ny tokony ho izy. Ankehitriny manko dia ny tsy ara-dalàna no ohatry ny ara-dalàna, ny ratsy no lasa tsara. Hatramin’ny akanjo rovitra no lasa vaovao. Mila jerena izany fiheverana diso izany. Mila fandraisan’andraikitry ny rehetra izany raha tiana ny hiovan’izao fijery mivilana misy antsika izao. Ary ny tanora no mila mahatsapa tena sy mandray andraikitra voalohany amin’izany satria sady ao anaty heriny tsara no tompon’ny hoavy ihany koa. Avadika ho harambaton-kevitra moa ireo dinika isan-karazany ireo mba ho tohanan’ny maro. Ny hetsika fampiraisana ny kristianina ho an’ny firenena no manao izao hetsika izao na ny Hfkf. Ny soatoavina kristianina izany no angady enti-miasa.
Partager l'article:
Bonne année 2021. Toute l'équipe, rédaction et technique, de www.lakroa.mg se joint ici pour vous souhaiter, à vous lecteurs et sources, une bonne et heureuse année 2021. Que cette nouvelle année 2021 vous apporte, le bonheur, la joie et la prospérité et l’amour du prochain et du Pays. Notre unique résolution pour l’année 2021 est de réussir à vous apporter la nouvelle vraie avec des analyses lucides hors des sentiers battus. Et soyons solidaires pour notre Patrie et nos concitoyens. https://www.facebook.com/100002397970826/videos/3535584526531445/
Que la magie de Noêl impacte sur votre vie
et voici des Suggestions de cadeaux de Noël:
Pour l’ennemi, le pardon.
Pour l’adversaire, la tolérance.
Pour l’ami, votre cœur.
Pour un client, du service.
Pour tous, la charité.
Pour chaque enfant, le bon exemple.
Pour vous, le respect et
Pour le Monde entier : l’Amour du Christ par la croix
Et notre cadeau notre fidélité envers vous sur www.lakroa.mg
Lahatsoratra mety hahaliana anao... Resaka tany
l'économie bleue de l'AMDP a été engloutie par la vague orange. Et voilà que le dossier resurgit sous une autre forme avec d'autres acteurs mais toujours économie bleue (orangée).
https://www.lakroa.mg/item-2465_articles_economie_18-petite-pache-en-paril-madagascar-signe-des-accords-de-pache-destructeurs-avec-des-investisseurs-chinois.html
Arrêt n°10-HCC/AR du 16 octobre 2020 relative à une demande de non-conformité à la Constitution du décret n° 2020-1110 du 9 septembre 2020 portant convocation du collège électoral pour les élections sénatoriales du vendredi 11 décembre 2020 et l’annulation dudit décret, formulée par le KMF/CNOE Fanabeazana Olompirenena. La demande de non-conformité à la Constitution du décret n° 2020-1110 du 9 septembre 2020 portant convocation du collège électoral pour les élections sénatoriales du vendredi 11 décembre 2020 et l’annulation dudit décret, formulée par le KMF/CNOE Fanabeazana Olompirenena, est déclarée recevable. Article 3.-La demande du KMF-CNOE Fanabeazana Olompirenana est rejetée comme mal fondée en vertu des considérants 16 à 27.
Décision n°17-HCC/D3 du 16 octobre 2020 portant sur des requêtes aux fins d’inconstitutionnalité du décret n°2020-1110 portant convocation du collège électoral pour les élections sénatoriales du 11 décembre 2020. Selon l’article 1, les requêtes sont déclarées recevables mais rejetées comme non fondées sur la base des considérants 17 à 25, 27 et 28 (article 3).
Lu pour vous: Une usine clés en main normande expédiée à Madagascar contre la faim. https://www.lakroa.mg/item-2413_articles_monde_18-une-usine-clas-en-main-normande-expadiae-a-madagascar-contre-la-faim.html
62 taona ny Repoblika Malagasy. Hetsika maro no fantatra fa ho karakaraina hanamarihana ny faha 62 taona ny nanambarana ny fitsanganan’ny Repoblika Malagasy voalohany. Iray amin’ireny ny karakarain’ny Hetsika Fampiraisana ny Kristianina. Ny 14 oktobra dia hisy ny fotoam-pivavahana hatao ao amin’ny FJKM Atsimon’i Mahamasina ny maraina amin’ny 9 ora sy sasany ary fikaonan-doha atao ao amin’ny Le pave Antaninarenina kosa ny tapany hariva. Asaina ny rehetra ka ny lohahevitra amin’izany ny hoe « maro tohanan’ny maro »
Lu pour vous. Le Conseil des Ministres du 7 octobre a pris la décision que l’Etat va effectuer des travaux de relevés sismiques marins pour déterminer la ZEE. Et on apprend sur Africa Intelligence que. Il faut rappeller aussi que durant la présidence de Rajaonarimampianina un programme a été lancé en 2017. Quel sous-marin derrière tout cela ? Lu pour vous ne fait que transmettre l’article de Africa Intelligence. https://www.lakroa.mg/item-2404_articles_monde_18-culmen-international-intronisa-conseiller-stratagique-de-la-marine-malgache.html
Marine malgache a un conseiller stratégique. Culmen International pressenti est intronisé conseiller stratégique de la marine malgache
Comme l'avait anticipé Africa Intelligence (09/09/20), Culmen International a remporté le 28 septembre le marché de mise à disposition d'un conseiller stratégique pour la marine malgache. Ce contrat est financé par le Département d'Etat américain à hauteur d'un million de dollars. Culmen s'est imposé face à un autre contractor de défense américain, Sincerus Global Solutions, qui a absorbé en juillet la branche internationale du géant Science Applications International Corp (SAIC).
Le mois d’octobre est consacré au Saint Rosaire. La prière du rosaire se décline en 4 «groupes» de mystères : joyeux, lumineux, douloureux, glorieux. Chacun de ces «groupes» (ou méditations) se décline en 5 mystères. La prière du rosaire, au complet, comprend donc 20 mystères au total. Prier le chapelet, c’est par conséquent, quotidiennement, prier 5 mystères par jour.
#COVID19
Atontanisa momba ny Covid-19 ny 29 septambra 2020. Sitrana 192 vaovao.
Lavo 229 (+ 0).
Marary mafy 16 (– 1).
FITILIANA : Tests PCR (297), Tests GeneXpert (53)
Marary 29 vaovao : 1 Cas importé, 2 Analamanga, Sainte Marie, 4 Ambatondrazaka, 2
Amparafaravola, 3 Matsiatra Ambony, 1 Atsimo Andrefana, 1 Menabe, 4 Antsohihy, 1
Bealanana, 5 Sava, 4 Diana
Mikasika ny toeram-pivavahana: Toy izao indray ireo fepetra arahina mandritra ny 15 andro nanomboka ny 19 septambra teo:
- Misokatra ireo fiangonana sy mosquée rehetra manerana ny Nosy saingy tsy maintsy manaja ireo fepetra rehetra ara-pahasalamana sy ara-pidiovana
- Hajaina hatrany ny elanelana 1 metatra
- Manao aro vava orona ny rehetra
- Raisina ny mari- pana eo am-pidirana
- Mampiasa gel désinfection
- Fandrarahana fanafody mamono otrik'aretina
- Tsy azo atao ny fifandraisan-tanana mandritra ny fotoam-pivavahana.
Jereo ny fepetra manontolo :
#COVID19 :
Antontan'isa ny 10 Septambra 2020
#Sitrana: 52
#Tranga_vaovao:104
• 53
Analamanga, • 17 Antsirabe I, • 2 Antsirabe II, • 1 Mandoto, • 4 Ambositra, • 1
Antsohihy, • 6 Sambava, • 16 Antsiranana I, • 2 Antsiranana II, • 2 Ambilobe
FITILIANA : Tests PCR (676), Tests
GeneXpert (66)
#Tranga_misy_fahasarotana: nijanona ho 48 (-3)
#Aina_nafoy: 02
#COVID19 : Antontan'isa ny 9 Septambra 2020
#Sitrana: 24
#Tranga_vaovao: 85
Analamanga :22, Alaotra Mangoro :16 (10 :Ambatondrazaka,04 :Amparafaravola),
Matsiatra ambony :01, V7V :05 (Manakara), Boeny : 01, Sofia : 05(Mandritsara), Melaky
: 01(Maintirano), Anosy :01 (Amboasary atsimo), Menabe : 14(Morondava), SAVA :
04(Sambava), Diana : 15(14 :Antsiranana I, 01 Antsiranana II)
#Tranga_misy_fahasarotana: nijanona ho 53
#Aina_nafoy: 00
#COVID19 08
SEPTAMBRA 2020
#Sitrana :
35 vaovao :
#Lavo 206 (+
4)
#Marary_mafy 53
(+ 2)
#Fitilana
Tests PCR (210) Tests GeneXpert (87)
#Marary vaovao 83
• 44 Analamanga, • 10 Ambatondrazaka, • 4 Amparafaravola, • 3 Matsiatra
Ambony, • 3 Boeny, • 7 Sofia, • 9 Antsiranana I, • 1 Antsiranana II, • 2
Sambava
Fiaraha-monina mifamelona sy mifanohana. Izay no foto-kevitra notohanan’ny AFK izay Ivotoerana fikarohana sy fanofanana ho vahaolam-pampandrosoana hanavotana ny firenena. Nandritra ny famelabelaran-kevitra natao teny Alarobia ny sabotsy 5 septambra lasa teo no nanehoany izany. Mila hapetraka eto amin’ny Firenena ny fihavanana matotra sy marina. Ity rafi-pampandrosoana ity dia tsy mila famatsiam-bola avy any ivelany araka ny nambaran’Atoa Andriamparany Ricky filohan’ny Ivontoerana. Ny AFK na ny Antso Fiarahamonina Kristianina (AFK) dia ivotoerana fikarohana sy fanofanana.
#COVID19 Antontan’isa ny 7 septambra 2020
#COVID19 Antontan’isa ny 7 septambra 2020
#Sitrana: 45
#Tranga_vaovao:
33
• 17 Analamanga, • 6 Tsiroanomandidy, • 1 Matsiatra Ambony, • 3 Antsiranana I, •
2 Sambava, • 2 Atsimo Andrefana, • 2 Mahajanga I
#Namoy_ny_ainy:
02
#Fitiliana
Tests PCR (439) Tests GeneXpert (33)
Hafatry ny Biraon’ny Fivondronamben’ny Eveka eto Madagasikara noho ny tsingerintaona voalohan’ny fitsidihana apostolika nataon’ny Papa Fransoa teto Madagasikara,
vakianao ao amin’ny rohy https://www.lakroa.mg/item-2367_articles_dossier_18-hafatry-ny-eveka-aminaizao-tsiahy-ny-fitisidihana-pastoraly-nataonany-papa-fransoa.html
Fepetra vaovao manomboka ny 6 septambra.
5) Mahakasika ny fiangonana
Afaka misokatra avokoa ny fiangonana sy ny mosquée manerana ny Nosy saingy
tsy maintsy hajaina ny elanelana 1m ary manao aro vava-orona daholo ny rehetra
fa indrindra mila hajaina ny fepetra ara-pahasalamana sy ara-pidiovana
Ny faritra Analamanga, Vakinankaratra, Alaotra Mangoro, Boeny, Sava ary
Diana dia tsy azo mihoatra ny 100 ny mpiangona